Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 36:1     Alignment score: 0.558
Then the people of the land took Jehoahaz son of Josiah , and made him king in his father 's place in Jerusalem .
Avy eo ny olona tao amin'ilay tany naka an'i Joahaza zanaka lahin'i Josia , ka nanao azy mpanjaka teo amin ' ny toeran
' ny rainy tao Jerosalema .


2CH 36:2     Alignment score: 0.557 → 0.523
Jehoahaz was twenty - three years old when he began to reign , and he reigned three months in Jerusalem .
Telo amby roa - polo taona Joahaza raha nanomboka nanjaka , ary nanjaka telo volana tao Jerosalema izy .
2CH 36:3     Alignment score: 0.519 → 0.522
The king of Egypt removed him at Jerusalem , and forced him to pay a fine on the land of one hundred talents of silver and one talent of gold .
Nesorin ' ny mpanjakan'i Egypta tao Jerosalema izy , ary ny tany nampadoaviny talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray .
2CH 36:4     Alignment score: 0.509
The king of Egypt made Eliakim , who was the brother of Jehoahaz , king over Judah and Jerusalem ( and changed Eliakim 's name to Jehoiakim ) . Then Necho took Eliakim 's brother Jehoahaz and brought him to Egypt .
Nataon
' ny mpanjakan'i Egypta ho mpanjaka nanerana ny Joda i Eliakima rahalahiny , ary nanova ny anarany ho Joiakima . Avy eo nalainy i Joahaza rahalahin'i Eliakima ary nentiny tany Egypta .
2CH 36:5     Alignment score: 0.535 → 0.495
Jehoiakim was twenty - five years old when he began to reign , and he reigned eleven years in Jerusalem . He did what was evil in the sight of Yahweh his God .
Dimy amby roa - polo taona i Joiakima tamin'izy nanomboka nanjaka , ary nanjaka iraika ambin ' ny folo taona tao Jerosalema izy . Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Andriamaniny izy .
2CH 36:6     Alignment score: 0.63
Then Nebuchadnezzar , king of Babylon , attacked him and bound him in chains to lead him away to Babylon .
Avy eo Nebokadnezara , mpanjakan'i Babylona , nanafika azy sy namatotra azy tamin ' ny rojo mba hitarihana azy ho any Babylona .
2CH 36:7     Alignment score: 0.453 → 0.498
Nebuchadnezzar also carried some of the objects in the house of Yahweh to Babylon , and put them in his palace at Babylon .
Nitondra ny sasany tamin'ireo zavatra tao an - tranon'i Yaveh ihany koa Nebokadnezara , ary nametraka ireo tany amin ' ny lapany
tany Babylona .
2CH 36:8     Alignment score: 0.451 → 0.463
As for the other matters concerning Jehoiakim , the disgusting things that he did , and what was found against him , behold , they are written in the book of the kings of Judah and Israel . Then Jehoiachin , his son , became
king in his place .
Raha ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Joiakima , ireo zavatra mahatsiravina izay nataony , sy izay hita nanohitra azy , dia indro , voasoratra ao amin ' ny bokin ' ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda sy Israely ireny . Ary Joiakina , zanany lahy , no tonga mpanjaka teo amin ' ny toerany .
2CH 36:9     Alignment score: 0.497
Jehoiachin was eight years old when he began to reign ; he reigned three months and ten days in Jerusalem . He did what was evil in the sight of Yahweh .
Valo taona Joiakima tamin'izy nanomboka nanjaka ; nanjaka telo volana sy folo andro tao Jerosalema izy . Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy .
2CH 36:10     Alignment score: 0.561 → 0.568
In the spring of the year , King Nebuchadnezzar sent men and brought him to Babylon , with the valuable things from the house of Yahweh , and made Zedekiah , his relative
, king over Judah and Jerusalem .
Tamin ' ny lohataona , dia naniraka lehilahy i Nebokadnezara ary nitondra azy tany Babylona , niaraka tamin'ireo zavatra sarobidy avy tao an - tranon'i Yaveh , ary nanao an'i Zedekia , havany , ho mpanjaka nanerana an'i Joda sy Jerosalema .
2CH 36:11     Alignment score: 0.436 → 0.468
Zedekiah was twenty - one years old when he began to reign ; he reigned eleven years in Jerusalem .
Iraika amby roa - polo taona Zedekia tamin'izy nanomboka nanjaka ; nanjaka iraika ambin ' ny folo taona tao Jerosalema izy .
2CH 36:12     Alignment score: 0.481
He did what was evil in the sight of Yahweh his God . He did not humble himself before Jeremiah the prophet , who spoke from the mouth of Yahweh .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh Andriamaniny izy . Ary tsy nanetry tena nanoloana an'i Jeremia mpaminany , izay niteny tamin ' ny vavan'i
Yaveh izy .
2CH 36:13     Alignment score: 0.398 → 0.457
Zedekiah also rebelled against King Nebuchadnezzar , who had made him swear loyalty to him by God . But Zedekiah stiffened his neck and hardened his heart against turning to Yahweh , the God of Israel .
Zedekia ihany koa dia nikomy tamin'i Nebokadnezara , izay nampianiana azy tsy fivadihana taminy tamin ' ny alalan'Andriamanitra . Kanefa zedekia nanenjana ny hatony ary nanamafy ny fony mba tsy hitodika amin'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely .
2CH 36:14     Alignment score: 0.409 → 0.422
Moreover , all the leaders of the priests and the people were extremely unfaithful , and they followed the disgusting practices of the nations . They polluted the house of Yahweh which he had consecrated in Jerusalem .
Fanampin'izany , ireo mpitariky
ny mpisorona sy ny vahoaka dia tsy nahatoky tanteraka , ary nanaraka ny fomba mahatsiravin'ireo firenena izy ireo . Nolotoin'izy ireo ny tranon'i Yaveh izay nohamasininy tany Jerosalema .
2CH 36:15     Alignment score: 0.3 → 0.309
Yahweh , the God of their ancestors , sent word to them by his messengers again and again , because he had compassion on his people and on the place where he lives .
Yaveh , ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo , dia nandefa teny foana foana tamin'izy ireo tamin ' ny alalan'ireo mpitondra hafany , satria nanana fangoraham - po tamin ' ny vahoakany
sy tamin ' ny toerana nipetrahany Izy .
2CH 36:16     Alignment score: 0.315
But they mocked God 's messengers , despised his words , and scoffed at his prophets , until the wrath of Yahweh arose
against his people , until there was no help for it .
Kanefa naneso ireo mpitondra hafatr'Andriamanitra izy ireo , nanao tsinontsinona ny teniny , ary naniratsira ireo mpaminaniny , mandra - piharan ' ny fahatezeran'i Yaveh tamin ' ny vahoakany , ambara - paha tsy nisy fanampiana ho an'izany intsony .
2CH 36:17     Alignment score: 0.383 → 0.389
So God brought on them the king of the Chaldeans , who killed their young men with the sword in the sanctuary , and had no compassion on young men or virgins , old men or the gray - haired . God gave them all into his hand .
Noho izany dia nentin'Andriamanitra teo amin'izy ireo ny mpanjakan'ireo Kaldeana , izay namono ny zatovolahin'izy ireo tamin ' ny sabatra tany amin ' ny trano fitoerana masina , ary tsy mba nanana fangoraham - po tamin'ireo zatovolahy na ireo virijiny , na ny olona antitra na ny fotsy volo . Natolotr'Andriamanitra teo an - tanany avokoa izy rehetra .
2CH 36:18     Alignment score: 0.425 → 0.425
All the furnishings of the house of God , great and small , the treasures
of the house of Yahweh , and the treasures of the king and his officials all these he took to Babylon .
Ireo fanaka rehetra tao an - tranon'Andriamanitra , na lehibe na kely , ireo harena tao an - tranon'i Yaveh , sy ireo haren ' ny mpanjaka sy ireo manam - boninahiny nentiny tany Babylona ireo rehetra ireo .
2CH 36:19     Alignment score: 0.348
They burned down the house of God , broke down the wall of Jerusalem , burned all its palaces , and destroyed all the valuable things in it .
Nodoran'izy ireo ny tranon'Andriamanitra , narodana ny mandan'i Jerosalema , nodorana ny lapany
rehetra , ary nopotehina ireo zavatra tsara tarehy rehetra tao amin'izany .
2CH 36:20     Alignment score: 0.42 → 0.42
The king carried away to Babylon those
who had escaped the sword . They became servants for him and his sons until the rule of the kingdom of Persia .
Nentin ' ny mpanjaka tany Babylona ireo izay tsy tratran ' ny sabatra . Lasa mpanompony sy an'ireo zanany lahy izy ireo mandra - panjakan ' ny fanjakan'i Persia .
2CH 36:21     Alignment score: 0.312 → 0.333
This happened to fulfill the word of Yahweh by the mouth of Jeremiah , until the land should have enjoyed its Sabbath rests . It observed its Sabbath for all the time of its desolation so that it might pass
seventy years in this way .
Nitranga izany mba hahatanteraka ny tenin'i Yaveh tamin ' ny vavan'i Jeremia , mandra - pankafizan ' ny tany ny fitsaharany amin ' ny Sabata . Nanara - maso ny Sabatany izy ireo raha rava sy haolo izany , mba hiaina fito - polo taona tahaka izany .
2CH 36:22     Alignment score: 0.525 → 0.539
Now in the first year of Cyrus , king of Persia , so that the word of Yahweh by the mouth of Jeremiah might be carried out , Yahweh motivated the spirit of Cyrus , king of Persia , so that he made a proclamation throughout all his kingdom , and put it also in writing . He said ,
Ary tamin ' ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy , mpanjakan'i Persia , mba hahatanteraka ny tenin'i Yaveh tamin ' ny vavan'i
Jeremia , dia nandrisika ny fanahin'i Kyrosy , mpanjakan'i Persia i Yaveh , mba hanaovany fanambarana manerana ny fanjakany rehetra , ary hanoratra izany ihany koa . Hoy Izy hoe :
2CH 36:23     Alignment score: 0.479 → 0.479
" This is what Cyrus , king of Persia , says : Yahweh , the God of heaven , has given me all the kingdoms of the earth . He has commanded me to build a house for him in Jerusalem , which is in Judah . Whoever is among you from all his people , may Yahweh your God , be with you . Let him go up to the land . "
" Izao no ambaran'i Kyrosy , mpanjakan'i Persia : Yaveh , ilay Andriamanitry ny lanitra , no nanome ahy ny fanjakan
' ny tany rehetra . Nandidy ahy Izy mba hanangana trano ho Azy any Jerosalema , izay any Joda . Na iza na iza eo aminareo avy amin ' ny vahoakany rehetra , dia homba anareo anie Yaveh Andriamanitrareo . Aoka izy hiakatra any amin'ilay tany . "
2CH 36     Average alignment score: 0.457 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36