Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 21:1     Alignment score: 0.52
Jonathan said to David , " Go in peace , because we have both sworn in the name of Yahweh and said , ' May Yahweh be between you and me , and between my descendants and your descendants , forever . ' " Then David stood up and left , and Jonathan returned to the city .
Hoy i Jonatana tamin'i Davida : " Mandehana am - piadanana , satria efa samy nianiana tamin ' ny anaran'i
Yaveh isika ary nanao hoe : ' Yaveh anie ho eo afovoantsika , ary eo afovoan'ireo taranako sy ireo taranakao mandrakizay . ' " Ary nitsangana Davida ka lasa , fa Jonatana kosa niverina tany an - tanàna .


1SA 21:2     Alignment score: 0.57 → 0.572
Then David came to Nob to see Ahimelek the priest . Ahimelek came to meet David trembling and said to him , " Why are you alone and have no one with you ? "
Dia tonga tao Noba i Davida mba hijery an'i Ahimeleka mpisorona . Tonga mba hitsena an'i Davida tam - pangovitana i Ahimeleka ary niteny taminy hoe : " Nahoana ianao no irery ary tsy misy miaraka aminao ? "
1SA 21:3     Alignment score: 0.347 → 0.371
David said to Ahimelek the priest , " The king has sent me on a mission and has said to me , ' Let no one know anything about the business I am sending you , and what I have commanded you . ' I have directed the young men to a certain place .
Hoy i Davida tamin'i Ahimeleka mpisorona hoe : " Nandefa ahy hanatanteraka iraka
ny mpanjaka ary niteny tamiko hoe : ' Aza avela hisy hahafantatra na inona na inona momba ny raharaha izay hanirahako anao , sy izay handidiako anao . ' Nanoro lalana ireo zatovolahy ho any amina toerana iray aho .
1SA 21:4     Alignment score: 0.313 → 0.317
Now then what do you have on hand ? Give me five loaves of bread , or whatever is here . "
Koa inona ary no an - tananao
izao ? Omeo mofo dimy aho , na izay rehetra misy ato . "
1SA 21:5     Alignment score: 0.468 → 0.48
The priest answered David and said , " There is no ordinary bread on hand , but there is holy bread if the young men have kept themselves from women
. "
Namaly an'i Davida ilay mpisorona ka nanao hoe : " Tsy misy mofo tsotra eto an - tanako , fa kosa misy mofo masina raha nahatandri - tena tamin ' ny vehivavy ireo tovolahy . "
1SA 21:6     Alignment score: 0.298 → 0.307
David answered the priest , " Surely women
have been kept from us for the past three days , as usual when I set out . The things belonging to the young men have been set apart even on ordinary missions . How much more today will what they have be set apart ! "
Davida namaly an'ilay mpisorona nanao hoe : " Nahatandri - tena tamin ' ny vehivavy tokoa izahay nandritra ireo telo andro lasa , tahaka ny fanao isaky ny miainga aho . Efa natokana ny fananan'ireo lehilahy ireo na dia ho amin'ireo iraka tsotra aza . Mainka aza voatokana izay hananan'izy ireo ankehitriny ! "
1SA 21:7     Alignment score: 0.405 → 0.404
So the priest gave him the bread that was set apart . For there was no bread there except the bread of the presence , which was removed from before Yahweh , in order to put hot bread in its place on the day it was taken away .
Koa dia nanome azy ilay mofo izay voatokana ilay mpisorona . Fa tsy nisy mofo afa - tsy ny mofon ' ny fanatrehana
mantsy tao , izay efa nesorina teo anatrehan'i Yaveh , mba hametrahana mofo vaovao eo amin ' ny toeran'izany tamin ' ny andro nanesorana izany .
1SA 21:8     Alignment score: 0.5 → 0.5
Now one of the servants of Saul was there that day , detained before Yahweh . His name was Doeg the Edomite , the chief of Saul 's shepherds
.
Ary ny iray tamin'ireo mpanompon'i Saoly izay tany tamin'izany andro izany , dia voatazona teo anatrehan'i Yaveh . Doega Edomita no anarany , lehiben'ireo mpiandry ombin'i Saoly .
1SA 21:9     Alignment score: 0.382 → 0.399
David said to Ahimelek , " Now is there not here on hand any spear or sword ? For I brought neither my sword nor my weapons with me , because the king 's business was urgent . "
Dia hoy Davida tamin'i Ahimeleka hoe : " Tsy misy lefona na sabatra azo ampiasaina ve eo an - tananao
? Fa tsy nahatondra akory aho na ny sabatro na ireo fitaovam - piadiako taty amiko , satria tena maika tokoa ny raharahan ' ny mpanjaka . "
1SA 21:10     Alignment score: 0.447 → 0.451
The priest said , " The sword of Goliath the Philistine
, whom you killed in the Valley of Elah , is here wrapped in a cloth behind the ephod . If you want to take that , take it , for there is no other weapon here . " David said , " There is no other sword like that one ; give it to me . "
Hoy ilay mpisorona hoe : " Ny sabatr'i Goliata ilay Filistina , izay novonoinao tany amin ' ny Lohasahan'i Elaha , izay mifono lamba ao ambadiky ny efoda no ato . Raha tianao alaina izany , dia alaivo , fa tsy misy fitaovam - piadiana hafa ato . " Hoy i Davida hoe : " Tsy misy sabatra tahaka izany iray izany ; omeo ahy izany . "
1SA 21:11     Alignment score: 0.572
David arose
and fled that day from Saul and went to Achish , the king of Gath .
Dia nitsangana i Davida ary nitsoaka an'i Saoly tamin'izany andro izany ka nankany amin'i Akisa , mpanjakan'i Gata .
1SA 21:12     Alignment score: 0.419 → 0.438
Achish 's servants said to him , " Is not this David , the king of the land ? Did they not sing
to one another about him in dances , ' Saul has killed his thousands , and David his ten thousands ? ' "
Ireo mpanompon'i Akisa niteny taminy hoe : " Tsy i Davida , ilay mpanjakan ' ny tany ve ity ? Tsy ity ve ilay nifampihirahiran'izy ireo tamin ' ny dihy hoe : ' Saoly namono an'arivony , ary Davida namono an'aliny ' ? "
1SA 21:13     Alignment score: 0.455
David took these
words to heart and was very afraid of Achish , the king of Gath .
Noraisin'i Davida am - po izany teny izany ka natahotra mafy an'i Akisa , mpanjakan'i Gata izy .
1SA 21:14     Alignment score: 0.191 → 0.198
He changed his behavior before them and pretended to be insane in their hands ; he made marks on the doors of the gate and let his saliva run down his beard .
Nanova ny fihetsiny teo anatrehan'izy ireo izy ka nodiany ho very saina teo an - tanan'izy ireo ; nanoratsoratra teo amin ' ny lela - bavahady
izy ary navelany hitsororoka teo amin ' ny volom - bavany ny iviny .
1SA 21:15     Alignment score: 0.405
Then Achish said to his servants , " Look , you see the man is mad . Why have you brought him to me ?
Avy eo dia hoy i Akisa
tamin'ireo mpanompony hoe : " Indro , hitanareo fa very saina ilay lehilahy . Nahoana no nentinareo eto amiko izy ?
1SA 21:16     Alignment score: 0.14 → 0.154
Do I lack madmen , so that you have brought this fellow to behave like one in my presence ? Will this fellow really come
into my house ? "
Tsy ampy olona adala angaha aho , no dia nentinareo eto amiko io mba hanao fihetsika tahaka izao eto anatrehako ? Hiditra ao an - tranoko tokoa ve io namana io ? "
1SA 21     Average alignment score: 0.408 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31