Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 3:1     Alignment score: 0.532 → 0.589
Then Solomon began to build
the house of Yahweh at Jerusalem on Mount Moriah , where Yahweh had appeared to David his father . He prepared the place that David had planned for it , at the threshing floor of Ornan the Jebusite .
Avy eo Solomona nanomboka nanangana ny tranon'i Yaveh tao Jerosalema tany amin ' ny tendrombohitr'i Moria , izay nisehoan'i Yaveh tamin'i Davida rainy . Nanomana ilay toerana izay efa nofidian'i Davida ho amin'izany izy , tao amin ' ny famoloan'i Ornana ilay Jebosita .


2CH 3:2     Alignment score: 0.505 → 0.507
He began to build
on the second day of the second month , in the fourth year of his reign .
Nanomboka nanamboatra tamin ' ny andro faharoan ' ny volana faharoa izy , tamin ' ny fahefa - taona nanjakany .
2CH 3:3     Alignment score: 0.38 → 0.38
Now these
are the dimensions of the foundation that Solomon laid for the house of God . Using the old style cubit , the length was sixty cubits , and the width was twenty cubits .
Ireto avy ny refin ' ny fototra izay nataon'i Solomona ho an ' ny tranon'Andriamanitra . Nampiasa ny hakiho taloha , enim - polo hakiho ny halavany , ary roapolo hakiho ny sakany .
2CH 3:4     Alignment score: 0.368 → 0.422
The length of the portico at the front of the house was twenty cubits , matching the building 's width . Its height was also twenty cubits , and Solomon overlaid its interior with pure gold .
Roapolo hakiho ny halavan
' ny lavarangana eo anoloan ' ny trano , mifanaraka amin ' ny sakan'ilay trano . Roa - polo hakiho ihany koa ny haavony , ary nopetahan'i Solomona takela - bolamena madio ny tao anatiny .
2CH 3:5     Alignment score: 0.331
He fashioned the ceiling of the main hall with cypress , which he overlaid with fine gold , and which he carved with palm trees and chains .
Noravahany
kypreso ny valin - drihan ' ny efitrano lehibe , izay nopetahany takela - bolamena tsara , ary nanaovany sokitra tamin ' ny hazo palma sy rojo .
2CH 3:6     Alignment score: 0.483 → 0.482
He decorated the house with precious stones ; the gold was gold from Parvaim .
Noravahany
tamin ' ny vato sarobidy ilay trano ; ilay takela - bolamena dia volamena avy any Parvaima .
2CH 3:7     Alignment score: 0.236 → 0.276
He also overlaid its beams , thresholds , walls , and doors with gold ; he carved cherubim on its walls .
Nopetahany takela - bolamena
ihany koa ireo andriny , ireo tokonam - baravarana , rindrina , ary ireo varavarana ; nasiany sarina kerobima teo amin'ireo rindrin'izany .
2CH 3:8     Alignment score: 0.385 → 0.397
He built the most holy place . Its length matched the house 's width , twenty cubits , and its width was also twenty cubits . He overlaid it with fine gold , amounting to six hundred talents .
Nanamboatra ny fitoerana masina indindra izy . Ny halavany dia mifanaraka amin ' ny sakan
' ny trano , roapolo hakiho , ary roa - polo hakiho ihany koa ny sakany . Nopetahany takela - bolamena madio izany , izay talenta enin - jato .
2CH 3:9     Alignment score: 0.326 → 0.363
The weight of the nails was fifty shekels of gold . He overlaid its high surfaces with gold .
Ny lanjan'ireo fantsika dia sekely volamena dimam - polo . Nopetahany takela - bolamena
ny faritra ambony .
2CH 3:10     Alignment score: 0.381 → 0.39
He made two images of cherubim for the most holy place ; craftsmen overlaid them with gold .
Nanamboatra sarina kerobima roa tao amin ' ny fitoerana masina indrindra izy ; nopetahan ' ny mpanao asa - tanana takela - bolamena
ireo .
2CH 3:11     Alignment score: 0.451 → 0.452
The wings of the cherubim were twenty cubits long all together ; the wing of one cherub was five cubits long , reaching to the wall of the room , and the other wing was five cubits , reaching to the wing of the other cherub .
Roapolo hakiho ny halavan
' ny elatr'ireo kerobima miaraka ; dimy hakiho ny halavan ' ny elatry ny kerobima iray , manakatra ny rindrin ' ny efitrano ; dimy hakiho tahaka izany ihany koa ny elatra iray hafa , manakatra ny elatr'ilay kerobima hafa .
2CH 3:12     Alignment score: 0.521 → 0.529
The wing of the other cherub was also five cubits , reaching to the wall of the room ; its other wing was also five cubits , touching the wing of the first cherub .
Dimy hakiho ihany koa ny halavan
' ny elatr'ilay kerobima hafa , manakatra ny rindrin'ilay efitrano ; dimy hakiho ihany koa ny elany hafa , mikasika ny elatr'ilay kerobima voalohany .
2CH 3:13     Alignment score: 0.319 → 0.428
The wings of these
cherubim spread a total of twenty cubits . The cherubim stood on their feet , with their faces toward the main hall .
Roa - polo hakiho ny fitambaran ' ny elatr'ireo kerobima ireo . Nijoro ireo kerobima , ny tavan'izy ireo manandrify efitrano lehibe .
2CH 3:14     Alignment score: 0.439 → 0.446
He made the curtain of blue , purple , and crimson wool and fine linen , and he fashioned cherubim on it .
Nataony tamin ' ny manga , volomparasy , sy volon'ondry mena ary rongony fotsy madinika ny lamba , ary nohaingoiny kerobima teo amin'izany .
2CH 3:15     Alignment score: 0.446 → 0.469
Solomon also made two pillars , each thirty - five cubits high , for in front of the house ; the capitals that were on the top of them were five cubits high .
Nanao andry anankiroa ihany koa Solomona , telopolo hakiho ny haavon
' ny tsirairay , teo anoloan'ilay trano ; dimy hakiho ny haavon'ireo kapitaly izay teo an - tampon'ireo .
2CH 3:16     Alignment score: 0.446
He made chains for the pillars and put them on top of them ; he also made one hundred pomegranates and joined them to the chains .
Nanao rojo ho an'ireo andry izy ary nametraka ireo teo an - tampon'ireo ; nanao ampongabendanitra zato ihany koa izy ary nampifandray ireo tamin'ireo rojo .
2CH 3:17     Alignment score: 0.44
He set up the pillars in front of the temple , one on the right hand , and the other on the left ; he named the pillar on the right Jakin , and the pillar on the left Boaz .
Nataony teo anoloan ' ny tempoly ireo andry , iray teo an - kavanana , ary ny iray hafa teo an - kavia ; nantsoiny hoe Jakina ilay andry teo an - kavanana , ary Boaza ilay andry teo an - kavia .
2CH 3     Average alignment score: 0.437 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36