Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 24:1     Alignment score: 0.551 → 0.552
David went up from there and lived in the strongholds
of En Gedi .
Niakatra avy tany Davida ka nonina tao amin'ireo fiarovana mafin'i En - jedy .


1SA 24:2     Alignment score: 0.554 → 0.562
When Saul returned from chasing the Philistines , he was told , " David is in the wilderness of En Gedi . "
Rehefa niverina avy nanenjika an'ireo Filistina i Saoly , dia nolazaina taminy hoe : " Any an'efitr'i
En - jedy i Davida . "
1SA 24:3     Alignment score: 0.465 → 0.466
Then Saul took three thousand chosen men from all Israel and went to seek David and his men on the Rocks of the Wild Goats .
Avy eo i Saoly dia naka lehilahy telo arivo voafantina avy amin'Israely rehetra ary nandeha nitady an'i Davida sy ireo lehilahy teny amin ' ny Vatolampin'ireo Osi - Dia .
1SA 24:4     Alignment score: 0.304
He came to sheep pens on the way , where there was a cave . Saul went inside to cover his feet
. Now David and his men were sitting far back in the cave .
Nankeo amin ' ny valan'ondry teny an - dalana izy , izay nisy zohy iray . Niditra tao mba hanao maloto i Saoly . Ary Davida sy ireo lehilahiny dia nipetraka lavitra tao aoriany tao amin ' ny zohy .
1SA 24:5     Alignment score: 0.347
David 's men said to him , " This is the day of which Yahweh spoke when he said to you , ' I will give
your enemy into your hand , for you to do with him as you wish . ' " Then David arose and quietly crept forward and cut off the corner of Saul 's robe .
Hoy ireo lehilahin'i Davida taminy hoe : " Ity no andro izay niresahan'i Yaveh rehefa niteny taminao Izy hoe : ' Hatolotro eo am - pelatananao ireo fahavalonao , mba hanaovanao izay tianao hatao aminy . ' " Avy eo Davida nitsangana ary nandady moramora nandroso ka nanapaka ny moron ' ny akanjo lavan'i Saoly .
1SA 24:6     Alignment score: 0.386
Afterward David 's heart afflicted him because he had cut a corner off Saul 's robe .
Rehefa afaka izany dia nampahory azy ny fon'i
Davida satria nanapaka ny moron ' ny akanjo lavan'i Saoly izy .
1SA 24:7     Alignment score: 0.39
He said to his men , " May Yahweh forbid that I should do this thing to my master , Yahweh 's anointed , to put out my hand against him , seeing he is Yahweh 's anointed . "
Hoy izy tamin'ireo lehilahiny hoe : " Yaveh anie handrara ny hanaovako izao zavatra izao amin ' ny tompoko , ilay voahosotr'i
Yaveh , dia ny haninjirako ny tanako aminy , raha mahita fa voahosotr'i Yaveh izy . "
1SA 24:8     Alignment score: 0.445
So David rebuked his men with these
words , and did not permit them to attack Saul . Saul stood up , left the cave , and went on his way .
Dia niteny mafy an'ireo lehilahiny tamin'ireo teny ireo Davida , ary tsy namela azy ireo hamely an'i Saoly . Nitsangana i Saoly , nandao ny zohy , ary nandeha tamin ' ny lalany .
1SA 24:9     Alignment score: 0.511
Afterward , David also stood up , left the cave , and called out after Saul : " My master the king . " When Saul looked behind him , David bowed with his face to the ground and showed him respect .
Rehefa afaka izany , dia nitsangana ihany koa Davida , nandao ilay zohy , ary niantso an'i Saoly hoe : " Ry mpanjaka tompoko . " Rehefa nijery azy avy ao aoriany i Saoly , dia nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany i Davida ary naneho fanajana azy .
1SA 24:10     Alignment score: 0.517
David said to Saul , " Why do you listen to the men who say , ' See , David is seeking your harm ? '
Hoy i Davida tamin'i Saoly hoe : " Nahoana ianao no mihaino
ireo lehilahy izay manao hoe : ' Indro , mitady hanao ratsy anao Davida ? '
1SA 24:11     Alignment score: 0.325 → 0.334
Today your eyes have seen how Yahweh put you into my hand when we were in the cave . Some told me to kill you , but I spared you . I said , ' I will not put out my hand against my master ; for he is Yahweh 's anointed . '
Ankehitriny hitan
' ny masonao ny fomba nametrahan'i Yaveh anao teo am - pelatanako tamintsika tao an - johy . Ny sasany nilaza tamiko mba hamono anao , fa namindra fo taminao aho . Hoy aho hoe : ' Tsy haninjitra ny tanako amin ' ny tompoko aho ; satria voahosotr'i Yaveh izy . '
1SA 24:12     Alignment score: 0.205 → 0.221
See , my father , see the corner of your robe in my hand . For the fact that I cut off the corner of your robe and did not kill you , you may know and see that there is no evil or treason in my hand , and I have not sinned against you , even though you hunt my life to take it .
Indro , ry raiko , jereo ny moron - tongotr'akanjo lavanao eo am - pelatanako . Fa ny antony nanapahako ny moron - tongotr'akanjo lavanao sy tsy namonoako anao , dia mba ho fantatrao
sy hitanao fa tsy misy ratsy na fivadihana eto am - pelatanako , ary tsy nanota taminao aho , na dia mihaza ny aiko mba hahafaty ahy aza ianao .
1SA 24:13     Alignment score: 0.444
May Yahweh judge between you and me , and may Yahweh avenge me against you , but my hand must not be against you .
Yaveh anie hitsara ahy sy ianao , ary Yaveh anie hamaly faty ahy aminao , fa ny tanako dia tsy tokony hanohitra anao .
1SA 24:14     Alignment score: 0.317 → 0.34
As the proverb of the ancients says , ' Out of the wicked comes wickedness . ' But my hand will not be against you .
Araka ny lazain
' ny ohabolan ' ny ntaolo hoe : ' Avy amin ' ny ratsy fanahy no hiavian ' ny faharatsiana . ' Fa tsy hanohitra anao ny tanako .
1SA 24:15     Alignment score: 0.181 → 0.244
After whom has the king of Israel come
out ? After whom do you pursue ? After a dead dog ! After a flea !
Ho an'iza no nivoahan ' ny mpanjakan'Israely ? Iza no enjehinao ? Alika maty ! Parasy !
1SA 24:16     Alignment score: 0.295 → 0.299
May Yahweh be judge and give judgment between you and me , and see to it , and plead my cause and permit me to escape from your hand . "
Yaveh anie ho mpitsara sy hanome fitsaràna ahy sy ianao , ary hijery amin'izany , ary hisolo vava ahy sy hamela ahy handositra amin ' ny tananao
. "
1SA 24:17     Alignment score: 0.593
When David had finished speaking these
words to Saul , Saul said , " Is this your voice , my son David ? " Saul lifted up his voice and wept .
Rehefa avy niresaka ireo teny ireo tamin'i Saoly i Davida , dia hoy i Saoly hoe : " Feonao ve izany , ry Davida zanako ? " Nanandratra ny feony i Saoly ary nitomany .
1SA 24:18     Alignment score: 0.294 → 0.299
He said to David , " You are more righteous than I am . For you have repaid me good , where I have repaid you evil .
Hoy izy tamin'i Davida hoe : " Marina kokoa ianao mihoatra ahy . Satria namaly soa ahy ianao , rehefa namaly ratsy anao aho .
1SA 24:19     Alignment score: 0.214 → 0.23
You have declared today how you have done good to me , for you did not kill me when Yahweh had put me at your mercy .
Nambaranao ankehitriny ny fomba nanaovanao soa tamiko , satria tsy namono ahy ianao raha nataon'i Yaveh teo an - tananao
ny aiko .
1SA 24:20     Alignment score: 0.282 → 0.279
For if a man finds his enemy , will he let him go safely ? May Yahweh reward you with good for what you have done to me today .
Fa raha misy lehilahy mahita ny fahavalony
, dia handefa azy am - piadanana ve izy ? Yaveh anie hamaly soa anao amin'izay vitanao tamiko anio .
1SA 24:21     Alignment score: 0.409
Now , I know that you will surely be king and that the kingdom of Israel will be established in your hand .
Ankehitriny , fantatro fa ho mpanjaka tokoa ianao ary ho apetraka eo am - pelatananao ny fanjakan'Israely .
1SA 24:22     Alignment score: 0.34
Swear to me by Yahweh that you will not cut off my descendants after me , and that you will not destroy my name out of my father 's house . "
Mianiana amiko amin'i Yaveh fa tsy hamongotra ireo taranako
mandimby ahy ianao , ary tsy hamotika ny anarako hiala amin ' ny tranon - draiko . "
1SA 24:23     Alignment score: 0.565
So David made an oath to Saul . Then Saul went home , but David and his men went up to the stronghold .
Noho izany dia nanao fianianana tamin'i Saoly i Davida . Avy eo dia nandeha nody i Saoly , fa i Davida sy ireo lehilahiny kosa nandeha niakatra tany amin ' ny fiarovana mafy .
1SA 24     Average alignment score: 0.384 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31