Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 4:1     Alignment score: 0.552
The word of Samuel came to all of Israel . Now Israel went out to battle against the Philistines . They set up camp at Ebenezer , and the Philistines set up camp at Aphek .
Tonga tamin ' ny Israely rehetra ny tenin'i Samoela . Ary nivoaka hiady tamin'ireo Filistina ny Israely . Nametraka toby teo Ebenezera izy ireo , ary nametraka toby teo Afeka kosa ireo Filistina .


1SA 4:2     Alignment score: 0.507
The Philistines lined up for battle against Israel . When the battle spread , Israel was defeated by the Philistines , who killed about four thousand men on the field of battle .
Nilahatra hiady tamin ' ny Israely ireo Filistina . Rehefa niely ny ady , dia resin'ireo Filistina izay nahafaty teo ho eo amin ' ny efatra arivo lahy teo amin ' ny sahan'ady ny Israely .
1SA 4:3     Alignment score: 0.433
When the people came into the camp , the elders of Israel said , " Why has Yahweh defeated us today before the Philistines ? Let us bring the ark of the covenant of Yahweh here from Shiloh , that it may be here with us , that it might keep us safe from the hands of our enemies . "
Rehefa niditra tao an - toby ny vahoaka , dia hoy ireo loholon'Israely hoe : " Nahoana Yaveh no naharesy antsika teo anatrehan'ireo Filistina androany ? Andeha ho entintsika avy any Siloha hankaty ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh , mba hiaraka amintsika aty izany , ka hiaro antsika amin ' ny tanan'ireo fahavalontsika . "
1SA 4:4     Alignment score: 0.535 → 0.556
So the people sent men to Shiloh ; from there they carried the ark of the covenant of Yahweh of hosts , who sits above the cherubim . The two sons of Eli , Hophni and Phinehas , were there with the ark of the covenant of God .
Koa dia naniraka lehilahy nankany Siloha ny vahoaka ; avy any no nitondran'izy ireo ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh tompon ' ny maro , izay mipetraka ambonin ' ny kerobima . Teo niaraka tamin ' ny fiaran ' ny faneken'Andriamanitra ireo zanak'i Ely roa lahy , dia i Hofinia sy Finehasa .
1SA 4:5     Alignment score: 0.331 → 0.331
When the ark of the covenant of Yahweh came
into the camp , all of the people of Israel gave a great shout of joy , and the earth resounded .
Rehefa niditra tao an - toby ny fiaran ' ny faneken'i Yaveh , dia niara - namoaka hiaka mafy ny vahoakan'Israely rehetra , ary nanakoako ny tany .
1SA 4:6     Alignment score: 0.39 → 0.407
When the Philistines heard the noise of the joyful
shouting , they said , " What does this loud joyful shouting in the camp of the Hebrews mean ? " Then they realized that the ark of Yahweh had come into the camp .
Rehefa ren'ireo Filistina ny kotaban ' ny hiakiaka , dia hoy izy ireo hoe : " Fa inona no dikan'izay tabataba mafy ao an - tobin ' ny Hebreo izany ? " Avy eo dia azon'izy ireo an - tsaina fa tonga tao an - toby ny fiaran'i Yaveh .
1SA 4:7     Alignment score: 0.407
The Philistines were afraid ; they said , " A god has come
into the camp . " They said , " Woe to us ! Nothing like this has happened before !
Natahotra ireo Filistina ; hoy izy ireo hoe : " Misy andriamanitra tonga ao an - toby . " Hoy izy ireo hoe :
1SA 4:8     Alignment score: 0.299 → 0.315
Woe to us ! Who will protect us from the strength of these mighty gods ? These
are the gods who attacked the Egyptians with many different kinds of plagues in the wilderness .
" Loza ho antsika ! Tsy mbola nisy zavatra nitranga toy izao taloha ! Loza ho antsika ! Iza no hiaro antsika amin ' ny herin'ireo andriamanitra mahery ireo ? Ireo no andriamanitra izay namely ny Egyptiana tamin ' ny loza maro isan - karazany tany an'efitra .
1SA 4:9     Alignment score: 0.332 → 0.335
Take courage , and be men , you Philistines , or you will become slaves to the Hebrews , as they have been slaves to you . Be men , and fight . "
Alao hery , ary mbà lehilahy , ianareo ry Filistina , sao ho tonga andevon ' ny Hebreo ianareo , tahaka ny naha - andevonareo azy ireo . Mbà lehilahy , ka miadia
. "
1SA 4:10     Alignment score: 0.291 → 0.301
The Philistines fought , and Israel was defeated . Every man fled to his tent , and the slaughter was very great ; for thirty thousand footmen from Israel fell
.
Dia niady ireo Filistina , ary resy ny Israely . Nandositra tany an - tranony avokoa ny lehilahy rehetra , ary henjana tokoa ny famonoana ; fa miaramila mijoro telo alina avy amin ' ny Israely no lavo .
1SA 4:11     Alignment score: 0.576 → 0.581
The ark of God was taken , and the two sons of Eli , Hophni and Phinehas , died
.
Lasa ny fiaran'i Yaveh , ary maty i Hofinia sy Finehasa , zanak'i Ely roa lahy .
1SA 4:12     Alignment score: 0.341
A man of Benjamin ran from the battle line and came to Shiloh the same day , arriving with his clothes torn and earth on his head .
Nisy lehilahin'i Benjamina iray nihazakazaka avy tany
amin ' ny filaharan'ady ka nankany Siloha tamin'io andro io ihany , tonga niaraka tamin ' ny akanjony rovitra sy vovo - tany teo an - dohany .
1SA 4:13     Alignment score: 0.459 → 0.459
When he arrived , Eli was sitting on his seat by the road watching because his heart trembled with concern for the ark of God . When the man entered the city and told the news , the whole city cried out .
Rehefa tonga izy , dia nipetraka teo amin ' ny sezany teo amoron - dalana nitazana i Ely satria nangorohoro ny amin ' ny fiaran'Andriamanitra ny fony . Rehefa niditra ny tanàna ilay lehilahy ary nilaza ny vaovao , dia nihiaka mafy ny tanàna iray manontolo .
1SA 4:14     Alignment score: 0.47 → 0.477
When Eli heard the noise of the outcry , he said , " What is the meaning of this uproar ? " The man quickly came and told Eli .
Rehefa ren'i Ely ny kotaban ' ny hiakiaka , dia hoy izy hoe : " Inona no dikan'izao korontana izao ? " Tonga faingana ilay lehilahy ary nitantara tamin'i Ely .
1SA 4:15     Alignment score: 0.446 → 0.406
Now Eli was ninety - eight years old ; his eyes did not focus , and he could not see .
Ary valo amby sivifolo taona i Ely ; pahina ny masony , ary tsy nahita izy .
1SA 4:16     Alignment score: 0.38 → 0.38
The man said to Eli , " I am the one who came
from the battle line . I fled from the battle today . " Eli said , " How did it go , my son ? "
Hoy ilay lehilahy tamin'i Ely : " Izaho ilay iray izay avy any amin ' ny laharan'ady . Nandositra ny ady aho androany . "
1SA 4:17     Alignment score: 0.41 → 0.417
The man who brought the news answered and said , " Israel fled from the Philistines . Also , there has been a great slaughter among the people . Also , your two sons , Hophni and Phinehas , are dead , and the ark of God has been taken . "
Hoy Ely hoe : " Nanahoana ny fizotrany , anaka ? " Namaly ilay lehilahy nitondra ny vaovao ka nanao hoe : " Nandositra an'ireo Filistina ny Israely . Ary koa , nisy faharesena goavana teo amin ' ny vahoaka . Ary koa , maty Hofinia sy Finehasa , zanakao roa lahy , ary lasa ny fiaran'Andriamanitra . "
1SA 4:18     Alignment score: 0.342 → 0.367
When he mentioned the ark of God , Eli fell
over backward from his seat by the side of the gate . His neck was broken , and he died , because he was old and heavy . He had judged Israel for forty years .
Rehefa nanonona ny fiaran'Andriamanitra izy , dia nidoboka nitsimbadika avy teo an - tsezany teo akaikin ' ny vavahady i Ely . Tapaka ny vozony , ka maty izy , satria efa antitra sady reraka . Nitsara ny Israely nandritra ny efa - polo taona izy .
1SA 4:19     Alignment score: 0.419 → 0.42
Now his daughter-in-law , the wife of Phinehas , was pregnant and about to give
birth . When she heard the news that the ark of God was captured and that her father-in-law and her husband were dead , she knelt down and gave birth , but her labor pains overwhelmed her .
Ary ny vinantovaviny , vadin'i Finehasa , dia nitoe - jaza ary efa ho teraka . Rehefa nandre ny vaovao izy fa lasa ny fiaran'Andriamanitra ary maty ny rafozan - dahiny sy ny vadiny , dia nandohalika izy ary teraka , saingy nandavo azy ny fanaintainan ' ny fiterahany .
1SA 4:20     Alignment score: 0.245 → 0.245
About the time of her death the women
attending to her said , " Do not be afraid , for you have given birth to a son . " But she did not answer or take what they said to heart .
Tokony ho tamin ' ny fotoana nahafatesany dia niteny taminy ireo vehivavy niatrika azy hoe : " Aza matahotra , fa niteraka zazalahy ianao . " Saingy tsy namaly izy na nandray am - po izay nolazain'izy ireo .
1SA 4:21     Alignment score: 0.36 → 0.358
She called the child Ichabod , saying , " The glory has gone away from Israel ! " for the ark of God had been captured , and because of her father-in-law and her husband .
Nantsoiny hoe Ikaboda ny anaran'ilay zaza , fa hoy izy hoe : " Afa - boninahitra
Israely ! " fa lasa ny fiaran'Andriamanitra , ary nohon ' ny rafozan - dahiny sy ny vadiny koa .
1SA 4:22     Alignment score: 0.286 → 0.286
She said , " The glory has gone away from Israel , because the ark of God has been captured . "
Hoy izy hoe : " Afa - boninahitra
Israely , satria lasa ny fiaran'Andriamanitra . "
1SA 4     Average alignment score: 0.407 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31