Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 21:1     Alignment score: 0.421
Yahweh said to Moses : " Speak to the priests , the sons of Aaron , and say to them , ' No one among you should make himself unclean for those who die among his people ,
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy : " Miresaha amin'ireo mpisorona , ireo zanaka lahin'i Arona , ary lazao izy ireo hoe : ' Aoka tsy hisy na iray aminareo ka handoto ny tenany ho nohon ' ny amin'ireo izay maty eo amin ' ny olony
,


LEV 21:2     Alignment score: 0.444
except for his closest relatives his mother , his father , his son , his daughter
, his brother ,
afa - tsy ireo havany akaiky azy ny reniny , ny rainy , ny zanany lahy , ny zanany vavy , ny rahalahiny ,
LEV 21:3     Alignment score: 0.208 → 0.208
or his virgin sister who is dependent on him , since she has no husband for her he may make himself unclean .
na ny anabaviny virjiny
izay miantehitra aminy , ambara - pananany vady fa mety handoto ny tenany nohony aminy izy .
LEV 21:4     Alignment score: 0.288
But he must not make himself unclean for other relatives and so defile himself .
Saingy aoka tsy handoto ny tenany amin ' ny olon
- kafa izy ka handoto ny tenany .
LEV 21:5     Alignment score: 0.227 → 0.227
Priests must not shave their heads or shave off the corners of their beards , nor cut their bodies .
Aoka ireo mpisorona tsy hanaratra ny lohany na hanaratra ireo sisin
' ny volom - bavany , na hitetika ny tenany .
LEV 21:6     Alignment score: 0.418 → 0.424
They must be holy to their God and not disgrace the name of their God , because the priests offer Yahweh 's food offerings
, the bread of their God . Therefore the priests must be holy .
Aoka ho masina amin ' ny Andriamaniny izy ireo ary tsy hanimbazimba ny anaran'Andriamaniny , satria ny mpisorona no manome ny fanatitra hohanina ho an'i Yaveh , ny mofon ' ny Andriamanitr'izy ireo . Noho izany aoka ho masina ireo mpisorona .
LEV 21:7     Alignment score: 0.352 → 0.354
They must not marry any woman who is a prostitute and who is defiled , and they must not marry a woman divorced from her husband , for he is holy to his God .
Aoka izy ireo tsy hanambady ny vehivavy izay mpivaro - tena sy maloto , ary aoka tsy hanambady vehivavy nisara - bady
izy ireo , satria izy ireo dia voatokana ho an ' ny Andriamanitr'izy ireo .
LEV 21:8     Alignment score: 0.418
You will set him apart , for he is the one who offers bread to your God . He must be holy to you , because I , Yahweh who makes you holy , am holy .
Hatokanareo izy , satria izy ilay manolotra mofo ho an'Andriamanitrareo . Aoka ho masina aminareo izy , satria Izaho , Yaveh izay manamasina anareo , dia masina .
LEV 21:9     Alignment score: 0.266
Any daughter of any priest who defiles herself by becoming a prostitute disgraces her father . She must be burned .
Ny zanaka vavin
' ny mpisorona izay mandoto ny tenany amin ' ny fahalasanana ho mpivaro - tena manalabaraka ny rainy . Dia aoka ho dorana izy .
LEV 21:10     Alignment score: 0.367 → 0.386
The one who is the high priest among his brothers , on whose head the anointing oil has been poured , and who has been consecrated to wear the special garments of the high priest , must not wear his hair loose or tear his clothes .
Izay mpisoronabe eo amin'ireo rahalahiny , izay efa nandrarahana diloilo fanosorana teo amin ' ny lohany , ary izay efa nohamasinina hitafy ny akanjo voatokana ho an ' ny mpisoronabe , dia aoka tsy hampisarakorako ny volony
na handrovitra ny akanjony .
LEV 21:11     Alignment score: 0.334 → 0.334
He must not go anywhere that a dead body is present and defile himself , even for his father or his mother .
Aoka tsy handeha eny amin'izay
misy fatin'olona izy ka handoto ny tenany , na ny rainy na ny reniny aza .
LEV 21:12     Alignment score: 0.454
The high priest must not leave the sanctuary area of the tabernacle or profane the sanctuary of his God , because he has been consecrated as high priest by the anointing oil of his God . I am Yahweh .
Aoka ny mpisoronabe tsy handao ny faritry
ny fitoerana masin ' ny tabernakely na hanimbazimba ny fitoerana masin ' ny Andriamaniny , satria efa nohamasinina ho mpisoronabe tamin ' ny alalan ' ny fanosorana ny diloilon ' ny Andriamaniny izy . Izaho no Yaveh .
LEV 21:13     Alignment score: 0.388 → 0.393
The high priest must marry a virgin as his wife .
Aoka ny mpisoronabe haka vady virijiny .
LEV 21:14     Alignment score: 0.369 → 0.369
He must not marry a widow , a divorced woman , or a woman who is a prostitute . He will not marry these
kinds of women . He may only marry a virgin from his own people ,
Aoka izy tsy hanambady mpitondratena , vehivavy nisara - bady , na vehivavy mpivaro - tena . Tsy hanambady izany karazam - behivavy izany izy . Virijiny avy amin ' ny olony ihany no azony vadiany ,
LEV 21:15     Alignment score: 0.35
so he will not defile his children among his people , for I am Yahweh , who makes him holy . ' "
ka tsy handotoany ny zanany eo amin ' ny vahoakany
, satria Izaho no Yaveh , ilay nanamasina azy . " '
LEV 21:16     Alignment score: 0.52 → 0.52
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy , nanao hoe :
LEV 21:17     Alignment score: 0.311 → 0.314
" Speak to Aaron and tell him , ' Whoever of your descendants throughout their generations
has a bodily defect , he must not approach to offer the food to his God .
" Miresaha amin'i Arona ary lazao azy hoe : ' Izay rehetra manana kilema ara - batana amin ' ny taranakareo sy ny fara mandimbin'izy ireo , dia aoka izy tsy hanatona ka hanolotra hanina ho an ' ny Andriamaniny .
LEV 21:18     Alignment score: 0.301
Any man who has a bodily defect must not approach Yahweh , such as a blind man or a man who is unable to walk , one who is disfigured or deformed ,
Aoka tsy hanatona an'i Yaveh ny olona rehetra izay manana kilema ara - batana , toy ny olona jamba na olona
tsy afa - mandeha , izay simba tarehy na sembana ,
LEV 21:19     Alignment score: 0.171
a man with a crippled hand or foot ,
ny olona izay manan
- takaitra ny tanana na ny tongotra ,
LEV 21:20     Alignment score: 0.22
a man who has a hump in his back or is abnormally thin or short , or a man with a defect in his eyes , or with a disease , sore , scabs , or whose testicles have been crushed .
ny olona izay misy vokoka ao an - damosiny na kaozatina na fohy , na olona misy takaitra ny masony , na misy aretina , na areti - maso , lagaly , na izay vihy efa torotoro .
LEV 21:21     Alignment score: 0.419 → 0.419
No man among the descendants of Aaron the priest with a bodily defect may come
near to perform the offerings made by fire for Yahweh . Such a man has a bodily defect ; he must not come near to offer the bread of his God .
Tsy misy olona eo amin ' ny taranak'i Arona mpisorona manana kilema ara - batana ka hanakaiky mba hanatanteraka ny fanatitra atao amin ' ny afo ho an'i Yaveh . Ny olona manana kilema ara - batana toy izany ; dia aoka izy tsy hanakaiky ka hanolotra mofo ho an ' ny Andriamaniny .
LEV 21:22     Alignment score: 0.463
He may eat the food of his God , whether some of the most holy or some of the holy .
Afaka mihinana ny sakafon
' ny Andriamaniny izy , na ny sasany amin'ireo masina indrindra na sasany amin'ireo masina .
LEV 21:23     Alignment score: 0.409
However , he must not enter inside the curtain or come
near the altar , because he has a bodily defect , so that he does not defile my holy place , for I am Yahweh , who makes them holy . ' "
Na izany aza , aoka tsy hiditra anatin ' ny lamba fanakonana na hanakaiky ny alitara izy , satria manan - kilema ara - batana izy , mba tsy mandoto ny toerako masina , satria izaho no Yaveh , izay manamasina ireo . " '
LEV 21:24     Alignment score: 0.388
So Moses spoke these
words to Aaron , to his sons , and to all the people of Israel .
Ka noresahin'i Mosesy tamin'i Arona avokoa ireo teny ireo , tamin'ireo zanaka lahiny , sy ireo zanak'Israely rehetra .
LEV 21     Average alignment score: 0.361 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27