Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 19:1     Alignment score: 0.53 → 0.539
Saul said to Jonathan his son and to all his servants that they should kill David . But Jonathan , Saul 's son , took great pleasure in David .
Ary Saoly niteny tamin'i Jonatana zanany lahy sy tamin'ireo mpanompony ny tokony hamonoan'izy ireo an'i Davida . Kanefa i Jonatana , zanak'i Saoly , dia tia an'i Davida fatratra .


1SA 19:2     Alignment score: 0.498 → 0.497
So Jonathan told David , " Saul my father seeks to kill you . Therefore be on your guard in the morning and hide yourself in a secret place .
Koa hoy i Jonatana tamin'i Davida : " Mitady hamono anao i Saoly raiko . Noho izany miambena
amin ' ny maraina ary miafena amin ' ny toerana mangingina .
1SA 19:3     Alignment score: 0.258 → 0.264
I will go out and stand beside my father in the field where you are , and I will speak with my father about you . If I learn anything , I will tell you . "
Izaho hivoaka hitsangana eo anilan
' ny raiko eo amin ' ny saha izay misy anao , ary hiresaka momba anao amin ' ny raiko aho . Raha mahafantatra zavatra aho , dia hoteneniko ianao . "
1SA 19:4     Alignment score: 0.473 → 0.475
Jonathan spoke well of David to Saul his father and said to him , " Do not let the king sin against his servant David . For he has not sinned against you , and his deeds have brought you good .
Nilaza soa momba an'i Davida tamin'i Saoly rainy i Jonatana ka hoy izy taminy : " Aoka tsy hanota amin'i Davida mpanompony ny mpanjaka . Fa tsy nanota taminao izy , ary nitondra soa ho anao ireo asany .
1SA 19:5     Alignment score: 0.414 → 0.416
For he took his life in his hand and killed the Philistine
. Yahweh brought about great salvation for all Israel . You saw it and rejoiced . Why would you sin against innocent blood by killing David for no reason ? "
Fa izy efa nanao ny ainy tsy ho zavatra ka namono ilay Filistina . Yaveh efa nitondra fandresena lehibe ho an'Israely rehetra . Nahita izany ianao ka faly . Nahoana no hanota hanohitra ny tsy manan - tsiny amin ' ny famonoana an'i Davida tsy ahoan - tsy ahoana ianao ? "
1SA 19:6     Alignment score: 0.563
Saul listened to Jonathan . Saul swore , " As Yahweh lives , he will not be put to death . "
Nihaino an'i Jonatana i Saoly . Ka nianiana hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , dia tsy hovonoina izy . "
1SA 19:7     Alignment score: 0.506 → 0.523
Then Jonathan called David , and Jonathan told him all these
things . Jonathan brought David to Saul , and he was in his presence as before .
Dia niantso an'i Davida i Jonatana , ary noteneniny tamin'i Davida izany zavatra rehetra izany . Nentin'i Jonatana tany amin'i Saoly i Davida , ary teo amin ' ny fanatrehany toy ny teo aloha indray izy .
1SA 19:8     Alignment score: 0.503 → 0.504
There was war again , and David went out and fought with the Philistines and defeated them with a great slaughter . They fled before him .
Ary nisy ady indray , dia nivoaka hiady amin ' ny Filistina i Davida ka nandresy azy ireo tamin ' ny famonoana lehibe . Dia nandositra teo anatrehany
izy ireo .
1SA 19:9     Alignment score: 0.417 → 0.444
A harmful spirit from Yahweh came on Saul as he sat in his house with his spear in his hand , and as David was playing his instrument .
Tonga tamin'i Saoly ny fanahy ratsy avy amin'i Yaveh raha nipetraka tao an - tranony
niaraka tamin ' ny lefona teny an - tanany izy , ary raha nitendry zava - maneno iny i Davida .
1SA 19:10     Alignment score: 0.445 → 0.445
Saul tried to pin David to the wall with the spear , but he slipped away from Saul 's presence , so that Saul drove
the spear into the wall . David fled and escaped that night .
Ary i Saoly nanandrana nikendry an'i Davida teo amin ' ny rindrina tamin ' ny lefony , kanefa nandositra ny fanatrehan'i Saoly izy , ka natsatok'i Saoly teo amin ' ny rindrina ny lefona . Nitsoaka i Davida ary afa - nandositra tamin'iny alina iny .
1SA 19:11     Alignment score: 0.51
Saul sent messengers to David 's house to watch him that he might kill him in the morning . Michal , David 's wife , told him , " If you do not save your life tonight , tomorrow you will be killed . "
Nandefa iraka tany an - tranon'i Davida mba hijery azy mba hahafahany mamono azy i Saoly ny maraina . Mikala , vadin'i
Davida , niteny azy hoe : " Raha tsy mamonjy ny ainao anio alina ianao , dia hovonoina ianao rahampitso . "
1SA 19:12     Alignment score: 0.365 → 0.363
So Michal let David down through the window . He went and fled , and escaped .
Navelan'i
Mikala hidina teo amin ' ny varavarankely i Davida . Dia lasa izy ka nitsoaka , ary afa - nandositra .
1SA 19:13     Alignment score: 0.409 → 0.445
Michal took a household idol and laid it in the bed . Then she put a pillow of goats ' hair at its head , and covered it with the clothes .
Naka sampy tao an - tranony
i Mikala dia nametraka izany teo am - pandriana . Ary naka ondana volon'osy izy ka napetrany teo amin ' ny lohany , ary norakofany akanjo izany .
1SA 19:14     Alignment score: 0.595
When Saul sent messengers to take David , she said , " He is sick . "
Raha nandefa iraka mba haka an'i Davida i Saoly , dia hoy izy hoe : " Marary izy . "
1SA 19:15     Alignment score: 0.426
Then Saul sent the messengers to see David ; he said , " Bring him up to me in the bed , so that I may kill him . "
Dia nandefa iraka mba hijery an'i Davida indray i Saoly , ka hoy izy : " Ento hiakatra aty amiko amin ' ny fandriana izy , mba hahafahako mamono azy . "
1SA 19:16     Alignment score: 0.363 → 0.41
When the messengers came in , behold , the household idol was in the bed along with the pillow of goats ' hair at its head .
Raha niditra ireo iraka , indro , ny sampy izay tao an - tranony
no teo am - pandriana miaraka amin ' ny ondana volon'osy eo amin ' ny lohany .
1SA 19:17     Alignment score: 0.518
Saul said to Michal , " Why have you deceived me and let my enemy go , so that he has escaped ? " Michal answered Saul , " He said to me , ' Let me go . Why should I kill you ? ' "
Dia hoy i Saoly tamin'i Mikala : " Nahoana no namitaka ahy ianao ka namela ny fahavaloko handeha , ka dia afa - nandositra izy ? " Mikala namaly an'i Saoly hoe : " Hoy izy tamiko , ' Avelao aho handeha . Nahoana aho no hamono anao ? ' "
1SA 19:18     Alignment score: 0.514
Now David fled and escaped , and went to Samuel in Ramah and told him all that Saul had done to him . Then he and Samuel went and stayed in Naioth .
Ary nitsoaka sy afa - nandositra i Davida , dia nankany amin'i Samoela tany
Rama ka nilaza taminy ny zavatra rehetra izay nataon'i Saoly taminy . Dia nandeha izy sy Samoela ka nitoetra tany Naiota .
1SA 19:19     Alignment score: 0.628 → 0.634
It was told to Saul , saying , " See , David is at Naioth in Ramah . "
Nisy nanambara tamin'i Saoly izany , manao hoe : " Indro , ao Naiota any Rama i Davida . "
1SA 19:20     Alignment score: 0.485 → 0.506
Then Saul sent messengers to capture David . When they saw the company of the prophets prophesying , and Samuel standing as head over them , the Spirit of God came on the messengers of Saul , and they also prophesied .
Dia nandefa iraka hisambotra an'i Davida i Saoly . Raha nahita ny naman ' ny mpaminany naminany izy ireo , ary Samoela nijoro ho lehiben'izy ireo , ny fanahin'Andriamanitra tonga tamin ' ny irak'i
Saoly , dia naminany koa izy ireo .
1SA 19:21     Alignment score: 0.612
When Saul was told this , he sent other messengers , and they also prophesied . So Saul sent messengers again the third time , and they also prophesied .
Rehefa nilazana
izany i Saoly , dia nandefa iraka hafa izy , ary naminany ihany koa izy ireo . Ary nandefa iraka fanintelony indray i Saoly , ka naminany ihany koa ireo .
1SA 19:22     Alignment score: 0.575
Then he also went to Ramah and came to the deep well that is in Seku . He asked , " Where are Samuel and David ? " Someone said , " See , they are at Naioth in Ramah . "
Dia nankany Rama koa izy ary tonga teo amin ' ny lava - drano tao Seko . Nanontany izy hoe : " Aiza i Samoela sy Davida ? " Nisy olona niteny hoe : " Indro , ao Naiota any Rama izy ireo . "
1SA 19:23     Alignment score: 0.566
Saul went to Naioth in Ramah . Then the Spirit of God came upon him , and as he went he prophesied until he came
to Naioth in Ramah .
Nankany Naiota any Rama i Saoly . Dia tonga tao aminy koa ny fanahin'i Yaveh , ka naminany teny am - pandehanana mandra - pahatongany tany Naiota tany Rama izy .
1SA 19:24     Alignment score: 0.411
He stripped off his clothes and also prophesied before Samuel . He lay naked all that day and all that night . This is why they ask , " Is Saul also among the prophets ? "
Nanala ny fitafiany izy ary naminany teo anatrehan'i Samoela . Nitanjaka nandritra
ny andro sy ny alina rehetra izy . Izany no antony nanontanian'izy ireo hoe : " Isan'ireo mpaminany koa ve i Saoly ? "
1SA 19     Average alignment score: 0.485 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31