Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 2:1     Alignment score: 0.49
Hannah prayed and said , " My heart rejoices in Yahweh . My horn is exalted in Yahweh . My mouth boasts over my enemies , because I rejoice in your salvation .
Nivavaka Hana ka nanao hoe : " Ny foko mifaly ao amin'i Yaveh . Ny tandroko
misandratra amin'i Yaveh . Ny molotro mirehareha manoloana ireo fahavaloko , satria mifaly amin ' ny famonjenao aho .


1SA 2:2     Alignment score: 0.495
There is no one holy like Yahweh , for there is none besides you ; there is no rock like our God .
Tsy misy masina tahaka an'i Yaveh , fa tsy misy hafa ankoatra Anao ; tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika .
1SA 2:3     Alignment score: 0.32 → 0.329
Boast no more so very proudly ; let no arrogance come
out of your mouth . For Yahweh is a God of knowledge ; by him acts are weighed .
Aza mirehareha loatra intsony ; aoka tsy ho aloaky ny vavanao ny fiavonavonana . Fa Yaveh no Andriamanitry ny fahalalana ; amin ' ny alalany no handanjana ny asa .
1SA 2:4     Alignment score: 0.191 → 0.21
The bows of the mighty men are broken , but those
who stumble are girded with strength .
Ny tsipìkan'ireo lehilahy mahery dia tapaka , fa ireo tafintohina kosa dia misikin - kery tahaka ny fehikibo .
1SA 2:5     Alignment score: 0.332 → 0.332
Those
who were full have hired themselves out for bread ; those who were hungry have stopped being hungry . Even the barren one gives birth to seven , but the woman who has many children becomes weak .
Ireo izay voky dia nikarama mofo ; ireo izay noana dia nitsahatra tamin ' ny hanoanana . Na ny momba aza miteraka fito , fa ny vehivavy manan - janaka maro kosa dia mivalaketraka .
1SA 2:6     Alignment score: 0.339
Yahweh kills and brings to life . He brings down to Sheol and raises up .
Yaveh no mahafaty sy mitondra ho amin ' ny fiainana . Izy no mampidina any amin ' ny fianan
- tsy hita ary manangana .
1SA 2:7     Alignment score: 0.393 → 0.392
Yahweh makes some people poor and some rich . He humbles , but he also lifts up .
Yaveh no mampahantra ny olona sasany ary mampanan - karena ny sasany . Mampietry Izy , nefa mampisandratra ihany koa .
1SA 2:8     Alignment score: 0.314
He raises up the poor out of the dust . He lifts the needy from the ash heap to make them sit with princes and inherit the seat of honor . For the pillars of the earth are Yahweh 's and he has set the world upon them .
Mampitraka ny mahantra hiala amin ' ny vovoka Izy . Mampisandratra ny ory hiala amin ' ny lavenona mba hametraka azy ireo miaraka amin ' ny andrian - dahy ka handova ny sezam - boninahitra
. Ny andrin ' ny tany rehetra dia an'i Yaveh ary teo amin'ireo no nametrahany an'izao tontolo izao .
1SA 2:9     Alignment score: 0.211 → 0.215
He will guard the feet of his faithful people , but the wicked will be put to silence in darkness , for no one will prevail by strength .
Ho ambenany ny tongotry
ny olony mahatoky , fa ny ratsy fanahy kosa dia hampanginina any amin ' ny aizim - pito , satria tsy misy handresy amin ' ny hery .
1SA 2:10     Alignment score: 0.391 → 0.417
Those
who oppose Yahweh will be broken to pieces ; he will thunder against them from heaven . Yahweh will judge the ends of the earth ; he will give strength to his king and exalt the horn of his anointed . "
Ireo izay manohitra an'i Yaveh dia ho potipotika ; hampikotrok'orana avy any an - danitra hanohitra azy ireo Izy . Yaveh no hitsara ny ny faran ' ny tany rehetra ; hanome hery ny mpanjakany Izy ary hanandratra ny tandrok'ilay voahosony . "
1SA 2:11     Alignment score: 0.528
Then Elkanah went to Ramah , to his house . The child served Yahweh in the presence of Eli the priest .
Avy eo i Elkana dia nankany Rama , tany
an - tranony . Nanompo an'Andriamanitra teo amin ' ny fanatrehan'i Ely mpisorona ny zaza .
1SA 2:12     Alignment score: 0.429 → 0.437
Now the sons of Eli were worthless men . They did not know Yahweh .
Ary lehilahy ratsy fanahy ireo zanaka lahin'i Ely . Tsy nahalala an'i Yaveh izy ireo .
1SA 2:13     Alignment score: 0.374 → 0.384
The custom of the priests with the people was that when any man offered a sacrifice , the priest 's servant would come with a three - pronged fork in his hand , while the meat was boiling .
Ny fanaon ' ny mpisorona miaraka amin'ireo vahoaka rehefa nisy lehilahy nanolotra sorona , dia manatona ny mpanompon
' ny mpisorona ka mitondra fitrebika telo rantsana eny an - tanany , raha mbola mangotraka ny hena .
1SA 2:14     Alignment score: 0.293 → 0.3
He would stick it into the pan , or kettle , or cauldron , or pot . All that the fork brought up the priest would take for himself . They did this in Shiloh with all of Israel that came there .
Hatsindrony ao anaty lasitra izany , na fandrahoana hena , na vilany , na vilanibe . Ireo rehetra azon ' ny fitrebika ao dia alain ' ny mpisorona ho azy . Nataon'izy ireo tao Silo niaraka tamin'ireo Israelita rehetra izay tonga tao izany .
1SA 2:15     Alignment score: 0.337 → 0.339
Worse , before they burned the fat , the priest 's servant came
, and said to the man who was sacrificing , " Give meat to roast for the priest ; for he will not accept boiled meat from you , but only raw . "
Ratsy lavitra aza , mialohan ' ny nandoran'izy ireo ny jabora , dia tamy ny mpanompon ' ny mpisorona , ary niteny tamin'ilay lehilahy izay nanao ny sorona hoe : " Omeo hena ho atsatsika ny mpisorona , fa tsy hanaiky hena nandrahoina avy aminao izy , fa ny manta ihany . "
1SA 2:16     Alignment score: 0.286 → 0.286
If the man said to him , " They must burn the fat first , and then take as much as you want . " Then he would say , " No , you will give
it me now ; if not , I will take it by force . "
Raha miteny aminy ilay lehilahy hoe , " Tsy maintsy doran'izy ireo aloha ny jabora , ary avy eo dia afaka maka betsaka araka izay tinao ianao . " Dia valiany hoe : " Tsia , fa omenao izao ankehitriny izao ihany izany ; fa raha tsy izany , dia ho alaiko an - keriny izany . "
1SA 2:17     Alignment score: 0.403 → 0.414
The sin of these
young men was very great before Yahweh , for they despised Yahweh 's offering .
Lehibe dia lehibe tokoa ny helok'ireo zatovo lahy manoloana an'i Yaveh , satria nataon'izy ireo tsinontsinona ny fanatitra an'i Yaveh .
1SA 2:18     Alignment score: 0.643
But Samuel served Yahweh as a child clothed with a linen ephod .
Fa i Samoela dia nanompo an'i Yaveh raha mbola zaza niakanjo efoda rongony fotsy .
1SA 2:19     Alignment score: 0.286 → 0.305
His mother would make him a little robe and bring it to him from year to year , when she came up with her husband to offer the yearly sacrifice .
Nanamboaran - dreniny akanjo lava kely izy ka nentiny
ho azy isan - taona isan - taona izany , rehefa niakatra niaraka tamin ' ny vadiny mba hanolotra ny fanatitra fanao isan - taona izy .
1SA 2:20     Alignment score: 0.309 → 0.312
Eli would bless Elkanah and his wife and say , " May Yahweh give you more children by this woman because of the request she made of Yahweh . " Then they would return to their own home .
Ary Ely nitso - drano an'i Elkana sy ny vadiny ka niteny hoe : " Hanome anao zaza maro amin'ity vehivavy ity anie Andriamanitra nohon ' ny fangatahana izay nataony tamin'i Yaveh . " Avy eo dia niverina tany
an - tranony izy ireo .
1SA 2:21     Alignment score: 0.612 → 0.612
Yahweh again helped Hannah , and again she conceived . She bore three sons and two daughters
. Meanwhile , the child Samuel grew before Yahweh .
Nanampy an'i Hana indray i Yaveh , ka nitoe - jaza indray izy . Niteraka telo lahy sy roa vavy izy . Nandritra izany fotoana izany , dia nitombo teo anatrehan'i Yaveh i Samoela zaza .
1SA 2:22     Alignment score: 0.358 → 0.381
Now Eli was very old ; he heard all that his sons were doing to all Israel , and how they were lying with the women
who were serving at the entrance to the tent of meeting .
Ary efa ntitra tokoa i Ely ; reny avokoa izay rehetra nataon'ireo zanany lahy tamin ' ny Israely rehetra , sy ny nandrian'izy ireo niaraka tamin ' ny vehivavy izay nanompo eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana .
1SA 2:23     Alignment score: 0.19 → 0.202
He said to them , " Why do you do such things ? For I hear of your evil actions from all these
people .
Hoy izy tamin'izy ireo : " Fa maninona ianareo no manao zavatra tahaka izany ? Efa reko tamin ' ny olon - drehetra avokoa ny zava - dratsy nataonareo .
1SA 2:24     Alignment score: 0.322 → 0.326
No , my sons ; for it is not a good report that I hear . You make Yahweh 's people disobey .
" Tsia , ry zanako ; tsy tatitra tsara no reko . Mahatonga ny vahoakan
' i Yaveh tsy hankatoa ianareo .
1SA 2:25     Alignment score: 0.334 → 0.349
If one man sins against another , God will judge him ; but if a man sins against Yahweh , who will speak for him ? " But they would not listen to the voice of their father , because Yahweh intended to kill them .
" Raha misy olona iray manota amin ' ny iray hafa , dia hotsarain'Andriamanitra izy ; fa raha misy lehilahy iray manota amin'i Yaveh , iza no hisolo vava azy ? " Fa tsy hihaino ny feon
' ny rainy izy ireo , satria Yaveh efa nikasa ny hahafaty azy ireo .
1SA 2:26     Alignment score: 0.485 → 0.485
The child Samuel grew up , and increased in favor with Yahweh and also with men .
Niha - lehibe i Samoela zaza , ary nitombo fitia tamin'i Yaveh sy tamin ' ny olona ihany koa .
1SA 2:27     Alignment score: 0.342 → 0.372
Now a man of God came to Eli and said to him , " Yahweh says , ' Did I not reveal myself to the house of your father when they were in Egypt in bondage to the house of Pharaoh ?
Ary nisy lehilahin'Andriamanitra iray nanatona an'i Ely ka nanao taminy hoe : " Izao no nolazain'i
Yaveh , ' Tsy efa nampiseho ny tenako taminao tamin ' ny ankohonan'ireo razambenao ve Aho , raha mbola tany Egypta tamin ' ny fanandevozan ' ny ankohonan'i Farao izy ireo ?
1SA 2:28     Alignment score: 0.387 → 0.387
I chose him out of all the tribes of Israel to be my priest , to go up to my altar , and to burn incense , to wear an ephod before me . I gave to the house of your father all the offerings
of the people of Israel made with fire .
Nofidiko tanatin'ireo fokon'Israely rehetra izy mba ho mpisoroko , mba hiakatra eny amin ' ny alitarako , ary mba handoro ny ditin - kazo manitra , mba hiakanjo efoda manoloana Ahy . Nomeko ho an ' ny taranaky ny razambenao ireo fanatitra rehetra nataon ' ny vahoakan ' ny Israely tamin ' ny afo .
1SA 2:29     Alignment score: 0.309 → 0.339
Why , then , do you scorn my sacrifices
and offerings , which I commanded in the place where I live ? Why do you honor your sons above me by making yourselves fat with the best of every offering of my people Israel ? '
Nahoana ary , ianao no maniratsira ireo sorona sy fanatitro izay notakiako ho eo amin ' ny toerana fonenako ? Nahoana no omenao voninahitra mihoatra ahy amin ' ny fanatavezana ny tenanareo amin ' ny tsara indrindra avy amin ' ny fanatitra rehetran ' ny Israely vahoakako ny zanakao ? '
1SA 2:30     Alignment score: 0.292 → 0.31
Therefore , Yahweh , the God of Israel , declares , ' I promised that your house and the house of your father should walk before me forever . ' But now Yahweh declares , ' Far be it from me to do this , for I will honor those who honor me , but those who despise me will be lightly esteemed .
Fa Yaveh , Andriamanitr'Israely , miteny hoe : ' Nampanantena Aho fa ny taranakao
, sy ny ankohonan ' ny razambenao , dia handeha eo anatrehako mandrakizay . ' Nefa ankehitriny kosa dia hoy Yaveh : ' Sanatria Amiko ny hanao izany , izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra , fa izay manao tsinontsinona Ahy kosa no ho tsinontsinoaviko .
1SA 2:31     Alignment score: 0.204 → 0.205
See , the days are coming when I will cut off your strength and the strength of your father 's house , so that there will no longer be any old man in your house .
Indro , ho avy ny andro izay hanapahako ny herinao
sy ny herin ' ny ankohonan ' ny razambenao , ka tsy hisy lehilahy ho tratra antitra intsony amin ' ny taranakao .
1SA 2:32     Alignment score: 0.26
You will see distress in the place where I live
. Although good will be given to Israel , there will no longer be any old man in your house .
Hahita fahoriana eny amin'izay toerana honenako ianao . Na dia omena soa aza ny Israely , dia tsy hisy lehilahy ho tratra antitra intsony amin ' ny taranakao .
1SA 2:33     Alignment score: 0.216 → 0.227
Any one of you that I do not cut off from my altar , I will cause
your eyes to fail , and I will cause grief in your heart , then all the increase of your house will die while men .
Ny sasany aminareo izay tsy ho esoriko amin ' ny alitarako , dia ho ataoko pahina ny masonareo , ary ahatonga alahelo ny amin ' ny fiainanareo Aho . Ireo lehilahy rehetra izay teraka ao amin ' ny fianakavianareo dia ho faty .
1SA 2:34     Alignment score: 0.458
This will be the sign for you that will come
on your two sons , on Hophni and Phinehas : They will both die on the same day .
Izao no famantarana ho anao izay hanjo ireo zanakao roa lahy , amin'i Hofinia sy Finehasa : Samy ho faty amin ' ny andro iray izy miralahy ireo .
1SA 2:35     Alignment score: 0.406 → 0.419
I will raise up for myself a faithful priest who will do what is in my heart and in my soul . I will build him a sure house ; and he will walk before my anointed king forever .
Hanangana mpisorona mahatoky ho an ' ny tenako izay hanatanteraka ny ao am - poko sy ny ao amin ' ny fanahiko Aho . Hanorina trano azo antoka ho azy Aho ; ary handeha eo anoloan ' ny mpanjaka izay voahosotro
mandrakizay izy .
1SA 2:36     Alignment score: 0.261 → 0.265
Everyone who is left in your house will come
and bow down to him , asking for a piece of silver and a loaf of bread , and will say , " Please assign me to one of the priests ' positions so I can eat a piece of bread . " ' "
Izay rehetra sisa tavela amin ' ny taranakao dia ho avy ary hiankohoka eo aminy , hangataka sombim - bolafotsy sy mofo , ary hiteny hoe : " Mba tendreo ho isan ' ny iray amin'ireo mpisoronao re aho mba hahafahako mihinana sombi - mofo iray . "" '
1SA 2     Average alignment score: 0.354 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31