Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 12:1     Alignment score: 0.401
Samuel said to all Israel , " I have listened to everything you said to me , and I have set a king to reign over you .
Hoy i Samoela tamin ' ny Israely rehetra : " Efa nihaino ny zavatra rehetra nolazainareo tamiko aho , ary efa nanendry mpanjaka teo aminareo .


1SA 12:2     Alignment score: 0.354
Now , here is the king walking before you ; and I am old and gray ; and , my sons are with you . I have walked before you from my youth until today .
Ankehitriny , indro mandeha eo anoloanareo ny mpanjaka ; ary efa antitra sy fotsy volo aho ; ary , ireo zanako dia eo aminareo . Efa nandeha teo anatrehanareo hatramin ' ny fahatanorako ka mandrak'androany aho .
1SA 12:3     Alignment score: 0.225 → 0.262
Here I am ; testify against me before Yahweh and before his anointed one . Whose ox have I taken ? Whose donkey have I taken ? Whom have I defrauded ? Whom have I oppressed ? From whose hand have I taken a bribe to blind my eyes with ? Testify against me , and I will restore it to you . "
Inty aho ; mijoroa
vavolombelona hanohitra ahy eo anatrehan'i Yaveh sy eo anatrehan'ilay voahosony . Ombin'iza no efa nalaiko ? Ampondran'iza no efa nalaiko ? Iza no efa nambakaiko ? Iza no efa nampijaliako ? Avy tamin ' ny tanan'iza no efa nandraisako kolikoly mba hahatampina ny masoko ? Mijoroa vavolombelona hanohitra ahy , fa haveriko aminareo izany . "
1SA 12:4     Alignment score: 0.225
They said , " You have not defrauded us , oppressed us , or stolen anything from any man 's hand . "
Hoy izy ireo hoe : " Tsy namitaka anay ianao , tsy nampijaly anay , na naka na inona na inona avy teo an - tanan'olona . "
1SA 12:5     Alignment score: 0.521 → 0.521
He said to them , " Yahweh is witness against you , and his anointed one is witness today , that you have found nothing in my hand . " They replied , " Yahweh is witness . "
Dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Yaveh no vavolombelona aminareo , ary ilay voahosony no vavolombelona androany , fa tsy nahita na inona na inona teo an - tanako ianareo . " Izy ireo namaly hoe : " Yaveh no vavolombelona . "
1SA 12:6     Alignment score: 0.572
Samuel said to the people , " It is Yahweh who appointed Moses and Aaron , and who brought your fathers up from the land of Egypt .
Hoy i Samoela tamin'ireo vahoaka hoe : " Yaveh no nanendry an'i Mosesy sy Arona , ary nitondra ny razambenareo niakatra avy tao amin ' ny tany Egypta .
1SA 12:7     Alignment score: 0.267
Now then , present yourself , so that I may plead with you before Yahweh about all of the righteous deeds of Yahweh , which he did for you and your fathers .
Koa ankehitriny , atolory ny tenanareo , mba hahafahako mifandahatra aminareo eo anatrehan'i Yaveh mahakasika ireo asa marin'i
Yaveh , izay nataony ho anareo sy ny razambenareo .
1SA 12:8     Alignment score: 0.604
When Jacob came to Egypt , and your ancestors cried out to Yahweh , then Yahweh sent Moses and Aaron , who led your ancestors out of Egypt and they settled in this place .
Rehefa tonga tany
Egypta i Jakoba , ary nitaraina tamin'i Yaveh ireo razambenareo , dia nandefa an'i Mosesy sy i Arona i Yaveh , izay nitarika ireo razambenareo hivoaka an'i Egypta ary nonina tamin'ity toerana ity izy ireo .
1SA 12:9     Alignment score: 0.479 → 0.486
But they forgot Yahweh their God ; he sold them into the hand of Sisera , captain of the armies of Hazor , into the hand of the Philistines , and into the hand of the king of Moab ; these
all fought against your ancestors .
Fa izy ireo nanadino an'i Yaveh Andriamaniny ; ka nivarotra azy ireo teo an - tanan'i Sisera , mpitarika ireo tafik'i Hazora izy , teo an - tanan'ireo Filistina , ary teo an - tanan ' ny mpanjakan'i Moaba ; ireo rehetra ireo no niady tamin ' ny razambenare .
1SA 12:10     Alignment score: 0.494 → 0.496
They cried out to Yahweh and said , ' We have sinned , because we have abandoned Yahweh and have served the Baals and the Ashtoreths
. But now rescue us from the hand of our enemies , and we will serve you . '
Nitaraina tamin'i Yaveh izy ireo ary nanao hoe : ' Efa nanota izahay , satria nahafoy an'i Yaveh ary efa nanompo an'ireo Bala sy ireo Astarta . Fa ankehitriny manafaha anay eo an - tanan'ireo fahavalonay , dia hanompo anao izahay . '
1SA 12:11     Alignment score: 0.546 → 0.529
So Yahweh sent Jerub - Baal , Bedan , Jephthah , and Samuel , and gave you victory over your enemies all around you , so that you lived in security .
Noho izany dia naniraka an'i Jerobala , Bedana , Jefta , ary Samoela i Yaveh , ary nanome fandresena anareo teo amin'ireo fahavalonareo rehetra manodidina anareo , ka nahafahanareo niaina am - pilaminana .
1SA 12:12     Alignment score: 0.351 → 0.351
When you saw that Nahash the king of the people of Ammon came
against you , you said to me , ' No , a king must rule over us ' even though Yahweh your God was your king .
Rehefa hitanareo fa avy hanohitra anareo i Nahasa mpanjakan ' ny vahoakan'i Amona , dia hoy ianareo tamiko hoe : ' Tsia ! Fa aoka , ho mpanjaka kosa no hanjaka eto aminay ' kanefa Yaveh Andriamanitrareo , no mpanjakanareo .
1SA 12:13     Alignment score: 0.341
Now here is the king whom you have chosen , whom you have asked for and whom Yahweh has now appointed as king over you .
Indro ankehitriny ny mpanjaka izay nosafidinareo , izay nangatahinareo , ary izay notendren'i
Yaveh ho mpanjaka eo aminareo anio .
1SA 12:14     Alignment score: 0.478
If you fear Yahweh , serve him , obey his voice , and not rebel against the command of Yahweh , then both you and the king who reigns over you will be followers
of Yahweh your God .
Raha matahotra an'i Yaveh ianareo , dia manompoa Azy , ankatoavy ny feony , ary aza mikomy hanohitra ny didin'i Yaveh , ary samy ho mpanaraka an'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo sy ny mpanjaka izay manjaka eo aminareo .
1SA 12:15     Alignment score: 0.464 → 0.464
If you do not obey the voice of Yahweh , but rebel against the commands of Yahweh , then Yahweh 's hand will be against you , as it was against your ancestors .
Fa raha tsy mankatò ny feon'i
Yaveh ianareo , fa mikomy manohitra ireo didin'i Yaveh , dia hamely anareo ny tanan'i Yaveh , tahaka ny namelezana ireo razambenareo .
1SA 12:16     Alignment score: 0.325
Even now present yourself and see this great thing which Yahweh will do before your eyes .
Koa mitsangàna ankehitriny ary jereo izao zavatra lehibe izay hataon'i Yaveh eto imasonareo
izao .
1SA 12:17     Alignment score: 0.363 → 0.399
Is it not the wheat harvest today ? I will call upon Yahweh , that he may send
thunder and rain . Then you will know and see that your wickedness is great , which you have done in the sight of Yahweh , in asking for yourselves a king . "
Moa ve tsy fotoam - pijinjana vary tritrika izao ? Hiantso an'i Yaveh aho , mba handefasany kotroka sy orana . Dia ho fantatrareo sy ho hitanareo fa lehibe ny haratsiam - panahinareo , izay nataonareo teo imason'i Yaveh , tamin ' ny alalan ' ny fangatahanareo mpanjaka . "
1SA 12:18     Alignment score: 0.548 → 0.55
So Samuel called to Yahweh ; and that same day Yahweh sent thunder and rain . Then all the people greatly feared Yahweh and Samuel .
Koa dia niantso an'i Yaveh i Samoela ; ary tamin'izany andro izany ihany dia nandefa oram - baratra i Yaveh . Ary dia natahotra mafy an'i Yaveh sy i Samoela ny vahoaka rehetra .
1SA 12:19     Alignment score: 0.392 → 0.392
Then all the people said to Samuel , " Pray for your servants to Yahweh your God , so that we do not die . For we have added to all our sins this evil in asking for a king for ourselves . "
Dia hoy ireo vahoaka rehetra tamin'i Samoela hoe : " Mivavaha ho an'ireo mpanomponao amin'i Yaveh Andriamanitrao , mba tsy ho faty izahay . Satria efa nanampy ny fahotanay
rehetra tamin'izao zava - dratsy izao tamin ' ny alalan ' ny fangatahana mpanjaka izahay . "
1SA 12:20     Alignment score: 0.442
Samuel replied , " Do not be afraid . You have done all this evil , but do not turn away from Yahweh , but serve Yahweh with all your heart .
Dia namaly Samoela hoe : " Aza matahotra . Efa nanao izao ratsy rehetra izao ianareo , kanefa aza miala amin'i Yaveh , fa manompoa
an'i Yaveh amin ' ny fonareo manontolo .
1SA 12:21     Alignment score: 0.239 → 0.242
Do not turn away after empty things that can not profit or rescue you , because they are useless .
Aza mivily manaraka ireo zava - poana izay tsy mahasoa na mahavonjy anareo , satria dia tsy misy ilàna azy ireo .
1SA 12:22     Alignment score: 0.388
For the sake of his great name , Yahweh will not reject his people , because it has pleased Yahweh to make you a people for himself .
Fa nohon ' ny anarany lehibe , dia tsy handà ny olony
i Yaveh , satria mahafaly an'i Yaveh ny hanao anareo ho vahoakany .
1SA 12:23     Alignment score: 0.328 → 0.329
As for me , far be it from me that I should sin against Yahweh by ceasing to pray for you . I will teach you the way that is good and right .
Raha ny amiko , dia sanatriaviko ny hanota amin'i Yaveh amin ' ny fitsaharana ny hivavaka ho anareo . Fa kosa hampianatra anareo ny lalana izay tsara sy marina aho .
1SA 12:24     Alignment score: 0.246
Only fear Yahweh and serve him in truth with all your heart . Consider the great things he has done for you .
Yaveh ihany hatahorana
ary manompoa Azy amin ' ny fahamarinana amin ' ny fonareo manontolo . Hevero ireo zava - dehibe izay efa nataony taminareo .
1SA 12:25     Alignment score: 0.316
But if you persist in doing evil , both you and your king will be destroyed . "
Fa raha mikiry ny hanao ratsy ianareo , dia samy ho ringana ianareo sy ny mpanjakanareo . "
1SA 12     Average alignment score: 0.407 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31