Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 27:1     Alignment score: 0.308 → 0.316
David said in his heart , " I will now perish one day by Saul 's hand ; there is nothing better for me than to escape into the land of the Philistines ; Saul will give
up looking for me any more within all the borders of Israel ; in this way I will escape out of his hand . "
Niteny tao am - pony i Davida hoe : " Ho fatin ' ny tanan'i Saoly aho indray andro any ; tsy misy soa ho ahy afa - tsy ny mandositra mankany amin ' ny tanin'ireo Filistina ; tsy hitady ahy eran ' ny fari - tanin ' ny Israely rehetra intsony i Saoly ; amin'izany lalana izany no handosirako hiala amin ' ny tanany . "


1SA 27:2     Alignment score: 0.536 → 0.537
David arose
and passed over , he and the six hundred men who were with him , to Achish son of Maok , the king of Gath .
Nitsangana i Davida ary niainga , izy sy ireo lehilahy enin - jato izay niaraka taminy , ho any amin'i Akisy zanak'i Maoka , mpanjakan'i Gata .
1SA 27:3     Alignment score: 0.56 → 0.567
David lived with Achish at Gath , he and his men , each man with his own household , and David with his two wives , Ahinoam the Jezreelite woman
, and Abigail the Carmelite woman , Nabal 's wife .
Nonina niaraka tamin'i Akisy tao Gata i Davida , izy sy ireo lehilahiny , ny lehilahy tsirairay miaraka amin ' ny ankohonany avy , ary Davida miaraka amin'ireo vadiny roa , Ahinoama Jerizelita sy Abigaila Karmelita , vadin'i Nabala .
1SA 27:4     Alignment score: 0.533 → 0.533
Saul was told that David had fled to Gath , so he looked for him no longer .
Nambara tamin'i Saoly fa nandositra any Gata i Davida , ka tsy nitady azy intsony izy .
1SA 27:5     Alignment score: 0.38 → 0.38
David said to Achish , " If I have found favor in your eyes , let them give me a place in one of the cities in the country , that I may live there . Why should your servant live in the royal city with you ? "
Hoy i Davida tamin'i Akisy : " Raha nahita fitia teo imasonao aho , aoka izy ireo hanome toerana ao amin ' ny tanàna iray eo amin ' ny firenena ho ahy , ka hahafahako monina any : fa nahoana ny mpanomponao no hiara - hitoetra ao an - tanànan
' ny mpanjaka miaraka aminao ? "
1SA 27:6     Alignment score: 0.378 → 0.379
So that day Achish gave him Ziklag ; that is why Ziklag belongs to the kings of Judah to this very day .
Dia nomen'i Akisy azy ny androtr'io Ziklaga ; izany no antony nahatonga an'i Ziklaga ho an ' ny mpanjakan'i Joda nanomboka tamin'izany andro izany indrindra .
1SA 27:7     Alignment score: 0.379 → 0.425
The number of days that David lived in the land of the Philistines was a full year and four months .
Herintaona feno sy efa - bolana
no isan ' ny andro izay nonenan'i Davida tany amin ' ny tanin'ireo Filistina .
1SA 27:8     Alignment score: 0.347 → 0.371
David and his men attacked various places , making raids on the Geshurites , the Girzites , and the Amalekites ; for those
nations were the inhabitants of the land , as you go to Shur , as far as the land of Egypt . They had been living there in the land from ancient times .
Ary toerana maro isan - karazany no notafihan'i Davida sy ireo lehilahiny , nanao fanafihana tany Gesorita , Gizrita , ary Amalekita ; satria ireo firenena ireo dia mponina tao amin ' ny tany , raha hankany sora , ka hatrany amin ' ny tany Egypta ianao . Efa nonina tany izy ireo fahiny .
1SA 27:9     Alignment score: 0.432 → 0.43
David attacked the land and saved neither man nor woman alive
. He took away the sheep and cattle , the donkeys , the camels , and the clothing . Then he returned and went back to Achish .
Nanafika ny tany Davida ary tsy nisy navelany ho velona na lehilahy na vehivavy ; nentiny ny ondry , ny omby , ny ampondra , ny rameva , ary ny fitafiana ; ary niverina ho any amin'i Akisy indray izy .
1SA 27:10     Alignment score: 0.37 → 0.42
Achish would say , " Against whom have you made a raid today ? " David would answer , " Against the south of Judah , " or " Against the south of the Jerahmeelites , " or " Against the south of the Kenites . "
Dia hoy i Akisy hoe : " Iza no notafihanareo androany ? " Dia namaly i Davida hoe : " Ny atsimon'i
Joda , " na " Ny atsimon'ireo Jaramelita , " na " Ny atsimon'ireo Kenita . "
1SA 27:11     Alignment score: 0.313 → 0.327
David would keep neither man nor woman alive
to bring them to Gath , saying , " So that they can not say about us , ' David did such and such . ' " This was what he did all the while he was living in the country of the Philistines .
Tsy nisy navelan'i Davida ho velona mba ho entina any Gata na lehilahy na vehivavy , fa hoy izy hoe : " Mba tsy hahafahan'izy ireo miteny hoe : ' Manao izao sy izao Davida . " Izany no nataony nandritra ny fotoana rehetra nonenany tany amin ' ny firenen'ireo Filistina .
1SA 27:12     Alignment score: 0.438
Achish believed David , saying , " He has made his people Israel utterly abhor him ; he will therefore be my servant forever . "
Nino an'i Davida i Akisy ka nanao hoe : " Efa nataony izay hankahalan ' ny Israely vahoakany
azy tanteraka ; noho izany dia ho mpanompoko mandrakizay izy . "
1SA 27     Average alignment score: 0.412 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31