Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 14:1     Alignment score: 0.415 → 0.417
One day , Jonathan son of Saul said to the young man who was his armor bearer , " Come , let us go over to the Philistines ' garrison on the other side . " But he did not tell his father .
Indray andro , i Jonatana zanak'i Saoly niteny tamin'ilay zatovo mpitondra ny fiadiany hoe : " Andao , andeha isika hiampita eny amin ' ny toby miaramilan ' ny Filistina eny ampita . " Nefa tsy nolazainy
ny rainy .


1SA 14:2     Alignment score: 0.468 → 0.482
Saul was staying on the outskirts of Gibeah under the pomegranate tree that is in Migron . About six hundred men were with him ,
Nipetraka teo amin ' ny manodidina an'i Gibea ambanin ' ny hazon'ampongamben - danitra izay tao Migrona i Saoly . Teo ho eo amin ' ny lehilahy eninjato teo no niaraka taminy ,
1SA 14:3     Alignment score: 0.626 → 0.626
including Ahijah son of Ahitub ( Ichabod 's brother ) son of Phinehas son of Eli , the priest of Yahweh at Shiloh , who wore an ephod . The people did not know that Jonathan was gone .
anisan'izany Ahia , zanak'i Ahitoba ( rahalahin'i
Ikaboda ) zanak'i Finehasa zanak'i Ely , ilay mpisoron'i Yaveh tao Silo , izay niakanjo efoda . Tsy fantatry ny vahoaka hoe lasa i Jonatana .
1SA 14:4     Alignment score: 0.322 → 0.356
On each side of the pass
through which Jonathan wanted to go in order to get to the Philistines ' garrison , there was a rocky cliff on one side and another rocky cliff on the other side . One rocky cliff was named Bozez and the other rocky cliff was named Seneh .
Teo amin ' ny lafy tsirairay amin ' ny fitàna izay nirian'i Jonatana handehanana mba hankanesana any amin'ireo miaramilan ' ny Filistina , dia nisy haram - bato teo amin ' ny andaniny ary haram - bato hafa teo amin ' ny ankilany . Ny harambato iray nantsoina hoe Bozeza ary ny harambato iray hafa nantsoina hoe Sene .
1SA 14:5     Alignment score: 0.454
One rocky
cliff stood on the north in front of Mikmash , and the other on the south in front of Geba .
Ny haram - bato iray nijoro teo avaratra nanoloana an'i Mikmasy , ary ilay hafa teo atsimo teo anoloan'i Geba .
1SA 14:6     Alignment score: 0.358
Jonathan said to his young armor bearer , " Come , let us cross over to the garrison of these
uncircumcised fellows . It may be that Yahweh will work on our behalf , for nothing can stop Yahweh from saving by many or by few people . "
Hoy Jonatana tamin'ilay zatovo mpitondra ny fiadiany : " Andao , andeha isika hiampita eny amin ' ny miaramilan'ireo namana tsy voafora ireo . Angamba Yaveh mba hiasa ho antsika , fa tsy misy na inona na inona mahasakana an'i Yaveh amin ' ny famonjena amin ' ny maro na amin ' ny olona vitsy . "
1SA 14:7     Alignment score: 0.374
His armor bearer replied , " Do everything that is in your heart . Go ahead , see , I am with you , to obey all your commands . "
Namaly ny mpitondra ny fiadiany hoe : " Ataovy ny zavatra rehetra izay ao am - ponao . Mandrosoa , indro , miaraka aminao aho , mba hankatoa
ireo baikonao rehetra . "
1SA 14:8     Alignment score: 0.343
Then Jonathan said , " We will cross over to the men , and we will show ourselves to them .
Dia hoy Jonatana hoe : " Hiampita ho eny amin'ireo lehilahy isika , ary hiseho eo amin'izy ireo .
1SA 14:9     Alignment score: 0.292
If they say to us , ' Wait there until we come
over to you ' then we will stay in our place and will not cross over to them .
Raha miteny amintsika izy ireo hoe : " Miandrasa eny mandra - pahatonganay eny aminareo ' dia hijanona eo amin ' ny toerantsika isika ka tsy hiampita eny amin'izy ireo .
1SA 14:10     Alignment score: 0.336 → 0.34
But if they reply , ' Come over to us , ' then we will cross over ; because Yahweh has given them into our hand . This will be the sign to us . "
Kanefa raha mamaly izy ireo hoe : ' Mankanesa aty aminay ' , dia hiampita isika ; satria efa natolotr'i Yaveh ho eo an - tanantsika izy ireo . Izany no ho famantarana ho antsika . "
1SA 14:11     Alignment score: 0.353
So both of them revealed themselves to the garrison of the Philistines . The Philistines said , " Look , Hebrews are coming out of the holes where they have hidden themselves . "
Koa samy niseho teo amin ' ny toby miaramilan ' ny Filistina izy ireo . Hoy ireo Filistina : " Indro , mivoaka avy ao amin'ireo lavaka izay nanafenan'izy ireo ny tenany ireo Hebreo . "
1SA 14:12     Alignment score: 0.402 → 0.431
Then the men of the garrison called to Jonathan and his armor bearer , and said , " Come up to us , and we will show you something . " Jonathan said to his armor bearer , " Follow after me , because Yahweh has given them into the hand of Israel . "
Dia niantso an'i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany ireo lehilahin ' ny miaramila , ka nanao hoe : " Miakàra aty aminay , dia hampisehoanay zavatra ianareo . " Hoy Jonatana tamin ' ny mpitondra ny fiadiany : " Manaraha ahy avy ao aoriana
, satria efa natolotr'i Yaveh eo an - tanan ' ny Israely izy ireo . "
1SA 14:13     Alignment score: 0.483 → 0.497
Jonathan climbed up on his hands and feet , and his armor bearer followed behind him . The Philistines were put to death before Jonathan , and his armor bearer put some to death behind him .
Nihanika tamin ' ny tanany sy tongony i Jonatana , ary nanaraka tao aoriany ny mpitondra ny fiadiany . Novonoina teo anoloan'i
Jonatana ireo Filistina , ary ny mpitondra ny fiadiany namono ny sasany tao aoriany .
1SA 14:14     Alignment score: 0.406
That first attack that Jonathan and his armor bearer made , killed about twenty men within an area of half an acre .
Izany fanafihana voalohany izay nataon'i
Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany izany , dia nahafaty tokony ho lehilahy roapolo tao amin ' ny faritry ny atsasa - hektara .
1SA 14:15     Alignment score: 0.302 → 0.318
There was a panic in the camp , in the field , and among the people . Even the garrison and the raiders panicked . The earth quaked , and there was a great panic .
Nisy savoritaka lehibe tao an - toby , tany an - tsaha , sy teo amin'ireo vahoaka . Na dia ny miaramila sy ireo mpanafika aza dia natahotra . Nihovitrovitra ny tany , ary nisy tahotra lehibe .
1SA 14:16     Alignment score: 0.373 → 0.413
Then Saul 's watchmen
in Gibeah of Benjamin looked ; the crowd of Philistine soldiers was dispersing , and they were going here and there .
Ary ireo mpitilin'i Saoly tany Gibean ' ny Benjamina nijery ; niparitaka ny vahoakan ' ny miaramila Filistina , ary nanketsy sy nankeroa izy ireo .
1SA 14:17     Alignment score: 0.477
Then Saul said to the people that were with him , " Count and see who is missing from us . " When they had counted , Jonathan and his armor bearer were missing .
Dia hoy Saoly tamin ' ny vahoaka izay niaraka taminy : " Isao ary jereo izay tsy eto ny avy amintsika . " Rehefa nanisa izy ireo , dia i Jonatana sy ny mpitondra ny fiadiany no tsy teo .
1SA 14:18     Alignment score: 0.459
Saul said to Ahijah , " Bring the ark of God here , " for at that time it was with the people of Israel .
Hoy Saoly tamin'i Ahia : " Ento aty ny fiaran'Andriamanitra , " fa tany amin ' ny vahoakan
' ny Israely izany tamin'izany fotoana izany .
1SA 14:19     Alignment score: 0.434 → 0.45
While Saul was talking to the priest , the commotion in the camp of the Philistines was continuing and increasing . Then Saul said to the priest , " Withdraw your hand . "
Raha mbola niresaka tamin ' ny mpisorona i Saoly , dia nitohy sy nitombo ny tabataba tao an - tobin
' ny Filistina . Dia hoy Saoly tamin ' ny mpisorona : " Ahemory ny tananao . "
1SA 14:20     Alignment score: 0.309 → 0.333
Saul and all the people who were with him rallied and went into battle . Every Philistine
's sword was against his fellow countrymen , and there was very great tumult .
Nivondrona ary nandeha tany an'ady i Saoly sy ny vahoaka rehetra izay niaraka taminy . Ny sabatry ny Filistina tsirairay dia namely ny mpiray tanàna taminy , ary nisy fifanjevoana lehibe tokoa .
1SA 14:21     Alignment score: 0.402 → 0.407
Now those
Hebrews who previously had been with the Philistines , and who had gone with them into the camp , even they joined with Israel who were with Saul and Jonathan .
Ary ireo Hebreo izay niaraka tamin'ireo Filistina taloha ireo , sy izay nandeha niaraka tamin'izy ireo tany an - toby aza dia mba nikambana tamin'ireo Israelita izay niaraka tamin'i Saoly sy Jonatana .
1SA 14:22     Alignment score: 0.345
When all the men of Israel who had hidden themselves in the hills near Ephraim heard that the Philistines were fleeing , even they chased after them in battle .
Rehefa ren ' ny olon'Israely rehetra izay niafina tany amin'ireo havoana akaikin'i
Efraima fa nandositra ireo Filistina , dia nenjehin'izy ireo hatrany an'ady ireo .
1SA 14:23     Alignment score: 0.406
So Yahweh saved Israel that day , and the battle passed beyond Beth Aven .
Koa tamin'izany andro izany dia nanavotra ny Israely i Yaveh , ary nihoatra hatrany Betavena ny ady .
1SA 14:24     Alignment score: 0.398 → 0.398
That day the men of Israel were distressed because Saul had put the people under an oath and said , " Cursed be the man that eats any food until evening and I am avenged on my enemies . " So none of the troops tasted food .
Ory ny olon
' ny Israely tamin'izany andro izany satria i Saoly nametraka ny vahoaka tao ambany fianianana ary nanao hoe : " Voaozona ny olona izay mihinana sakafo mandra - pahariva ary izaho dia hamaly faty eo amin'ireo fahavaloko . " Dia tsy nisy olona avy ao amin ' ny antoko nanendry sakafo .
1SA 14:25     Alignment score: 0.502
Then all the people entered the forest and there was honey upon the ground .
Ary niditra tao an'ala ny vahoaka rehetra ary nisy tantely teo amin ' ny tany .
1SA 14:26     Alignment score: 0.399
When the people entered into the forest , the honey flowed , but no one put his hand to his mouth for the people feared the curse .
Rehefa niditra tao an'ala ny vahoaka , dia nikoriana ny tantely , nefa tsy nisy olona nanao ny tanany tao am - bavany
satria natahotra ny fianianana ny vahoaka .
1SA 14:27     Alignment score: 0.42
But Jonathan had not heard that his father had bound the people with an oath . He reached out the tip of the staff that was in his hand and dipped it in the honeycomb . He raised his hand to his mouth , and his eyes brightened .
Nefa tsy ren'i Jonatana fa namatotra ny vahoaka tamin ' ny fianianana ny rainy . Dia nanandratra ny tendron ' ny tehiny
izay teny an - tanany izy ary nanatsoboka izany tao amin ' ny tohon - tantely . Nampiakatra ny tanany teo am - bavany izy , ka nazava ny masony .
1SA 14:28     Alignment score: 0.369 → 0.386
Then one of the people , answered , " Your father strictly charged the people with an oath , by saying , ' Cursed be the man that eats food on this day , ' even though the people are weak from hunger . "
Ary ny iray tamin ' ny vahoaka , namaly hoe : " Novesaran ' ny rainao
tamin ' ny fianianana henjana tokoa ny vahoaka , tamin ' ny nilazany hoe : ' Voaozona ny olona izay mihinana sakafo amin'ity andro ity ' , na dia malemin ' ny hanoanana aza ny vahoaka . "
1SA 14:29     Alignment score: 0.408 → 0.432
Then Jonathan said , " My father has made trouble for the land . See how my eyes have become
brightened because I tasted a little of this honey .
Dia hoy Jonatana : " Nanakorontana ny tany ny raiko . Jereo fa lasa nazava ny masoko satria nanandrana kely tamin'ity tantely ity aho .
1SA 14:30     Alignment score: 0.411 → 0.413
How much better if the people had eaten freely today of the plunder from their enemies that they found ? Because now the slaughter has not been great among the Philistines . "
Mainka raha nihinana am - palalahana tamin'izay voaroba tamin'ireo fahavalon'izy ireo izay hitany androany ny olona ? Satria tsy lehibe teo amin'ireo Filistina ny famonoana ankehitriny . "
1SA 14:31     Alignment score: 0.435 → 0.475
They attacked the Philistines that day from Mikmash to Aijalon . The people were very weary .
Tamin'io andro io dia nanafika ireo Filistina nanomboka tao Mikmasy hatrany Aialona izy ireo . Reraka tanteraka ny vahoaka .
1SA 14:32     Alignment score: 0.37 → 0.37
The people rushed greedily on the plunder and took sheep , cattle and calves , and killed them on the ground . The people ate them with the blood .
Nihazakazaka fatratra tamin'ireo voaroba ny vahoaka ka naka ondry , omby sy zanak'omby , ary namono ireo teo amin ' ny tany . Nihinana izany niaraka tamin ' ny ny vahoaka .
1SA 14:33     Alignment score: 0.41 → 0.416
Then they told Saul , " Look , the people are sinning against Yahweh by eating with the blood . " Saul said , " You have acted unfaithfully
. Now , roll a big stone here to me . "
Dia hoy izy ireo tamin'i Saoly : " Indro , nanota tamin'i Yaveh tamin ' ny fihinanana niaraka tamin ' ny ny vahoaka . " Hoy i Saoly : " Nanao izay tsy mahatoky ianareo . Ankehitriny , manakodiava vato lehibe eto ho ahy . "
1SA 14:34     Alignment score: 0.371 → 0.373
Saul said , " Go out among the people , and tell them , ' Let every man bring his cattle and his sheep , and slaughter them here and eat them . Do not sin against Yahweh by eating meat with the blood . ' " So each of the people brought his own ox with him that night and killed it there .
Hoy i Saoly : " Mivoaha avy eo amin ' ny vahoaka , ary lazao azy ireo hoe : ' Aoka ny olona tsirairay hitondra ny ombiny sy ny ondriny , vonoy eto ireo , ary hano . Aza manota amin'i Yaveh amin ' ny fihinanana miaraka amin ' ny . " ' Koa ny tsirairay tamin ' ny vahoaka dia nitondra ny ombiny niaraka taminy io alina io ary namono izany teo .
1SA 14:35     Alignment score: 0.657
Saul built an altar to Yahweh , which was the first altar that he built to Yahweh .
Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh i Saoly , izay alitara voalohany namboariny ho an'i Yaveh .
1SA 14:36     Alignment score: 0.393 → 0.407
Then Saul said , " Let us pursue the Philistines by night and plunder them until the morning light ; let us not leave one of them alive
. " They replied , " Do whatever seems good to you . " But the priest said , " Let us approach God here . "
Dia hoy Saoly : " Andeha isika hanenjika ireo Filistina rahalina ary handroba azy ireo mandra - maraina ; andeha tsy avelantsika hisy ho velona na dia iray amin'izy ireo aza . " Namaly izy ireo hoe : " Ataovy ny zavatra rehetra izay mety ho tsara aminao . " Nefa hoy ny mpisorona : " Andeha isika hanatona an'Andriamanitra eto . "
1SA 14:37     Alignment score: 0.422
Saul asked God , " Should I pursue the Philistines ? Will you give them into the hand of Israel ? " But God did not answer him that day .
Nanontany an'Andriamanitra i Saoly hoe : " Tokony hanenjika ireo Filistina ve aho ? " Hanolotra azy ireo eo an - tanan
' ny Israely ve Ianao ? Nefa tsy namaly azy Andriamanitra tamin'io andro io .
1SA 14:38     Alignment score: 0.377 → 0.408
Then Saul said , " Come here , all you leaders of the people ; learn and see how this sin has happened today .
Dia hoy i Saoly : " Avia eto , ianareo mpitarika ny vahoaka rehetra ; fantaro ary jereo ny fomba nitrangan'izao fahotana izao androany .
1SA 14:39     Alignment score: 0.482 → 0.481
For , as Yahweh lives , who saves Israel , even if it is in Jonathan my son , he will surely die . " But none of the men among all the people answered him .
Fa , raha mbola velona koa Yaveh , izay manavotra ny Israely , na dia ao amin'i Jonatana zanako aza izany , dia ho faty tokoa izy . " Nefa tsy nisy tamin'ireo olona teo amin ' ny vahoaka rehetra namaly azy .
1SA 14:40     Alignment score: 0.389
Then he said to all Israel , " You must stand on one side , and I and Jonathan my son will be on the other . " The people said to Saul , " Do what seems good to you . "
Dia hoy izy tamin ' ny Israely rehetra : " Mitsangàna eo amin ' ny ankilany , ary izaho sy Jonatana zanako dia ho eo amin ' ny andaniny . " Hoy ny vahoaka tamin'i Saoly : " Ataovy izay mety ho tsara aminao . "
1SA 14:42     Alignment score: 0.449
Then Saul said , " Cast lots between me and Jonathan my son . " Then Jonathan was taken by lot .
Dia hoy Saoly : " Manaova filokana amiko sy Jonatana zanako . " Dia i Jonatana no voafidy tamin ' ny filokana .
1SA 14:43     Alignment score: 0.421 → 0.436
Then Saul said to Jonathan , " Tell me what you have done . " Jonathan told him , " I tasted a little honey with the end of the rod that was in my hand . Here I am ; I will die . "
Dia hoy Saoly tamin'i Jonatana : " Lazao ahy izay nataonao
. " Hoy Jonatana taminy : " Nanandrana kely tamin ' ny tantely teo amin ' ny vodin ' ny hazo izay tety an - tanako aho . Inty aho ; ho faty aho . "
1SA 14:44     Alignment score: 0.47
Saul said , " God do so and more also to me , if you do not die , Jonathan . "
Hoy Saoly : " Hanao izany Andriamanitra ary hanao mihoatra amiko ihany koa , raha tsy maty ianao , ry Jonatana . "
1SA 14:45     Alignment score: 0.399 → 0.4
Then the people said to Saul , " Should Jonathan die , who has accomplished this great salvation for Israel ? Far from it ! As Yahweh lives , not one hair of his head will fall to the ground , for he has worked with God today . " So the people ransomed Jonathan so that he did not die .
Dia hoy ny vahoaka tamin'i Saoly : " Tokony ho faty ve i Jonatana , izay nahatanteraka izao fandresena lehibe ho an ' ny Israely izao ? Sanatria anie izany ! Raha mbola velona koa i Yaveh , dia tsy hisy singany iray amin ' ny volon - dohany hilatsaka amin ' ny tany , fa niasa niaraka tamin'Andriamanitra izy androany . " Ka nanavotra an'i Jonatana ny vahoaka hany
ka tsy maty izy .
1SA 14:46     Alignment score: 0.504
Then Saul stopped pursuing the Philistines , and the Philistines went to their own place .
Dia nitsahatra tsy nanenjika ny Filistina i Saoly , ary nandeha tany amin ' ny toeran'izy ireo ny Filistina .
1SA 14:47     Alignment score: 0.517 → 0.528
When Saul had taken the kingship over Israel , he fought against all his enemies on every side . He fought against Moab , the Ammonites , Edom , the kings of Zobah , and the Philistines . Wherever he turned , he inflicted punishment on them .
Rehefa nanomboka nanapaka ny Israely i Saoly , dia niady tamin'ireo fahavalony rehetra teny
amin ' ny lafiny rehetra izy . Niady tamin ' ny Moaba , ireo Amonita , Edoma , ireo mpanjakan'i Zoba , ary ireo Filistina izy . Na taiza na taiza nitodihany , dia nampitondrany sazy izy ireo .
1SA 14:48     Alignment score: 0.31
He acted with great courage and defeated the Amalekites . He rescued Israel out of the hands of those who plundered them .
Niasa tamin - kerim - po lehibe izy ka nandresy ireo Amalekita . Namonjy ny Israely ho afaka tamin ' ny tanan'ireo izay nandroba azy ireo izy .
1SA 14:49     Alignment score: 0.656 → 0.629
The sons of Saul were Jonathan , Ishvi , and Malki - Shua . The names of his two daughters
were Merab , the firstborn , and Michal , the younger .
Ireo zanaka lahin'i Saoly dia i Jonatana , Jisvy , ary Malkisoa . Ny anaran'ireo zanany roa vavy dia i Meraba , vavimatoa , ary Mikala , faravavy .
1SA 14:50     Alignment score: 0.631
The name of Saul 's wife was Ahinoam ; she was the daughter of Ahimaaz . The name of the captain of his army was Abner son of Ner , Saul 's uncle .
Ahinoama no anaran
' ny vadin'i Saoly ; zanaka vavin'i Ahimaza izy . Ny anaran ' ny kapitenin ' ny tafiny dia Abnera zanak'i Nera , rahalahin - drain'i Saoly .
1SA 14:51     Alignment score: 0.738
Kish was Saul 's father ; and Ner , the father of Abner , was the son of Abiel .
Kisy no rain'i
Saoly ; ary Nera , rain'i Abnera , no zanaka lahin'i Abiela .
1SA 14:52     Alignment score: 0.419
There was hard fighting against the Philistines all the days of Saul . When Saul saw any mighty man , or any valiant man , he attached him to himself .
Nisy ady mafy teo amin'ireo Filistina tamin ' ny andron'i Saoly rehetra . Rehefa nahita olona mahery , na olona mahery fo i Saoly , dia nalainy
ho azy izy .
1SA 14     Average alignment score: 0.429 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31