Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 6:1     Alignment score: 0.507
Now the ark of Yahweh was in the country of the Philistines for seven months .
Ary ny fiaran'i Yaveh dia tao amin ' ny tanànan'ireo Filistina nandritra
ny fito volana .


1SA 6:2     Alignment score: 0.391
Then the Philistines called for the priests and the diviners ; they said to them , " What should we do with the ark of Yahweh ? Tell us how we should send
it back to its own country . "
Avy eo ny vahoaka Filistina niantso an'ireo mpisorona sy ireo mpimasy ; hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Inona no tokony hataonay amin ' ny fiaran'i Yaveh ? " Lazao anay ny fomba hamerenanay izany any amin ' ny firenen'izany manokana . "
1SA 6:3     Alignment score: 0.284 → 0.305
The priests and diviners said , " If you send
back the ark of the God of Israel , do not send it without a gift ; by all means send him a guilt offering . Then you will be healed , and you will know why his hand has not been lifted off of you until now . "
Hoy ireo mpisorona sy ireo mpimasy hoe : " Raha averinareo ny fiaran'ilay Andriamanitr'Israely , dia aza averina tsy miaraka amin ' ny fanomezana izany ; andefaso fanatitra nohon ' ny heloka amin ' ny fomba rehetra Izy . Dia ho sitrana ianareo , ary ho fantatrareo ny antony tsy nanalany ny tanany taminareo mandrak'ankehitriny . "
1SA 6:4     Alignment score: 0.39 → 0.422
Then they said , " What should the guilt offering be that we are returning to him ? " They replied , " Five golden tumors and five golden mice , five being the number that is the same as the number of the rulers of the Philistines . For the same plague afflicted you and your rulers .
Dia hoy izy ireo hoe : " Tokony ho inona ilay fanatitra nohon ' ny heloka izay averinay aminy ? " Namaly izy ireo hoe : " Fivontosana volamena dimy sy totozy volamena dimy , ny dimy dia isa mitovy amin ' ny isan'ireo mpanapaky
ny Filistina . Fa loza mitovy no mampahory anareo sy ireo mpanapakareo .
1SA 6:5     Alignment score: 0.257 → 0.271
So you must make models of your tumors , and models of your mice that are ruining the land , and give glory to the God of Israel . Perhaps he will lift his hand from you , from your gods , and from your land .
Noho izany dia tsy maintsy manao sarin ' ny fivontosanareo ianareo , ary sarin ' ny totozinareo izay mandringana ny tany , ary manome voninahitra an'ilay Andriamanitr'Israely . Angamba mety hanala ny tanany aminareo Izy , amin'ireo andriamanitrareo , ary amin ' ny taninareo .
1SA 6:6     Alignment score: 0.384 → 0.403
Why should you harden your hearts , as the Egyptians and Pharaoh hardened their hearts ? That was when the God of Israel dealt severely with them ; did not the Egyptians send
away the people , and they left ?
Nahoana no tokony hanamafy ny fonareo ianareo , tahaka ny nanamafisan'ireo Egyptiana sy Farao ny fon'izy ireo ? Izany dia tamin ' ny namelezan'ilay Andriamanitr'Israely mafy azy ireo ; moa tsy nalefan'ireo Egyptiana ve ny vahoaka , ary lasa izy ireo ?
1SA 6:7     Alignment score: 0.381 → 0.389
Now then , prepare a new cart with two nursing cows that have never been yoked . Tie the cows to the cart , but take their calves home , away from them .
Ankehitriny ary , manomàna sarety vaovao miaraka amin ' ny omby vavy mampinono roa izay mbola tsy nitondra zioga mihitsy . Fatory amin'ilay sarety ireo omby , saingy ento mody ireo zanak'omby , hiala amin'izy ireo .
1SA 6:8     Alignment score: 0.287 → 0.32
Take the ark of Yahweh and place it on the cart , and put the figures of gold , which you are returning to him as a guilt offering , in a box beside it . Send it off and let it go its way ,
Avy eo raiso ny fiaran'i Yaveh ary ataovy ao anatin'ilay sarety izany . Apetraho anaty vata eo anilan'izany ny sarin - javatra volamena izay averinareo aminy mba ho fanatitra nohon ' ny heloka . Dia alefaso izany ary avelao handeha amin ' ny lalany .
1SA 6:9     Alignment score: 0.351 → 0.35
but watch . If it goes up the road to its own land toward Beth Shemesh , then it is Yahweh who has caused us this great harm . But if not , then we will know
that it is not his hand that afflicted us ; it happened to us by chance . "
Avy eo jereo ; raha miakatra any amin ' ny lalana mankany amin ' ny taniny manokana any Beti - semesy izany , dia Yaveh no nanao izany loza lehibe izany . Fa raha tsy izany , dia ho fantatsika fa tsy ny tanany no nampahory antsika ; fa kosa , ho fantatsika fa nitranga tsy nahy tamintsika izany . "
1SA 6:10     Alignment score: 0.36 → 0.376
The men did as they were told ; they took two nursing cows , tied them to the cart , and confined their calves at home .
Ireo lehilahy dia nanao araka izay nolazaina tamin'izy ireo ; naka omby vavy mampinono roa izy ireo , namatotra ireo teo amin ' ny sarety , ary nitondra ny zanak'ombin'ireo tany an - trano .
1SA 6:11     Alignment score: 0.36 → 0.364
They put the ark of Yahweh on the cart , together with a box containing the golden mice and the castings of their tumors .
Napetrak'izy ireo teo amin'ilay sarety ilay fiaran'i Yaveh , niaraka tamin ' ny vata misy ilay totozy volamena sy ny sarin
' ny fivontosan'izy ireo .
1SA 6:12     Alignment score: 0.415 → 0.423
The cows went straight in the direction of Beth Shemesh . They went along one highway , lowing as they went , and they did not turn aside either to the right or to the left . The rulers of the Philistines followed after them to the border of Beth Shemesh .
Nandeha nahitsy tany amin ' ny lalana mizotra any Beti - semesy ireo omby vavy . Nandeha tamin ' ny lalam - be iray ireo , nimàma teny
am - pandehanana , ary tsy nivilivily na tany ankavanana na tany ankavia . Nanaraka azy ireo tany amin ' ny sisin'i Beti - semesy ireo mpanapak'ireo Filistina .
1SA 6:13     Alignment score: 0.471 → 0.472
Now the people of Beth Shemesh were harvesting their wheat in the valley . When they lifted up their eyes and saw the ark , they rejoiced .
Ary nijinja ny varin'izy ireo teny
an - dohasaha ny vahoakan'i Beti - semesy . Rehefa nanandratra ny masony izy ireo ka nahita ilay fiara , dia niravoravo .
1SA 6:14     Alignment score: 0.529 → 0.533
The cart came into the field of Joshua from the town of Beth Shemesh and stopped there . A great stone was there , and they split the wood from the cart , and offered the cows as a burnt offering to Yahweh .
Tonga tany amin ' ny sahan'i
Josoa avy any amin ' ny tanànan'i Beti - semesy ilay sarety ary nijanona tao . Nisy vato lehibe teo , ka namaky ny hazo tamin'ilay sarety izy ireo , ary nanolotra ireo omby vavy mba ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh .
1SA 6:15     Alignment score: 0.467 → 0.478
The Levites took down the ark of Yahweh and the box that was with it , where the golden figures were , and put them on the great stone . The men of Beth Shemesh offered burnt offerings
and made sacrifices the same day to Yahweh .
Nampidinin'ireo Levita ny fiaran'i Yaveh sy ilay vata izay niaraka tamin'izany , izay nisy ireo sary volamena , ary napetrany teo amin'ilay vato lehibe ireo . Nanolotra fanatitra dorana sy nanao sorona ho an'i Yaveh ny androtr'io ihany ireo mponin'i Beti - semesy .
1SA 6:16     Alignment score: 0.524
When the five rulers of the Philistines saw this , they returned that day to Ekron .
Rehefa hitan'ireo mpanapaka dimin'ireo Filistina izany , dia niverina tany Ekrona ny androtr'io ihany izy ireo .
1SA 6:17     Alignment score: 0.595 → 0.615
These are the golden tumors which the Philistines returned for a guilt offering to Yahweh one for Ashdod , one for Gaza , one for Ashkelon , one for Gath , and one for Ekron .
Ireto avy ireo fivontosana volamena izay naverin'ireo Filistina ho fanatitra nohon ' ny heloka ho an'i Yaveh : iray ho an'i Asdoda , iray ho an'i Gaza , iray ho an'i Askelona , iray ho an'i Gata , ary iray ho an'i Ekrona .
1SA 6:18     Alignment score: 0.37 → 0.387
The golden mice were the same in number as the number of all the cities of the Philistines belonging to the five rulers , both fortified cities and country villages . The great stone , beside which they set down the ark of Yahweh , remains a witness to this day in the field of Joshua the Bethshemite .
Ireo totozy volamena dia nitovy isa tamin ' ny isan'ireo tanànan'ireo Filistina rehetra izay an'ireo mpanapaka dimy , dia ireo tanàna mimanda sy ireo zana - bohitry ny tanàna . Ilay vato lehibe , teo anilan'ilay nametrahan'izy ireo ny fiaran'i Yaveh , dia mitoetra ho vavolombelona iray ao amin ' ny sahan'i
Josoa ilay Beti - semesita mandrak'androany .
1SA 6:19     Alignment score: 0.471 → 0.481
Yahweh attacked some of the men of Beth Shemesh because they had looked into the ark of Yahweh . He killed 50,070 men . The people mourned , because Yahweh had given the people a great blow
.
Namely ny sasany tamin'ireo mponin'i Beti - Semesy i Yaveh satria nijery tao anatin'ilay fiaran'i Yaveh izy ireo . Namono lehilahy 50 . 070 Izy . Nisaona ny vahoaka , satria namely mafy ny vahoaka Yaveh .
1SA 6:20     Alignment score: 0.404 → 0.405
The men of Beth Shemesh said , " Who is able to stand before Yahweh , this holy God ? To whom will the ark go up from us ? "
Hoy ireo mponin'i
Beti - semesy hoe : " Iza no afaka hijoro manoloana an'i Yaveh , ity Andriamanitra masina ity ? Ho amin'iza no iakaran'ilay fiara avy aty amintsika ? "
1SA 6:21     Alignment score: 0.496 → 0.499
They sent messengers to the inhabitants of Kiriath Jearim , saying , " The Philistines have brought back the ark of Yahweh ; come
down and take it back with you . "
Naniraka mpitondra hafatra tany amin'ireo mponin'i Kiriata - Jearima izy ireo , nanao hoe : " Nentin'ireo Filistina niverina ilay fiaran'i Yaveh ; midìna ary ento miverina miaraka aminareo izany . "
1SA 6     Average alignment score: 0.417 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31