Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 21:1     Alignment score: 0.527 → 0.527
Jehoshaphat lay down with his ancestors and was buried with them in the city of David ; Jehoram , his son , became king in his place .
Nodimandry tany
amin'ireo razambeny i Josafata ary nalevina niaraka tamin'izy ireo tao amin ' ny tanànan'i Davida ; Jehorama , zanany lahy , no tonga mpanjaka nandimby ny toerany .


2CH 21:2     Alignment score: 0.669 → 0.685
Jehoram had brothers , sons of Jehoshaphat : Azariah , Jehiel , Zechariah , Azariahu
, Michael , and Shephatiah . All these were sons of Jehoshaphat , king of Israel .
Nanana rahalahy i Jehorama , zanak'i Josafata : dia Azaria , Jehiela , Zakaria , Azaria , Mikaela , ary Sefatia . Zanaka lahin'i Josafata , mpanjakan'Israely avokoa ireo .
2CH 21:3     Alignment score: 0.389 → 0.414
Their father had given them large gifts of silver , gold , and other precious things , and also fortified cities in Judah , but he gave the kingdom to Jehoram .
Nanolotra fanomezana volafotsy , volamena , ary zava - tsarobidy hafa maro dia maro , ary tanàna mimanda tany Joda ho azy ireo ihany koa ny rainy , saingy nomeny
an'i Jehorama ny seza fiandrianana , satria izy no lahimatoany .
2CH 21:4     Alignment score: 0.436 → 0.436
Now when Jehoram had risen up over his father 's kingdom and had firmly established himself as king , he killed all his brothers with the sword , and also various other leaders of Israel .
Ary rehefa nitsangana teo amin ' ny fanjakan
- drainy i Jehorama ka nametraka mafy ny tenany ho mpanjaka , dia novonoiny tamin ' ny sabatra ireo rahalahiny rehetra , sy ireo mpitarik'Israely samihafa ihany koa .
2CH 21:5     Alignment score: 0.602
Jehoram was thirty - two years old when he began to reign , and he reigned for eight years in Jerusalem .
Roa amby telopolo taona i Jehorama raha nanomboka nanjaka , ary nanjaka nandritry
ny valo taona tao Jerosalema izy .
2CH 21:6     Alignment score: 0.411 → 0.44
He walked in the ways of the kings of Israel , as the house of Ahab was doing , for he had Ahab 's daughter as his wife , and he did what was evil in the sight of Yahweh .
Nandeha tamin ' ny lalan'ireo mpanjakan'Israely izy , tahaka ny nataon
' ny taranak'i Ahaba , fa ny zanaka vavin'i Ahaba no vadiny , ary nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy .
2CH 21:7     Alignment score: 0.402
However , Yahweh did not wish to destroy the house of David , because of the covenant that he had made with David ; he had promised that he would always give a lamp to him and his descendants .
Kanefa , tsy naniry ny handringana ny taranak'i Davida i Yaveh , nohon ' ny amin'ilay fanekena izay nataony tamin'i Davida ; efa nampanantena ny hanome fiainana ho azy sy ireo taranany lalandava Izy .
2CH 21:8     Alignment score: 0.465
In Jehoram 's days , Edom rebelled against the control of Judah , and they set a king to reign over themselves .
Tamin ' ny andron'i Jehorama , dia nikomy hiala tamin ' ny fifehezan'i
Joda i Edoma , ka nametraka mpanjaka ho eo amin'izy ireo .
2CH 21:9     Alignment score: 0.427 → 0.446
Then Jehoram crossed over with his commanders and all his chariots . It was night when he rose
up and fought against the Edomites who had surrounded him and his chariot commanders .
Dia niampita niaraka tamin'ireo mpifehiny sy ireo kalesiny rehetra i Jehorama . Andro alina no niaingany sy niadiany tamin'ireo Edomita izay nanodidina azy sy mpifehy ny kalesiny .
2CH 21:10     Alignment score: 0.436 → 0.443
So Edom has been in rebellion from the control of Judah to this present day . Libnah also revolted at the same time from his control , because Jehoram had abandoned Yahweh , the God of his ancestors .
Koa efa nikomy tamin ' ny fifehezan'i
Joda mandrak'ankehitriny i Edoma . Nikomy hiala tamin ' ny fifehezany niaraka tamin'izany ihany koa i Libna , satria Jehorama efa nahafoy an'i Yaveh , Andriamanitr'ireo razambeny .
2CH 21:11     Alignment score: 0.444 → 0.459
In addition , Jehoram had also built high places in the mountains
of Judah and he made the inhabitants of Jerusalem to live like prostitutes , and he led Judah astray .
Fanampin'izany , dia nanorina fitoerana avo tany amin'ireo tendrombohitr'i Joda ihany koa i Jehorama , ka nampiaina ny mponin'i Jerosalema tahaka ny mpivaro - tena , ary nitondra an'i Joda hania .
2CH 21:12     Alignment score: 0.513 → 0.524
A letter from the prophet Elijah came to Jehoram . It said , " This is what Yahweh , the God of David , your ancestor
, says : Because you have not walked in the ways of Jehoshaphat , your father , nor in the ways of Asa , king of Judah ,
Nisy taratasy avy tamin'i Elia mpaminany tonga tany amin'i Jehorama . Izao no nambaran'izany : " Izao no lazain'i Yaveh , ilay Andriamanitr'i Davida , razambenao : Satria tsy nandeha tamin ' ny lalan'i Josafata , rainao ianao , na tamin'ireo lalan'i Asa , mpanjakan'i Joda ,
2CH 21:13     Alignment score: 0.345 → 0.347
but have walked in the ways of the kings of Israel , and have made Judah and the inhabitants of Jerusalem to act like a prostitute , as the house of Ahab did and because you have also killed your brothers in your father 's house , men who were better than yourself
fa efa nandeha tamin ' ny lalan'ireo mpanjakan'Israely kosa , ary nahatonga an'i Joda sy ireo mponin'i
Jerosalema hiseho toy ny mpivaro - tena , tahaka ny nataon ' ny taranak'i Ahaba ary satria efa novonoinao tamin ' ny sabatra ihany koa ireo rahalahinao tao amin ' ny fianakavian - drainao , dia ireo lehilahy tsara noho ny tenanao
2CH 21:14     Alignment score: 0.255
see , Yahweh will strike your people , your children , your wives , and all your possessions
with a heavy blow .
indro , Yaveh hamely anao , ireo zanakao , sy ireo vadinao , ary ny harenao rehetra amin ' ny areti - mandringana lehibe .
2CH 21:15     Alignment score: 0.216 → 0.238
You yourself will have much sickness with a disease in your intestines , until the disease causes your intestines to come
out , and this will continue day after day . "
Ianao mihitsy no harary mafy nohon ' ny aretina ao amin ' ny tsinainao , ambaram - pahavoa ny tsinainao noho ilay aretina , isan'andro isan'andro . "
2CH 21:16     Alignment score: 0.49 → 0.494
Yahweh stirred up against Jehoram the spirit of the Philistines and of the Arabians who were near the Cushites .
Dia nampientana ny fanahin'ireo Filistina sy ireo Arabo izay nanakaiky an'ireo Etiopiana hanohitra an'i Jehorama i Yaveh .
2CH 21:17     Alignment score: 0.342
They attacked Judah , invaded it , and carried away all the wealth that was found in the king 's house . They also carried away his sons and his wives . No son was left to him except Jehoahaz , his youngest son .
Namely an'i Joda izy ireo , nanafika izany , ary naka ireo harena rehetra izay hita tao an - tranon
' ny mpanjaka . Nalain'izy ireo ihany koa ireo zanany lahy sy ireo vadiny . Tsy nisy zanaka lahy tavela ho azy afa - tsy i Jehoaza , zanany faralahy .
2CH 21:18     Alignment score: 0.502
After all this , Yahweh struck him in his intestines with an incurable disease .
Taorian'izany rehetra izany , dia namely azy tao amin ' ny tsinainy tamin ' ny aretina tsy hay sitranina i Yaveh .
2CH 21:19     Alignment score: 0.337
It came
about in due time , at the end of two years , that his intestines fell out because of his sickness , and that he died of severe disease . His people made no fire in his honor as they had done for his ancestors .
Ary tamin ' ny fotoana voatondro , afaka roa taona , dia lavon ' ny aretiny ny tsinainy , ary maty nohon ' ny aretina namaivay izy . Tsy nandrehitra afo ho voninahiny araka ny nataon'izy ireo ho an ' ny razambeny ny vahoakany .
2CH 21:20     Alignment score: 0.404 → 0.413
He had begun
to reign when he was thirty - two years old ; he reigned in Jerusalem for eight years , and when he departed no one mourned him . They buried him in the city of David , but not in the royal tombs .
Nanomboka nanjaka izy tamin ' ny faharoa amby telopolo taonany ; nanjaka tao Jerosalema nandritry ny valo taona izy , ary maty tsy nisy mpitomany . Nalevin'izy ireo tao amin ' ny tanànan'i Davida izy , fa tsy tao amin ' ny fasan ' ny mpanjaka .
2CH 21     Average alignment score: 0.433 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36