Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 28:1     Alignment score: 0.367 → 0.368
It came
about in those days that the Philistines gathered their armies together for battle to fight with Israel . Achish said to David , " Know for certain that you will go out with me in the army , you and your men . "
Ary tamin'ireo andro ireo ny Filistina dia nampivondrona ireo tafiny hiady amin ' ny Israely . Hoy i Akisy tamin'i Davida : " Fantaro tsara fa hivoaka hiaraka amiko ho any an - toby , ianao sy ireo lehilahinao . "


1SA 28:2     Alignment score: 0.441
David said to Achish , " That being the case
, you will know what your servant can do . " Achish said to David , " Then I will make you my bodyguard all your days . "
Hoy i Davida tamin'i Akisy : " Ho fantatrao izay afaka hataon ' ny mpanomponao . " Hoy Akisy tamin'i Davida hoe : " Koa hataoko mpiambina ahy raikitra ianao . "
1SA 28:3     Alignment score: 0.404 → 0.425
Now Samuel had died
, and all Israel had lamented him and buried him in Ramah , in his own city . Also , Saul had banned sorcerers and spiritists from the land .
Ary maty i Samoela , ary ny Israely rehetra nisaona azy ka nandevina azy tao Rama , tao amin ' ny tanàny . Nofongoran'i Saoly tsy ho eo amin ' ny tany ihany koa ireo izay niresaka tamin ' ny maty na tamin'ireo fanahy .
1SA 28:4     Alignment score: 0.635
Then the Philistines gathered themselves together and came and camped at Shunem ; and Saul gathered all Israel together , and they camped at Gilboa .
Ary nivondrona niaraka ireo Filistina ary tonga sy nitoby tao Sonema ; ary Saoly nampivondrona ireo Israely rehetra , ka nitoby tao Gilboa izy ireo .
1SA 28:5     Alignment score: 0.518 → 0.519
When Saul saw the army of the Philistines , he was afraid , and his heart trembled very much .
Rehefa nahita ny tafik'ireo Filistina i Saoly , dia natahotra izy , ary nihorohoro mafy ny fony .
1SA 28:6     Alignment score: 0.479
Saul prayed to Yahweh for help , but Yahweh did not answer him neither by dreams , nor by Urim , nor by prophets .
Nitalaho fanampiana tamin'i Yaveh i Saoly , kanefa tsy namaly azy i Yaveh na tamin ' ny nofy , na tamin'i Orima , na tamin'ireo mpaminany .
1SA 28:7     Alignment score: 0.322 → 0.357
Then Saul said to his servants , " Find
me a woman who is a sorceress , so that I may go to her and seek her advice . " His servants said to him , " See , there is a woman in Endor who is a sorceress . "
Ary hoy i Saoly tamin'ireo mpanompony : " Hitadiavo vehivavy miresaka amin ' ny maty aho , mba hahafahako mankany aminy ary mitady hevitra aminy . " Hoy ireo mpanompony taminy : " Indro , misy vehivavy any Andora izay milaza fa miresaka amin ' ny maty . "
1SA 28:8     Alignment score: 0.313 → 0.314
So Saul disguised himself , putting on other clothing and went , he and two men with him . They went to the woman by night . He said , " Divine for me by a spirit and bring up for me the one I name . "
Nanova endrika
i Saoly , nanao akanjo hafa , ary nandeha , izy sy ireo lehilahy roa niaraka taminy ; nankany amin'ilay vehivavy izy ireo ny alina . Hoy izy : " Mitalaho aminao aho , manaova fiantsoana ny maty ho ahy , miaraka amin ' ny fanahy , ary ento miakatra izay anarana lazaiko anao . "
1SA 28:9     Alignment score: 0.324
The woman said to him , " See , you know what Saul has done , how he has banned sorcerers and spiritists from the land . So why are you setting a trap for my life , to make me die ? "
Hoy ilay vehivavy taminy : " Indro , fantatrao
izay nataon'i Saoly , izay namongorany izay miresaka amin ' ny maty na amin'ireo fanahy tsy ho eo amin ' ny tany . Koa nahoana ianao no mametraka fandrika ho an ' ny aiko , mba hahafaty ahy ? "
1SA 28:10     Alignment score: 0.423 → 0.425
Saul swore to her by Yahweh and said , " As Yahweh lives , no punishment will happen to you for this thing . "
Nianiana taminy tamin ' ny alalan'i
Yaveh i Saoly ka nanao hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , dia tsy hisy fanasaziana hiatra aminao noho izao zavatra izao . "
1SA 28:11     Alignment score: 0.475
Then the woman said , " Whom should I bring up to you ? " Saul said , " Bring up Samuel for me . "
Ary hoy ilay vehivavy : " Iza no tokony ho entiko miakatra eto aminao ? " Hoy i Saoly : " Ento miakatra ho ahy i Samoela . "
1SA 28:12     Alignment score: 0.54 → 0.542
When the woman saw Samuel , she cried with a loud voice and spoke to Saul , saying , " Why have you deceived me ? For you are Saul . "
Raha nahita an'i Samoela ilay vehivavy , dia nihiaka mafy izy ary niresaka tamin'i Saoly nanao hoe : " Nahoana ianao no namitaka ahy ? Fa Saoly ianao . "
1SA 28:13     Alignment score: 0.447
The king said to her , " Do not be afraid . What do you see ? " The woman said to Saul , " I see a god coming up out of the earth . "
Hoy ny mpanjaka taminy : " Aza matahotra . Inona no hitanao ? " Hoy ilay vehivavy tamin'i Saoly : " Mahita andriamanitra miakatra avy ao amin ' ny tany aho . "
1SA 28:14     Alignment score: 0.351
He said to her , " What does he look like ? " She said , " An old man is coming up ; he is clothed with a robe . " Then Saul knew
it was Samuel , and he bowed with his face to the ground and showed him respect .
Hoy izy taminy : " Tahaka ny ahoana ny endriny ? " Hoy izy : " Lehilahy antitra no avy miakatra ; manao akanjo lava izy . " Fantatr'i Saoly fa i Samoela izany , ka nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany izy ary naneho fanajana .
1SA 28:15     Alignment score: 0.419
Samuel said to Saul , " Why have you disturbed me and brought me up ? " Saul answered , " I am very distressed , for the Philistines are waging war against me , and God has left me and does not answer me any more , neither by prophets , nor by dreams . Therefore I have called you , that you may make known to me what I will do . "
Hoy Samoela tamin'i Saoly : " Nahoana ianao no nanakorontana ahy ka nitondra ahy niakatra ? " Saoly namaly hoe : " Ory loatra aho , satria ireo Filistina dia miantsy ady hanohitra ahy , ary Andriamanitra nandao ahy ary tsy namaly ahy intsony , na tamin'ireo mpaminany , na tamin'ireo nofy . Noho izany dia niantso anao aho , mba hahafahanao mampahafantatra ahy izay tokony ataoko . "
1SA 28:16     Alignment score: 0.433 → 0.433
Samuel said , " What then do you ask me , since Yahweh has left you , and he has become your enemy ?
Hoy i Samoela : " Inona ary no anontanianao ahy , satria nandao anao Yaveh , ary tonga fahavalonao
Izy ?
1SA 28:17     Alignment score: 0.274 → 0.278
Yahweh has done to you what he said he would . Yahweh has torn the kingdom out of your hand and he has given it to someone else to David .
Nataon'i
Yaveh taminao izay efa nolazainy hataony . Efa nanatsoaka ny fanjakana tsy ho eo an - tananao izy ary nanome izany ho an'olon - kafa ho an'i Davida .
1SA 28:18     Alignment score: 0.331 → 0.354
Because you did not obey the voice of Yahweh and did not carry out his fierce wrath on Amalek , he has therefore done this today to you .
Satria ianao tsy nankatoa ny feon'i
Yaveh ary tsy nitondra ny firehetan ' ny fahatezerany tamin ' ny Amalekita , dia nataony taminao izany androany .
1SA 28:19     Alignment score: 0.455
Yahweh will give Israel along with you into the hand of the Philistines , and tomorrow you and your sons will be with me . Yahweh will also give
the army of Israel into the hand of the Philistines . "
Ankoatra izany , i Yaveh dia hanolotra anao sy ny Israely ho eo an - tanan'ireo Filistina . Rahampitso ianao sy ireo zanakao lahy dia hiaraka amiko . Hatolotr'i Yaveh ho eo an - tanan'ireo Filistina ihany koa ny tafik'Israely . "
1SA 28:20     Alignment score: 0.293 → 0.293
Then Saul immediately fell
his full length on the ground and was very afraid because of the words of Samuel . There was no strength in him , for he had eaten no food all that day , neither that whole night .
Avy hatrany dia lavo niampatra tamin ' ny tany i Saoly ary tena natahotra izy noho ireo tenin'i Samoela . Tsy nisy hery tao anatiny , satria tsy nihinan - kanina izy nandritra ny andro tontolo , na tamin ' ny alina tontolo .
1SA 28:21     Alignment score: 0.395 → 0.395
The woman came to Saul and saw that he was very troubled , She said to him , " See , your woman
servant has listened to your voice ; I have put my life in my hand and have listened to the words that you said to me .
Nankeo amin'i Saoly ilay vehivavy ary nahita fa tena nikorontan - tsaina izy , hoy izy taminy : " Indro , ny mpanompovavinao efa nihaino ny feonao ; efa napetrako teo am - pelatanako ny aiko ary efa nihaino ireo teninao izay nambaranao tamiko .
1SA 28:22     Alignment score: 0.377 → 0.377
Now therefore , I beg you , listen also to the voice of your woman
servant , and let me set a little food in front of you . Eat so that you may gain strength for when you go on your way . "
Koa ankehitriny , mitalaho aminao aho , henoy ihany koa ny feon ' ny mpanompovavinao , ary avelao aho hametraka sakafo kely eo anoloanao . Mihinàna mba hahazoanao hery rehefa handeha amin ' ny lalanao ianao . "
1SA 28:23     Alignment score: 0.451 → 0.451
But Saul refused and said , " I will not eat . " But his servants , together with the woman , compelled him , and he listened to their voice . So he rose from the ground and sat on the bed .
Fa i Saoly nandà ary niteny hoe : " Tsy hihinana aho . " Fa ireo mpanompony , niaraka tamin'ilay vehivavy , nanery azy , ka dia nihaino ny feon'izy ireo izy . Koa nitsangana avy eo amin ' ny tany izy ary nipetraka teo am - pandriana .
1SA 28:24     Alignment score: 0.351
The woman had a fatted calf in the house ; she hurried and killed it ; she took flour , kneaded it , and baked unleavened bread with it .
Nanana zanak'omby nifahy tao an - tranony
ilay vehivavy ; nandeha haingana izy ary namono izany ; naka koba izy , nanafangaro izany , ary nanendy ny mofo tsy misy lalivay niaraka tamin'izany .
1SA 28:25     Alignment score: 0.45
She brought it before Saul and his servants , and they ate . Then they got up and left that night .
Nentiny teo anoloan'i
Saoly sy ireo mpanompony izany , ary nihinana izy ireo . Ary nitsangana izy ireo ka lasa ny alin'iny .
1SA 28     Average alignment score: 0.404 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31