Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 10:1     Alignment score: 0.59
Rehoboam went to Shechem , for all Israel was coming to Shechem to make him king .
Nankany Sekema i Rehoboama , satria tonga tany
Sekema mba hanao azy ho mpanjaka ny Israely rehetra .


2CH 10:2     Alignment score: 0.573 → 0.576
When Jeroboam the son of Nebat heard this ( for he was in Egypt , where he had fled from King Solomon ) , he returned from Egypt .
Ary ren'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata izany ( satria tany
Egypta izy , tany amin'izay efa nandosirany hiala teo amin ' ny fanatrehan'i Solomona Mpanjaka , nefa efa niverina avy any Egypta i Jeroboama ) .
2CH 10:3     Alignment score: 0.616
So they sent and called him , and Jeroboam and all Israel came ; they spoke to Rehoboam and said ,
Koa nandefa sy nampiantso azy izy ireo , ary tonga Jeroboama sy ny Israely rehetra ; niresaka tamin'i Rehoboama izy ireo ka nanao hoe :
2CH 10:4     Alignment score: 0.31 → 0.331
" Your father made our yoke difficult . Now therefore , make your father 's hard work easier , and lighten the heavy yoke that he put on us , and we will serve you . "
" Nanasarotra ny zioganay
ny rainao . Koa ankehitriny , hamoray ny asa mafin ' ny rainao , ary hamaivano ny zioga mavesatra izay napetrany teto aminay , dia hanompo anao izahay . "
2CH 10:5     Alignment score: 0.414
Rehoboam said to them , " Come
again to me after three days . " So the people left .
Hoy Rehoboama tamin'izy ireo hoe : " Miverena indray eto amiko afaka telo andro . " Ka dia lasa ireo vahoaka .
2CH 10:6     Alignment score: 0.344 → 0.361
King Rehoboam consulted with the old men who had stood before Solomon his father while he was alive
; he said , " How would you advise me to bring an answer to these people ? "
Naka hevitra tany amin'ireo zokiolona izay nitsangana teo anatrehan'i Solomona rainy fony fahavelony i Rehoboama mpanjaka ; hoy izy hoe : " Ahoana no hanoroanareo hevitra ahy mba hitondrako valin - teny eo amin'ireo vahoaka ireo ? "
2CH 10:7     Alignment score: 0.294
They spoke to him and said , " If you are good to this people and please them , and say good words to them , then they will always be your servants . "
Niresaka taminy izy ireo ka niteny hoe : " Raha tsara amin'ireo vahoaka ireo ianao ary mahafinaritra azy ireo , ary milaza teny tsara amin'izy ireo , dia ho mpanomponao mandrakizay izy ireo . "
2CH 10:8     Alignment score: 0.29 → 0.295
But Rehoboam ignored the advice of the old men that they had given him , and consulted with the young men who had grown up with him , who stood before him .
Kanefa tsy norarahian'i Rehoboama ny torohevitra izay nomen'ireo zokiolona azy , ary naka hevitra tany
amin'ireo tovolahy izay niara - lehibe taminy izy , izay nitsangana teo anatrehany .
2CH 10:9     Alignment score: 0.336
He said to them , " What advice do you give
me , so that we may answer the people who spoke to me and said , ' Lighten the yoke that your father put on us ' ? "
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Inona no torohevitra homenareo ahy , mba hahafahantsika mamaly ny vahoaka izay niresaka tamiko ka niteny hoe : ' Hamaivano ny zioga izay napetraky ny rainao taminay ' ? "
2CH 10:10     Alignment score: 0.317 → 0.337
The young men who had grown up with Rehoboam spoke to him , saying , " This is how you should speak to the people who told you that your father Solomon made their yoke heavy , but that you must make it lighter . This is what you should say to them , ' My little finger is thicker than my father 's waist .
Ireo tovolahy niara - lehibe tamin'i Rehoboama niteny taminy , nanao hoe : " Toy izao no tokony havalinao ireo vahoaka izay nilaza taminao fa i Solomona rainao
dia nampavesatra ny ziogan'izy ireo , ka tokony hamaivaninao izany . Izao no tokony ho lazainao azy ireo : ' Ny ankihikeliko dia matevina noho ny andilan - draiko .
2CH 10:11     Alignment score: 0.438 → 0.439
So now , although my father burdened you with a heavy yoke , I will add to your yoke . My father punished you with whips , but I will punish you with scorpions . ' "
Koa ankehitriny , na dia novesarin ' ny raiko tamin ' ny zioga mavesatra aza ianareo , dia mbola hanampy ny zioganareo aho . Ny raiko nanasazy anareo tamin'ireo karavasy , fa izaho hanasazy anareo amin'ireo maingoka . " '
2CH 10:12     Alignment score: 0.522
So Jeroboam and all the people came to Rehoboam on the third day , as the king said , " Come back to me on the third day . "
Ka dia nandeha nankany amin'i Rehoboama i Jeroboama sy ny vahoaka rehetra tamin ' ny andro fahatelo , araka ny nolazain
' ny mpanjaka hoe : " Miverena aty amiko amin ' ny andro fahatelo . "
2CH 10:13     Alignment score: 0.297 → 0.308
King Rehoboam spoke to them harshly , ignoring the advice of the old men .
Niteny mafy azy ireo i Rehoboama , tsy niraharaha ny torohevitr'ireo zokiolona .
2CH 10:14     Alignment score: 0.344 → 0.366
He spoke to them following the advice of the young men , saying , " My father made your yoke heavy , but I will add to it . My father punished you with whips , but I will punish you with scorpions . "
Nilaza tamin'izy ireo araka ny toro - hevitr'ireo tovolahy izy , nanao hoe : " Nanavesatra ny zioganareo ny raiko , fa izaho hanampy izany . Ny raiko nanasazy anareo tamin ' ny karavasy , fa izaho hanasazy anareo amin ' ny maingoka . "
2CH 10:15     Alignment score: 0.438
So the king did not listen to the people , for it was a turn in events brought about by God , that Yahweh might carry out his word that Ahijah the Shilonite had spoken to Jeroboam son of Nebat .
Noho izany dia tsy nohenoin ' ny mpanjaka ny vahoaka , fa izany dia fanovàna tamin'ireo tranga nentin'Andriamanitra , mba hahafahan'i Yaveh manatanteraka ny teniny
izay nolazain'i Ahia ilay Silonita tamin'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata .
2CH 10:16     Alignment score: 0.435 → 0.446
When all Israel saw that the king did not listen to them , the people answered him and said , " What share do we have in David ? We have no inheritance in the son of Jesse ! Each of you should go back to his tent , Israel . Now see to your own house , David . " So all Israel returned to their tents .
Rehefa hitan'Israely rehetra fa tsy nihaino azy ireo ny mpanjaka , dia namaly azy ny vahoaka ka niteny hoe : " Inona no anjaranay amin'i Davida ? Tsy manana lova ao amin ' ny zanaka lahin'i Jese izahay ! Ny tsirairay aminareo dia tokony hiverina any an - dainy avy , ry Israely . Ary jereo ny tranonao
, ry Davida . " Koa dia niverina ho any an - dainy avy ny Israely rehetra .
2CH 10:17     Alignment score: 0.481
But as for the people of Israel who lived in the cities of Judah , Rehoboam reigned over them .
Fa raha ny amin'ireo olona nonina tany
amin'ireo tanànan'i Joda , dia i Rehoboama no nanjaka teo amin'izy ireo .
2CH 10:18     Alignment score: 0.451 → 0.461
Then King Rehoboam sent Adoniram , who was over the forced laborers , but the people of Israel stoned him to death with stones . King Rehoboam fled quickly in his chariot to Jerusalem .
Ary Rehoboama Mpanjaka nandefa an'i Adorama , izay nanapaka teo amin'ireo mpanao asa an - terivozona , nefa ny vahoakan'Israely nitora - bato
azy ho faty . Ary nitsoaka faingana tamin ' ny kalesiny ho any Jerosalema i Rehoboama mpanjaka .
2CH 10:19     Alignment score: 0.373
So Israel has been in rebellion against the house of David to this day .
Noho izany dia tao anatin
' ny fikomiana nanohitra ny taranak'i Davida ny Israely mandrak'androany .
2CH 10     Average alignment score: 0.414 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36