Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 10:1     Alignment score: 0.574
Then Samuel took a flask of oil , poured it on Saul 's head , and kissed him . He said , " Has not Yahweh anointed you to be a ruler over his inheritance ?
Dia naka ny tavoara misy ny diloilo i Samoela , nandraraka izany teo ambony lohan'i
Saoly , ary nanoroka azy . Hoy izy hoe : " Moa ve Yaveh tsy efa nanosotra anao ho mpanapaka ny lovany ?


1SA 10:2     Alignment score: 0.331 → 0.367
When you leave me today , you will find two men near Rachel 's tomb , in the territory of Benjamin at Zelzah . They will say to you , ' The donkeys that you were looking for have been found . Now your father has stopped caring about the donkeys and is anxious about you , saying , " What should I do about my son ? " '
Rehefa handao ahy ianao anio , dia hahita lehilahy anankiroa eo akaikin
' ny fasan - dRahely , ao amin ' ny faritanin'i Benjamina ao Zelza . Hiteny aminao izy ireo hoe : ' Ireo boriky izay notadiavinao dia efa hita . Ankehitriny ny razambenao dia nitsahatra tsy niahiahy ny amin'ireo boriky ary dia manahy ny momba anao , miteny hoe : " Inona no tokony hataoko mahakasika ny zanako lahy ? " '
1SA 10:3     Alignment score: 0.402
Then you will go on further from there , and you will come
to the oak of Tabor . Three men going to God at Bethel will meet you there , one carrying three young goats , another carrying three loaves of bread , and another carrying a skin of wine .
Dia handeha lavidavitra kokoa avy any ianao , ary ho tonga eo amin ' ny hazo terebintan'i Tabara . Hihaona amin ' ny lehilahy telo mandeha ho any amin'Andriamanitra any Betela ianao , ny iray mitondra zanak'osy telo , ny hafa mitondra mofo telo , ary ny hafa mitondra sinin - divay hoditra .
1SA 10:4     Alignment score: 0.393 → 0.394
They will greet you and give you two loaves of bread , which you will take from their hands .
Hiarahaba anao izy ireo ary hanome mofo roa anao , izay halainao avy eo an - tanan'izy ireo .
1SA 10:5     Alignment score: 0.352 → 0.387
After that , you will come
to the hill of God , where the garrison of the Philistines is . When you arrive at the city , you will meet a group of prophets coming down from the high place with a lute , a tambourine , a flute , and a harp before them ; they will be prophesying .
Aorian'izany , dia hiverina ho eo amin ' ny havoan'Andriamanitra ianao , izay misy ny miaramilan ' ny Filistina . Rehefa tonga ao amin'ilay tanàna ianao , dia hihaona amin ' ny andiana mpaminany hidina avy any amin ' ny toerana avo miaraka amin ' ny lokanga , amponga tapaka , sodina , ary valiha eo alohan'izy ireo ; haminany izy ireo .
1SA 10:6     Alignment score: 0.323
The Spirit of Yahweh will rush upon you , and you will prophesy with them , and you will be changed into a different man .
Ny Fanahin'i
Yaveh hilatsaka eo aminao , ary haminany miaraka amin'izy ireo ianao , ka hiova ho lehilahy hafa .
1SA 10:7     Alignment score: 0.24
Now , when these
signs come to you , do whatever your hand finds to do , for God is with you .
Ary rehefa tonga aminao ireo famantarana ireo , dia ataovy izay rehetra hitan ' ny tananao fa tokony ho atao , satria Andriamanitra momba anao .
1SA 10:8     Alignment score: 0.393 → 0.415
Go down before me to Gilgal . Then I will come
down to you to offer burnt offerings and to sacrifice peace offerings . Wait seven days until I come to you and show you what you must do . "
Midìna eo mialoha ahy ho any Gilgala . Dia hidina any aminao aho hanolotra ireo fanatitra dorana ary hanao sorona fanati - pihavanana . Miandrasa fito andro mandra - pandehanako ho eo aminao ary hampisehoako aminao izay tokony hataonao . "
1SA 10:9     Alignment score: 0.458
When Saul turned his back to leave Samuel , God gave him another heart . Then all these
signs came to pass that day .
Rehefa nitodi - damosina handao an'i Samoela i Saoly , dia nomen'Andriamanitra azy ny fo vaovao . Dia tonga ireo famantarana rehetra ireo tamin'izany andro izany .
1SA 10:10     Alignment score: 0.388 → 0.386
When they came to the hill , a group of prophets met him , and the Spirit of God rushed upon him so that he prophesied with them .
Rehefa tonga teny
amin ' ny havoana izy ireo , dia nisy andiana mpaminany nihaona taminy , ary ny Fanahin'Andriamanitra nidina teo aminy ka naminany niaraka tamin'izy ireo izy .
1SA 10:11     Alignment score: 0.365 → 0.385
When everyone who knew
him before saw him prophesying with the prophets , the people said to each other , " What has happened to the son of Kish ? Is Saul one of the prophets now ? "
Rehefa nahita azy niaraka tamin'ireo mpaminany ny olona rehetra izay nahalala azy teo aloha , dia nifampiteny ny olona hoe : " Inona no nahazo ny zanaka lahin'i Kisy ? Anisan ' ny iray amin'ireo mpaminany koa ve i Saoly ?
1SA 10:12     Alignment score: 0.345 → 0.346
A man who was from that same place answered , " Then who is their father ? " Because of this , it became
a saying , " Is Saul also one of the prophets ? "
Nisy lehilahy nipetraka teo amin'io toerana io namaly hoe : " Dia iza no rain'izy ireo ? " Noho izany , dia lasa fiteny ny hoe : " Anisan'ireo mpaminany ihany koa ve i Saoly ? "
1SA 10:13     Alignment score: 0.291
When he finished prophesying , he came to the high place .
Rehefa nahavita ny faminaniana izy dia nankany amin ' ny fitoerana avo .
1SA 10:14     Alignment score: 0.381
Then Saul 's uncle said to him and his servant , " Where did you go ? " He replied , " To search for the donkeys . When we saw that we could not find
them , we went to Samuel . "
Dia hoy ny dadatoan'i Saoly taminy sy ny mpanompony hoe : " Taiza no nalehanareo ? " Namaly izy hoe : " Nitady ireo boriky . Rehefa hitanay fa tsy nety hitanay ireo , dia nankany amin'i Samoela izahay . "
1SA 10:15     Alignment score: 0.428
Saul 's uncle said , " Please tell me what Samuel said to you . "
Hoy ny dadatoan'i Saoly hoe : " Mba teneno amiko re izay nolazain'i
Samoela taminareo . "
1SA 10:16     Alignment score: 0.383 → 0.382
Saul replied to his uncle , " He told us plainly that the donkeys had been found . " But he did not tell him about the matter of the kingdom , of which Samuel had spoken .
Namaly ny rahalahin - drainy i Saoly hoe : " Niteny taminay mazava tsara izy fa efa hita ireo boriky . " Fa tsy nilaza taminy ny momba ilay resaka fanjakana , izay efa nolazain'i Samoela izy .
1SA 10:17     Alignment score: 0.524
Now Samuel called the people together before Yahweh at Mizpah .
Dia nantsoin'i
Samoela hiaraka teo anoloan'i Yaveh tao Mizpa ireo vahoaka .
1SA 10:18     Alignment score: 0.375 → 0.378
He said to the people of Israel , " This is what Yahweh , the God of Israel says : ' I brought up Israel out of Egypt , and I rescued you from the hand of the Egyptians , and from the hand of all the kingdoms that oppressed you . '
Hoy izy tamin'ireo olon'Israely hoe : " Izao no zavatra nolazain'i
Yaveh , Andriamanitry ny Israely : ' Namoaka ny Israely hiala avy tao Egypta Aho ary nanavotra anareo teo amin ' ny tananan'ireo Egyptiana , ary tamin ' ny tanan'ireo fanjakana rehetra izay nampahory anareo . '
1SA 10:19     Alignment score: 0.321 → 0.33
But today you have rejected your God , who saves you from all of your calamities and your distresses ; and you have said to him , ' Set a king over us . ' Now present yourselves before Yahweh by your tribes and by your clans . "
Fa ankehitriny nandà ny Andriamanitrareo , izay nanavotra anareo tamin'ireo loza sy fahorianareo rehetra ianareo ; ary nilaza taminy ianareo hoe : ' Mametraha mpanjaka eo aminay . ' Ankehitriny atolory eo anoloan'i
Yaveh araka ireo fokonareo sy ireo vondronareo ny tenanareo . "
1SA 10:20     Alignment score: 0.619 → 0.623
So Samuel brought all the tribes of Israel near , and the tribe of Benjamin was chosen .
Dia nanakaiky an'i Samoela ireo fokon'Israely rehetra , ary ny fokon'i Benjamina no voafidy .
1SA 10:21     Alignment score: 0.513 → 0.522
Then he brought the tribe of Benjamin near by their clans ; and the clan of the Matrites was chosen ; and Saul son of Kish was chosen . But when they went looking for him , he could not be found .
Avy eo dia nentiny nanakaiky ny vondron'izy ireo ny fokon'i Benjamina ; ary ny fokon ' ny Matrita no voafidy , ary Saoly zanaka lahin'i Kisy dia voafidy . Fa rehefa nandeha nitady azy izy ireo , dia tsy nety hita izy .
1SA 10:22     Alignment score: 0.43 → 0.43
Then the people wanted to ask God more questions , " Is there still another man to come
? " Yahweh answered , " He has hidden himself among the baggage . "
Ary ny olona dia te - hametra - panontaniana bebe kokoa tamin'Andriamanitra hoe : " Mbola misy lehilahy hafa ho avy ve ? " Yaveh namaly hoe : " Nanafina ny tenany eo amin'ireo entana izy . "
1SA 10:23     Alignment score: 0.438 → 0.44
Then they ran and retrieved Saul from there . When he stood among the people , he was taller than any of the people from his shoulders upward .
Dia nihazakazaka izy ireo ary naka an'i Saoly avy tao . Rehefa nitsangana teo amin'ireo olona izy , dia lava mihoatra ny olona rehetra avy eo an - tsorony no ho miakatra izy .
1SA 10:24     Alignment score: 0.471
Then Samuel said to the people , " Do you see the man whom Yahweh has chosen ? There is no one like him among all the people ! " All the people shouted , " Long live the king ! "
Dia hoy Samoela tamin'ireo olona hoe : " Hitanareo ve ilay lehilahy izay efa voafidin'i
Yaveh ? Tsy misy olona tahaka azy eo amin ' ny vahoaka rehetra ! " Ny olona rehetra niantsoantso hoe : " Ho ela velona ny mpanjaka ! "
1SA 10:25     Alignment score: 0.41
Then Samuel told the people the customs and rules of kingship , wrote them down in a book , and placed it before Yahweh . Samuel then sent all the people away , each man to his own house .
Dia nilaza tamin ' ny vahoaka ireo fomba sy ireo fitsipiky ny fanjakana i Samoela , nanoratra ireo tao anaty boky , ary nametraka izany teo anatrehan'i Yaveh . Avy eo dia nalefan'i
Samoela ny vahoaka rehetra , ho any amin ' ny tranony avy .
1SA 10:26     Alignment score: 0.386 → 0.388
Saul also went to his home at Gibeah , and with him went some strong men , whose hearts God had touched .
Nody tany an - tranony tao Gibea ihany koa i Saoly , ary niaraka tamin'ireo lehilahy matanjaka sasany , izay nokasihin'Andriamanitra ny fony .
1SA 10:27     Alignment score: 0.352 → 0.354
But some worthless men said , " How can this man save us ? " These
people despised Saul and did not bring him any gifts . But Saul kept silent .
Fa ny sasany tamin'ireo olona tsy misy dikany nanao hoe : " Ahoana no hahafahan'io lehilahy io manavotra anay ? " Nanaraby an'i Saoly ireo olona ireo ary tsy mba nitondra fanomezana ho azy . Fa nangina kosa i Saoly .
1SA 10     Average alignment score: 0.406 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31