Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 20:1     Alignment score: 0.473 → 0.529
It came
about after this , that the people of Moab and Ammon , and with them some Meunites came against Jehoshaphat to do battle .
Ary taorian'izany , dia tonga nanohitra an'i Josafata ireo vahoakan'i Moaba sy Amona , ary niaraka tamin'izy ireo ny Monita sasany .


2CH 20:2     Alignment score: 0.416 → 0.45
Then some came who told Jehoshaphat , saying , " A large multitude is coming against you from beyond the Dead Sea , from Edom . See , they are in Hazezon Tamar , " that is , En Gedi .
Dia tonga ny sasany niteny tamin'i Josafata , nanao hoe : " Maro be ireo ho tonga hanohitra anao avy any an - dafin
' ny Ranomasina Maty , avy any Edoma . Indro , ao Hazezon - tamara izy ireo , " izay Enjedy .
2CH 20:3     Alignment score: 0.429
Jehoshaphat became
afraid and set himself to seek Yahweh . He proclaimed a fast throughout all Judah .
Lasa natahotra sy nampizaha ny tenany mba hizaha an'i Yaveh i Josafata . Nanambara fifadian - kanina eran'i Joda rehetra izy .
2CH 20:4     Alignment score: 0.606 → 0.607
Judah gathered together to seek Yahweh ; they came to seek Yahweh from all the cities of Judah .
Niara - niangona hitady an'i Yaveh ny Joda rehetra ; tonga hitady an'i Yaveh tany
amin'ireo tanànan'i Joda rehetra izy ireo .
2CH 20:5     Alignment score: 0.647
Jehoshaphat stood in the assembly of Judah and Jerusalem , at the house of Yahweh , in front of the new courtyard .
Ary Josafata nitsangana teo amin ' ny fiangonan'i
Joda sy Jerosalema , tao an - tranon'i Yaveh , teo anoloan ' ny kianja vaovao .
2CH 20:6     Alignment score: 0.369 → 0.381
He said , " Yahweh , the God of our ancestors , are you not God in heaven ? Are you not the ruler over all the kingdoms of the nations ? Power and might are in your hand , so no one is able to resist you .
Hoy izy hoe : " Ry Yaveh , ilay Andriamanitr'ireo razambenay , tsy ianao ve no Andriamanitry ny lanitra ? Tsy Ianao ve no mpanapaka eo amin'ireo fanjakan
' ny firenena rehetra ? Ny hery sy ny fahefana dia eo an - tananao , koa tsy misy afaka hahatohitra anao .
2CH 20:7     Alignment score: 0.346 → 0.346
Our God , did you not drive
out the inhabitants of this land before your people Israel , and give it forever to the descendants of Abraham ?
Ry Andriamanitray , tsy ianao ve no nandroaka ny mponina teto amin'ity tany ity nanoloana an'Israely olonao , sy nanome izany mandrakizay ho an'ireo taranak'i Abrahama ?
2CH 20:8     Alignment score: 0.339 → 0.339
They lived in it and built you a holy place in it for your name , saying ,
Nonina tao amin'izany sy nanorina fitoerana masina tao ho an ' ny anaranao
izy ireo , nanao hoe :
2CH 20:9     Alignment score: 0.372
' If disaster comes on us the sword , judgment , or plague , or famine we will stand before this house , and before you ( for your name is in this house ) , and we will cry to you in our distress , and you will hear us and save us . '
' Raha tonga eto aminay ny loza ny sabatra , ny fitsaràna , na aretina , na mosary dia hitsangana eo anoloan'ity tranony
ity , sy eo anoloanao izahay ( fa ato amin ' ny ity trano ity ny anaranao ) , ary hitomany Anao izahay amin ' ny fahorianay , ka handre sy hamonjy anay Ianao . '
2CH 20:10     Alignment score: 0.384 → 0.389
See now , here are the people of Ammon , Moab , and Mount Seir whom you would not let Israel invade when they came out of the land of Egypt ; so , Israel turned away from them and did not destroy them .
Ary indro , indreo
ary ireo vahoakan'i Amona , Moaba , ary ny tendrombohitra Seira izay tsy navelanao ho tafihan'Israely rehefa nivoaka avy tany amin ' ny tany Egypta izy ireo ; fa kosa , niala tamin'izy ireo ny Israely ary tsy nandrava azy ireo .
2CH 20:11     Alignment score: 0.195 → 0.195
See how they are rewarding us ; they are coming to drive us out of your land that you have given us to inherit .
Indro ny fomba hanonerany antsika ; tonga handroaka antsika hiala ao amin ' ny taninao
izay nomenao ho lovanay izy ireo .
2CH 20:12     Alignment score: 0.326 → 0.328
Our God , will you not judge them ? For we have no power against this great army that is coming against us . We do not know what to do , but our eyes are on you . "
Ry Andriamanitray o , tsy hitsara azy ireo ve Ianao ? Fa tsy manana hery hanoherana izany tafika lehibe tonga hanohitra anay izany izahay . Tsy fantatray
izay tokony hatao , fa ny masonay dia any aminao . "
2CH 20:13     Alignment score: 0.452
All Judah stood before Yahweh , with their little ones , wives , and children .
Nitsangana teo anoloan'i
Yaveh ny Joda rehetra , niaraka tamin'ireo madinik'izy ireo , ireo vadiny , sy ireo zanany .
2CH 20:14     Alignment score: 0.521
Then in the middle of the assembly the Spirit of Yahweh came on Jahaziel , son of Zechariah , son of Benaiah , son of Jeiel , son of Mattaniah , a Levite and a descendant
of Asaph .
Dia teo afovoan ' ny fiangonana , no tonga tamin'i Jahaziela , zanak'i Zakaria , zanak'i Benaia , zanak'i Jeiela , zanak'i Matania , ilay Levita , iray tamin'ireo zanak'i Asafa ny fanahin'i Yaveh .
2CH 20:15     Alignment score: 0.574
Jahaziel said , " Listen , all Judah and you inhabitants of Jerusalem , and King Jehoshaphat . This is what Yahweh says to you , ' Do not fear ; do not be discouraged because of this great army , for the battle does not belong to you , but to God .
Hoy Jahaziela hoe : " Henoy , ry Joda rehetra sy ny mponin'i
Jerosalema , ary ry Josafata mpanjaka . Izao no lazain'i Yaveh aminareo hoe : ' Aza matahotra ; aza kivy noho izany tafika lehibe izany , fa tsy ho anareo ny ady , fa ho an'Andriamanitra .
2CH 20:16     Alignment score: 0.317 → 0.415
You must go down against them tomorrow . See , they are coming up by way of the pass of Ziz . You will find
them at the end of the valley , before the wilderness of Jeruel .
Tsy maintsy hidina hanohitra azy ireo ianareo rahampitso . Indro , hiakatra amin ' ny lalàna mandalo any Ziza izy ireo . Hahita azy ireo eo amin ' ny faran ' ny lohasaha ianareo , eo alohan ' ny efitr'i Jeroela .
2CH 20:17     Alignment score: 0.435 → 0.445
You will not need to fight in this battle . Stand in your positions , stand still , and see the rescue of Yahweh with you , Judah and Jerusalem . Do not fear nor be discouraged . Go out against them tomorrow , for Yahweh is with you . ' "
Tsy mila miady amin'izany ady izany ianareo . Mijoroa
eo amin ' ny fitoeranareo , mijanona , ka jereo ny famonjen'i Yaveh anareo , ry Joda sy Jerosalema . Aza matahotra na kivy . Mivoaha hanohitra azy ireo rahampitso , fa Yaveh homba anareo . ' "
2CH 20:18     Alignment score: 0.497 → 0.498
Jehoshaphat bowed his head with his face to the ground . All Judah and the inhabitants of Jerusalem fell
down before Yahweh , worshiping him .
Nampiankohoka ny tavany teo amin ' ny tany i Josafata . Ny Joda rehetra sy ny mponin'i Jerosalema dia niondrika teo anoloan'i Yaveh , nihoby azy .
2CH 20:19     Alignment score: 0.513
The Levites , those
of the descendants of the Kohathites and Korahites , stood up to praise Yahweh , the God of Israel , with a very loud voice .
Ireo Levita , sy ireo taranaky ny Kehatita sy Koraita , nitsangana mba hidera an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny Israely , tamin ' ny feo mahery .
2CH 20:20     Alignment score: 0.447 → 0.451
Early in the morning they arose
and went out into the wilderness of Tekoa . As they went out , Jehoshaphat stood and said , " Listen to me , Judah , and you inhabitants of Jerusalem ! Trust in Yahweh your God , and you will be supported . Trust in his prophets , and you will succeed . "
Vao maraina be dia nitsangana izy ireo ka nivoaka nankany amin ' ny efitr'i Tekoa . Raha nivoaka iny izy ireo , dia nitsangana Josafata ary niteny hoe : " Mihainoa ahy , ry Joda , sy ianareo mponin'i Jerosalema ! Minoa an'i Yaveh Andriamanitrareo , dia ho tohanana ianareo . Matokia an'ireo mpaminaniny , dia hahomby hianareo . "
2CH 20:21     Alignment score: 0.276 → 0.307
After he consulted with the people , he appointed those
who sang to Yahweh and who praised him for his majestic splendor as they went out before the army , saying , " Give thanks to Yahweh , for his covenant faithfulness endures forever . "
Rehefa nanontany ny olona Izy , dia nanendry ireo tokony hihira ho an'i Yaveh sy hidera Azy nohon ' ny voninahiny masina Izy , raha nivoaka nialoha ny tafika izy ireo , ary nanao hoe : " Misaora an'i Yaveh , fa maharitra mandrakizay ny famin - dram - pony . "
2CH 20:22     Alignment score: 0.485 → 0.499
When they began to sing
and to praise , Yahweh set men in ambush against the people of Ammon , Moab , and Mount Seir , who were coming against Judah . They were defeated .
Rehefa nanomboka nihira sy nanompo izy ireo , dia nametraka lehilahy hamely tampoka ny vahoakan'i Amona , sy Moaba , ary ny tendrombohitra Seira , izay avy hanohitra an'i Joda i Yaveh . Ary dia resy izy ireo .
2CH 20:23     Alignment score: 0.427
For the people of Ammon and Moab rose to fight the inhabitants of Mount Seir , in order to completely kill them and destroy them . When they had finished with the inhabitants of Mount Seir , they all helped to destroy each other .
Dia nitsangana hiady hanohitra ny mponina avy ao an - tendrombohitra Seira ny vahoakan'i Amona sy Moaba , mba hamono tanteraka sy handringana azy ireo . Rehefa vitan'izy ireo ny amin ' ny mponina ao an - tendrombohitra Seira , dia hifandringana izy ireo .
2CH 20:24     Alignment score: 0.388 → 0.389
When Judah came to a place overlooking the wilderness , they looked out on the army . Behold , they were dead , fallen to the ground ; none had escaped .
Raha tonga teo amin ' ny toerana fitazanana ny efitra ny Joda , dia nijery ny tafika izy ireo . Indro , efa maty izy ireo , lavo tamin ' ny tany ; tsy nisy afa - nandositra .
2CH 20:25     Alignment score: 0.233 → 0.242
When Jehoshaphat and his people came to take plunder from them , they found among them abundant goods , clothing , and valuable articles , which they took for themselves , more than they could carry away . It took them three days to carry off the plunder , there was so much of it .
Raha tonga handroba teo amin'izy ireo Josafata sy ny vahoakany
, dia nahita zavatra maro be , akanjo , sy fitaovana sarobidy , izay nalainy ho azy ireo , mihoatra noho izay azon'izy ireo nentina . Naharitra hateloana ny fandroban'izy ireo , fa be loatra izany no teo .
2CH 20:26     Alignment score: 0.5 → 0.518
On the fourth day they assembled in the Valley of Berakah . There they praised Yahweh , so the name of that place is the " Valley of Berakah " to this day .
Tamin ' ny andro fahefatra dia nivory teo amin ' ny Lohasahan'i
Bereka izy ireo . Tany no nideran'izy ireo an'i Yaveh , ka natao hoe " Lohasahan'i Bereka " ny anaran'izany toerana izany mandrak'androany .
2CH 20:27     Alignment score: 0.483 → 0.504
Then they returned , every man of Judah and Jerusalem , and Jehoshaphat in their lead , to go again to Jerusalem with joy , for Yahweh had made them rejoice over their enemies .
Dia niverina izy ireo , ny olona rehetra tao Joda sy Jerosalema , ary tao amin ' ny fitarihan'izy ireo i Josafat , mba handeha hankany Jerosalema am - pifaliana indray , fa Yaveh efa nampifaly azy ireo teo amin'ireo fahavalony .
2CH 20:28     Alignment score: 0.479
They came to Jerusalem and to the house of Yahweh with lutes and harps and trumpets .
Tonga tany Jerosalema sy tao an - tranon'i Yaveh niaraka tamin'ireo lokanga , valiha , ary trompetra izy ireo .
2CH 20:29     Alignment score: 0.475
The terror of God was on all the kingdoms of the nations when they heard that Yahweh had fought against Israel 's enemies .
Ny horohoron'Andriamanitra dia teo amin'ireo fanjakan
' ny firenena rehetra raha nandre izy ireo fa Yaveh dia niady hanohitra ireo fahavalon'Israely .
2CH 20:30     Alignment score: 0.421 → 0.426
So Jehoshaphat 's kingdom was quiet , for his God gave him peace all around him .
Ka dia nangina ny fanjakana'i
Josafata , satria nanome fiadanana azy nanodidina azy rehetra ny Andriamaniny .
2CH 20:31     Alignment score: 0.569 → 0.521
Jehoshaphat reigned over Judah : He was thirty - five years old when he began to reign , and he reigned in Jerusalem for twenty - five years . His mother 's name was Azubah , the daughter of Shilhi .
Nanjaka teo amin ' ny Joda i Josafata : dimy amby telo - polo taona izy raha nanomboka nanjaka , ary nanjaka dimy amby roa - polo taona tao Jerosalema izy . Ny anaran
- dreniny dia Azoba , zanaka vavin'i Sily .
2CH 20:32     Alignment score: 0.32 → 0.32
He walked in the ways of Asa , his father ; he did not turn away from them ; he did what was right in the eyes of Yahweh .
Nandeha tamin'ireo lalan'i
Asa rainy izy ; ary tsy niala tamin'ireny ; nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy .
2CH 20:33     Alignment score: 0.261
However , the high places were not taken away . The people still had not directed their hearts to the God of their ancestors .
Na izany aza , tsy noravana ireo fitoerana avo . Ny vahoaka dia tsy mbola nitarika ny fon'izy ireo ho amin'ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo .
2CH 20:34     Alignment score: 0.499 → 0.505
As for the other matters concerning Jehoshaphat , first and last , behold , they are written in the history of Jehu son of Hanani , which is recorded in the book of the kings of Israel .
Ary raha ny amin'ireo zavatra hafa mahakasika an'i Josafata , voalohany sady farany , indro , izy ireo dia efa voasoratra ao amin ' ny tantaran'i Jeho zanak'i Hanany , izay voarakitra an - tsoratra ao amin ' ny bokin'ireo mpanjakan'Israely .
2CH 20:35     Alignment score: 0.507
After this Jehoshaphat , king of Judah , allied himself with Ahaziah , king of Israel , who committed much wickedness .
Ary taorian'izany Josafata , mpanjakan'i Joda dia niray hina tamin'i Ahazia , mpanjakan'Israely , izay nanao faharatsiana maro .
2CH 20:36     Alignment score: 0.379 → 0.38
He allied himself with him to build ships to go to Tarshish . They built the ships at Ezion Geber .
Niray hina taminy izy mba hanamboatra sambo handehanana any Tarsisy . Tao Ezion
- gabera no nanamboaran'izy ireo ny sambo .
2CH 20:37     Alignment score: 0.439 → 0.438
Then Eliezer son of Dodavahu of Mareshah , prophesied against Jehoshaphat ; he said , " Because you have allied yourself with Ahaziah , Yahweh has destroyed your works . " The ships were wrecked so that they could not go to Tarshish .
Ary Eliezera zanak'i Dodavaho avy any Maresa , dia naminany hamely an'i Josafata ; hoy izy hoe : " Satria efa niray hina tamin'i Ahazia ianao , dia noravain'i Yaveh ireo tetikasanao . " Nirendrika ilay sambo ka tsy afaka niondrana an - tsambo izy ireo .
2CH 20     Average alignment score: 0.433 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36