Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 25:1     Alignment score: 0.457 → 0.494
Now Samuel died
. All Israel gathered together and mourned for him , and they buried him in his house at Ramah . Then David rose and went down to the wilderness of Paran .
Ary nodimandry i Samoela . Niara - niangona ny Israely rehetra ary nisaona azy , dia nalevin'izy ireo tany an - tranony tany Rama izy . Dia niainga i Davida ary nidina nankany an'efitr'i Parana .


1SA 25:2     Alignment score: 0.443 → 0.444
There was a man in Maon , whose possessions
were in Carmel . The man was very wealthy . He had three thousand sheep and one thousand goats . He was shearing his sheep in Carmel .
Nisy lehilahy iray tany Maona , izay tany Karmela ny fananany . Tena nanan - karena ilay lehilahy . Nanana ondry telo arivo sy osy arivo izy .
1SA 25:3     Alignment score: 0.332 → 0.354
The man 's name was Nabal , and the name of his wife was Abigail . The woman was intelligent and beautiful in appearance . But the man was harsh and evil in his dealings . He was a descendant
of the house of Caleb .
Nanety ny ondriny tany Karmela izy . Nabala no anaran'ilay lehilahy , ary ny anaran ' ny vadiny dia Abigaila . Naranin - tsaina ilay vehivavy ary tsara endrika . Fa ilay lehilahy kosa masiaka sady ratsy tamin ' ny fitondrany . Taranaky ny ankohonan'i Kaleba izy .
1SA 25:4     Alignment score: 0.495 → 0.533
David heard in the wilderness that Nabal was shearing his sheep .
Ren'i Davida tany an'efitra fa nanety ny ondriny i Nabala .
1SA 25:5     Alignment score: 0.492
So David sent ten young men . David said to the young men , " Go up to Carmel , go to Nabal , and greet him in my name .
Koa dia nandefa tovolahy folo izy . Dia hoy Davida tamin'ireo lehilahy : " Miakara any Karmela , mandehana any amin'i Nabala , ary miarahabà azy amin ' ny anarako .
1SA 25:6     Alignment score: 0.326 → 0.327
You will say to him , ' Live
in prosperity . Peace to you and peace to your house , and peace be to all that you have .
Lazaonareo aminy hoe : ' Miveloma anaty fanambinana . Fiadanana anie ho anao ary fiadanana anie ho an ' ny ankohonanao , ary fiadanana anie ho an'izay rehetra hanananao .
1SA 25:7     Alignment score: 0.275 → 0.285
I hear that you have shearers . Your shepherds
have been with us , and we did them no harm , and they missed nothing the whole time they were in Carmel .
Reko fa manana mpanety maro ianao . Efa niaraka taminay ireo mpiandry ondrinao , ary tsy mba nanisy ratsy azy ireo izahay , ary tsy nisy na inona na inona tsy ampy tamin'izy ireo fony tany Karmela .
1SA 25:8     Alignment score: 0.332 → 0.341
Ask your young men , and they will tell you . Now let my young men find favor in your eyes , for we have come
on a festive day . Please give whatever you have on hand to your servants and to your son David . ' "
Anontanio ny zatovo lahinao , dia ho lazain'izy ireo aminao . Ary avelao ireo zatovo lahiko hahita sitraka eo imasonao , fa tsy maintsy tonga izahay amin ' ny andro fety . Mba omeo re na inona na inona hanananao eo an - tananao ho an'ireo mpanomponao ary ho an'i Davida zanaka lahinao . " '
1SA 25:9     Alignment score: 0.583 → 0.589
When David 's young men arrived , they said all of this to Nabal in David 's name and then waited .
Rehefa tonga ny zatovolahin'i Davida , dia nolazain'izy ireo tamin'i Nabala ho an'i Davida avokoa izany rehetra izany , avy eo dia niandry izy ireo .
1SA 25:10     Alignment score: 0.423 → 0.425
Nabal answered David 's servants , " Who is David , and who is the son of Jesse ? There are many servants these
days who are breaking away from their masters .
Namaly ireo mpanompon'i Davida i Nabala nanao hoe : " Iza moa izany Davida , ary iza izany zanaka lahin'i Jese ? Nisy mpanompo maro izay nisara - dàlana tamin ' ny tompon'izy ireo tamin'izany andro izany .
1SA 25:11     Alignment score: 0.284 → 0.327
Should I take my bread and my water and my meat that I have killed for my shearers , and give it to men who come
from I do not know where ? "
Tokony haka ny mofoko sy ny ranoko ary ny henako izay efa novonoiko ho an ' ny mpanetiko ve aho , ary hanome izany ho an ' ny olona izay tsy fantatro akory hoe avy aiza ? "
1SA 25:12     Alignment score: 0.292 → 0.288
So David 's young men turned away and came back , and told him everything that was said .
Ka dia niverina ary nandeha nody ny zatovolahin'i Davida , ary niteny izay rehetra voalaza taminy .
1SA 25:13     Alignment score: 0.392
David said to his men , " Every man strap on his sword . " So every man strapped on his sword . David also strapped on his sword . About four hundred men followed after David , and two hundred stayed by the baggage .
Dia hoy Davida tamin'ireo olony
: " Apetaho ny sabatry ny olona tsirairay . " Ka dia nametaka ny sabany ny olona tsirairay . Dia nametaka ny sabany ihany koa i Davida . Lehilahy teo amin ' ny efajato teo no nanaraka an'i Davida , ary roanjato no nijanona teo akaikin ' ny entana .
1SA 25:14     Alignment score: 0.507 → 0.508
But one of the young men told Abigail , Nabal 's wife ; he said , " David sent messengers out of the wilderness to greet our master , and he screamed at them .
Fa niresaka tamin'i Abigaila , vadin'i
Nabala , ny iray tamin'ireo olona , nanao hoe : " Nandefa iraka maro avy any an'efitra mba hiarahaba ny tomponay i Davida , ary notsiratsirainy izy ireo .
1SA 25:15     Alignment score: 0.203
Yet the men were very good to us . We were not harmed and did not miss anything as long as we went with them when we were in the fields .
Kanefa tena tsara taminay tokoa ny olona . Fa tsy nisy ratsy nanjo anay ary tsy nisy tsy ampy taminay raha mbola nandeha niaraka tamin'izy ireo koa izahay fony tany amin'ireo saha .
1SA 25:16     Alignment score: 0.324 → 0.326
They were a wall to us both day and night , all the while we were with them tending the sheep .
Manda ho anay izy ireo na andro na alina , nandritra
izay niarahanay tamin'izy ireo niandry ny ondry .
1SA 25:17     Alignment score: 0.182 → 0.197
Therefore know this and consider what you will do , for evil is plotted against our master , and against his whole house . He is such a worthless fellow that one can not reason with him . "
Noho izany fantaro izany ary hevero izay ho ataonareo , fa misy ratsy kasaina hatao amin ' ny tomponay
, sy ny ankohonany . Dia ny ratsy fanahy tokoa izy hany ka tsy misy iray afaka miteny azy . "
1SA 25:18     Alignment score: 0.358 → 0.384
Then Abigail hurried and took two hundred loaves , two bottles of wine , five sheep already prepared , five measures of parched grain , one hundred clusters of raisins , and two hundred cakes of figs , and laid them on donkeys .
Avy eo Abigaila naka mofo roanjato faingana , divay roa tavoahangy , ondry voavoatra dimy , fatran - dango maina dimy , mofo voaloboka zato , sy ampempan'aviavy roanjato , ary napetrany teo ambon'ireo boriky ireo .
1SA 25:19     Alignment score: 0.362 → 0.363
She said to her young men , " Go on before me , and I will come
after you . " But she did not tell her husband Nabal .
Dia hoy izy tamin ' ny zatovolahiny : " Mandehana eo alohako , dia hanaraka anao aho avy eo . " Saingy tsy niteny tamin'i Nabala vadiny izy .
1SA 25:20     Alignment score: 0.289 → 0.299
As she rode on her donkey and came down by the cover of the mountain
, David and his men came down toward her , and she met them .
Rehefa nitaingina ny borikiny izy dia nidina akaikin ' ny havoana , Davida sy ireo olony nidina nankeny aminy , ary nifankahita tamin'izy ireo izy .
1SA 25:21     Alignment score: 0.305
Now David had said , " Surely in vain have I guarded all that this man has in the wilderness , so that nothing was missed of all that belonged to him , and he has returned me evil for good .
Ary niteny Davida hoe : " Tena zava - poana no niambenako izay rehetra nananan'io lehilahy io tany
an'efitra , fa tsy nisy na inona na inona very izay rehetra azy , dia novaliany ratsy ny soa nataoko azy .
1SA 25:22     Alignment score: 0.288
May God do so to the enemies of David , and more also , if by the morning I leave so much as one male of all who belong to him . "
Hanao toy izany amiko anie Andriamanitra , ry Davida , ary mihoatra aza , raha mamela na dia lehilahy iray amin'ireo izay azy aho mandra - maraina . "
1SA 25:23     Alignment score: 0.443 → 0.446
When Abigail saw David , she hurried and got down from her donkey and lay before David facedown and bowed herself to the ground .
Rehefa nahita an'i Abigaila i Davida , dia nidina faingana avy eo amin ' ny borikiny ary nandohalika sady niondrika ary nampiankohoka ny tenany teo amin ' ny tany teo anatrehan'i Davida .
1SA 25:24     Alignment score: 0.402 → 0.402
She lay at his feet and said , " On me alone , my master , be the guilt . Please let your servant speak to you , and listen to the words of your servant .
Nandohalika teo amin ' ny tongony izy ary nanao hoe : " Ho amiko irery ihany , ry tompoko , ny fahamelohana
. Avelao re ny mpanomponao mba hiresaka aminao , ary mihainoa ireo tenin ' ny mpanomponao .
1SA 25:25     Alignment score: 0.371 → 0.391
Let not my master regard this worthless fellow , Nabal , for as his name is , so is he . Nabal is his name , and folly is with him . But I your servant did not see the young men of my master , whom you sent .
Aoka tsy hijery an'io Nabala , lehilahy ratsy fanahy io ny tompoko , fa araka ny anarany , dia toy izany ihany izy . Nabala no anarany , ary miaraka aminy ny hadalana . Fa izaho mpanomponao dia tsy nahita ireo zatovolahin ' ny tompoko , izay nalefanao .
1SA 25:26     Alignment score: 0.435 → 0.437
Now then , my master , as Yahweh lives , and as you live , since Yahweh has restrained you from bloodshed , and from avenging yourself with your own hand , now let your enemies , and those
who seek to do evil to my master , be like Nabal .
Ankehitriny ary , ry tompoko , raha mbola velona koa i Yaveh , ary raha mbola velona koa ianao , satria narovan'i Yaveh tamin ' ny fandatsahan - drà , sy tamin ' ny famalian ' ny tenanao tamin ' ny tananao ihany ianao , dia aoka ireo fahavalonao , sy ireo izay mitady hanao ratsy amin ' ny tompoko , ho tahaka an'i Nabala .
1SA 25:27     Alignment score: 0.333
Now let this present that your servant has brought to my master be given to the young men who follow my master .
Ary aoka ity fanomezana izay efa nentin
' ny mpanomponao tamin ' ny tompoko ity mba hatolotra ho an'ireo zatovolahy izay manaraka ny tompoko .
1SA 25:28     Alignment score: 0.392 → 0.393
Please forgive the trespass of your servant , for Yahweh will certainly make my master a sure house , because my master is fighting the battles of Yahweh ; and evil will not be found in you so long as you live .
Mba avelao re ny fahadisoan
' ny mpanomponao , fa hanangana fonenana azo antoka ho an ' ny tompoko tokoa i Yaveh , satria miady ny adin'i Yaveh ny tompoko ; ary ny ratsy dia tsy ho hita eny aminao raha mbola velona koa ianao .
1SA 25:29     Alignment score: 0.286 → 0.286
Though men rise up to pursue you to take your life , yet the life
of my master will be bound in the bundle of the living by Yahweh your God ; and he will sling away the lives of your enemies , as from the pocket of a sling .
Na dia mitsangana hanenjika mba hanaisotra ny ainao aza ireo lehilahy , dia efa ho fehezin'i Yaveh Andriamanitrao amin ' ny fatoran ' ny velona ny ain ' ny tompoko ; ary ho atsipiny ny ain'ireo fahavalonao , eo amin ' ny foitran ' ny antsamotady .
1SA 25:30     Alignment score: 0.324 → 0.385
Yahweh will have done for my master everything he promised you , and has appointed you leader over Israel .
Dia ho ataon'i Yaveh amin ' ny tompoko ireo rehetra nampanantenainy
anao , araka ny nanendreny anao ho mpitondra eo amin ' ny Israely .
1SA 25:31     Alignment score: 0.356 → 0.364
This will not cause
grief or a troubled heart to my master that you have poured out innocent blood , or because my master attempted to rescue himself . For when Yahweh will do good for my master , remember your servant . "
Tsy ho enta - mavesatra ho anao ny nandatsahanao tsy manan - tsiny , na nohon ' ny nanandraman ' ny tompoko hanavotra ny tenany . Fa rehefa hanao soa ho an ' ny tompoko i Yaveh , dia tsarovy ny mpanomponao . "
1SA 25:32     Alignment score: 0.524 → 0.525
David said to Abigail , " May Yahweh , the God of Israel , be blessed , he who sent you to meet me today .
Dia hoy i Davida tamin'i Abigaila : " Isaorana anie Yaveh , Andriamanitr'Israely , Izy ilay nandefa anao hihaona amiko anio .
1SA 25:33     Alignment score: 0.346 → 0.353
Your wisdom is blessed and you are blessed , because you have kept me today from bloodshed and from avenging myself with my own hand !
Ho tahiana ny fahendrenao
, ary ho tahiana ianao , satria efa narovanao tamin ' ny fandatsahan - drà sy famaliana faty ny tenako tamin ' ny tanako ihany aho !
1SA 25:34     Alignment score: 0.313 → 0.317
For in truth , as Yahweh , the God of Israel , lives , he who has kept me from hurting you , unless you had hurried to come
meet me , there would certainly have not been left to Nabal so much as one male baby by the morning light . "
Fa raha ny marina , raha mbola velona koa i Yaveh , Andriamanitr'Israely , Izy ilay niaro ahy tsy handratra anao , raha tsy nandeha faingana hihaona amiko ianao , dia tsy ho nisy niangana ho an'i Nabala afa - tsy zaza lahy kely iray ny maraina . "
1SA 25:35     Alignment score: 0.41
So David received from her hand what she had brought him ; he said to her , " Go up in peace to your house ; see , I have listened to your voice and have accepted you . "
Koa dia nandray izay nentiny ho azy avy amin ' ny tanany i Davida ; hoy izy taminy : " Mandehana am - piadanana any amin ' ny ankohonanao
; indro , efa nihaino ny feonao aho , ary efa nanaiky anao . "
1SA 25:36     Alignment score: 0.32 → 0.33
Abigail went back to Nabal ; behold , he was holding a feast in his house , like the feast of a king ; and Nabal 's heart was merry within him , for he was very drunk . So she told him nothing at all until the morning light .
Dia niverina tany amin'i Nabala i Abigaila ; indro , nanao fanasana tao an - tranony
izy , toy ny fanasan ' ny mpanjaka ; ary ny fon ' ny mpanjaka faly tao anatiny , satria mamo tanteraka izy . Ka tsy niteny na inona na inona izy mandra - parain ' ny andro .
1SA 25:37     Alignment score: 0.357 → 0.395
It came
about in the morning , when the wine had gone out of Nabal , that his wife told him these things ; his heart died within him , and he became like a stone .
Nony maraina , rehefa nisava ny divain'i Nabala , dia nolazain ' ny vadiny taminy ireo zavatra ireo ; dia nilofika tao anatiny ny fony , ary nanjary toy ny vato izy .
1SA 25:38     Alignment score: 0.549 → 0.555
It came
about ten days later that Yahweh attacked Nabal so that he died .
Ary folo andro taty aoriana dia namely an'i Nabala i Yaveh ka maty izy .
1SA 25:39     Alignment score: 0.405 → 0.415
When David heard that Nabal was dead
, he said , " May Yahweh be blessed , who has avenged the scorn I have received from the hand of Nabal and has kept back his servant from doing wrong . He has turned Nabal 's evil action back on his own head . " Then David sent and spoke to Abigail , to take her to himself as wife .
Rehefa ren'i Davida fa nodimandry i Nabala , dia hoy izy : " Isaorana anie Yaveh , ilay nanala ny faniratsirana ahy avy amin ' ny tanan'i Nabala , sy niaro ny mpanompony tamin ' ny ratsy . Nampody ny ratsy nataon'i Nabala teo amin ' ny lohany ihany izy . " Avy eo Davida naniraka ary niresaka tamin'i Abigaila , mba haka azy ho vady .
1SA 25:40     Alignment score: 0.553 → 0.555
When David 's servants had come
to Abigail at Carmel , they spoke to her and said , " David has sent us to you to take you to him as his wife . "
Rehefa tonga tany amin'i Abigaila tany Karmela ireo mpanompon'i Davida , dia niresaka taminy izy ireo ary nanao hoe : " Nandefa anay ho aty aminao i Davida mba haka anao ho vadiny . "
1SA 25:41     Alignment score: 0.369 → 0.369
She arose
, bowed herself with her face to the ground , and said , " See , your female servant is a servant to wash the feet of the servants of my master . "
Dia nitsangana izy , nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany , ary nanao hoe : " Indro , ny mpanompo vavinao dia mpanompo hanasa ny tongotry ny mpanompon ' ny tompoko . "
1SA 25:42     Alignment score: 0.494 → 0.494
Abigail hurried and arose
, and rode on a donkey with five servant girls of hers who followed her ; and she followed David 's messengers and became his wife .
Dia nitsangana faingana i Abigaila , ary nitaingina ny boriky niaraka tamin'ireo mpanompo vaviny dimy izay nanaraka azy ; ary nanaraka ireo irak'i Davida izy ka lasa vadiny .
1SA 25:43     Alignment score: 0.449
Now David had also taken Ahinoam of Jezreel as a wife ; both of them became
his wives .
Dia nalain'i Davida ho vadiny ihany koa Ahinoama Jezirela ; dia samy lasa vadiny izy roa .
1SA 25:44     Alignment score: 0.518 → 0.531
Also , Saul had given Michal his daughter
, David 's wife , to Paltiel son of Laish , who was of Gallim .
Ary koa , Saoly nanolotra an'i Mikala zanany vavy , vadin'i Davida , ho an'i Palty zanaka lahin'i Laisa , izay avy any Galima .
1SA 25     Average alignment score: 0.388 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31