Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 29:1     Alignment score: 0.583 → 0.565
Hezekiah began to reign when he was twenty - five years old ; he reigned twenty - nine years in Jerusalem . His mother 's name was Abijah ; she was the daughter of Zechariah .
Nanomboka nanjaka i Hezekia tamin ' ny fahadimy amby roapolo taonany
; nanjaka nandritry ny sivy amby roapolo taona tany Jerosalema izy . Ny anaran - dreniny dia Abia ; zanaka vavin'i Zakaria .


2CH 29:2     Alignment score: 0.391 → 0.392
He did what was right in the eyes of Yahweh , just as David his father had done .
Nanao izay marina teo imason'i
Yaveh izy , tahaka ny efa nataon'i Davida rainy .
2CH 29:3     Alignment score: 0.582
In the first year of his reign , in the first month , Hezekiah opened the doors of the house of Yahweh and repaired them .
Tamin ' ny taona voalohany nanjakany
, tamin ' ny volana voalohany , dia nanokatra ireo varavaran ' ny tranon'i Yaveh i Hezekia ary namboatra ireo .
2CH 29:4     Alignment score: 0.499
He brought in the priests and the Levites , and gathered them together into the courtyard on the east side .
Nampiditra ireo mpisorona sy ireo Levita izy , ary namory azy ireo niaraka tao amin ' ny kianja tamin ' ny ilany atsinanana .
2CH 29:5     Alignment score: 0.373 → 0.378
He said to them , " Listen to me , you Levites ! Consecrate yourselves , and consecrate the house of Yahweh , the God of your ancestors , and carry away the filthiness from the holy place .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Mihainoa ahy , ianareo Levita ! Amasino
ny tenanareo , ary amasino ny tranon'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny razambenareo , ary esory hiala amin ' ny fitoerana masina ny fahalotoana .
2CH 29:6     Alignment score: 0.372 → 0.38
For our ancestors were faithless and did what was evil in the sight of Yahweh our God ; they abandoned him , turned away their faces from the place where Yahweh lives , and turned their backs on it .
Fa nanota ireo razambentsika ary nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Andriamanintsika ; nahafoy Azy izy ireo , nampihodina ny tavan'izy ireo niala tamin ' ny toerana izay honenan'i Yaveh , ary nampitodika ny lamosin'izy ireo ho amin'izany .
2CH 29:7     Alignment score: 0.352 → 0.394
Also they shut up the doors of the porch and put out the lamps ; they did not burn incense or offer burnt offerings
in the holy place to the God of Israel .
Nohidian'izy ireo ihany koa ireo varavaran ' ny lavarangana ary novonoiny ny jiro ; tsy nandoro ditin - kazo manitra izy ireo na fanatitra dorana tao amin ' ny toerana masina ho an'ilay Andriamanitr'Israely .
2CH 29:8     Alignment score: 0.299 → 0.342
Therefore the wrath of Yahweh had fallen on Judah and Jerusalem , and he has made them to be an object of terror , of horror , and of scorn , as you can see with your own eyes .
Noho izany dia nilatsaka teo amin'i Joda sy Jerosalema ny hatezeran'i
Yaveh , ary nataony toy ny zavatra fampihorohoroana , fampitahorana , sy fanalam - baraka izy ireo , araka ny hitanareo amin ' ny masonareo .
2CH 29:9     Alignment score: 0.219 → 0.27
This is why our fathers have fallen by the sword , and our sons , our daughters
, and our wives are in captivity for this .
Izany no antony nahalavo ireo raintsika tamin ' ny sabatra , sy nahababo ireo zanantsika lahy , sy ireo zanantsika vavy , ary ireo vadintsika .
2CH 29:10     Alignment score: 0.353
Now it is in my heart to make a covenant with Yahweh , the God of Israel , so that his burning anger may turn away from us .
Ankehitriny dia ato am - poko ny hanao fanekena amin'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , mba hialan ' ny fahatezerany
mirehitra amintsika .
2CH 29:11     Alignment score: 0.342
My sons , do not be lazy now , for Yahweh has chosen you to stand before him , to worship him , and that you should be his servants and burn incense . "
Ry zanako , aza malaina izao , satria Yaveh efa nifidy anareo mba hitsangana eo anoloany
, mba hanompo Azy , ary mba ho mpanompony sy ho emboka manitra . "
2CH 29:12     Alignment score: 0.718 → 0.72
Then the Levites arose
: Mahath son of Amasai , and Joel son of Azariah , of the people of the Kohathites ; and of the people of Merari , Kish son of Abdi , and Azariah son of Jehallelel ; and of the Gershonites , Joah son of Zimmah , and Eden son of Joah ;
Avy eo dia nitsangana ireo Levita : dia Mahata zanaka lahin'i Amasay , sy Joela zanaka lahin'i Azaria , avy amin ' ny olon'ireo Kohalita ; ary ireo olon'i Merary , Kisy zanaka lahin'i Abdia , sy Azaria zanaka lahin'i Jehalalila ; ary ireo Gersonita , Joa zanaka lahin'i Zima , ary Edena zanaka lahin'i Joa ;
2CH 29:13     Alignment score: 0.645
of the descendants of Elizaphan , Shimri and Jeuel
; and of the descendants of Asaph , Zechariah and Mattaniah ;
avy amin'ireo zanaka lahin'i Elizafana , Simry sy Jeiela ; ary avy amin'ireo zanaka lahin'i Asafa , Zakaria ary Matania ;
2CH 29:14     Alignment score: 0.48 → 0.562
of the descendants of Heman , Jehuel
and Shimei ; and of the descendants of Jeduthun , Shemaiah and Uzziel .
avy amin ' ny zanaka lahin'i Hemana , Jehiela ary Simei ; ary avy amin ' ny zanaka lahin'i Jedotona , Semaia ary Oziela .
2CH 29:15     Alignment score: 0.437 → 0.44
They gathered their brothers , they consecrated themselves , and they went in , as the king commanded , following the words of Yahweh , to cleanse the house of Yahweh .
Namory ireo rahalahiny izy ireo , ary nanamasina ny tenany , ka niditra , araka ny nandidian
' ny mpanjaka , tamin ' ny fanarahana ireo tenin'i Yaveh , mba hanadio ny tranon'i Yaveh .
2CH 29:16     Alignment score: 0.38 → 0.38
The priests went in to the inner part of the house of Yahweh to cleanse it ; they brought out everything unclean that they found in the temple of Yahweh into the courtyard of the house . The Levites took it to carry it out to the Kidron Brook .
Niditra tao amin ' ny efitra anatin
' ny tranon'i Yaveh ireo mpisorona mba hanadio izany ; nentin'izy ireo nivoaka ny loto rehetra izay hitany tao an - tempolin'i Yaveh tao an - kianjan ' ny trano . Nalain'ireo Levita izany mba hanalana izany ao an - dohasahan - driakan'i Kidrona .
2CH 29:17     Alignment score: 0.454 → 0.478
Now they began the consecration on the first day of the first month . By the eighth day of the month they reached the porch of Yahweh . Then for eight more days they consecrated the house of Yahweh . On the sixteenth day of the first month they finished .
Ary natombok'izy ireo ny fanamasinana tamin ' ny andro voalohan
' ny volana voalohany . Ary tamin ' ny andro fahavalon ' ny volana dia nihazo teo amin ' ny lavarangan'i Yaveh izy ireo . Ary nandritry ny valo andro hafa ihany koa dia nanamasina ny tranon'i Yaveh izy ireo . Tamin ' ny andro fahenina ambin ' ny folon ' ny volana voalohany dia vitan'izy ireo izany .
2CH 29:18     Alignment score: 0.515
Then they went to Hezekiah , the king , inside the palace and said , " We have cleansed all the house of Yahweh , the altar for burnt offerings
with all its implements , and the table of the bread of the presence , with all its implements .
Avy eo izy ireo nandeha tany amin'i Hezekia , ilay mpanjaka , tao amin ' ny lapa ary niteny hoe : " Efa nanadio ny tranon'i Yaveh manontolo izahay , ny alitara ho an'ireo fanatitra dorana miaraka amin ' ny fampiharany rehetra , sy ny latabatry ny mofon ' ny fanatrehana , miaraka amin ' ny fampiharany rehetra .
2CH 29:19     Alignment score: 0.281 → 0.315
So we have prepared and we have consecrated all the items that King Ahaz removed when he acted unfaithfully
during his reign . See , they are in front of the altar of Yahweh . "
Koa efa niomana izahay ary efa nohamasininay ireo fitaovana rehetra izay nesorin'i Ahaza mpanjaka fony niasa tsy am - pahatokiana nandritry ny fanjakany izy . Indro , eo anatrehan ' ny alitaran'i Yaveh ireo . "
2CH 29:20     Alignment score: 0.539
Then Hezekiah the king rose early in the morning and gathered the leaders of the city ; he went up to the house of Yahweh .
Avy eo Hezekia mpanjaka nifoha maraina ary namory ireo mpitariky
ny tanàna ; nandeha niakatra tany amin ' ny tranon'i Yaveh izy .
2CH 29:21     Alignment score: 0.529
They brought seven bulls , seven rams , seven lambs , and seven male goats as a sin offering for the kingdom , for the sanctuary , and for Judah . He commanded the priests , the descendants of Aaron , to offer them on the altar of Yahweh .
Nitondra omby lahy fito , ondrilahy fito , zanak'ondry fito , ary osilahy fito ho fanatitra nohon ' ny ota ho an ' ny fanjakana , ho an ' ny fitoerana masina , ary ho an'i Joda izy ireo . Nandidy an'ireo mpisorona , ireo zanaka lahin'i Arona izy , mba hanatitra ireo eo amin ' ny alitaran'i Yaveh .
2CH 29:22     Alignment score: 0.499 → 0.508
So they killed the bulls , and the priests received the blood and sprinkled it on the altar . Then they killed the rams and sprinkled their blood on the altar ; and they also killed the lambs and sprinkled their blood on the altar .
Koa dia novonoin'izy ireo ny omby , ary noraisin'ireo mpisorona ny ka nafafiny teo amin ' ny alitara . Novonoin'izy ireo ny ondry lahy ary nafafiny teo amin ' ny alitara ny ; novonoin'izy ireo ihany koa ireo zanak'ondry ary nafafiny teo amin ' ny alitara ny .
2CH 29:23     Alignment score: 0.358 → 0.369
They brought the male goats for the sin offering before the king and the assembly ; they laid their hands on them .
Nentin'izy ireo teo anoloan ' ny mpanjaka sy ny fivondronana ireo osilahy ho fanatitra nohon ' ny ota ; napetrak'izy ireo teo amin'izany ny tanany .
2CH 29:24     Alignment score: 0.434 → 0.446
The priests killed them , and they made a sin offering with their blood on the altar to make atonement for all Israel , for the king had commanded that a burnt offering and a sin offering should be made for all Israel .
Novonoin'ireo mpisorona izany , ary nanao fanatitra nohon ' ny ota tamin ' ny ràn'ireo teo amin ' ny alitara mba hanaovana fanavotana ho an'Israely izy ireo , satria nandidy ny mpanjaka fa tokony hisy fanatitra dorana sy fanatitra nohon ' ny ota hatao ho an'Israely manontolo .
2CH 29:25     Alignment score: 0.505 → 0.515
Hezekiah placed the Levites in the house of Yahweh with cymbals , lutes and harps , arranging them by the command of David , Gad , the king 's seer , and Nathan , the prophet , for the command was from Yahweh by means of his prophets .
Napetrak'i Hezekia tao amin ' ny tranon'i Yaveh niaraka tamin ' ny kipantsona , harpa , ary lokanga ireo Levita , nalahany araka ny baikon'i Davida , Gada , ilay mpahitan ' ny mpanjaka , sy Natana , ilay mpaminany , satria avy amin'i Yaveh tamin ' ny alalan'ireo mpaminaniny
ny baiko .
2CH 29:26     Alignment score: 0.547
The Levites stood with the instruments of David , and the priests with the trumpets .
Nijoro niaraka tamin'ireo zava - manenon'i Davida ireo Levita , ary ireo mpisorona niaraka tamin'ireo trompetra .
2CH 29:27     Alignment score: 0.605
Hezekiah commanded them to offer the burnt offering on the altar . When the burnt offering began , the song of Yahweh began also , with the trumpets , together with the instruments of David , king of Israel .
Nandidy azy ireo mba hanolotra ilay fanatitra dorana ho eo amin ' ny alitara i Hezekia . Rehefa nanomboka ny fanatitra dorana , dia nanomboka ihany koa ny hiran'i Yaveh , niaraka tamin'ireo trompetra , mbamin'ireo zava - manenon'i Davida , mpanjakan'Israely .
2CH 29:28     Alignment score: 0.369 → 0.38
All the assembly worshiped , the singers sang , and the trumpeters played ; all this continued until the burnt offering was finished .
Nihoby avokoa ny fiangonana rehetra , nihira ireo mpihira , ary nitsoka ireo mpampaneno trompetra ; nitohy hatrany ireo rehetra ireo ambara - pahavitan ' ny fanatitra dorana .
2CH 29:29     Alignment score: 0.373
When they had finished the offerings
, the king and all who were present with him bowed and worshiped .
Rehefa vitan'izy ireo ny fanatitra , dia niankohoka sy nitsaoka ny mpanjaka sy ireo rehetra izay nanatrika niaraka taminy .
2CH 29:30     Alignment score: 0.543
Moreover , Hezekiah , the king , and the leaders commanded the Levites to sing praises to Yahweh with the words of David and of Asaph , the seer . They sang praises with gladness , and they bowed down and worshiped .
Ankoatra izany , Hezekia , ilay mpanjaka , sy ireo mpitarika dia nandidy an'ireo Levita mba hihira fiderana ho an'i Yaveh tamin ' ny tenin'i
Davida sy Asafa mpahita . Nihira fiderana tamim - pifaliana izy ireo , ary niankohoka sy nidera .
2CH 29:31     Alignment score: 0.42 → 0.433
Then Hezekiah said , " Now you have consecrated yourselves to Yahweh . Come here and bring sacrifices
and thank offerings into the house of Yahweh . " The assembly brought sacrifices and thank offerings , and all who had a willing heart brought burnt offerings .
Dia hoy Hezekia hoe : " Ankehitriny dia nanamasina ny tenanareo ho an'i Yaveh ianareo . Avia eto ka ento ho ao an - tranon'i Yaveh ireo sorona sy ireo fanati - pisaorana . " Nentin ' ny fiangonana ireo sorona sy ireo fanati - pisaorana , ary ireo rehetra izay nanana fo feno finiavana dia nitondra fanatitra dorana .
2CH 29:32     Alignment score: 0.45 → 0.479
The number of the burnt offerings
that the assembly brought was seventy bulls , one hundred rams , and two hundred male lambs . All these were for a burnt offering to Yahweh .
Ombilahy fitopolo , ondrilahy zato , ary zanak'ondry lahy roanjato no isan'ireo fanatitra dorana nentin ' ny fiangonana . Ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh avokoa ireo rehetra ireo .
2CH 29:33     Alignment score: 0.374 → 0.537
The consecrated offerings
were six hundred oxen and three thousand sheep .
Omby eninjato sy ondry telo arivo ireo fanatitra voahasina .
2CH 29:34     Alignment score: 0.412 → 0.43
But the priests were too few to skin all the burnt offerings
, so their brothers , the Levites , helped them until the work was done , and until the priests could consecrate themselves , for the Levites had been more careful to consecrate themselves than the priests .
Fa vitsy loatra ireo mpisorona raha hanendaka ny hoditr'ireo fanatitra dorana , ka dia nanampy azy ireo ny rahalahiny , ireo Levita , ambara - pahavitan ' ny asa , ary ambara - pahafahan'ireo mpisorona nanamasina ny tenan'izy ireo , fa nitandrina ny hanamasina ny tenan'izy ireo kokoa noho ireo mpisorona ireo Levita .
2CH 29:35     Alignment score: 0.454 → 0.454
In addition , there were very many burnt offerings
; they were performed with the fat of the fellowship offerings , and there were drink offerings for every burnt offering . So the service of the house of Yahweh was set in order .
Fanampin'izany , dia nisy fanatitra dorana maro be ; nampiarahana tamin ' ny saboran ' ny fanati - pihombonana ireo , ary nisy fanatitra sotroina ho an ' ny fanatitra dorana rehetra . Koa dia nilamina tsara ny fanompoana tao an - tranon'i Yaveh .
2CH 29:36     Alignment score: 0.399
Hezekiah rejoiced , and all the people also , because of what God had prepared for the people , for the work had been done quickly .
Niravoravo Hezekia , ary ny vahoaka rehetra ihany koa , noho izay efa nomanin'Andriamanitra ho an ' ny olona , satria vita vetivety ny asa .
2CH 29     Average alignment score: 0.469 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36