Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 8:1     Alignment score: 0.518
When Samuel was old , he made his sons judges over Israel .
Rehefa antitra i Samoela , dia nataony ho mpitsara eo amin ' ny Israely ireo zanany lahy .


1SA 8:2     Alignment score: 0.575
The name of his firstborn was Joel , and the name of his second son was Abijah . They were judges in Beersheba .
Joela no anaran
' ny lahimatoany , ary Abia no anaran ' ny zanany lahy faharoa . Mpitsara tao Beri - sheba izy ireo .
1SA 8:3     Alignment score: 0.248
His sons did not walk in his ways , but chased after dishonest gain . They took bribes and perverted justice .
Tsy nandeha tamin ' ny lalany
ireo zanany lahy , fa nitady fihariana tsy marina . Nandray kolikoly izy ireo ary namadika ny rariny .
1SA 8:4     Alignment score: 0.46
Then all the elders of Israel gathered together and came to Samuel at Ramah .
Dia niara - nivory ireo loholon
' ny Israely rehetra ary tonga teo amin'i Samoela tao Rama .
1SA 8:5     Alignment score: 0.454
They said to him , " Look , you are old , and your sons do not walk in your ways . Appoint for us a king to judge us like all the nations . "
Hoy izy ireo taminy : " Indro , antitra ianao , ary tsy mandeha amin ' ny lalanao
ireo zanakao . Manendre mpanjaka ho anay mba hitsara anay tahaka ireo firenena rehetra . "
1SA 8:6     Alignment score: 0.569
But it displeased Samuel when they said , " Give us a king to judge us . " So Samuel prayed to Yahweh .
Nefa tsy nankasitrahan'i Samoela izany raha niteny izy ireo hoe : " Omeo mpanjaka izahay mba hitsara anay . " Ka nivavaka tamin'i Yaveh i Samoela .
1SA 8:7     Alignment score: 0.401
Yahweh said to Samuel , " Obey the voice of the people in everything they say to you ; for they have not rejected you , but they have rejected me from being king over them .
Hoy Yaveh tamin'i Samoela hoe : " Ankatoavy ny feon
' ny vahoaka amin ' ny zavatra rehetra lazain'izy ireo aminao ; fa tsy ianao no nolavin'izy ireo , fa Izaho no nolaviny tsy ho mpanjakan'izy ireo .
1SA 8:8     Alignment score: 0.27 → 0.31
The same deeds they have done since the day I brought them out of Egypt abandoning me and serving other gods they are now doing also to you .
Ankehitriny izy ireo dia manao toy izay nataony hatramin ' ny andro nitondrako azy ireo nivoaka avy tao Egypta , nahafoy Ahy , ary nanompo ireo andriamani - kafa , ary toy izany koa no ataon'izy ireo aminao .
1SA 8:9     Alignment score: 0.295
Now listen to them ; but warn them solemnly and let them know
by what ordinances the king will reign over them . "
Ankehitriny henoy izy ireo ; nefa ampitandremo mafy ka ampahafantaro ny fomba hanapahan ' ny mpanjaka eo amin'izy ireo . "
1SA 8:10     Alignment score: 0.43
So Samuel told all the words of Yahweh to the people who were asking for a king .
Koa dia nolazain'i Samoela tamin ' ny vahoaka izay nangataka mpanjaka ireo tenin'i
Yaveh rehetra .
1SA 8:11     Alignment score: 0.361
He said , " These
will be the ordinances of the king who will reign over you . He will take your sons and appoint them to his chariots and to be his horsemen , and to run before his chariots .
Hoy izy : " Izao no ho fanaon ' ny mpanjaka izay hanjaka eo aminareo . Haka ireo zanakareo lahy izy ka hanendry azy ireo ho an ' ny kalesiny sy ho lasa mpitaingin - tsoavaliny , ary hiazakazaka eo alohan'ireo kalesiny .
1SA 8:12     Alignment score: 0.313 → 0.325
He will appoint for himself captains of thousands and captains of fifties . He will make some plow his ground , some reap his harvest , and some make his weapons of war and the equipment for his chariots .
Hanendry kapitenin ' ny miaramila an'arivony , ary kapitenin ' ny miaramila dimampolo ho azy izy . Hataony miasa ny taniny
ny sasany , mijinja ny vokany ny sasany , ary hanao ny fitaovam - piadiany sy ny fitaovana ho an'ireo kalesiny ny sasany .
1SA 8:13     Alignment score: 0.308
He will also take your daughters
to be perfumers , cooks , and bakers .
Ireo zanakareo vavy ihany koa dia hataony mpangaroharo zava - manitra , mpahandro , ary mpanao mofo .
1SA 8:14     Alignment score: 0.283 → 0.299
He will take the very best of your fields , your vineyards
, and your olive orchards , and give them to his servants .
Halainy ny tsara indrindra avy amin ' ny sahanareo , ireo tanim - boalobokareo , ary ireo tanin'olivanareo , ka homeny an'ireo mpanompony .
1SA 8:15     Alignment score: 0.333
He will take a tenth of your grain and of your vineyards
and give to his officers and his servants .
Halainy ny ampahafolon ' ny varinareo sy ny avy amin'ireo tanim - boalobokareo ka homeny an'ireo manam - pahefany sy ireo mpanompony .
1SA 8:16     Alignment score: 0.265 → 0.284
He will take your male servants and your female servants and the best of your cattle and your donkeys ; he will put them all to work for him .
Halainy ireo mpanomponareo lahy sy ireo mpanomponareo vavy ary ny tsara indrindra amin'ireo tovolahinareo sy ireo borikinareo ; hataony hiasa ho azy izy rehetra .
1SA 8:17     Alignment score: 0.305
He will take the tenth of your flocks , and you will be his slaves .
Halainy ny ampahafolon'ireo ondry aman'osinareo , ka ho lasa andevony
ianareo .
1SA 8:18     Alignment score: 0.404
Then on that day you will cry out because of your king whom you have chosen for yourselves ; but Yahweh will not answer you on that day . "
Koa amin'izany andro izany dia hitaraina nohon ' ny mpanjakanareo izay nofidianareo ho an ' ny tenanareo ianareo ; saingy tsy hamaly anareo i Yaveh amin'izany andro izany . "
1SA 8:19     Alignment score: 0.435
But the people refused to listen to Samuel ; they said , " No ! There must be a king over us
Kanefa nandà ny hihaino an'i Samoela ny vahoaka ; hoy izy ireo : " Tsia ! Tokony hisy mpanjaka eto aminay
1SA 8:20     Alignment score: 0.307 → 0.308
so that we might be like all the other nations , and so that our king may judge us and go out before us and fight our battles . "
mba hitovianay amin'ireo firenena hafa rehetra , ary mba hitsaran ' ny mpanjakanay
anay sy hivoahany eo anoloanay ka hiady ny adinay . "
1SA 8:21     Alignment score: 0.481
When Samuel heard all the words of the people he repeated them in the ears of Yahweh .
Rehefa ren'i Samoela ireo tenin ' ny vahoaka rehetra dia naveriny
teo an - tsofin'i Yaveh izany .
1SA 8:22     Alignment score: 0.397 → 0.412
Yahweh said to Samuel , " Obey their voice and cause
a king to reign over them . " So Samuel said to the men of Israel , " Every man must go to his own city . "
Hoy i Yaveh tamin'i Samoela : " Ankatoavy ny feon'izy ireo ary ataovy tonga mpanjakan'izy ireo ny olona iray . " Ka hoy Samoela tamin'ireo olon ' ny Israely : " Tsy maintsy mandeha any amin ' ny tanànany avy ny lehilahy tsirairay . "
1SA 8     Average alignment score: 0.381 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31