Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 17:1     Alignment score: 0.502 → 0.79
Now the Philistines gathered their armies for battle . They were gathered at Sokoh
, which belongs to Judah . They had encamped between Sokoh and Azekah , in Ephes Dammim .
Ary ireo Filistina namory ireo tafik'izy ireo hiady . Niangona tao Soko , izay an'i Joda izy ireo . Nitoby teo anelanelan'i Soko sy Azeka , tao Efesa - damima izy ireo .


1SA 17:2     Alignment score: 0.426 → 0.429
Saul and the men of Israel gathered and encamped in the Valley of Elah , and drew up their battle line to meet the Philistines .
I Saoly sy ireo lehilahin'Israely dia niangona ary nitoby tao amin ' ny Lohasahan'i
Elaha , ary nandamina ny filaharan'izy ireo amin ' ny ady mba hifanehitra amin'ireo Filistina .
1SA 17:3     Alignment score: 0.436
The Philistines stood on a mountain
on one side , and Israel stood on a mountain on the other side with a valley between them .
Nitsangana teo ambony tendrombohitra teny am - pita ireo Filistina , ary ny Israely nitsangana teo ambony tendrombohitra teny am - pita ary lohasaha no nanelanelana azy ireo .
1SA 17:4     Alignment score: 0.429
A strong man came out of the Philistines ' camp , a man named Goliath of Gath , whose height was six cubits and a span .
Lehilahy matanjaka iray no nivoaka avy tao amin ' ny tobin'ireo Filistina , lehilahy iray antsoina hoe Goliata avy any Gata , izay enina hakiho ary zehy iray ny halavany
.
1SA 17:5     Alignment score: 0.419 → 0.425
He had a helmet of bronze on his head , and he was clothed in scale armor of bronze that weighed five thousand shekels .
Nanao satroka fiarovan - doha varahina teo amin ' ny lohany izy , ary niakanjo fiarovan
- tratra . Varahina dimy arivo sekely no lanjan'ilay akanjo .
1SA 17:6     Alignment score: 0.377 → 0.382
He had bronze armor on his legs and a javelin of bronze between his shoulders .
Nanao fiarovan
- dranjo varahina sy lefona varahina teo anelanelan ' ny sorony izy .
1SA 17:7     Alignment score: 0.266 → 0.302
The staff of his spear was large , with a loop of cord for throwing it like the cord on a weaver 's beam . His spear 's head weighed six hundred shekels of iron . His shield bearer went before him .
Lehibe ny zaran - defony , miaraka amin ' ny tady volomboloina fanipazana azy tahaka ny tady eo amin ' ny vodi - tenon
' ny mpanenona . Ny lohan ' ny lefony dia vy milanja sekely eninjato . Nandeha teo alohany ny mpitondra ampingany .
1SA 17:8     Alignment score: 0.328
He stood and shouted to the ranks of Israel , " Why have you come
out to draw up for battle ? Am I not a Philistine , and are you not servants of Saul ? Choose a man for yourselves and let him come down to me .
Nitsangana izy ary nihiaka mafy tamin'ireo filaharan ' ny Israely : " Nahoana ianareo no tonga hilahatra hiady ? Moa tsy Filistina ve aho , ary ianareo mpanompon'i Saoly ? Misafidiana lehilahy iray aminareo ary aoka izy hidina ety amiko .
1SA 17:9     Alignment score: 0.265 → 0.288
If he is able to fight with me and kill me , then will we be your servants . But if I defeat him and kill him , then you will be our servants and serve us . "
Raha mahay miady amiko ary mahavono ahy izy , dia ho mpanomponareo izahay . Fa raha mandresy azy ary mahavono azy aho , dia ho mpanomponay
ianareo ary hiasa ho anay . "
1SA 17:10     Alignment score: 0.338 → 0.341
Again the Philistine
said , " I defy the ranks of Israel today . Give me a man so we may fight together . "
Dia hoy indray ilay Filistina hoe : " Manao fanamby amin'ireo filaharan'Israely aho androany . Omeo lehilahy iray aho mba ho afaka hiara - hiady izahay . "
1SA 17:11     Alignment score: 0.564 → 0.564
When Saul and all Israel heard what the Philistine
said , they were discouraged and greatly afraid .
Rehefa nandre izay nolazain'ilay Filistina i Saoly sy ny Israely rehetra dia kivy izy ireo , ary natahotra mafy .
1SA 17:12     Alignment score: 0.54
Now David was the son of the Ephrathite of Bethlehem in Judah , whose name was Jesse . He had eight sons . Jesse was an old man in the days of Saul , very old among men .
Ary i Davida dia zanaka lahin'ilay Efratita avy any Betlehema ao Joda , i Jese no anarany . Nanan - janaka lahy valo izy . Jese dia efa lehilahy antitra tamin ' ny andron'i Saoly , tena antitra tokoa teo amin'ireo lehilahy .
1SA 17:13     Alignment score: 0.626 → 0.626
The three oldest sons of Jesse had followed Saul to the battle . The names of his three sons who went to the battle were Eliab the firstborn , second to him Abinadab , and the third Shammah .
Ireo zokiny telo amin'ireo zanaka lahin'i Jese dia nanaraka an'i Saoly tany
amin ' ny ady . Ny anaran'ireo zanaka lahiny telo izay nankany amin ' ny ady ireo dia i Eliaba no lahimatoa , faharoa manaraka azy i Abinadaba , ary i Sama no fahatelo .
1SA 17:14     Alignment score: 0.625
David was the youngest . The three oldest followed Saul .
Davida no zandriny indrindra . Ireo telo zokiny indrindra no nanaraka an'i Saoly .
1SA 17:15     Alignment score: 0.454 → 0.454
Now David went back and forth between Saul 's army and his father 's sheep at Bethlehem , in order to feed them .
Ary i Davida dia nandroso sy niverina teo amin ' ny tafik'i
Saoly sy ireo ondrin ' ny rainy tao Betlehema , mba hamahana azy ireo .
1SA 17:16     Alignment score: 0.424 → 0.431
For forty days the Philistine
strong man came near morning and evening to present himself for battle .
Marain - tsy hariva nandritra ny efapolo andro ilay lehilahy Filistina matanjaka no tonga nanakaiky mba hanolotra ny tenany ho amin ' ny ady .
1SA 17:17     Alignment score: 0.402 → 0.402
Then Jesse said to his son David , " Take to your brothers an ephah of this roasted grain and these ten loaves , and carry them quickly to the camp for your brothers .
Dia hoy i Jese tamin'i Davida zanany hoe : " Makà iray efaha amin'ity vary voaendy ity ary ireto mofo folo ireto ho an'ireo rahalahinao
, ary ento haingana any amin ' ny tobin'ireo rahalahinao ireto .
1SA 17:18     Alignment score: 0.238 → 0.252
Also bring these ten cheeses to the captain of their thousand . Look to the well - being of your brothers , and bring back some evidence that they are doing well .
Ento any amin ' ny kapitenin'ireo arivo ihany koa ireto fromazy folo ireto . Jereo hoe manao ahoana ireo rahalahinao
ary mitondrà porofo miverina aty fa tsy maninona izy ireo .
1SA 17:19     Alignment score: 0.506
Your brothers are with Saul and all the men of Israel in the Valley of Elah , fighting the Philistines . "
Miaraka amin'i Saoly sy ireo lehilahin'Israely rehetra any amin ' ny lohasahan'i
Elaha , miady amin'ireo Filistina ireo rahalahinao . "
1SA 17:20     Alignment score: 0.337 → 0.352
David got up early in the morning and left the flock in the care of a shepherd . He took the supplies and left , as Jesse commanded him . He came to the camp as the army was going out to the battlefield shouting the war cry .
Nifoha aloha i Davida ny maraina ary namela ireo andian'ondry aman'osiny nokarakarain ' ny mpiandry ondry iray . Naka ireo fitaovana izy ary lasa , araka ny nandidian'i Jese azy . Tonga teo amin ' ny toby izy raha iny nandeha nivoaka teo amin ' ny sahan'ady mba hihiaka ady iny ny tafika .
1SA 17:21     Alignment score: 0.546 → 0.547
Then Israel and the Philistines lined up for battle , army against army .
Avy eo dia nilahatra hiady ny Israely sy ireo Filistina , tafika manohitra tafika .
1SA 17:22     Alignment score: 0.275
David left his belongings with the keeper of supplies , ran to the army , and greeted his brothers .
Namela ireo fananany tamin ' ny mpitàna ireo fitaovana izy , nihazakazaka nankany amin ' ny tafika , ary nihaona tamin'ireo rahalahiny .
1SA 17:23     Alignment score: 0.411
As he talked with them , the strong man , the Philistine
of Gath , Goliath by name , came out of the ranks of the Philistines and said the same words as before , and David heard them .
Raha iny niresaka tamin'izy ireo iny izy , ilay lehilahy matanjaka , ilay Filistina avy any Gata , antsoina amin ' ny hoe : Goliata , dia nivoaka avy tao amin ' ny laharan'ireo Filistina , ka niteny ireo teny izay efa nolazainy teo aloha , dia ren'i Davida izy ireo .
1SA 17:24     Alignment score: 0.475
When all the men of Israel saw the man , they fled from him and were very afraid .
Rehefa nahita ilay lehilahy ireo olon'Israely rehetra , dia nandositra azy ary natahotra tokoa izy ireo .
1SA 17:25     Alignment score: 0.272 → 0.275
The men of Israel said , " Have you seen this man who has come
up ? He has come to defy Israel . The king will give great riches to the man who kills him , and he will give his daughter to him in marriage , and will make his father 's house free from taxation in Israel . "
Ireo lehilahin'Israely niteny hoe : " Hitanareo ve iny lehilahy miakatra iny ? Tonga mba hihantsy ny Israely izy . Hanome harena be an'izay mamono azy ny mpanjaka , ary hanome azy ny zanany vavy ho vadiny izy , ary hanafaka ny ankohonan - drainy amin ' ny fandoavan - ketra ao Israely . "
1SA 17:26     Alignment score: 0.351
David said to the men who stood by him , " What will be done for the man who kills this Philistine
and takes away the disgrace from Israel ? Who is this uncircumcised Philistine that he should defy the armies of the living God ? "
Hoy i Davida tamin'ireo lehilahy izay nitsangana teo akaikiny : " Inona no hatao ho an'ilay lehilahy izay mamono ity Filistina ity sy hanala ny fahafaham - baraka amin'Israely ? Iza ity Filistina tsy voafora ity no mihantsy an'ireo tafiky ny Andriamanitra velona ? "
1SA 17:27     Alignment score: 0.239
Then the people repeated what they had been saying and told him , " So it will be done for the man who kills him . "
Dia naverin
' ny olona izay efa nolazain'izy ireo ary nilaza taminy izy hoe : " Dia toy izany ihany no ho atao ho an'ilay lehilahy izay mamono azy . "
1SA 17:28     Alignment score: 0.34 → 0.378
Eliab his oldest brother heard when he spoke to the men . Eliab 's anger was kindled against David , and he said , " Why did you come
down here ? With whom have you left those few sheep in the wilderness ? I know your pride , and the mischief in your heart ; for you have come down here so that you might see the battle . "
Nandre azy niresaka tamin'ireo lehilahy i Eliaba zokiny lahimatoa . Dia nirehitra tamin'i Davida ny hatezeran'i Eliaba , ka hoy izy : " Nahoana ianao no midina ety ? " Iza no namelànao an'ireo ondry vitsy any an - tany efitra ? Fantatro ny avonavona sy ny sompatra ao anatin ' ny fonao ; fa tonga nidina tety ianao mba hahita ny ady . "
1SA 17:29     Alignment score: 0.394
David said , " What have I done now ? Was it not just a question
? "
Hoy i Davida : " Inona izao no nataoko ? Moa tsy fanontaniana fotsiny ve izany ? "
1SA 17:30     Alignment score: 0.21 → 0.214
He turned away from him toward another , and spoke in the same way . The people answered the same thing as before .
Niala teo aminy nankany amin ' ny hafa izy , ary niteny toy izany ihany . Dia namaly toy ny teo aloha ihany ny olona .
1SA 17:31     Alignment score: 0.568
When the words that David said were heard , soldiers repeated them to Saul , and he sent for David .
Rehefa re ireo teny izay nolazain'i
Davida , dia namerina izany tamin'i Saoly ireo miaramila , ary nampaniraka ho an'i Davida izy .
1SA 17:32     Alignment score: 0.422
Then David said to Saul , " Let no man 's heart fail because of that Philistine
; your servant will go and fight with this Philistine . "
Avy eo dia hoy Davida tamin'i Saoly : " Aoka tsy hisy lehilahy ho ketraka noho io Filistina io ny fony ; ny mpanomponao dia handeha ka hiady amin'io Filistina io . "
1SA 17:33     Alignment score: 0.389 → 0.389
Saul said to David , " You are not able to go against this Philistine
to fight with him ; for you are only a youth , and he a man of war from his youth . "
Hoy i Saoly tamin'i Davida : " Tsy afaka handeha hanohitra io Filistina io ary hiady aminy ianao ; satria mbola tanora ianao , ary izy dia lehilahin'ady nanomboka tamin ' ny fahatanorany . "
1SA 17:34     Alignment score: 0.437 → 0.451
But David said to Saul , " Your servant used to shepherd
his father 's sheep . When a lion or a bear came and took a lamb out of the flock ,
Fa hoy i Davida tamin'i Saoly : " Efa zatra niandry ny andian'ondrin ' ny rainy ny mpanomponao . Rehefa tonga sy maka zanak'ondry amin ' ny andian'ondry ny liona na bera ,
1SA 17:35     Alignment score: 0.299 → 0.319
I chased after him and attacked him , and rescued it out of his mouth . When he rose up against me , I caught him by his beard , struck him , and put him to death .
dia nanenjika izany sy namely izany aho , ary nanavotra izany avy tao amin ' ny vavany . Rehefa nitsangana hanohitra ahy izy , dia tratrako tamin ' ny volombavany
, nasiko izy , ary matiko .
1SA 17:36     Alignment score: 0.319 → 0.322
Your servant has killed both a lion and a bear . This uncircumcised Philistine
will be like one of them , since he has defied the armies of the living God . "
Nahavono liona sy bera ny mpanomponao . Ary io Filistina tsy mifora io dia ho tahaka ny iray amin'ireo , satria nihantsy ireo tafiky ny Andriamanitra velona izy . "
1SA 17:37     Alignment score: 0.548 → 0.55
David said , " Yahweh rescued me from the paw of the lion and from the paw of the bear . He will rescue me from the hand of this Philistine
. " Then Saul said to David , " Go , and may Yahweh be with you . "
Hoy i Davida : " Nanavotra ahy tamin ' ny tongotry ny liona sy ny tongotry ny bera i Yaveh . Hanavotra ahy amin ' ny tanan'io Filistina io Izy . " Dia hoy i Saoly tamin'i Davida : " Mandehana , ka homba anao anie i Yaveh . "
1SA 17:38     Alignment score: 0.353 → 0.395
Saul clothed David with his armor . He put a helmet of bronze upon his head , and he clothed him with a coat of chainmail .
Nampiakanjoan'i Saoly tamin ' ny akanjo fiadiany i Davida . Napetrany teo amin ' ny lohany ny satroka fiarovan - doha varahina , ary nampiakanjoany akanjo fiarovan
- tratra izy .
1SA 17:39     Alignment score: 0.429
David strapped his sword on his armor . But he was not able to walk , because he had not trained with them . Then David said to Saul , " I can not go out to fight with these
, for I have not trained with them . " So David put them off .
Namehy ny sabany tamin ' ny akanjo fiadiany i Davida . Fa tsy afaka namindra izy , satria mbola tsy nofanina tamin'ireny . Dia hoy i Davida tamin'i Saoly : " Tsy afaka hivoaka hiady miaraka amin'itony aho , satria mbola tsy nofanina tamin'ireto . " Koa nalan'i Davida ireo .
1SA 17:40     Alignment score: 0.353 → 0.365
He took his staff in his hand and chose five smooth stones out of the brook ; he put them in his shepherd
's pouch . His sling was in his hand as he approached the Philistine .
Nalainy teny an - tanany ny tehiny ary nifantina vato malama dimy avy tao amin ' ny lohasahan - driaka izy ; ary napetrany tao amin ' ny kitapony fiandrasany ondry ireo . Teny an - tanany ny antsamotadiny rehefa nanatona ilay Filistina izy .
1SA 17:41     Alignment score: 0.368 → 0.405
The Philistine
came and approached David , with his shield bearer in front of him .
Tonga ary nanatona an'i Davida ilay Filistina , ary teo alohany ny mpitondra ny ampingany .
1SA 17:42     Alignment score: 0.462
When the Philistine
looked around and saw David , he despised him , for he was only a boy , and ruddy , with a handsome appearance .
Rehefa nijery ny manodidina ka nahita an'i Davida ilay Filistina , dia nanao tsinontsinona azy , satria mbola zaza izy , mena volo , ary tsara endrika .
1SA 17:43     Alignment score: 0.449 → 0.449
Then the Philistine
said to David , " Am I a dog , that you come to me with sticks ? , " and the Philistine cursed David by his gods .
Dia hoy ilay Filistina tamin'i Davida : " Alika ve aho , no tonga miaraka amin ' ny hazo eto amiko ianao ? , " ary nanozona an'i Davida tamin'ireo andriamaniny ilay Filistina .
1SA 17:44     Alignment score: 0.343 → 0.343
The Philistine
said to David , " Come to me , and I will give your flesh to the birds of the heavens and to the wild animals of the field . "
Hoy ilay Filistina tamin'i Davida : " Mankanesa eto amiko , dia homeko ho an'ireo vorona eny an - danitra sy ho an'ireo bibidia any an - tsaha ny nofonao . "
1SA 17:45     Alignment score: 0.427 → 0.443
David replied to the Philistine
, " You come to me with a sword , a spear , and a javelin . But I come to you in the name of Yahweh of hosts , the God of the armies of Israel , whom you have defied .
Namaly ilay Filistina i Davida hoe : " Tonga eto amiko miaraka amin ' ny sabatra , ary lefona ianao . Fa izaho tonga eo aminao amin ' ny anaran'i Yaveh tompon ' ny maro , ilay Andriamanitry ny tafik'Israely , izay nihantsinao .
1SA 17:46     Alignment score: 0.344 → 0.355
Today Yahweh will give me victory over you , and I will kill you and remove your head from your body . Today I will give the dead bodies of the Philistine
army to the birds of the heavens and to the wild beasts of the earth , so that all the earth may know that there is a God in Israel ,
Anio dia hanome ahy ny fandresena anao i Yaveh , ka hamono anao aho ary hanala ny lohanao amin ' ny vatanao . Anio dia hanome ny fatin ' ny tafik'ilay Filistina ho an'ireo vorona eny an - danitra sy ho an'ireo bibidia ety an - tany aho , mba hahafantaran ' ny tany rehetra fa misy Andriamanitra ao Israely ,
1SA 17:47     Alignment score: 0.376 → 0.394
and that all this gathering may know
that Yahweh does not save with sword or spear . For the battle is Yahweh 's , and he will give you into our hand . "
ary hahafantaran'ireo vory rehetra ireo fa i Yaveh dia tsy manome fandresena amin ' ny sabatra na lefona . Fa an'i Yaveh ny ady , ka hanolotra anareo eo an - tananay Izy . "
1SA 17:48     Alignment score: 0.483
When the Philistine
rose and approached David , then David ran quickly toward the enemy army to meet him .
Rehefa nitsangana sy nanatona an'i Davida ilay Filistina , dia nihazakazaka haingana nankeny amin ' ny tafika fahavalo i Davida mba hitsena azy .
1SA 17:49     Alignment score: 0.246 → 0.251
David put his hand in his bag , took a stone from it , slung it , and hit the Philistine
in the forehead . The stone sank into the Philistine 's forehead , and he fell on his face to the ground .
Nampidiriny tao anatin ' ny kitapony ny tanany , naka vato avy tao izy , nalefany tamin ' ny antsamotady izany , ka nahavoa an'ilay Filistina teo amin ' ny handrina . Nilentika tao amin ' ny handrin'ilay Filistina ny vato , ka nidaraboka tamin ' ny tavany teo amin ' ny tany izy .
1SA 17:50     Alignment score: 0.458 → 0.466
David defeated the Philistine
with a sling and with a stone . He hit the Philistine and put him to death . There was no sword in David 's hand .
Resin'i Davida tamin ' ny antsamotady sy vato ilay Filistina . Voany ilay Filistina ka matiny . Tsy nisy sabatra teny an - tanan'i Davida .
1SA 17:51     Alignment score: 0.433 → 0.44
Then David ran and stood over the Philistine
and took his sword , drew it out of the sheath , killed him , and cut off his head with it . When the Philistines saw that their mighty man was dead , they fled .
Avy eo dia nihazakazaka i Davida ka nitsangana teo ambonin'ilay Filistina sy naka ny sabany , namoaka izany avy tao amin ' ny tranony , namono azy , ary nanapaka ny lohany tamin'izany . Rehefa hitan'ireo Filistina fa maty ilay lehilahy matanjak'izy ireo , dia nandositra izy ireo .
1SA 17:52     Alignment score: 0.466 → 0.476
Then the men of Israel and of Judah rose with a shout , and chased after the Philistines as far as the valley and the gates of Ekron . The dead Philistines lay along the way to Shaaraim , all the way to Gath and Ekron .
Avy eo dia nitsangana sady nihiaka ireo lehilahin'Israely sy Joda , ary nanenjika ireo Filistina hatrany amin ' ny lohasaha sy ireo vavahadin'i
Ekrona . Ireo Filistina maty dia nandry teo amin ' ny lalana mankany Saraima , sy ny lalana rehetra mankany Gata ary Ekrona .
1SA 17:53     Alignment score: 0.403
The people of Israel returned from hotly pursuing the Philistines , and they plundered their camp .
Niverina avy tamin ' ny fanenjehana ireo Filistina ny olon'Israely , ary nandroba ny tobin'izy ireo .
1SA 17:54     Alignment score: 0.507
David took the head of the Philistine
and brought it to Jerusalem , but he put his armor in his tent .
Nalain'i Davida ny lohan'ilay Filistina ary nentiny tany Jerosalema izany , fa ny akanjo fiadiany dia napetrany tao amin ' ny lainy .
1SA 17:55     Alignment score: 0.529 → 0.529
When Saul saw David go out against the Philistine
, he said to Abner , the captain of the army , " Abner , whose son is this youth ? " Abner said , " As you live , king , I do not know . "
Rehefa nahita an'i Davida nivoaka nanohitra an'ilay Filistina i Saoly , dia hoy izy tamin'i Abnera , kapitenin ' ny tafika : " Ry Abnera , zanak'iza io tovolahy io ? " Dia hoy i Abnera : " Raha mbola velona koa ianao , ry mpanjaka , dia tsy fantatro "
1SA 17:56     Alignment score: 0.373
The king said , " Ask those
who might know , whose son the boy is . "
Ny mpanjaka niteny hoe : " Anontanio ireo izay mety mahafantatra , hoe zanak'iza io zazalahy io . "
1SA 17:57     Alignment score: 0.572
When David returned from killing the Philistine
, Abner took him , and brought him before Saul with the head of the Philistine in his hand .
Rehefa niverina avy tany amin ' ny famonoana ilay Filistina i Davida , dia naka azy i Abnera , ary nitondra azy teo anatrehan'i Saoly niaraka tamin ' ny lohan'ilay Filistina teny an - tanany .
1SA 17:58     Alignment score: 0.634
Saul said to him , " Whose son are you , young man ? " David answered , " I am the son of your servant Jesse the Bethlehemite . "
Hoy i Saoly taminy : " Zanak'iza ianao , ry tovolahy ? " Namaly i Davida hoe : " Zanak'i
Jese Betlehemita mpanomponao aho . "
1SA 17     Average alignment score: 0.419 for 58 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31