Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 30:1     Alignment score: 0.57 → 0.628
It came about , when David and his men had come
to Ziklag on the third day , that the Amalekites had made a raid upon the Negev and on Ziklag . They attacked Ziklag , burned it ,
Ary rehefa tonga tany Ziklaga i Davida sy ireo olony tamin ' ny andro fahatelo , dia nanafika teo amin ' ny Negeva sy teo amin'i Ziklaga ireo Amalekita . Nanafika an'i Ziklaga izy ireo , ary nandoro izany ,


1SA 30:2     Alignment score: 0.304
and captured the women
and everyone who was in it , both small and great . They killed no one , but carried them off as they went on their way .
ary nisambotra ireo vehivavy sy ny olona rehetra izay tao amin'izany , na kely na lehibe . Tsy namono na iza na iza izy ireo , fa nitondra azy ireo raha nandeha tamin ' ny lalany .
1SA 30:3     Alignment score: 0.411
When David and his men came to the city , it was burned , and their wives , their sons , and their daughters
were taken captive .
Rehefa nankany amin'ilay tanàna i Davida sy ireo olony , dia efa may izany , ary ireo vadiny , ireo zanany lahy , sy ireo zanany vavy dia nalaina ho babo .
1SA 30:4     Alignment score: 0.319 → 0.318
Then David and the people that were with him raised their voices and wept until they had no more power to weep .
Avy eo dia nampiaka - peo i Davida sy ireo olona niaraka taminy ary nitomany mandra - paha - tsy nisian ' ny hery hitomaniana intsony .
1SA 30:5     Alignment score: 0.608 → 0.61
David 's two wives were taken captive , Ahinoam the Jezreelite woman
, and Abigail the wife of Nabal the Carmelite .
Voababo ireo vadin'i Davida roa , Ahinoama Jezeralita , ary Abigaila vadin'i Nabala Karmelita .
1SA 30:6     Alignment score: 0.377
David was greatly distressed , for the people were talking about stoning him , for all the people were bitter in spirit , each man for his sons and daughters
; but David strengthened himself in Yahweh , his God .
Ory tanteraka i Davida , satria niresaka momba ny hitoraham - bato azy ny vahoaka , satria mangidy ara - panahy ny vahoaka rehetra , ny olona tsirairay noho ny amin'ireo zanany lahy sy ireo zanany vavy ; fa Davida nanatanjaka ny tenany tamin'i Yaveh , Andriamaniny .
1SA 30:7     Alignment score: 0.633
David said to Abiathar son of Ahimelek , the priest , " I beg you , bring the ephod here for me . " Abiathar brought the ephod to David .
Hoy i Davida tamin'i Abiatara zanak'i Ahimeleka , ilay mpisorona : " Miangavy aminao aho , ento aty amiko ilay efoda . " Dia nentin'i
Abiatara teo amin'i Davida ilay efoda .
1SA 30:8     Alignment score: 0.339 → 0.341
David prayed to Yahweh for direction , saying , " If I pursue after this troop , will I overtake them ? " Yahweh answered him , " Pursue , for you will certainly overtake them , and you will surely recover everything . "
Nangataka torolalana
tamin'i Yaveh i Davida , nanao hoe : " Raha manenjika io antoko io aho , ho azoko ve izy ireo ? " Ary Yaveh namaly azy : " Enjeho , fa azo antoka fa ho azonao tokoa izy ireo , ary azo antoka fa hamerina ny zavatra rehetra ianao . "
1SA 30:9     Alignment score: 0.348
So David went , he and the six hundred men who were with him ; they came to the brook Besor , where those who were left behind stayed .
Dia nandeha i Davida , izy sy ireo eninjato lahy izay niaraka taminy ; ary tonga tany amin ' ny reniranon'i Besora izy ireo , izay nijanon'ireo izay taraiky tany
aoriana .
1SA 30:10     Alignment score: 0.432
But David kept pursuing , he and four hundred men ; for two hundred had stayed behind , who were so weak that they could not go over the brook Besor .
Fa nanohy ny fanejehana i Davida , izy sy ireo efajato lahy ; fa ny roanjato nijanona tao aoriana , izay tena osa ka tsy afaka ny handeha eo amin ' ny lohasahan - driakan'i Besora .
1SA 30:11     Alignment score: 0.543
They found an Egyptian
in a field and brought him to David ; they gave him bread , and he ate ; they gave him water to drink ;
Nahita Egyptiana iray teny an - tsaha izy ireo ary nitondra azy tany amin'i Davida ; nomen'izy ireo mofo izy , ary nihinana ; nomen'izy ireo rano ho sotroina izy ;
1SA 30:12     Alignment score: 0.386 → 0.405
and they gave him a piece of a cake of figs and two clusters of raisins . When he had eaten , he gained strength again , for he had eaten no bread nor drunk
any water for three days and three nights .
ary nomen'izy ireo ampahana mofomamin'aviavy sy sampam - boaloboka roa izy . Rehefa nihinana izy , dia nahazo hery indray , satria tsy nihinana mofo na nisotro rano nandritra ny telo andro sy telo alina izy .
1SA 30:13     Alignment score: 0.411 → 0.471
David said to him , " To whom do you belong ? Where do you come
from ? " He said , " I am a young man of Egypt , servant to an Amalekite ; my master left me because three days ago I fell sick .
Hoy i Davida taminy : " An'iza moa ianao ? Avy aiza ianao ? " Dia hoy izy : " Tovolahin'i Egypta aho , mpanompona Amalekita iray ; nandao ahy ny tompoko satria narary aho telo andro lasa izay .
1SA 30:14     Alignment score: 0.431 → 0.451
We made a raid on the Negev of the Kerethites , and what belongs to Judah , and the Negev of Caleb , and we burned Ziklag . "
Nanafika an'i Negevan'i Keretita izahay , sy izay an'i Joda , ary Negevan'i Kaleba , ary nodoranay i Ziklaga . "
1SA 30:15     Alignment score: 0.318 → 0.359
David said to him , " Will you bring me down to this raiding party ? " The Egyptian
said , " Swear to me by God that you will not kill me or betray me up into the hands of my master , and I will bring you down to this raiding party . "
Hoy i Davida taminy : " Hitondra ahy hidina any amin ' ny antoko mpanafika ve ianao ? " Hoy ilay Egyptiana : " Mianiàna amiko amin'Andriamanitra mba tsy hamononao ahy na hamadihanao ahy eo am - pelatanan ' ny tompoko , dia hitondra anao hidina amin'izany antoko mpanafika izany aho . "
1SA 30:16     Alignment score: 0.449 → 0.451
When the Egyptian
had brought David down , the raiders were spread out over all the ground , eating and drinking and celebrating because of all the booty they had taken out of the land of the Philistines and from the land of Judah .
Rehefa nitondra an'i Davida nidina ilay Egyptiana , dia niparitaka teo amin ' ny tany rehetra ireo mpanafika , nihinana sy nisotro ary nandihy noho ireo babo rehetra izay nalan'izy ireo tamin ' ny tanin'ireo Filistina ary tamin ' ny tanin'i Joda .
1SA 30:17     Alignment score: 0.468 → 0.488
David attacked them from the twilight to the evening of the next day . Not a man escaped except for four hundred young men , who rode on camels and fled .
Nanafika azy ireo i Davida nanomboka ny hariva ka hatramin ' ny harivan ' ny andro manaraka . Tsy nisy na olona iray aza tafatsoaka afa - tsy ireo tovolahy efajato , izay nitaingina rameva ka nandositra .
1SA 30:18     Alignment score: 0.47 → 0.493
David recovered all that the Amalekites had taken ; and David rescued his two wives .
Dia tafaverin'i Davida izay nalain'ireo Amalekita rehetra ; ary voavotr'i Davida ireo vadiny roa .
1SA 30:19     Alignment score: 0.272 → 0.272
Nothing was missing , neither small nor great , neither sons nor daughters
, neither booty , nor anything that the raiders had taken for themselves . David brought back everything .
Tsy nisy zavatra tsy ampy , na kely na lehibe , na ireo zanany lahy na ireo zanany vavy , na ireo babo , na ny zavatra rehetra izay nobaboin'ireo mpanafika ho azy ireo . Naverin'i Davida ny zavatra rehetra .
1SA 30:20     Alignment score: 0.45
David took all the flocks and the herds , which the men drove
ahead of the other livestock . They said , " This is David 's booty . "
Nalain'i Davida ireo ondry aman'osy rehetra sy ireo omby , izay nentin'ireo olona nialoha ny biby fiompy hafa . Hoy izy ireo hoe : " Ireo no babon'i Davida . "
1SA 30:21     Alignment score: 0.407 → 0.408
David came to the two hundred men who had been too weak to follow him , the ones the others had made to stay at the brook Besor . These
men went ahead to meet David and the people who were with him . When David came to these people , he greeted them .
Tonga tany amin'ireo olona roanjato izay tena osa raha hanaraka azy i Davida , ireo izay nataon'ireo hafa nijanona tany amin ' ny reniranon'i Besora . Ireo lehilahy ireo dia nandroso mba hihaona amin'i Davida sy ireo vahoaka niaraka taminy . Rehefa tonga teo amin'ireo olona ireo i Davida , dia niarahaba azy ireo izy .
1SA 30:22     Alignment score: 0.3
Then all the wicked men and worthless fellows among those who had gone with David said , " Because these
men did not go with us , we will not give them any of the booty that we have recovered . However , each man may lead away his wife and children and go . "
Ireo olona ratsy fanahy sy ireo namana tsy misy ilàna azy teo amin'ireo izay efa nandeha niaraka tamin'i Davida nilaza hoe : " Satria tsy nandeha niaraka tamintsika ireo lehilahy ireo , dia tsy hanome azy ireo babo izay efa azontsika isika . Raha tsy hoe afaka maka ny vadiny sy ireo zanany ireo lehilahy tsirairay , ka mitarika azy ireo , ary mandeha . "
1SA 30:23     Alignment score: 0.265 → 0.275
Then David said , " You must not act like this , my brothers , with what Yahweh has given to us . He has preserved us and given into our hand the marauding band
that came against us .
Ary hoy i Davida : " Tsy tokony hanao izany , amin'izay efa nomen'i Yaveh antsika , ianareo ry rahalahiko . Efa narovany isika ary efa natolony teo an - tanàntsika ireo mpanafika izay tonga nanohitra antsika .
1SA 30:24     Alignment score: 0.267 → 0.267
Who will listen to you in this matter ? For as the share is for anyone who goes into battle , so also will the share be for anyone who waits by the baggage ; they will share and share alike
. "
Iza no hihaino anao amin'izany tranga izany ? Fa ny fizarana dia ho an'izay mandeha amin ' ny ady , sy ho an ' ny olona izay miandry ny entana ihany koa ; fa hizara mitovy izy ireo . "
1SA 30:25     Alignment score: 0.371 → 0.371
It has been so from that day to this day , for David made it a statute and a decree for Israel .
Dia toy izany ny tamin'izany andro izany ka hatramin'izao , satria nataon'i
Davida ho didy sy lalàna ho an ' ny Israely izany .
1SA 30:26     Alignment score: 0.505
When David came to Ziklag , he sent some of the booty to the elders of Judah , to his friends , saying , " See , here is a present for you from the booty from Yahweh 's enemies . "
Rehefa tonga tany Ziklaga i Davida , dia nandefa ny sasany tamin'ireo babo ho an'ireo loholon'i
Joda , ho an'ireo namany izy , nanao hoe : " Indro , inty misy fanomezana ho anao avy amin'ilay babo avy amin'ireo fahavalon'i Yaveh . "
1SA 30:27     Alignment score: 0.467 → 0.53
He also sent some to the elders who were in Bethel , and to those who were in Ramoth of the South , and to those who were in Jattir ,
Nandefa ny sasany tany
amin'ireo loholona izay any Betela ihany koa izy , ary ho an'ireo izay tany Ramotan ' ny atsimo , sy ho an'ireo izay any Jatira ,
1SA 30:28     Alignment score: 0.573
and to those who were in Aroer , and to those who were in Siphmoth , and to those who were in Eshtemoa .
ary ho an'ireo izay any Aroera , sy ho an'ireo izay any Sifmota , ary ho an'ireo izay any Estemoa .
1SA 30:29     Alignment score: 0.5 → 0.503
He also sent some to the elders who were in Rakal , and to those
who were in the cities of the Jerahmeelites , and to those who were in the cities of the Kenites ,
Nandefa ny sasany tany amin'ireo loholona izay any Rakala , sy ireo izay any amin ' ny tanànan'i Jeramelita , ary ireo izay any amin ' ny tanànan'ireo Kenita ,
1SA 30:30     Alignment score: 0.44
and to those who were in Hormah , and to those
who were in Bor Ashan , and to those who were in Athak ,
ary ho an'ireo izay any Horma , sy ireo izay any Korsana , ary ho an'ireo izay any Ataka ,
1SA 30:31     Alignment score: 0.379
and to those
who were in Hebron , and to all the places where David himself and his men habitually went .
sy ireo izay any Hebrona , ary amin'ireo toerana rehetra izay nandehanan'i Davida sy ireo olony matetika izy .
1SA 30     Average alignment score: 0.421 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31