Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:17
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31 


1SA 7:1     Alignment score: 0.595
The men of Kiriath Jearim came , took the ark of Yahweh , and brought it into the house of Abinadab on the hill . They set apart his son Eleazar to keep the ark of Yahweh .
Tonga ny olon
' ny Kiriata Jearima , naka ny fiaran'i Yaveh , ary nitondra izany tao an - tranon'i Abinadaba tany amin ' ny havoana . Nanokana an'i Eleazara zanany lahy izy ireo mba hitandrina ny fiaran'i Yaveh .


1SA 7:2     Alignment score: 0.392 → 0.393
From the day the ark remained in Kiriath Jearim , a long time passed , twenty years . All the house of Israel lamented and wished to turn to Yahweh .
Nanomboka tamin ' ny andro izay nitoeran ' ny fiara tao Kiriata Jearima , dia taona maro no lasa , roapolo taona . Ny ankohonan'Israely rehetra dia nalahelo an'i Yaveh ka naniry hiverina amin'i Yaveh .
1SA 7:3     Alignment score: 0.392 → 0.397
Samuel said to the entire house of Israel , " If you return to Yahweh with your whole heart , remove the foreign gods and the Ashtoreths
from among you , turn your hearts to Yahweh , and worship him only , then he will rescue you from the hand of the Philistines . "
Hoy i Samoela tamin ' ny ankohonan ' ny Israely manontolo hoe : " Raha miverina amin'i Yaveh amin ' ny fonareo rehetra ianareo , dia esory eo aminareo ireo andriamanin - kafa sy ireo Astarta , atodiho amin'i Yaveh ny fonareo , ary Izy irery ihany tompoina , dia hamonjy anareo eo an - tanan'ireo Filistina izy . "
1SA 7:4     Alignment score: 0.45
Then the people of Israel removed the Baals and the Ashtoreths
, and worshiped Yahweh only .
Dia nanala ireo Bala sy ny Astarta ny vahoakan ' ny Israely , ary nanompo an'i Yaveh irery ihany .
1SA 7:5     Alignment score: 0.595 → 0.597
Then Samuel said , " Bring together all Israel to Mizpah , and I will pray to Yahweh for you . "
Ary hoy Samoela hoe : " Ento ho any Mizpa ny Israely rehetra , dia hivavaka amin'i Yaveh ho anareo aho . "
1SA 7:6     Alignment score: 0.485
They gathered at Mizpah , drew water and poured it out before Yahweh . They fasted that day and said , " We have sinned against Yahweh . " It was there that Samuel decided disputes for the people of Israel and led the people .
Niangona tao Mizpa izy ireo , ary nanovo rano ka nandraraka izany teo anatrehan'i Yaveh . Nifady hanina izy ireo tamin ' ny izany andro izany ka nanao hoe : " Efa nanota tamin'i Yaveh isika . " Tany
no nanapahan'i Samoela hevitra hitsara ny fifandiran ' ny vahoakan ' ny Israely sy nitondrany azy .
1SA 7:7     Alignment score: 0.55
Now when the Philistines heard the people of Israel had gathered at Mizpah , the rulers of the Philistines attacked Israel . When the people of Israel heard of it , they were afraid of the Philistines .
Ary rehefa ren'ireo Filistina fa niangona tao Mizpa ny vahoakan'Israely , dia nanafika ny Israely ireo mpanapaky
ny Filistina . Raha nahare izany ny vahoakan'Israely , dia natahotra ireo Filistina izy ireo .
1SA 7:8     Alignment score: 0.429 → 0.429
Then the people of Israel said to Samuel , " Do not stop calling out to Yahweh our God for us , so he will save us from the hand of the Philistines . "
Ary hoy ireo vahoakan'Israely tamin'i Samoela : " Aza mitsahatra miantso an'i Yaveh Andriamanintsika ho antsika , fa hanavotra antsika eo an - tanan'ireo Filistina Izy . "
1SA 7:9     Alignment score: 0.627 → 0.63
Samuel took a nursing lamb and offered it as a whole burnt offering to Yahweh . Then Samuel cried out to Yahweh for Israel , and Yahweh answered him .
Dia naka zanak'ondry mbola minono i Samoela ary nanome izany manontolo mba ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh . Ary niantso mafy an'i Yaveh ho an ' ny Israely Samoela , ka namaly azy Yaveh .
1SA 7:10     Alignment score: 0.458
As Samuel was offering up the burnt offering , the Philistines approached to attack Israel . But Yahweh thundered with a loud sound that day against the Philistines and threw them into confusion , and they were routed before Israel .
Ary raha mbola nanatitra ny fanatitra dorana Samoela , dia nanatona hanafika ny Israely ireo Filistina . Fa Yaveh nampikotrok'orana tamin ' ny feo mafy tamin'izany andro izany hanohitra ireo Filistina ka nampifanjevo azy ireo , ary resy teo anoloan ' ny Israely izy ireo .
1SA 7:11     Alignment score: 0.348 → 0.362
The men of Israel went from Mizpah , and they pursued the Philistines and killed them as far as below Beth Kar .
Ary ny lehilahin ' ny Israely niala avy any Mizpa , dia nanenjika ny Filistina ka namono azy ireo mandra - pahatongany
teo ambanin'i Betikara .
1SA 7:12     Alignment score: 0.456 → 0.461
Then Samuel took a stone and set it between Mizpah and Shen . He named it Ebenezer , saying , " Thus
far Yahweh has helped us . "
Avy eo dia naka vato i Samoela ary nametraka izany teo anelanelan'i Mizpa sy Sena . Nataony hoe Ebenezera ny anaran'izany , manao hoe : " Hatramin'izao no namonjen'i Yaveh antsika . "
1SA 7:13     Alignment score: 0.48
So the Philistines were subdued and they did not enter the border of Israel . The hand of Yahweh was against the Philistines all the days of Samuel .
Dia resy ireo Filistina ka tsy niditra teo amin ' ny fari - tanin ' ny Israely . Ny tanan'i
Yaveh nanohitra ireo Filistina tamin ' ny andron'i Samoela rehetra .
1SA 7:14     Alignment score: 0.418 → 0.425
The towns that the Philistines had taken from Israel were restored to Israel , from Ekron to Gath ; Israel brought back their territory from the Philistines . Then there was peace between Israel and the Amorites .
Ireo tanàna izay nalain'ireo Filistina tamin ' ny Israely dia voaverina tamin ' ny Israely , hatrany Ekrona ka hatrany Gata ; niverina tamin ' ny Israely koa ny faritaniny
tany amin'ireo Filistina . Dia nisy fihavanana teo amin ' ny Israely sy ny Amorita .
1SA 7:15     Alignment score: 0.2 → 0.235
Samuel judged Israel all the days of his life .
Nitsara ny Israely nandritra
ny androm - piainany rehetra i Samoela .
1SA 7:16     Alignment score: 0.462 → 0.464
Each year he went on a circuit to Bethel , to Gilgal , and to Mizpah . He decided disputes for Israel in all these
places .
Isan - taona dia nandeha nivezivezy tany Betela , Gilgala , ary Mizpa izy . Nanapa - kevitra tamin ' ny ady ho an'Israely teo amin'ireo toerana rehetra ireo izy .
1SA 7:17     Alignment score: 0.375 → 0.375
Then he would return to Ramah , because his house was there ; and there also he decided disputes for Israel . He also built an altar there to Yahweh .
Ary niverina tany
Rama indray izy . satria tany ny tranony ; ary tany ihany koa no nanapahany hevitra tami ' ny ady ho an ' ny Israely . Nanorina alitara ho an'i Yaveh tany ihany koa izy .
1SA 7     Average alignment score: 0.465 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1SA:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31