Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 23:1     Alignment score: 0.537
They told David , " Look , the Philistines are fighting against Keilah and are robbing the threshing floors . "
Ary hoy izy ireo tamin'i Davida : " Indro , miady amin'i Keila ny Filistina ary mandroba ireo famoloana . "


1SA 23:2     Alignment score: 0.645 → 0.646
So David prayed to Yahweh for help and asked him , " Should I go and attack these
Philistines ? " Yahweh said to David , " Go and attack the Philistines and save Keilah . "
Koa nivavaka tamin'i Yaveh Davida mba hanampy azy ka nanontany Azy hoe : " Tokony handeha hanafika an'ireo Filistina ireo ve aho ? " Ary hoy Yaveh tamin'i Davida : " Mandehana ary tafiho ireo Filistina ka vonjeo i Keila . "
1SA 23:3     Alignment score: 0.456 → 0.456
David 's men said to him , " See , we are afraid here in Judah . How much more then if we go to Keilah against the armies of the Philistines ? "
Ary hoy ireo lehilahin'i Davida taminy : " Indro , matahotra isika eto Joda . Koa mainka fa handeha ho any Keila ka hiady amin'ireo tafiky
ny Filistina ? "
1SA 23:4     Alignment score: 0.642
Then David prayed to Yahweh for help yet again . Yahweh answered him , " Arise , go down to Keilah . For I will give you victory over the Philistines . "
Dia mbola nivavaka tamin'i Yaveh indray Davida mba hanampy azy . Namaly azy Yaveh hoe : " Mitsangàna , midìna mankany Keila . Fa homeko anao ny fandresena ireo Filistina . "
1SA 23:5     Alignment score: 0.546
David and his men went to Keilah and fought with the Philistines . He led away their cattle and struck them with a great slaughter . So David saved the inhabitants of Keilah .
Dia nankany Keila i Davida sy ireo lehilahiny ary niady tamin'ireo filistina . Nentiny
lavitra ireo biby fiompy ary namely azy ireo tamin ' ny famonoana lehibe izy . Ka voavonjin'i Davida ny mponin ' ny Keila .
1SA 23:6     Alignment score: 0.684
When Abiathar son of Ahimelek had fled to David at Keilah , he came down with an ephod in his hand .
Rehefa nandositra tany
amin'i Davida tao Keila i Abiatara zanaka lahin'i Ahimeleka , dia nidina niaraka amin ' ny efoda teny an - tanany izy .
1SA 23:7     Alignment score: 0.45 → 0.453
Saul was told that David had gone to Keilah . Saul said , " God has given him into my hand . For he is shut in because he has entered a city that has gates and bars . "
Ary nambara tamin'i Saoly fa nankany Keila i Davida . Hoy i Saoly : " Efa nomen'Andriamanitra ahy ho eo am - pelatanako izy . Ka voahidy ao izy satria niditra tao amin ' ny tanàna misy vavahady sy fefy . "
1SA 23:8     Alignment score: 0.474
Saul summoned all his forces for battle , to go down to Keilah , to besiege David and his men .
Nampiantso ny tafiny rehetra i Saoly mba hiady , hidina ho any Keila , ary hanao fahirano an'i Davida sy ireo lehilahiny .
1SA 23:9     Alignment score: 0.472 → 0.476
David knew
that Saul was plotting harm against him . He said to Abiathar the priest , " Bring the ephod here . "
Ary fantatr'i Davida fa manao teti - dratsy hanoherana azy i Saoly . Ary hoy izy tamin'i Abiatara mpisorona hoe : " Ento aty ny efoda . "
1SA 23:10     Alignment score: 0.537 → 0.536
Then David said , " Yahweh , the God of Israel , your servant has indeed heard that Saul seeks to come
to Keilah , to destroy the city for my sake .
Dia hoy i Davida : " Ry Yaveh , Andriamanitry ny Israely , efa ren ' ny mpanomponao tokoa fa i Saoly dia mitady hankany Keila , mba handringana ny tanàna nohon ' ny amiko .
1SA 23:11     Alignment score: 0.456
Will the men of Keilah surrender me into his hand ? Will Saul come
down , as your servant has heard ? Yahweh , the God of Israel , I beg you , please tell your servant . " Yahweh said , " He will come down . "
Hanolotra ahy ho eo an - tanany ve ny olon ' ny Keila ? Hidina ve i Saoly , araka ny ren ' ny mpanomponao ? Ry Yaveh , Andriamanitry ny Israely , mitalaho aminao aho , miangavy re mba teneno ny mpanomponao . " Ary hoy Yaveh hoe : " Hidina izy . "
1SA 23:12     Alignment score: 0.461 → 0.487
Then David said , " Will the men of Keilah surrender me and my men into the hand of Saul ? " Yahweh said , " They will surrender you . "
Dia hoy i Davida hoe : " Ho atolotry ny olon'i Keila ho eo an - tanan'i
Saoly ve izaho sy ireo lehilahiko ? Dia hoy Yaveh hoe : " Hanolotra anao izy ireo . "
1SA 23:13     Alignment score: 0.404 → 0.404
Then David and his men , who were about six hundred , got up and went away from Keilah , and they went from place to place . It was told Saul that David had escaped from Keilah , and he stopped the pursuit .
Dia niainga i Davida sy ireo lehilahiny , izay tokony ho teo amin ' ny eninjato , ka niala avy tao Keila , ary nandeha nifindrafindra toerana . Nambara tamin'i Saoly fa nandositra avy ao Keila izy , ary najanony ny fanenjehana .
1SA 23:14     Alignment score: 0.441
David stayed in the strongholds
in the wilderness , in the hill country in the wilderness of Ziph . Saul looked for him every day , but God did not give him into his hand .
Nijanona tao anaty fiarovana mafy tany an'efitra i Davida , teny amin ' ny tany havoana tany an'efitr'i Zifa . Nikaroka azy isan'andro i Saoly , nefa Andriamanitra tsy nanolotra azy teo an - tanany .
1SA 23:15     Alignment score: 0.608 → 0.615
David saw that Saul had come
out to seek his life ; now David was in the wilderness of Ziph at Horesh .
Ary hitan'i Davida fa nifofo ny ainy i Saoly ; ary efa tany an'efitry ny Zifa any Horesa i Davida .
1SA 23:16     Alignment score: 0.552
Then Jonathan , Saul 's son , got up and went to David at Horesh , and strengthened his hand in God .
Ary Jonatana , zanaka lahin'i Saoly , niainga ka nankany amin'i Davida tany Horesa , ary nankahery ny tanany tao amin'Andriamanitra .
1SA 23:17     Alignment score: 0.364 → 0.386
He said to him , " Do not be afraid . For the hand of Saul my father will not find
you . You will be king over Israel , and I will be next to you . Saul my father also knows this . "
Hoy izy taminy hoe : " Aza matahotra . Fa tsy ho hitan ' ny tanan'i Saoly raiko ianao . Ianao no ho mpanjaka eo amin ' ny Israely , ary izaho dia ho eo anilanao . Fantatr'i Saoly raiko izany . "
1SA 23:18     Alignment score: 0.574 → 0.592
They made a covenant before Yahweh . David remained at Horesh , and Jonathan went home .
Nanao fanekena teo anoloan'i
Yaveh izy ireo . Dia nijanona tao Horesa i Davida , ary Jonatana nody tany amin ' ny fonenany .
1SA 23:19     Alignment score: 0.567
Then Ziphites came to Saul at Gibeah and said , " Is not David hiding among us in the strongholds
at Horesh , on the hill of Hakilah , which is south of Jeshimon ?
Ary nanatona an'i Saoly tao Gibea ireo Zifita ka niteny hoe : " Tsy i Davida ve no miafina any aminay ao anatin ' ny batery fiarovana mafy any Horesa , any amin ' ny havoana Hakila , izay any atsimon'i Jesimona ?
1SA 23:20     Alignment score: 0.354 → 0.354
Now come
down , king ! According to your desire , come down ! Our part will be to surrender him into the king 's hand . "
Ankehitriny midìna , ry mpanjaka ! Araka ny sitrakao , midìna ! Hanolotra azy ho eo am - pelatananan ' ny mpanjaka no anjaranay . "
1SA 23:21     Alignment score: 0.463 → 0.505
Saul said , " May you be blessed by Yahweh . For you have had compassion on me .
Ary hoy i Saoly : " Yaveh anie hitahy anareo . Fa nangoraka ahy ianareo .
1SA 23:22     Alignment score: 0.209 → 0.209
Go , make even more sure . Learn and find out where his hiding place is and who has seen him there . It is told to me that he is very crafty .
Mandehana , ataovy azo antoka kokoa . Fantaro sy tadiavo ny toerana izay hiafenany sy izay nahita azy tany . Nambara tamiko fa fetsy tokoa izy .
1SA 23:23     Alignment score: 0.286
So look , and learn all of the places where he hides himself . Come back to me with sure information , and then I will return with you . If he is in the land , I will search him out among all the thousands of Judah . "
Ka jereo , ary fantaro ireo toerana rehetra izay hanafenany ny tenany . Dia miverena
indray aty amiko hilaza marimarina kokoa , dia hiaraka aminareo hiverina aho . Raha any amin ' ny tany izy , dia hokarohiko amin'ireo Joda an'arivony rehetra . "
1SA 23:24     Alignment score: 0.523 → 0.535
Then they rose up and went to Ziph ahead of Saul . Now David and his men were in the wilderness of Maon , in the Arabah to the south of Jeshimon .
Avy eo nitsangana izy ireo ka nankany Zifa mialohan'i Saoly . Ary tany amin ' ny efitry ny Maona i Davida sy ireo lehilahiny , tany Araba atsimon'i
Jesimona .
1SA 23:25     Alignment score: 0.529 → 0.53
Saul and his men went to seek him . But David was told of it , so he went down to a rocky
hill and lived in the wilderness of Maon . When Saul heard it , he chased David in the wilderness of Maon .
Nandeha nitady azy Saoly sy ny lehilahiny . Fa nambara tamin'i Davida izany , ka nidina tany amin ' ny tany havoana be vato izy ary nonina tany an'efitry Maona . Rehefa nandre izany i Saoly , dia nanenjika an'i Davida tany an - tany efitr'i Maona izy .
1SA 23:26     Alignment score: 0.402 → 0.405
Saul went on one side of the mountain
, and David and his men were going on the other side of the mountain . David hurried to get away from Saul . As Saul and his men were surrounding David and his men to take them ,
Ary i Saoly nandeha tamin ' ny ilan ' ny tendrombohitra iray , Davida sy ireo lehilahiny kosa tamin ' ny ilany iray hafa . Nandeha faingana i Davida mba hanalavitra an'i Saoly . Raha efa nanodidina an'i Davida sy ny lehilahiny i Saoly sy ny lehilahiny mba haka azy ireo ,
1SA 23:27     Alignment score: 0.422
a messenger
came to Saul and said , " Hurry and come , for the Philistines have made a raid against the land . "
dia nisy mpitondra teny nanatona an'i Saoly ka hoy izy taminy hoe : " Faingàna ka avia , fa manao fanafihana hanohitra ny tany ireo Filistina . "
1SA 23:28     Alignment score: 0.411 → 0.413
So Saul returned from pursuing David and went against the Philistines . Therefore that place was called Sela
Hammahlekoth .
Dia niverina avy tamin ' ny fanenjehana an'i Davida i Saoly ary nandeha nifanandrina tamin'ireo Filistina . Noho izany no niantsoana io toerana io hoe : Vatolampin ' ny Fandosirana .
1SA 23     Average alignment score: 0.48 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31