Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 31:1     Alignment score: 0.509
Now the Philistines fought against Israel . The men of Israel fled from before the Philistines and fell
down dead on Mount Gilboa .
Ary ireo Filistina niady nanohitra an'Israely . Ary ny lehilahin'Israely nandositra teo alohan ' ny Filistina ary lavo maty teo amin ' ny Tendrombohitr'i Gilboa .


1SA 31:2     Alignment score: 0.663
The Philistines closely pursued Saul and his sons . The Philistines killed Jonathan , Abinadab , and Malki - Shua , his sons .
Ireo Filistina nanenjika akaiky an'i Saoly sy ireo zanany lahy . Novonoin'ireo Filistina i Jonatana , Abinadaba , ary i Malkisoa , zanany lahy .
1SA 31:3     Alignment score: 0.289 → 0.286
The battle went heavily against Saul , and the archers overtook him . He was in severe pain because of them .
Niha - henjana teo anatrehan'i Saoly ny ady , ary ireo mpandefa zana - tsipìka nahavoa azy . Tao anatin
' ny fanaintainana mafy izy nohon ' ny amin'izy ireo .
1SA 31:4     Alignment score: 0.402
Then Saul said to his armor bearer , " Draw your sword and thrust me through with it . Otherwise , these
uncircumcised will come and abuse me . " But his armor bearer would not , for he was very afraid . So Saul took his own sword and fell on it .
Ary hoy i Saoly tamin ' ny mpitondra ny fiadiany : " Avoahy ny sabatrao ary trobahy amin'izany aho . Raha tsy izany , ireo tsy voafora ireo no ho tonga ka hanararaotra ahy . " Fa tsy nanao izany ilay mpitondra ny fiadiany , satria natahotra mafy izy . Koa nalain'i Saoly ny sabany ary nianjera tambon'izany izy .
1SA 31:5     Alignment score: 0.405
When his armor bearer saw that Saul was dead , he fell on his sword in the same way and died
with him .
Rehefa hitan ' ny mpitondra ny fiadiany fa maty i Saoly , dia nianjera tambonin ' ny sabany tahaka izany koa izy ka maty niaraka taminy .
1SA 31:6     Alignment score: 0.455 → 0.456
So Saul died
, his three sons , and his armor bearer these men all died together that same day .
Ka dia maty i Saoly , ireo zanany telo lahy , ary ny mpitondra ny fiadiany ireo lehilahy ireo dia niara - maty tamin'iny andro iny ihany .
1SA 31:7     Alignment score: 0.479 → 0.48
When the men of Israel who were on the other side of the valley , and those beyond the Jordan , saw that the men of Israel had fled , and that Saul and his sons were dead , they abandoned their cities and fled , and the Philistines came and lived in them .
Rehefa hitan
' ny lehilahin'Israely izay teny ampitan ' ny lohasaha , sy ireo izay teny an - dafin'i Jordana , fa nandositra ny lehilahin'Israely , ary maty i Saoly sy ireo zanany lahy , dia nandao ny tanànany ary nandositra izy ireo , ary tonga ireo Filistina ka nonina teo amin'ireo .
1SA 31:8     Alignment score: 0.51
It came about on the next day , when the Philistines came
to strip the dead , that they found Saul and his three sons fallen on Mount Gilboa .
Ary ny ampitson'iny , rehefa tonga hanaisotra ireo faty ireo Filistina , no nahita ireo an'i Saoly sy ireo zanany telo lahy lavo teo amin ' ny tendrombohitra Gilboa .
1SA 31:9     Alignment score: 0.336 → 0.346
They cut off his head and stripped off his armor , and sent messengers into the land of the Philistines throughout to carry the news to their idols ' temples and to the people .
Notapahan'izy ireo ny lohany ary nendahiny ny fiadiany , ary nandefa ireo mpitondra hafatra nanerana ireo tanin'ireo Filistina mba hitondra ny vaovao any amin ' ny tempolin
- tsampin'izy ireo sy any amin ' ny vahoaka izy ireo .
1SA 31:10     Alignment score: 0.463 → 0.464
They put his armor in the temple of the Ashtoreths
, and they fastened his body to the city wall of Beth Shan .
Napetrak'izy ireo tao amin ' ny tempolin'i Astarta ny fiadiany , ary ny vatany nofeheziny teo amin ' ny mandan ' ny tanànan'i Beti - sana .
1SA 31:11     Alignment score: 0.666 → 0.703
When the inhabitants of Jabesh Gilead heard of what the Philistines had done to Saul ,
Rehefa nandre izay nataon'ireo Filistina tamin'i Saoly ny mponin'i
Jabesy Gileada ,
1SA 31:12     Alignment score: 0.406 → 0.418
all the fighting men arose
and went all night and took the body of Saul and the bodies of his sons from the wall of Beth Shan . They went to Jabesh and burned them there .
dia nitsangana ireo lehilahy mpiady rehetra ary nandeha ny alina manontolo ka naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ireo zanany lahy teo amin ' ny mandan'i Beta - sana . Nankany Jabesa izy ireo ary nodorany teo ireo .
1SA 31:13     Alignment score: 0.506 → 0.583
Then they took their bones and buried them under a tamarisk tree in Jabesh , and fasted for seven days .
Ary nalain'izy ireo ny taolan'izy ireo avy eo ka nalevina tambanin ' ny hazo tamariska tao Jabesy , ary nifady hanina nandritra
ny fito andro izy ireo .
1SA 31     Average alignment score: 0.464 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31