Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 15:1     Alignment score: 0.541 → 0.541
Yahweh spoke to Moses and to Aaron , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh , nanao hoe :


LEV 15:2     Alignment score: 0.323 → 0.374
" Speak to the people of Israel , and say to them , ' When any man has an infected fluid that comes out of his body , he becomes unclean .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely ary lazao azy ireo hoe : ' Raha misy lehilahy mamoaka tsiranoka misy otrikaretina avy amin ' ny vatany
, dia lasa maloto izy .
LEV 15:3     Alignment score: 0.344
His uncleanness is due to this infected fluid . Whether his body flows with fluid or is stopped up , it is unclean .
Ny fahalotoany
dia vokatr'izany tsiranoka misy otrikaretina izany . Na mitsika ny tsiranoka aminy na tsy mitsika , dia maloto izany .
LEV 15:4     Alignment score: 0.388 → 0.384
Every bed on which he lies will be unclean , and everything on which he sits will be unclean .
Ny fandriana rehetra handriany dia haloto , ary ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia haloto .
LEV 15:5     Alignment score: 0.497 → 0.5
Whoever touches his bed must wash his clothes and bathe himself in water , and be unclean until evening .
Na iza na iza mikasika ny fandriany dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano , ary haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 15:6     Alignment score: 0.423 → 0.424
Anyone who sits on anything on which the man with the flow of infected fluid sat , that person must wash his clothes and bathe himself in water , and he will be unclean until evening .
Izay rehetra mipetraka amin ' ny zavatra izay nipetrahan'ilay lehilahy mitsika tsiranoka misy otrikaretina , izany olona izany dia tokony manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano , ary haloto mandra - paharivan ' ny andro izy .
LEV 15:7     Alignment score: 0.481 → 0.489
Anyone who touches the body of the one who has a flow of infected fluid must wash his clothes and bathe himself in water , and be unclean until evening .
Izay rehetra mikasika ny vatan'ilay mitsika tsiranoka misy otrikaretina dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano , ary haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 15:8     Alignment score: 0.423 → 0.426
If the person who has such a flow of fluid spits on someone who is clean , then that person must wash his clothes and bathe himself in water , and he will be unclean until evening .
Raha mandrora amin ' ny olona izay madio ilay olona izay mitsika tsiranoka tahaka izany , dia tsy maintsy manasa ny akanjony izany olona izany ary mandro amin ' ny rano , ary haloto mandra - paharivan ' ny andro izy .
LEV 15:9     Alignment score: 0.215
Any saddle which he who has a flow rides upon will be unclean .
Ny lasely rehetra izay taingenan'ilay mitsika dia haloto .
LEV 15:10     Alignment score: 0.478 → 0.487
So whoever touches anything that was under that person will be unclean until evening , and anyone who carries those
things must wash his clothes and bathe himself in water ; he will be unclean until evening .
Na iza na iza mikasika ny zavatra izay tao ambanin ' izany olona izany dia haloto mandra - paharivan ' ny andro , ary izay rehetra mitondra ireo zavatra ireo dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano ; haloto mandra - paharivan ' ny andro izy .
LEV 15:11     Alignment score: 0.366 → 0.366
Anyone the man with the discharge touches without washing his hands with water must wash his clothes and bathe himself in water , and he will be unclean until evening .
Na iza na iza mikasika ny tsiranoka tahaka izany kanefa tsy nanasa ny tanany mialoha ao anaty rano , dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano ilay olona
voakasika , ary haloto mandra - paharivan ' ny andro izy .
LEV 15:12     Alignment score: 0.225 → 0.234
Any clay pot that the one with such a flow of fluid touches must be broken , and every container of wood must be rinsed in water .
Ny vilany tany
rehetra izay nokasihan'ilay mamoaka tsiranoka tahaka izany dia tsy maintsy vakiana , ary ny vata hazo rehetra dia tsy maintsy sasana amin ' ny rano .
LEV 15:13     Alignment score: 0.4 → 0.401
When he who has a flow is cleansed from his flow , then he must count for himself seven days for his cleansing ; then he must wash his clothes and bathe his body in running water . Then he will be clean .
Rehefa sitrana amin ' ny fitsihany
izy izay mitsika , dia tsy maintsy manisa fito andro amin ' ny fanadiovana azy izy ; avy eo hanasa ny akanjony izy ary hampandro ny vatany amin ' ny rano mandeha . Dia hadio izy .
LEV 15:14     Alignment score: 0.536
On the eighth day he must take two doves or two young pigeons and come before Yahweh at the entrance to the tent of meeting ; there he must give the birds to the priest .
Amin ' ny andro fahavalo dia tsy maintsy maka voromailala roa na zana - boromailala roa izy ary manatona eo anatrehan'i Yaveh eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana ; eo izy no hanolotra ireo vorona ho an ' ny mpisorona .
LEV 15:15     Alignment score: 0.472 → 0.476
The priest must offer them , one as a sin offering and the other as a burnt offering , and the priest must make atonement for him before Yahweh for his flow .
Tsy maintsy manolotra ireo ilay mpisorona , ny iray ho fanatitra nohon ' ny fahotana ary ny iray hafa ho fanatitra dorana , ary tsy maintsy manao fanavotana ho azy eo anatrehan'i Yaveh nohon ' ny fitsihany
izy .
LEV 15:16     Alignment score: 0.406 → 0.426
If any man has an emission of semen , then he must bathe his whole body in water ; he will be unclean until evening .
Raha misy lehilahy mamoaka tsirinaina , dia tsy maintsy manasa ny vatany
manontolo amin ' ny rano izy ; haloto mandra - paharivan ' ny andro izy .
LEV 15:17     Alignment score: 0.268 → 0.307
Every garment or leather on which there is semen must be washed with water ; it will be unclean until evening .
Ny fitafiana sy hoditra rehetra izay misy tsirin'aina
dia tsy maintsy sasaina amin ' ny rano ; haloto mandra - paharivan ' ny andro izany .
LEV 15:18     Alignment score: 0.417 → 0.417
If a man lies with a woman and there is an emission of semen , both of them must bathe with water and be unclean until evening .
Raha miara - mandry ny lehilahy sy vehivavy ary misy fandefasana tsirinaina ao amin - dravehivavy , dia tsy maintsy mandro amin ' ny rano izy roa ; haloto mandra - paharivan ' ny andro izy ireo .
LEV 15:19     Alignment score: 0.4 → 0.407
When a woman has a flow of blood , her impurity will continue for seven days , and whoever touches her will be unclean until evening .
Raha fadimbolana ny vehivavy iray , dia hitohy mandritry ny fito andro ny fahalotoany
, ary na iza na iza mikasika azy dia haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 15:20     Alignment score: 0.355 → 0.355
Everything she lies on during her period will be unclean ; everything that she sits on will also be unclean .
Ny zavatra rehetra izay handriany mandritry
nyfotoanany dia haloto ; ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia haloto ihany koa .
LEV 15:21     Alignment score: 0.487 → 0.5
Whoever touches her bed must wash his clothes and bathe himself in water ; that person will be unclean until evening .
Na iza na iza mikasika ny fandrianany dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano ; izany olona izany dia haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 15:22     Alignment score: 0.498 → 0.507
Whoever touches anything that she sits on must wash his clothes and bathe himself in water ; that person will be unclean until evening .
Na iza na iza mikasika ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano ; izany olona izany dia haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 15:23     Alignment score: 0.419 → 0.416
Whether it is on the bed or on anything on which she sits , if he touches it , that person will be unclean until evening .
Na amin ' ny fandriana izany na amin ' ny zavatra izay hipetrahany , raha mikasika izany izy , dia haloto mandra - paharivan ' ny andro izany olona izany .
LEV 15:24     Alignment score: 0.349
If any man lies with her , and if her impure flow touches him , he will be unclean for seven days . Every bed on which he lies will be unclean .
Raha miara - mandry aminy ny lehilahy , ary raha mikasika an - dralehilahy ny tsiranoka maloto avy aminy , dia haloto mandritry
ny fito andro izy . Ny fandriana rehetra izay handriany dia haloto .
LEV 15:25     Alignment score: 0.279 → 0.314
If a woman has a flow of blood for many days that is not in the time of her impurity , or if she has a flow beyond the time of her impurity , during all the days of the flow of her uncleanness , she will be as if she were in the days of her impurity . She is unclean .
Raha misy vehivavy mamoaka mandritry ny andro maro izay tsy amin ' ny fotoanan ' ny fadimbolany , na raha mamoaka tsiranoka ivelan
' ny fotoanan ' ny fadimbolany izy , dia ho toy ny hoe amin ' ny andron ' ny fadimbolany izy , mandritry ny andro rehetra hitsihan ' ny fahalotoany . Maloto izy .
LEV 15:26     Alignment score: 0.342 → 0.34
Every bed on which she lies all during her flow of blood will be to her just like the bed on which she lies during her impurity , and everything on which she sits will be unclean , just like the uncleanness of her impurity .
Ny fandriana rehetra handriany mandritry ny fandehanan ' ny ràny dia ho toy ny fandriana izay handriany mandritry
ny fadimbolany ihany aminy , ary ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia haloto , toy ny fahalotoan ' ny fadimbolany .
LEV 15:27     Alignment score: 0.537 → 0.537
Whoever touches any of those
things will be unclean ; he must wash his clothes and bathe himself in water , and he will be unclean until evening .
Na iza na iza mikasika ireo zavatra ireo dia haloto ; tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano izy , ary haloto mandra - paharivan ' ny andro izy .
LEV 15:28     Alignment score: 0.436
But if she is cleansed from her flow of blood , then she will count for herself seven days , and after that she will be clean .
Fa raha voadio amin ' ny fitsihan
' ny ràny izy , dia hanisa fito andro ho azy , ary aorian'izay dia hadio izy .
LEV 15:29     Alignment score: 0.564
On the eighth day she will take to her two doves or two young pigeons and bring them to the priest at the entrance to the tent of meeting .
Amin ' ny andro fahavalo dia haka voromailala roa na zana - boromailala roa izy ho azy izy ary hitondra ireo any amin ' ny mpisorona eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana .
LEV 15:30     Alignment score: 0.46 → 0.489
The priest will offer one bird as a sin offering and the other as a burnt offering , and he will make atonement for her before Yahweh for her unclean flow of blood .
Ilay mpisorona dia hanolotra vorona iray ho fanatitra nohon ' ny ota ary ny iray hafa ho fanatitra dorana , ary hanao fanavotana ho azy eo anatrehan'i Yaveh izy nohon ' ny fitsihan
' ny malotony .
LEV 15:31     Alignment score: 0.369 → 0.381
This is how you must separate the people of Israel from their uncleanness , so they will not die due to their uncleanness , by defiling my tabernacle , where I live
among them .
Izany no fomba tokony hanasarahanao ny vahoakan'Israely amin ' ny fahalotoan'izy ireo , ka tsy ho faty nohon ' ny fahalotoany izy ireo , amin ' ny fandotoana ny tabernakely , izay hitoerako eo amin'izy ireo .
LEV 15:32     Alignment score: 0.148 → 0.151
This is the law for anyone who has a flow of fluid , for any man whose semen goes out of him and makes him unclean ,
Ireo no didy amam - pitsipika ho an ' ny rehetra izay mamoaka tsiranoka , ho an ' ny lehilahy rehetra izay mamoaka ny tsirinainy sy mandoto ny tenany
,
LEV 15:33     Alignment score: 0.334 → 0.334
for any woman who has a menstrual period , for anyone with a flow of fluid , whether male or female , and for any man who lies with an unclean woman . ' "
ho an ' ny vehivavy izay ao anaty fadimbolana , ho an ' ny rehetra izay mamoaka tsiranoka , na lahy na vavy , ary ho an ' ny lehilahy rehetra izay miara - mandry amin ' ny vehivavy maloto . ' "
LEV 15     Average alignment score: 0.41 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27