Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 26:1     Alignment score: 0.582 → 0.583
The Ziphites came to Saul at Gibeah and said , " Is not David hiding in the hill of Hakilah , which is before Jeshimon ? "
Tonga tany amin'i Saoly tany Gibea ireo Zifita ary niteny hoe : " Tsy miafina any amin ' ny lohasahan'i
Hakila , izay mifanatrika amin'i Jesimona ve i Davida ? "


1SA 26:2     Alignment score: 0.491 → 0.494
Then Saul arose
and went down to the wilderness of Ziph , having three thousand chosen men of Israel with him , to seek David in the wilderness of Ziph .
Dia niainga i Saoly ka nidina nankany amin ' ny efitr'i Zifa , nitondra lehilahin'Israely voafantina telo arivo niaraka taminy , mba hitady an'i Davida any an - tany efitr'i Zifa .
1SA 26:3     Alignment score: 0.535 → 0.535
Saul camped on the hill of Hakilah , which is before Jeshimon , by the road . But David was staying in the wilderness , and he saw that Saul was coming after him into the wilderness .
Nitoby teo amin ' ny havoan'i
Hakila i Saoly , izay nanatrika an'i Jesimona , teo amoron - dalana . Fa nitoetra tany an'efitra i Davida , ary hitany fa tamy hitady azy tany an'efitra i Saoly .
1SA 26:4     Alignment score: 0.563
So David sent out spies and learned that Saul had indeed come
.
Koa naniraka mpitsikilo i Davida ka nahafantatra fa tena tonga tokoa i Saoly .
1SA 26:5     Alignment score: 0.489 → 0.501
David arose
and went to the place where Saul had camped ; he saw the place where Saul lay , and Abner son of Ner , the general of his army ; Saul lay in the camp , and the people were camped around him , all asleep .
Nitsangana i Davida ary nandeha tany amin ' ny toerana izay nitobian'i Saoly ; hitany ilay toerana nandrian'i Saoly , sy Abnera zanak'i Nera , ilay jeneralin ' ny tafiny ; nandry tao an - toby i Saoly , ary nitoby nanodidina azy ireo olona , samy sondrian - tory avokoa .
1SA 26:6     Alignment score: 0.563 → 0.649
Then David said to Ahimelek the Hittite , and to Abishai son of Zeruiah , the brother of Joab , " Who will go down with me to Saul in the camp ? " Abishai said , " I ! I will go down with you . "
Dia hoy i Davida tamin'i Ahimeleka Hitita
, sy tamin'i Abisay zanak'i Zeroia , rahalahin'i Joaba hoe : " Iza no handeha hidina ho any amin'i Saoly ao an - toby miaraka amiko ? " Hoy Abisay hoe : " Izaho ! Hidina miaraka aminao aho . "
1SA 26:7     Alignment score: 0.481 → 0.495
So David and Abishai went to the army by night . Saul was there sleeping inside the camp with his spear stuck in the ground beside his head . Abner and his soldiers lay around him .
Koa nankany amin ' ny tafika i Davida sy Abisay ny alina . Natory tao an - toby niaraka tamin ' ny lefony
nitsatoka tamin ' ny tany teo akaikin ' ny lohany i Saoly . Nandry nanodidina azy i Abnera sy ireo miaramilany .
1SA 26:8     Alignment score: 0.373
Then Abishai said to David , " Today God has put your enemy into your hand . Now please let me pin him to the ground with the spear with just one blow
. I will not strike him a second time . "
Dia hoy Abisay tamin'i Davida hoe : " Napetrak'Andriamanitra ho eo an - tananao ny fahavalonao anio . Avelao re aho izao hanindrona azy ho amin ' ny tany indray mamely monja amin ' ny lefona . Tsy hamely azy fanindroany akory aho . "
1SA 26:9     Alignment score: 0.453 → 0.457
David said to Abishai , " Do not destroy him ; for who can extend his hand against Yahweh 's anointed one and be guiltless ? "
Hoy Davida tamin'i Abisay hoe : " Aza mamono azy ; fa iza no afaka maninjitra ny tanany hamely ilay voahosotr'i
Yaveh ka tsy ho meloka ? "
1SA 26:10     Alignment score: 0.495
David said , " As Yahweh lives , Yahweh will kill him , or his day will come
to die , or he will go into battle and perish .
Hoy i Davida hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , dia Yaveh no hamono azy , na ho tonga ny andro hahafatesany , na handeha hiady izy ka ho faty .
1SA 26:11     Alignment score: 0.363 → 0.365
May Yahweh forbid that I should extend my hand against his anointed one ; but now , I beg you , take the spear that is at his head and the jar of water , and let us go . "
Ho raràn'i
Yaveh anie ny haninjirako ny tanako hamely ilay voahosony ; fa ankehitriny , miangavy aminao aho , raiso ny lefona izay eo an - dohany sy ny sinin - drano , ary andao andeha . "
1SA 26:12     Alignment score: 0.421 → 0.421
So David took the spear and the jar of water from Saul 's head , and they got away . No one saw them or knew
about it , nor did anyone wake up , for they were all asleep , because a deep sleep from Yahweh had fallen on them .
Koa dia nalain'i Davida avy teo an - dohan'i Saoly ilay lefona sy ilay sinin - drano , dia niala izy ireo . Tsy nisy nahita azy ireo na nahalala momba izany , na nisy olona nifoha , fa resin - tory avokoa izy ireo , satria nilatsaka tamin'izy ireo ny torimaso lalina avy amin'i Yaveh .
1SA 26:13     Alignment score: 0.461 → 0.462
Then David went over to the other side and stood on the top of the mountain
far off ; a great distance was between them .
Dia nandeha teny ampita i Davida ary nijoro teo an - tampon ' ny tendrombohitra lavitra teny ; nisy halavirana lehibe nanelanelana azy ireo .
1SA 26:14     Alignment score: 0.545
David shouted out to the people and to Abner son of Ner ; he said , " Do you not answer , Abner ? " Then Abner answered and said , " Who are you who is shouting to the king ? "
Nitabataba mafy tamin'ireo vahoaka sy Abnera zanak'i Nera i Davida ; hoy izy hoe : " Tsy mamaly ve ianao , ry Abnera ? " Dia namaly Abnera ka nanao hoe : " Iza ianao izao miantsoantso ny mpanjaka izao ? "
1SA 26:15     Alignment score: 0.421
David said to Abner , " Are not you a courageous man ? Who is like you in Israel ? Why then have you not kept watch over your master the king ? For someone came in to destroy the king your master .
Hoy Davida tamin'i Abnera hoe : " Tsy enao ve ilay lehilahy be herim - po ? Iza no tahaka anao eto Israely ? Nahoana ary ianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao
? Fa nisy olona niditra hamono ny mpanjaka tomponao .
1SA 26:16     Alignment score: 0.406 → 0.414
This thing you have done is not good . As Yahweh lives , you deserve to die because you have not kept watch over your master , Yahweh 's anointed one . Now see where the king 's spear is and the jar of water that was near his head ! "
Tsy tsara izao zavatra nataonao
izao . Raha mbola velona koa Yaveh , dia mendrika ny ho faty ianao satria tsy niambina ny tomponao , dia ilay voahosotr'i Yaveh . Ankehitriny dia jereo izay misy ny lefon ' ny mpanjaka sy ny sinin - drano teo akaikin ' ny lohany ! "
1SA 26:17     Alignment score: 0.577 → 0.617
Saul recognized David 's voice and said , " Is that your voice , my son David ? " David said , " It is my voice , my master , king . "
Nahatsiaro ny feon'i
Davida i Saoly ka nanao hoe : " Feonao ve izany , ry Davida zanako lahy ? " Hoy Davida hoe : " Feoko izany , ry mpanjaka , tompoko . "
1SA 26:18     Alignment score: 0.331
He said , " Why does my master pursue his servant ? What have I done ? What evil is in my hand ?
Hoy izy hoe : " Nahoana no manenjika ny mpanompony ny tompoko ? Inona re no nataoko ? Inona no ratsy eo an - tanako ?
1SA 26:19     Alignment score: 0.406 → 0.421
Now therefore , I beg you , let my master the king listen to the words of his servant . If it is Yahweh who has stirred you up against me , may he be pleased with an offering ; but if it is human beings , may they be cursed in the sight of Yahweh , for they have today driven me out , that I should not cling to the inheritance of Yahweh ; they have said to me , ' Go worship other gods . '
Ankehitriny ary , miangavy aminao aho , aoka ny tompoko mpanjaka hihaino ny tenin ' ny manompony . Raha Yaveh no nampientana anao hanohitra ahy , aoka Izy hanaiky fanatitra iray ; fa raha olombelona izany , dia ho voaozona eo imason'i Yaveh anie izy , fa nandroaka ahy izy ireo androany , mba tsy hifikirako amin ' ny lovan'i
Yaveh ; hoy izy ireo tamiko hoe : ' Mandehana manompo andriamani - kafa . '
1SA 26:20     Alignment score: 0.285 → 0.287
Now therefore , do not let my blood fall
to the earth away from Yahweh 's presence ; for the king of Israel has come out to search for the one flea as when one hunts a partridge in the mountains . "
Ankehitriny ary , aza avela ho very eo amin ' ny tany lavitry ny fanatrehan'i Yaveh ny ràko ; fa efa nivoaka hitady ilay parasy kely iray tahaka ny hihazan ' ny olona tsipoy iray any amin'ireo tendrombohitra ny mpanjakan'Israely . "
1SA 26:21     Alignment score: 0.403 → 0.422
Then Saul said , " I have sinned . Return , David , my son ; for I will harm you no more , because my life was precious in your eyes today . See , I have played the fool and have made a very bad mistake . "
Dia hoy i Saoly hoe : " Nanota aho . Miverena
, ry Davida , zanako lahy ; fa tsy hanisy ratsy anao intsony aho , satria sarobidy teo imasonao ny aiko androany . Indro , niadaladala aho ary nanao fahadisoana ratsy indrindra . "
1SA 26:22     Alignment score: 0.421
David answered and said , " See , your spear is here , king ! Let one of the young men come
over and get it and bring it to you .
Namaly i Davida ka nanao hoe : " Indro , ity ny lefonao , ry mpanjaka ! Aoka hisy iray amin'ireo tovolahy hiampita ary haka izany ka hitondra izany any aminao .
1SA 26:23     Alignment score: 0.391
May Yahweh pay each man for his righteousness and his faithfulness ; because Yahweh put you into my hand today , but I would not strike
his anointed .
Yaveh anie hamaly ny olona tsirairay nohon ' ny fahamarinany sy ny fahatokiany avy ; satria nametraka anao teo an - tanako Yaveh androany , saingy tsy namely ny voahosony aho .
1SA 26:24     Alignment score: 0.362 → 0.365
See , as your life was precious in my eyes today , so may my life be much valued in the eyes of Yahweh , and may he rescue me out of all trouble . "
Indro , toy ny naha - sarobidy ny ainao
teo imasoko androany , dia enga anie ka homen - danja eo imason'i Yaveh tahaka izany ny aiko , ary hanavotra ahy amin ' ny fahoriana rehetra anie Izy . "
1SA 26:25     Alignment score: 0.505
Then Saul said to David , " May you be blessed , David my son ! You will certainly do great things and you will succeed in them . " So David went his way , and Saul returned to his place .
Dia hoy i Saoly tamin'i Davida : " Ho tahiana anie ianao , ry Davida zanako ! Hanao zavatra lehibe tokoa ianao ary ho ambinina
amin'izany . " Koa nizotra tamin ' ny lalany i Davida , ary niverina tany amin ' ny toerany i Saoly .
1SA 26     Average alignment score: 0.455 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31