Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 22:1     Alignment score: 0.381 → 0.383
So David left there and escaped to the cave of Adullam . When his brothers and all his father 's house heard it , they went down there to him .
Ary niala tany Davida ka nandositra tao an - dava - baton'i Adolama . Raha nahare izany ireo rahalahiny sy ny ankohonan - drainy rehetra , dia nidina tany aminy izy ireo .


1SA 22:2     Alignment score: 0.294 → 0.3
Everyone who was in distress , everyone who was in debt , and everyone who was discontented they all gathered to him . David became
captain over them . There were about four hundred men with him .
Ny olona rehetra izay tao anaty fahoriana , ny olona rehetra izay tao anaty trosa , ary ny olona rehetra izay tsy faly izy rehetra dia niangona tao aminy . Lasa kapitenin ' ny mpiambina teo amin'izy ireo i Davida . Nisy teo amin ' ny efa - jato lahy teo no niaraka taminy .
1SA 22:3     Alignment score: 0.474 → 0.475
Then David went from there to Mizpah in Moab . He said to the king of Moab , " Please let my father and my mother go out with you until I know
what God will do for me . "
Ary niala teo ho any Mizpa ao Moaba i Davida . Hoy izy tamin ' ny mpanjakan'i Moaba hoe : " Mba miangavy re aoka ny raiko sy ny reniko hivoaka hiaraka aminao mandram - pahafantarako izay hataon'Andriamanitra ho ahy . "
1SA 22:4     Alignment score: 0.422
He left them with the king of Moab . His father and mother stayed with him the whole time that David was in his stronghold .
Navelany niaraka tamin ' ny mpanjakan'i Moaba izy ireo . Ny rainy sy reniny nitoetra niaraka taminy tamin ' ny fotoana rehetra naha - tao amin ' ny fiarovany
mafy an'i Davida .
1SA 22:5     Alignment score: 0.52
Then the prophet Gad said to David , " Do not stay in your stronghold . Leave and go into the land of Judah . " So David left there and went into the forest of Hereth .
Ary Gada mpaminany niteny tamin'i Davida hoe : " Aza mijanona ao amin ' ny fiarovanao
mafy . Miaingà ary mandehana any amin ' ny tanin'i Joda . " Ka dia niala tao Davida ary nandeha tao amin ' ny alan'i Hareta .
1SA 22:6     Alignment score: 0.431 → 0.465
Saul heard that David had been discovered , along with the men who were with him . Now Saul was sitting in Gibeah under the tamarisk tree on a hill , with his spear in his hand , and all his servants were standing around him .
Ren'i Saoly fa hita niaraka tamin'ireo lehilahy izay niaraka taminy i Davida . Ary nipetraka tany
Gibea tambanin ' ny hazo tamariska tao Rama i Saoly , niaraka tamin ' ny lefony teny an - tanany , ary ny mpanompony rehetra nijoro nanodidina azy .
1SA 22:7     Alignment score: 0.414 → 0.419
Saul said to his servants who stood around him , " Listen now , people of Benjamin ! Will the son of Jesse give every one of you fields and vineyards
? Will he make you all captains of thousands and captains of hundreds ,
Hoy i Saoly tamin'ireo mpanompo nitsangana manodidina azy : " Henoy izao , ry vahoakan'i Benjamina , moa ve hanome saha sy tanim - boaloboka ho an ' ny tsirairay avy aminareo ny zanaka lahin'i Jese ? Moa ve hanao anareo rehetra ho kapitenin ' ny tafika an'arivony sy an - jatony izy ,
1SA 22:8     Alignment score: 0.4 → 0.399
in exchange for all of you plotting against me ? None of you informs me when my son makes a covenant with the son of Jesse . None of you is sorry for me . None of you informs me that my son has incited my servant David against me . Today he hides and waits for me so he may attack me . "
ho takalon ' ny tetikareo rehetra hanohitra ahy ? Tsy nisy taminareo nampahafantatra ahy rehefa nanao fanekena tamin ' ny zanaka lahin'i Jese ny zanako
lahy . Tsy nisy taminareo nangoraka ahy . Tsy nisy taminareo nampahafantatra ahy fa ny zanako lahy dia namporisika an'i Davida mpanompoko hanohitra ahy . Anio dia miafina sy miandry ahy izy ary mety hanafika ahy . "
1SA 22:9     Alignment score: 0.651
Then Doeg the Edomite , who stood by the servants of Saul , answered , " I saw the son of Jesse come
to Nob , to Ahimelek son of Ahitub .
Ary i Doega Edomita , izay nitsangana teo amin'ireo mpanompon'i Saoly , namaly hoe : " Hitako nankany Noba ny zanaka lahin'i Jese , tao amin'i Ahimeleka zanaka lahin'i Ahitoba .
1SA 22:10     Alignment score: 0.609
He prayed to Yahweh that he might help him , and he gave him provisions and the sword of Goliath the Philistine
. "
Nivavaka tamin'i Yaveh izy mba hanampiany azy , ary nomeny azy ny vatsy sy ny sabatr'i Goliata Filistina " .
1SA 22:11     Alignment score: 0.565
Then the king sent someone to summon the priest Ahimelek son of Ahitub and all his father 's house , the priests who were in Nob . All of them came to the king .
Ary ny mpanjaka naniraka olona mba hiantso an'i Ahimeleka mpisorona zanaka lahin'i Ahitoba sy ny ankohonan
- drainy rehetra , ireo mpisorona izay tao Noba . Izy rehetra ireo dia tonga teo amin ' ny mpanjaka .
1SA 22:12     Alignment score: 0.569 → 0.573
Saul said , " Listen now , son of Ahitub . " He answered , " Here I am , my master . "
Hoy i Saoly : " Henoy ary , ry zanaka lahin'i Ahitoba . " Dia namaly izy hoe : " Inty aho , tompoko . "
1SA 22:13     Alignment score: 0.429 → 0.464
Saul said to him , " Why have you plotted against me , you and the son of Jesse , in that you have given him bread , and a sword , and have prayed to God that he might help him , so that he might rise
up against me , to hide in secret , as he does today ? "
Ary hoy i Saoly taminy : " Nahoana ianao no nitetika hanohitra ahy , ianao sy ny zanaka lahin'i Jese , tamin ' ny nanomezanao azy mofo , sy sabatra , ary nivavaka tamin'Andriamanitra mba hanampiany azy , mba hitsanganany hanohitra ahy , mba hiafina any amin ' ny takona , toy izao ataony androany izao ? "
1SA 22:14     Alignment score: 0.448
Then Ahimelek answered the king and said , " Who among all your servants is so faithful as David , who is the king 's son-in-law and is over your bodyguard , and is honored in your house ?
Ary i Ahimeleka namaly ny mpanjaka ka nanao hoe : " Iza tamin'ireo mpanomponao rehetra moa no mahatoky fatratra tahaka an'i Davida , izay vinanto lahin
' ny mpanjaka no sady mpiambina anao ihany koa , ary omem - boninahitra ao an - tranonao ?
1SA 22:15     Alignment score: 0.312 → 0.338
Is today the first time I have prayed to God to help him ? Far be it from me ! Do not let the king impute anything to his servant or to all the house of my father . For your servant knows nothing of this whole matter . "
Androany angaha no fotoana voalohany nivavahako tamin'Andriamanitra mba hanampiany azy ? Sanatria amiko anie izany ! Aza mamela ny mpanjaka hanisy na inona na inona amin ' ny mpanompony na amin ' ny ankohonan - draiko rehetra . Fa ny mpanomponao dia tsy mahalala na inona na inona ny amin'izao raharaha rehetra izao . "
1SA 22:16     Alignment score: 0.465 → 0.467
The king replied , " You will surely die , Ahimelek , you and all your father 's house . "
Namaly ny mpanjaka hoe : " Tsy maintsy ho faty tokoa ianao , ry Ahimeleka , ianao sy ny ankohonan - drainao rehetra . "
1SA 22:17     Alignment score: 0.431 → 0.436
The king said to the guard that stood around him , " Turn and kill the priests of Yahweh . Because their hand also is with David , and because they knew
that he fled , but did not reveal it to me . " But the servants of the king would not put out their hand to kill the priests of Yahweh .
Dia niteny tamin ' ny mpiambina nitsangana nanodidina azy ny mpanjaka nanao hoe : " Mitodiha ary vonoy ireo mpisoron'i Yaveh . Satria ny tanan'izy ireo ihany koa dia miaraka amin'i Davida , ary satria nahafantatra izy ireo fa nandositra izy , kanefa tsy nanambara izany tamiko . Fa ireo mpanompon ' ny mpanjaka nefa dia tsy te - haninjitra ny tanany hamono ireo mpisoron'i Yaveh .
1SA 22:18     Alignment score: 0.575
Then the king said to Doeg , " Turn and kill the priests . " So Doeg the Edomite turned and attacked the priests ; he killed eighty - five persons who wore a linen ephod that day .
Ary niteny tamin'i Doega ny mpanjaka hoe : " Mitodiha ary vonoy ireo mpisorona . Dia nitodika sy namely ireo mpisorona i Doega Edomita ; namono olona dimy amby valopolo izay niakanjo efoda rongony fotsy tamin'izany andro izany izy .
1SA 22:19     Alignment score: 0.323 → 0.347
He also put to the sword Nob , the city of the priests , both men and women
, children and infants , and its cattle , donkeys and sheep , he put to the sword .
Tamin ' ny lelan - tsabatra , no nanafihany an'i Noba , tanànan'ireo mpisorona , na lehilahy na vehivavy , ankizy na zaza , ary ireo omby sy ireo ampondra ary ondry . Namono azy rehetra tamin ' ny lelan - tsabatra izy .
1SA 22:20     Alignment score: 0.549
But one of the sons of Ahimelek son of Ahitub , named Abiathar , escaped and fled after David .
Fa iray tamin'ireo zanaka lahin'i Ahimeleka zanaka
lahin'i Ahitoba , nantsoina hoe Abiatara , nandositra ary nitsoaka nanaraka an'i Davida .
1SA 22:21     Alignment score: 0.649 → 0.655
Abiathar told David that Saul had killed Yahweh 's priests .
Ary Abiatara niteny tamin'i Davida fa novonoin'i
Saoly ireo mpisoron'i Yaveh .
1SA 22:22     Alignment score: 0.424 → 0.424
David said to Abiathar , " I knew
on that day , when Doeg the Edomite was there , that he would surely tell Saul . I am responsible for every death in your father 's family !
Hoy i Davida tamin'i Abiatara : " Fantatro tamin'iny andro iny , fa raha tao i Doega ilay Edomita , dia tsy maintsy niteny tamin'i Saoly izy . Izaho no tompon'andraikitra tamin ' ny fahafatesana rehetra tamin ' ny fianakavian - drainao !
1SA 22:23     Alignment score: 0.276
Stay with me and do not be afraid . For the one who seeks your life seeks mine as well . You will be safe with me . "
Mijanòna miaraka amiko ary aza matahotra . Fa ny olona izay mifofo ny ainao
dia mifofo ny ahy ihany koa . Ho voaaro ianao miaraka amiko . "
1SA 22     Average alignment score: 0.453 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31