Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 20:1     Alignment score: 0.497
Then David fled from Naioth in Ramah and came and said to Jonathan , " What have I done ? What is my iniquity ? What is my sin before your father , that he seeks to take my life ? "
Ary Davida nandositra avy tany
Naiota any Rama ka nankany amin'i Jonatana ary nanao hoe : " Fa inona no nataoko ? Inona no heloko ? Inona no fahotako teo anatrehan ' ny rainao , no mitady hifofo ny aiko izy "


1SA 20:2     Alignment score: 0.409
Jonathan said to David , " Far from it ; you will not die . My father does nothing either great or small without telling it to me . Why should my father hide this thing from me ? It is not so . "
Jonatana nanao tamin'i Davida hoe : " Sanatria anie izany ; tsy ho faty ianao . Tsy manao zavatra na lehibe na kely ka tsy milaza izany amiko ny raiko . Nahoana no tokony hanafina izany zavatra izany amiko ny raiko ? Tsy izany velively . "
1SA 20:3     Alignment score: 0.364
Yet David vowed again and said , " Your father knows well that I have found favor in your eyes . He has said , ' Do not let Jonathan know
this , or he will be grieved . ' But as truly as Yahweh lives , and as you live , there is but a step between me and death . "
Ary nivoady indray Davida ka nanao hoe : " Fantatry ny rainao tsara fa nahita sitraka teo imasonao aho . Efa nilaza izy hoe : ' Aza avela ho fantatr'i Jonatana izao , raha tsy izany dia halahelo izy . ' Nefa raha velona marina Yaveh , ary raha mbola velona koa ianao , dia kely fotsiny ny elanelana eo amiko sy ny fahafatesana . "
1SA 20:4     Alignment score: 0.533
Then Jonathan said to David , " Whatever you say , I will do for you . "
Ary hoy i Jonatana tamin'i Davida : " Na inona na inona lazainao , dia hataoko ho anao . "
1SA 20:5     Alignment score: 0.484 → 0.483
David said to Jonathan , " Tomorrow is the new moon , and I ought to sit down to eat with the king . But let me go , so that I may hide myself in the field until the third day at evening .
Hoy i Davida tamin'i Jonatana : " Rahampitso ny voaloham - bolana
, ka tokony hipetraka hiara - hihinana amin ' ny mpanjaka aho . Nefa avelao aho andeha , mba hiafina any an - tsaha hatramin ' ny harivan ' ny andro fahatelo .
1SA 20:6     Alignment score: 0.282 → 0.284
If your father misses me at all , then say , ' David earnestly asked leave of me that he might run to Bethlehem his city , because it is the yearly sacrifice there for all the clan . '
Raha mahatsiaro ahy ny rainao
, dia ataovy hoe : ' Nanao fierana fatratra tamiko i Davida mba hamonjy an'i Betlehema tanànany ; satria efa ankatoky ny sorona isan - taona ho an ' ny fianakaviana manontolo any . '
1SA 20:7     Alignment score: 0.375
If he says , ' It is well , ' your servant will have peace . But if he is very angry , then know that he has decided on evil .
Raha hoy izy hoe : ' Tsara izany , ' dia hanam - piadanana ny mpanomponao . Fa raha tezitra mafy izy , dia fantaro fa nanapa - kevitra hanao ratsy izy .
1SA 20:8     Alignment score: 0.356 → 0.356
Therefore deal kindly with your servant . For you have brought your servant into a covenant of Yahweh with you . But if there is iniquity in me , kill me yourself ; for why then should you bring me to your father ? "
Noho izany dia mifanaraha tsara amin ' ny mpanomponao . Fa efa nitondra ny mpanomponao ho amin ' ny faneken'i
Yaveh niaraka taminao ianao . Nefa raha misy fahotana amiko , dia ianao no hamono ahy ; koa nahoana aho no entinao any amin ' ny rainao ? "
1SA 20:9     Alignment score: 0.342 → 0.341
Jonathan said , " Far be it from you ! If I learned my father decided harm to come
upon you , would I not tell you ? "
Hoy i Jonatana : " Sanatria aminao anie izany ! Raha nahafantatra aho fa nanapa - kevitra ny hanao ratsy anao ny raiko , dia tsy hilaza aminao ve aho ? "
1SA 20:10     Alignment score: 0.343 → 0.344
Then David said to Jonathan , " Who will tell me if by chance your father should answer you roughly ? "
Dia hoy i Davida tamin'i Jonatana : " Iza no hiteny amiko raha sanatria mamaly anao amin ' ny teny
mafy ny rainao ? "
1SA 20:11     Alignment score: 0.446
Jonathan said to David , " Come , let us go out into the field . " So they both went out into the field .
Jonatana nanao tamin'i Davida hoe : " Andao , andeha isika hivoaka any an - tsaha . " Ka nivoaka tany an - tsaha izy roa lahy .
1SA 20:12     Alignment score: 0.456 → 0.469
Jonathan said to David , " May Yahweh , the God of Israel , be witness . When I have questioned my father around this time tomorrow , or the third day , see , if there is good will toward David , will I not then send to you and make it known to you ?
Hoy i Jonatana tamin'i Davida : " Yaveh , Andriamanitr'Israely anie no ho vavolombelona . Rehefa avy manontany an - draiko aho rahampitso amin'izao ora izao , na amin ' ny andro fahatelo , jereo , raha misy zava - tsoa ho an'i Davida , moa tsy haniraka ho any aminao sy hampahafantatra anao ve aho ?
1SA 20:13     Alignment score: 0.373
If it pleases my father to do you harm , may Yahweh do to Jonathan and more also if I do not make it known to you and send you away , so that you may go in peace . May Yahweh be with you , as he has been with my father .
Raha mahafaly an - draiko ny hanao ratsy anao , Yaveh anie hanao izany amin'i Jonatana ary mihoatra aza raha tsy mampahafantatra izany aminao sy mandefa anao aho , mba handehananao am - piadanana . Homba anao anie Yaveh , tahaka ny efa nombàny ny raiko .
1SA 20:14     Alignment score: 0.421 → 0.423
If I am still alive
, will you not show me the covenant faithfulness of Yahweh , that I may not die ?
Fa raha mbola velona koa aho , moa tsy hampiseho ahy ny tsy fivadiham - paneken'i Yaveh ve ianao , mba tsy ho faty aho ?
1SA 20:15     Alignment score: 0.297 → 0.298
Do not cut off your covenant faithfulness from my house forever not even when Yahweh cuts off every one of the enemies of David from the face of the earth . "
Aza manapaka ny tsy fivadiam - panekenao hiala amin ' ny ankohonako mandrakizay na dia foanan'i Yaveh eo amin ' ny tany aza ny fahavalon'i
Davida rehetra . "
1SA 20:16     Alignment score: 0.533 → 0.532
So Jonathan made a covenant with the house of David and said , " May Yahweh require an accounting from the hand of the enemies of David . "
Ary Jonatana nanao fanekena tamin ' ny ankohonan'i Davida ka nanao hoe : " Yaveh anie hitaky ny honitra eo amin ' ny tanan'ireo fahavalon'i
Davida . "
1SA 20:17     Alignment score: 0.407 → 0.427
Jonathan made David vow again because of the love that he had for him , because he loved him as he loved his own soul .
Nampanao voady an'i Davida indray i Jonatana noho ny fitiavany
azy , satria tia azy tahaka ny fitiavany ny fanahiny ihany izy .
1SA 20:18     Alignment score: 0.36 → 0.396
Then Jonathan said to him , " Tomorrow is the new moon . You will be missed because your seat will be empty .
Dia hoy i Jonatana taminy : " Rahampitso ny voaloham - bolana
. Ho tsaroana ianao satria foana ny sezanao .
1SA 20:19     Alignment score: 0.336 → 0.356
When you have stayed three days , go down quickly and come
to the place where you hid yourself when this matter began , and stay by the stone Ezel .
Rehefa nijanona telo andro ianao , dia midìna haingana ary mankanesa any amin ' ny toerana izay niafenanao rehefa teo am - pelatanana ny raharaha , ary miandrasa eo akaikin ' ny vatolampy Ezela .
1SA 20:20     Alignment score: 0.225
I will shoot three arrows to the side of it , as though I were shooting at a target .
Handefa zana - tsipìka telo eo anilan'izany aho , toy ny hoe mtifitra zavatra kendrena
.
1SA 20:21     Alignment score: 0.296 → 0.309
Then I will send my young man and say to him , ' Go find the arrows . ' If I say to the young boy , ' Look , the arrows are on this side of you ; get them , " then come ; for there will be safety for you and not harm , as Yahweh lives .
Ary haniraka ny zatovolahiko aho ka hiteny aminy hoe : ' Andeha tadiavo ireo zana - tsipìka . ' Raha miteny amin'ilay zatovolahy aho hoe : ' Indro , itsy ankilanao itsy ireo zana - tsipìka ; alaivo ireo , " dia tongava ; fa hisy fiarovana ary tsy hisy ratsy ho anao , raha mbola velona koa Yaveh .
1SA 20:22     Alignment score: 0.386
" But if I say to the young man , ' Look , the arrows are beyond you , ' then go your way , for Yahweh has sent you away .
" Nefa raha miteny amin'ilay zatovolahy aho hoe : ' Indro , ao aorianao
ireo zana - tsipìka , ' dia mandehana amin ' ny lalanao , fa efa nandefa anao i Yaveh .
1SA 20:23     Alignment score: 0.425 → 0.432
As for the agreement of which you and I have spoken , see , Yahweh is between you and me forever . ' "
Raha ny amin ' ny fifanarahana izay nifampiresahantsika , indro , eo afovoantsika mandrakizay i Yaveh . ' "
1SA 20:24     Alignment score: 0.432 → 0.444
So David hid himself in the field . When the new moon came , the king sat down to eat food .
Koa niafina tany an - tsaha i Davida . Rehefa tonga ny voaloham - bolana
, dia nipetraka nihinana sakafo ny mpanjaka .
1SA 20:25     Alignment score: 0.489
The king sat on his seat , as usual , on the seat by the wall . Jonathan stood up , and Abner sat by Saul 's side . But David 's place was empty .
Nipetraka teo amin ' ny sezany ny mpanjaka , tahaka ny mahazatra , teo amin ' ny seza teo akaikin ' ny rindrina . Nijoro i Jonatana , ary Abnera nipetraka teo anilan'i
Saoly . Nefa foana ny sezan'i Davida .
1SA 20:26     Alignment score: 0.383
Yet Saul did not say anything that day , because he thought , " Something has happened to him . He is not clean ; surely he is not clean . "
Tsy mbola niteny na inona na inona i Saoly tamin'io andro io , satria nieritreritra izy hoe : " Nisy zavatra nahazo azy . Tsy madio izy ; azo antoka fa tsy madio izy . "
1SA 20:27     Alignment score: 0.49 → 0.501
But on the second day , the day after the new moon , David 's place was empty . Saul said to Jonathan his son , " Why has the son of Jesse not come
to the meal either yesterday or today ? "
Fa tamin ' ny andro faharoa kosa , ny ampitson ' ny voaloham - bolana , dia foana ny sezan'i Davida . Hoy i Saoly tamin'i Jonatana zanany lahy : " Nahoana no tsy tonga amin ' ny fisakafoana ny zanaka lahin'i Jese na omaly na androany ? "
1SA 20:28     Alignment score: 0.635
Jonathan answered Saul , " David earnestly asked permission from me to go to Bethlehem .
Jonatana namaly an'i Saoly hoe : " Nangataka alalana fatratra tamiko mba handeha any Betlehema i Davida .
1SA 20:29     Alignment score: 0.378 → 0.393
He said , ' Please let me go . For our family has a sacrifice in the city , and my brother has ordered me to be there . Now , if I have found favor in your eyes , please let me go and see my brothers . ' For this reason he has not come
to the king 's table . "
Hoy izy : ' Avelao re aho mba handeha . Fa ny fianakavianay manana sorona ao an - tanàna , ary ny rahalahiko nandidy ahy ho any . Ankehitriny , raha efa nahita sitraka teo imasonao aho , dia avelao re aho handeha ary hijery ireo rahalahiko . ' Izany no antony tsy nahatongavany teo an - databatry ny mpanjaka . "
1SA 20:30     Alignment score: 0.406 → 0.408
Then Saul 's anger burned against Jonathan , and he said to him , " You son of a perverse , rebellious woman ! Do I not know that you have chosen the son of Jesse to your own shame , and to the shame of your mother 's nakedness ?
Koa nirehitra tamin'i Jonatana ny hatezeran'i
Saoly , ary hoy izy taminy : " Ianao ry zanaka lahin ' ny mpamadika , vehivavy mpikomy ! Moa ve aho tsy mahafantatra fa efa nisafidy ny zanaka lahin'i Jese ho fahamenarana ho anao , sy ho fahamenaran ' ny fitanjahan ' ny reninao ianao ?
1SA 20:31     Alignment score: 0.376
For as long as the son of Jesse lives on the earth , neither you nor your kingdom will be established . Now then , send and bring him to me , for he must surely die . "
Fa raha mbola miaina eto an - tany ny zanaka lahin'i Jese , dia tsy ho tafapetraka na ianao na ny fanjakanao
. Koa ankehitriny , alefaso ary ento aty amiko izy , fa tsy maintsy ho faty tokoa izy . "
1SA 20:32     Alignment score: 0.522
Jonathan answered Saul his father , " For what reason should he be put to death ? What has he done ? "
Jonatana namaly an'i Saoly rainy hoe : " Fa inona no antony tokony hamonoana azy ? Inona no nataony ? "
1SA 20:33     Alignment score: 0.457
Then Saul threw his spear at him to kill him . So Jonathan knew
that his father was determined to put David to death .
Ary Saoly nanipy ny lefony taminy mba hamono azy . Ka dia fantatr'i Jonatana fa tapa - kevitra ny hamono an'i Davida ny rainy .
1SA 20:34     Alignment score: 0.444 → 0.456
Jonathan got up from the table in fierce anger and ate no food the second day of the month , for he was grieved over David , because his father had dishonored him .
Nitsangana niala tam - pahavinirana teo amin ' ny latabatra ary tsy nihinana sakafo i Jonatana ny andro faharoan ' ny volana , fa nalahelo an'i Davida izy , satria nanala baraka azy ny rainy .
1SA 20:35     Alignment score: 0.442 → 0.469
In the morning , Jonathan went out into the field to the appointment with David , and a young man was with him .
Ny maraina , nivoaka nankany an - tsaha tamin ' ny fotoana voatondro niaraka tamin'i Davida i Jonatana , sy ny zatovolahy niaraka taminy .
1SA 20:36     Alignment score: 0.32 → 0.319
He said to his young man , " Run and find the arrows that I shoot . " As the young man ran , he shot an arrow beyond him .
Hoy izy tamin'ilay zatovolahiny : " Mihazakazaha ary tadiavo ireo zana - tsipìka izay natifitro . " Ary raha nihazakazaka ilay zatovolahy , dia notifiriny zana - tsipìka tao aoriany
.
1SA 20:37     Alignment score: 0.429 → 0.429
When the young man came to the place where the arrow that Jonathan shot had landed , Jonathan called after the young man , and said , " Is not the arrow beyond you ? "
Rehefa tonga teo amin ' ny toerana izay nitsatohan ' ny zana - tsipìka nalefan'i
Jonatana ilay zatovolahy , dia niantso ilay zatovolahy i Jonatana avy eo , ary nanao hoe : " Moa tsy ao aorianao ve ny zana - tsipìka ? "
1SA 20:38     Alignment score: 0.443
Then Jonathan called after the young man , " Hurry , be quick , do not stay ! " So Jonathan 's young man gathered up the arrows and came to his master .
Ary niantso ilay zatovolahy i Jonatana hoe : " Faingàna , malakia
, aza mijanona ! " Ary ilay zatovolahin'i Jonatana nanangona ireo zana - tsipìka niakatra ary nankany amin ' ny tompony .
1SA 20:39     Alignment score: 0.445
But the young man did not know anything . Only Jonathan and David knew
the matter .
Nefa tsy nahalala na inona na inona ilay zatovolahy . Jonatana sy Davida ihany no nahalala ny raharaha .
1SA 20:40     Alignment score: 0.422
Jonathan gave his weapons to his young man and said to him , " Go , take them to the city . "
Nomen'i Jonatana an'ilay zatovolahiny ireo fitaovam - piadiana ary hoy izy taminy : " Mandehana , ento any an - tanàna ireo . "
1SA 20:41     Alignment score: 0.347 → 0.376
As soon as the young man was gone , David stood up from behind the mound , lay facedown on the ground , and bowed himself three times . They kissed one another and wept together , with David weeping the more .
Raha vao lasa ilay tovolahy , dia nitsangana avy tao ambadiky ny dongon - tany
i Davida , niankohoka teo amin ' ny tany , ary niondrika intelo . Nifanoroka sy niara - nitomany izy ireo , ary Davida nitomany mafy .
1SA 20     Average alignment score: 0.409 for 41 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31