Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 3:1     Alignment score: 0.454 → 0.485
The child Samuel served Yahweh under Eli . Yahweh 's word was rare in those days ; there was no frequent prophetic vision .
Nanompo an'i Yaveh teo amin ' ny fanatrehan'i
Ely i Samoela zaza . Vitsy ireo tenin'i Yaveh tamin'ireo andro ireo ; tsy dia nisy fahitana ara - paminaniana matetika .


1SA 3:2     Alignment score: 0.297 → 0.299
At that time , Eli , whose eyesight had begun
to grow dim so that he could not see well , was lying down in his own bed .
Tamin'izany fotoana izany , Ely , izay efa nanomboka pahina masony ka tsy mahita tsara , dia nandry teo am - pandriany .
1SA 3:3     Alignment score: 0.382 → 0.395
The lamp of God had not yet gone out , and Samuel was lying down in the temple of Yahweh , where the ark of God was .
Mbola tsy maty ny fanilon'Andriamanitra , ary nandry mba hatory tao amin ' ny tempolin'i Yaveh i Samoela , tao amin'izay nisy ny fiaran'Andriamanitra .
1SA 3:4     Alignment score: 0.692
Yahweh called to Samuel , who said , " Here I am . "
Yaveh niantso an'i Samoela , izay nanao hoe : " Inty aho . "
1SA 3:5     Alignment score: 0.49 → 0.49
Samuel ran to Eli and said , " Here I am , for you called me . " Eli said , " I did not call you ; lie down again . " So Samuel went and lay down .
Nihazakazaka nankany amin'i Ely i Samoela niteny hoe : " Inty aho , fa niantso ahy ianao . " Hoy i Ely : " Tsy niantso anao aho , miverena
mandry . " Ka nandeha i Samoela ary nandry .
1SA 3:6     Alignment score: 0.555
Yahweh called again , " Samuel . " Again Samuel rose and went to Eli and said , " Here I am , for you called me . " Eli answered , " I did not call you , my son ; lie down again . "
Niantso indray i Yaveh hoe : " Ry Samoela . " Dia nitsangana indray i Samoela ary nankany amin'i Ely , nanao hoe : " Inty aho , fa niantso ahy ianao . " Dia namaly i Ely hoe : " Tsy niantso anao aho , ry zanako , miverena
mandry . "
1SA 3:7     Alignment score: 0.373 → 0.394
Now Samuel did not yet have any experience of Yahweh , nor had any message from Yahweh ever been revealed to him .
Ary Samoela dia mbola tsy dia nahafantatra loatra an'i Yaveh , na nisy hafatra avy amin'i Yaveh mbola nambara taminy .
1SA 3:8     Alignment score: 0.599 → 0.602
Yahweh called Samuel again the third time . Again Samuel got up and went to Eli and said , " Here I am , for you called me . " Then Eli realized that Yahweh had called the boy .
Niantso an'i Samoela fanintelony indray i Yaveh . Nitsangana indray i Samoela ary nankany amin'i Ely sy niteny hoe : " Inty aho , fa niantso ahy ianao . " Dia fantatr'i
Ely fa i Yaveh no niantso ilay zazalahy .
1SA 3:9     Alignment score: 0.441 → 0.443
Then Eli said to Samuel , " Go and lie down again ; if he calls you again , you must say , ' Speak , Yahweh , for your servant is listening . ' " So Samuel went and lay down in his own place once more .
Dia hoy i Ely tamin'i Samoela : " Mandehana ary miverena
mandry ; raha mbola miantso anao indray Izy , dia tsy maintsy milaza ianao hoe : " Mitenena , ry Yaveh , fa mihaino ny mpanomponao . " ' Ka nandeha i Samoela ary nandry tamin ' ny toerany indray .
1SA 3:10     Alignment score: 0.554 → 0.554
Yahweh came and stood ; he called as at the other times , " Samuel , Samuel . " Then Samuel said , " Speak , for your servant is listening . "
Tonga i Yaveh ka nitsangana ; niantso tahaka ny tamin'ireo fotoana hafa hoe : " Samoela , Samoela . " Dia hoy i Samoela hoe : " Mitenena , ry Yaveh , fa mihaino ny mpanomponao . "
1SA 3:11     Alignment score: 0.408 → 0.426
Yahweh said to Samuel , " See , I am about to do something in Israel at which the ears of everyone who hears it will tingle .
Hoy i Yaveh tamin'i Samoela : " Indro , hanao zavatra amin'Israely Aho ka ny sofin'izay
rehetra mandre izany dia hangorintsina .
1SA 3:12     Alignment score: 0.286
On that day I will carry out against Eli everything I have said about his house , from beginning to end .
Amin'izany andro izany dia hanatanteraka ny zavatra rehetra efa nolazaiko tamin'i Ely momba ny ankohonany
, hatramin ' ny voalohany ka hatramin ' ny farany Aho .
1SA 3:13     Alignment score: 0.298 → 0.297
I have told him that I am about to judge his house once for all for the iniquity that he knew
about , because his sons brought a curse upon themselves and he did not stop them .
Nilaza taminy Aho fa hitsara ny ankohonany indray mandeha tsy miverina ny amin'ireo fahotana izay fantany , satria ireo zanany dia nitondra ozona tamin ' ny tenan'izy ireo ary tsy nanakana azy ireo izy .
1SA 3:14     Alignment score: 0.386 → 0.406
Because of this I have sworn to the house of Eli that the iniquity of his house will never be atoned for by sacrifice or offering . "
Noho izany dia nianiana tamin ' ny ankohonan'i Ely Aho fa ireo fahotan'io ankohonana
io dia tsy ho voahonitra amin ' ny sorona na fanatitra mihitsy . "
1SA 3:15     Alignment score: 0.625 → 0.625
Samuel lay down until morning ; then he opened the doors of the house of Yahweh . But Samuel was afraid to tell Eli about the vision .
Nandry mandra - maraina i Samoela ; dia nanokatra ny varavaran
' ny tranon'i Yaveh izy . Fa natahotra ny hilaza tamin'i Ely momba ny fahitana i Samoela .
1SA 3:16     Alignment score: 0.657
Then Eli called Samuel and said , " Samuel , my son . " Samuel said , " Here I am . "
Avy eo dia niantso an'i Samoela i Ely ka nanao taminy hoe : " Ry Samoela , zanako . " Dia hoy i Samoela hoe : " Inty aho . "
1SA 3:17     Alignment score: 0.294
He said , " What was the word he spoke to you ? Please do not hide it from me . May God do so to you , and even more , if you hide anything from me of all the words that he spoke to you . "
Hoy izy : " Inona no teny nolazainy
taminao ? Aza afenina ahy re izany . Hanao izany aminao anie Andriamanitra , ary mihoatra noho izany aza , raha manafin - javatra amiko ny amin'ireo teny rehetra izay nolazainy anao ianao . "
1SA 3:18     Alignment score: 0.437 → 0.436
Samuel told him everything ; he hid nothing from him . Eli said , " It is Yahweh . Let him do what seems good to him . "
Dia nolazain'i Samoela taminy ny zava - drehetra ; tsy nanafina na inona na inona taminy izy . Hoy i Ely : " Izy no Yaveh . Avelao Izy hanao izay mety hoe tsara Aminy . "
1SA 3:19     Alignment score: 0.298 → 0.31
Samuel grew up , and Yahweh was with him , and he let none of his prophetic words fall
to the ground .
Niha - lehibe i Samoela , ary i Yaveh dia niaraka taminy , ary tsy navelany hisy tamin'ireo teny faminaniany tsy ho tanteraka .
1SA 3:20     Alignment score: 0.495 → 0.495
All Israel from Dan to Beersheba knew
that Samuel was appointed to be a prophet of Yahweh .
Ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri - sheba dia nahafantatra fa i Samoela dia voatendry ho mpaminanin'i Yaveh .
1SA 3:21     Alignment score: 0.499
Yahweh appeared again in Shiloh , for he revealed himself to Samuel in Shiloh by his word .
Niseho tao Silo indray i Yaveh , satria nanambara ny tenany tamin ' ny teniny
tamin'i Samoela tao Silo Izy .
1SA 3     Average alignment score: 0.458 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31