Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 5:1     Alignment score: 0.496
Now the Philistines had captured the ark of God , and they brought it from Ebenezer to Ashdod .
Ary lasan'ireo Filistina ny fiaran'Andriamanitra , ka nientin'izy ireo avy tany Ebenezera ho any Asdoda izany .


1SA 5:2     Alignment score: 0.495
The Philistines took the ark of God , brought it into the house of Dagon , and set it up beside Dagon .
Nalain'ireo filistina ny fiaran'Andriamanitra , nentiny tao an - tranon'i Dagona izany , ary napetrany teo anilan'i
Dagona .
1SA 5:3     Alignment score: 0.47
When the people of Ashdod got up early the next day , behold , Dagon had fallen facedown on the ground before the ark of Yahweh . So they took Dagon and set him up in his place again .
Rehefa nifoha maraina ireo vahoakan'i
Asdoda ny ampitso , dia indro , nianjera niankohoka tamin ' ny tany teo anatrehan ' ny fiaran'i Yaveh ny tavan'i Dagona . Koa dia nalain'izy ireo i Dagona ary nampiakariny teo amin ' ny toerany indray .
1SA 5:4     Alignment score: 0.389 → 0.391
But when they got up early the next morning , behold , Dagon had fallen facedown on the ground before the ark of Yahweh . The head of Dagon and both of his hands were lying cut off on the threshold . Only the trunk of Dagon remained .
Fa rehefa nifoha maraina izy ireo ny ampitso , dia indro , nianjera niankohoka tamin ' ny tany teo anatrehan
' ny fiaran'i Yaveh ny tavan'i Dagona . Ny lohan'i Dagona sy ny tanany roa dia tapaka teo amin ' ny varavarana . Ny vatan'i Dagona ihany sisa no nitoetra .
1SA 5:5     Alignment score: 0.309 → 0.342
This is why , even today , the priests of Dagon and anyone who comes into Dagon 's house does not step on the threshold of Dagon in Ashdod .
Noho izany , no antony tsy handinganan'ireo Mpisoron'i
Dagona sy izay olona miditra ao an - tranon'i Dagona ny varavaran'i Dagona ao Asdoda , na mandrak'ankehitriny aza .
1SA 5:6     Alignment score: 0.441 → 0.482
Yahweh 's hand was heavy upon the people of Ashdod . He destroyed them and afflicted them with tumors , both Ashdod and its territories .
Ny tanan'i
Yaveh dia navesatra teo amin'ireo vahoakan'i Asdoda . Noringaniny sy nampahoriany tamin ' ny fivontosana izy ireo , i Asdoda sy ireo faritaniny .
1SA 5:7     Alignment score: 0.379 → 0.408
When the men of Ashdod realized what was happening , they said , " The ark of the God of Israel must not stay with us , because his hand is hard against us and against Dagon our god . "
Rehefa tsapan ' ny olon'i Asdoda izay nitranga , dia hoy izy ireo : " Aoka tsy hijanona eto aminay ny fiaran ' ny Andriamanitr'Israely , satria ny tanany dia manohitra mafy anay sy i Dagona andriamanitray . "
1SA 5:8     Alignment score: 0.389 → 0.435
So they sent for and gathered together all of the rulers of the Philistines ; they said to them , " What should we do with the ark of the God of Israel ? " They answered , " Let the ark of the God of Israel be brought around to Gath . " So they carried the ark of the God of Israel there .
Koa dia nampiantso izy ireo ary nanangona ireo mpanapaka ny Filisitina rehetra ; hoy izy ireo taminy : " Inona no tokony hataonay amin ' ny fiaran ' ny Andriamanitr'Israely ? " Namaly izy ireo hoe : " Aoka ho entina hiodidina an'i Gata ny fiaran ' ny Andriamanitr'Israely . " Koa nentin'izy ireo tany ny fiaran ' ny Andriamanitr'Israely .
1SA 5:9     Alignment score: 0.349 → 0.354
But after they brought it around , Yahweh 's hand was against the city , causing a very great tumult . He afflicted the men of the city , both small and great ; and tumors broke out on them .
Fa rehefa avy nentin'izy ireo niodidina izany , dia nanohitra ny tanàna ny tanan'i
Yaveh , ka nahatonga fifanjevona lehibe . Nampahory ireo olon ' ny tanàna Izy , na kely na lehibe ; ka nipoitra tamin'izy ireo ny fivontosana .
1SA 5:10     Alignment score: 0.49
So they sent the ark of God to Ekron . But as soon as the ark of God came into Ekron , the Ekronites cried out , saying , " They have brought to us the ark of the God of Israel to kill us and our people . "
Noho izany dia nalefan'izy ireo tany Ekrona ny fiaran'Andriamanitra . Fa vantany vao tonga tany Ekrona ny fiaran'Andriamanitra , dia nihiaka mafy ireo Ekronita , nanao hoe : " Nitondra ny fiaran ' ny Andriamanitr'Israely ho antsika mba hamonoana antsika sy ireo olontsika izy ireo . "
1SA 5:11     Alignment score: 0.288 → 0.309
So they sent for and gathered together all of the rulers of the Philistines ; they said to them , " Send
away the ark of the God of Israel , and let it return to its own place , so that it does not kill us and our people . " For there was a deathly tumult throughout the city ; the hand of God was very heavy there .
Ka nampiantso izy ireo ary nanangona ireo mpanapaky ny Filistina rehetra ; hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Hampodio ilay fiaran ' ny Andriamanitr'Israely , ary avereno amin ' ny toerany ihany , mba tsy hamonon'izany antsika sy ireo olontsika . " Fa nisy fisavorovoroana lehibe nanerana ny tanàna ; tena navesatra teo ny tanan'Andriamanitra .
1SA 5:12     Alignment score: 0.354
The men who did not die were afflicted with the tumors , and the cry of the city went up to the heavens .
Ireo olona izay tsy maty dia nampahoriana tamin ' ny fivontosana , ary ny fitarainan ' ny tanàna dia niakatra nanenika ny lanitra .
1SA 5     Average alignment score: 0.409 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31