Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 18:1     Alignment score: 0.381 → 0.386
When he had finished speaking to Saul , the soul of Jonathan was bound
to the soul of David , and Jonathan loved him as his own soul .
Rehefa avy niresaka tamin'i Saoly izy , dia nifamatotra tamin ' ny fanahin'i Davida ny fanahin'i Jonatana , ary notiavian'i Jonatana tahaka ny fanahiny ihany izy .


1SA 18:2     Alignment score: 0.437
Saul took David into his service that day ; he did not let him return to his father 's house .
Nalain'i Saoly ho amin ' ny fanompoana azy i Davida tamin'io andro io ; tsy navelany hiverina any an - tranon
- drainy izy .
1SA 18:3     Alignment score: 0.413
Then Jonathan and David made a covenant of friendship because Jonathan loved him as his own soul .
Avy eo Jonatana sy Davida nanao faneken
- pinamanana satria notiavin'i Jonatana tahaka ny fanahiny ihany izy .
1SA 18:4     Alignment score: 0.335
Jonathan took off the robe that he was wearing and gave it to David with his armor , as well as his sword , bow , and belt .
Nanala ny akanjo lava izay nanaovany i Jonatana ary nanome izany an'i Davida niaraka taminy fiarovany
, sy ny sabany , ny tsipìka , ary fehin - kibo .
1SA 18:5     Alignment score: 0.391 → 0.416
David went out wherever Saul sent him , and he succeeded . Saul set him over the men of war . This was pleasing in the eyes of all the people and also in the sight of Saul 's servants .
Dia nandeha tany amin'izay toerana nanirahan'i Saoly azy i Davida , ary nahomby izy . Nametraka azy teo amin'ireo lehilahin'ady i Saoly . Nankasitrahana teo imason
' ny vahoaka rehetra izany ary teo imason'ireo mpanompon'i Saoly ihany koa .
1SA 18:6     Alignment score: 0.44
As they came home from defeating the Philistines , the women
came from all the cities of Israel , singing and dancing , to meet King Saul , with tambourines , with joy , and with musical instruments .
Raha nandeha nody avy nandresy ireo Filistina izy ireo , dia tonga avy tamin'ireo tanànan'Israely rehetra ireo vehivavy , nihira sy nandihy , mba hitsena an'i Saoly mpanjaka , niaraka tamin ' ny amponga tapaka , hafaliana , ary zava - maneno .
1SA 18:7     Alignment score: 0.51 → 0.514
The women
sang one to another as they played . They sang : " Saul has killed his thousands , and David his ten thousands . "
Nifandimby nihira ireo vehivavy raha nilalao izy ireo . Nihira izy ireo hoe : " Novonoin'i Saoly ireo an'arivony , ary Davida kosa ireo an'aliny . "
1SA 18:8     Alignment score: 0.335 → 0.339
Saul was very angry , and this song displeased him . He said , " They have ascribed to David ten thousands , but they have ascribed only thousands to me . What more can he have but the kingship ? "
Tezitra mafy i Saoly , ary tsy nahafaly azy izany hira izany . Hoy izy hoe : " Efa nanome an'alina ho an'i Davida izy ireo , nefa an'arivony ihany no nomen'izy ireo ho ahy . Inona ihany koa no afaka hananany afa - tsy ny fitondram - panjakana ? "
1SA 18:9     Alignment score: 0.397 → 0.403
Saul looked at David with suspicion from that day on .
Nijery an'i Davida tam - piahiahiana i Saoly nanomboka tamin'io andro io .
1SA 18:10     Alignment score: 0.335
The next day a harmful spirit from God rushed upon Saul and he prophesied within the house . So David played his instrument , as he did each day . Saul had a spear in his hand .
Ny andro manaraka dia nisy fanahy mampidi - doza avy amin'Andriamanitra nidina teo amin'i Saoly ary nirediredy tao an - trano izy . Noho izany dia nilalao ny zava - manenony tahaka ny ataony isan'andro i Davida . Ary nanana lefona teny
an - tanany i Saoly .
1SA 18:11     Alignment score: 0.424 → 0.424
Saul threw the spear , for he thought , " I will pin David to the wall . " But David escaped from Saul 's presence twice in this way .
Natsipin'i
Saoly ilay lefona , satria nieritreritra izy hoe : " Ho tsindroniko ho eo amin ' ny rindrina i Davida . " Kanefa indroa tafala ny fanatrehan'i Saoly tamin'izany fomba izany i Davida .
1SA 18:12     Alignment score: 0.655 → 0.66
Saul was afraid of David , because Yahweh was with him , but was no longer with Saul .
Natahotra an'i Davida i Saoly , satria nomba azy Yaveh , fa tsy nomba an'i Saoly intsony .
1SA 18:13     Alignment score: 0.437
So Saul removed him from his presence and appointed him a commander of a thousand . In this way David went out and came in before the people .
Koa nesorin'i
Saoly teo amin ' ny fanatrehany izy ary notendreny ho mpifehy ny arivo . Izany no fomba nivoahan'i Davida sy nankanesany teo anoloan ' ny vahoaka .
1SA 18:14     Alignment score: 0.317
David was prospering in all his ways , for Yahweh was with him .
Nambinina tamin ' ny lalany
rehetra i Davida , satria nomba azy Yaveh .
1SA 18:15     Alignment score: 0.474 → 0.477
When Saul saw that he prospered , he stood in awe of him .
Rehefa hitan'i Saoly fa nambinina izy , dia talanjona taminy izy .
1SA 18:16     Alignment score: 0.473 → 0.479
But all Israel and Judah loved David , for he went out and came in before them .
Fa tia an'i Davida ny Israely sy Joda rehetra , satria nivoaka izy ary nankeo anoloan'izy ireo .
1SA 18:17     Alignment score: 0.487
Then Saul said to David , " Here is my oldest daughter
Merab . I will give her to you as a wife . Only be courageous for me and fight Yahweh 's battles . " For Saul thought , " Let not my hand be on him , but let the hand of the Philistines be on him . "
Ary hoy i Saoly tamin'i Davida hoe : " Inty i Meraba zanako vavy zokiny indrindra . Homeko anao ho vady izy . Fa manàna herim - po ho ahy ary miadia ny adin'i Yaveh . " Fa nieritreritra Saoly hoe : " Aza avela eo aminy tanako , fa aoka ny tanan'ireo Filistina no ho eo aminy . "
1SA 18:18     Alignment score: 0.449
David said to Saul , " Who am I , and who are my relatives , or my father 's clan in Israel , that I should be son-in-law to the king ? "
Hoy i Davida tamin'i Saoly hoe : " Iza moa aho , ary iza moa ireo havako , na ny fianakavian ' ny raiko any Israely , no tokony ho vinanto lahin
' ny mpanjaka aho ? "
1SA 18:19     Alignment score: 0.637
But at the time when Merab , Saul 's daughter , should have been given to David , she was given to Adriel the Meholathite as a wife .
Fa tamin ' ny fotoana tokony nanomezana an'i Meraba , zanaka vavin'i Saoly ho an'i Davida , dia nomena an'i Adriela Meholatita ho vady izy .
1SA 18:20     Alignment score: 0.564
But Michal , Saul 's daughter , loved David . They told Saul , and this pleased him .
Kanefa i Mikala , zanaka vavin'i Saoly , dia tia an'i Davida . Niteny tamin'i Saoly izy ireo , ary nahafaly azy izany .
1SA 18:21     Alignment score: 0.524 → 0.524
Then Saul thought , " I will give her to him , so that she can be a trap for him , and that the hand of the Philistines may be against him . " So Saul said to David a second time , " You will be my son-in-law . "
Avy eo i Saoly nieritreritra hoe : " Homeko azy izy , mba ho fandrika ho azy , ary mba hanohitra azy ny tanan'ireo Filistina . " Ka niteny fanindroany an'i Davida indray i Saoly hoe : " Ho vinanto lahiko ianao . "
1SA 18:22     Alignment score: 0.455 → 0.457
Saul commanded his servants , " Speak with David in private , and say , ' See , the king takes pleasure in you , and all his servants love you . Now then , become
the king 's son-in-law . ' "
Nandidy ireo mpanompony i Saoly hoe : " Miresaha manokana amin'i Davida , ary lazao hoe : ' Indro , mankasitraka anao ny mpanjaka , ary tia anao ireo mpanompony rehetra . Koa ankehitriny , meteza ho vinanto lahin ' ny mpanjaka . ' "
1SA 18:23     Alignment score: 0.449 → 0.45
So Saul 's servants spoke these
words to David . Then David said , " Is it a small matter to you to be the king 's son-in-law , since I am a poor man , and lightly esteemed ? "
Koa nilaza ireo teny ireo tamin'i Davida ireo mpanompon'i Saoly . Avy eo Davida nilaza hoe : " Zavatra kely ho anao ve ny ho vinanton ' ny mpanjaka , satria olona mahantra aho , ary atao tsinontsinona ? "
1SA 18:24     Alignment score: 0.427 → 0.443
The servants of Saul reported to him the words which David spoke .
Nitatitra taminy ireo teny izay nolazain'i
Davida ireo mpanompon'i Saoly .
1SA 18:25     Alignment score: 0.422 → 0.431
Then Saul said , " Say this to David , ' The king does not desire any price for the bride except a hundred foreskins of the Philistines , to be avenged from the king 's enemies . ' " Now Saul thought to make David fall by the hand of the Philistines .
Ary hoy i Saoly hoe : " Lazao an'i Davida izao : ' Tsy maniry vodiondry ny mpanjaka , fa lohan
- tsitsy zaton'ireo Filistina ihany , mba hamaliana faty ireo fahavalon ' ny mpanjaka . " ' Ary Saoly nieritreritra ny handavo an'i Davida tamin ' ny tanan'ireo Filistina .
1SA 18:26     Alignment score: 0.56
When his servants told David these
words , it pleased David to be the king 's son-in-law .
Rehefa nilaza ireo teny ireo tamin'i Davida ireo ny mpanompony , dia nahafaly an'i Davida ny ho vinanton ' ny mpanjaka .
1SA 18:27     Alignment score: 0.429 → 0.428
Before those days had expired , David went with his men and killed two hundred Philistines . David brought their foreskins , and they gave them in full
number to the king , so that he might be the king 's son-in-law . So Saul gave him Michal his daughter as his wife .
Talohan ' ny nahadila an'ireo andro ireo , dia nandeha niaraka tamin'ireo olony Davida ary namono Filistina roan - jato . Nentin'i Davida ny lohan - tsitsin'izy ireo , ary nomen'izy ireo ho an ' ny mpanjaka avokoa ireo , mba ho lasa vinanton ' ny mpanjaka izy . Koa nomen'i Saoly azy ho vady i Mikala zanany vavy .
1SA 18:28     Alignment score: 0.648 → 0.651
When Saul saw , and he knew
that Yahweh was with David , and that Michal , Saul 's daughter , loved him ,
Rehefa hitan'i Saoly , sy fantany fa nomba an'i Davida i Yaveh , ary Mikala zanaka vavin'i Saoly , dia tia azy ,
1SA 18:29     Alignment score: 0.364 → 0.404
Saul was even more afraid of David . Saul was continually David 's enemy .
dia natahotra mafy kokoa an'i Davida i Saoly . Ary fahavalon'i
Davida hatrany i Saoly .
1SA 18:30     Alignment score: 0.363
Then the princes of the Philistines came
out for battle , and as often as they came out , David behaved more prudently than all the servants of Saul , so that his name was highly regarded .
Avy eo ireo andrian - dahin'ireo Filistina nivoaka hiady , ary arakaraky ny nivoahan'izy ireo matetika , no nahombiazan'i Davida bebe kokoa noho ireo mpanompon'i Saoly rehetra , koa dia nisandratra avo ny anarany .
1SA 18     Average alignment score: 0.448 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31