Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 5:1     Alignment score: 0.465 → 0.467
When all the work that Solomon did for the house of Yahweh was completed , Solomon brought in the things that David , his father , had set apart for this purpose , including the silver , the gold , and all the furnishings he placed them into the treasuries of the house of God .
Rehefa vita ny asa rehetra izay nataon'i Solomona ho an ' ny tranon'i Yaveh , dia nampidirin'i Solomona ireo zavatra izay efa natokan'i Davida , rainy , ho an'izany tanjona izany , anisan'izany ny volafotsy , ny volamena , ary ireo fanaka rehetra napetrany tao amin ' ny fitehirizana tao an - tranon'Andriamanitra ireo .


2CH 5:2     Alignment score: 0.499 → 0.512
Then Solomon assembled the elders of Israel , all the heads of the tribes , and the leaders of the families of the people of Israel , in Jerusalem , to bring up the ark of the covenant of Yahweh from the city of David , that is , Zion .
Dia nampivorian'i Solomona , tany
Jerosalema , ireo loholon'Israely , ireo mpitarika ny foko rehetra , ary ireo mpitarika ny fianakavian ' ny vahoakan'Israely , mba hampiakatra ny fiaran ' ny faneken'i Yaveh avy ao amin ' ny tanànan'i Davida , izay i Ziona .
2CH 5:3     Alignment score: 0.352
All the men of Israel assembled before the king at the feast , which was in the seventh month .
Niangona teo anoloan ' ny mpanjaka tamin ' ny andro firavoravoana , izay tamin ' ny volana fahafito ny olon'Israely rehetra .
2CH 5:4     Alignment score: 0.544
All the elders of Israel came , and the Levites took up the ark .
Tonga ny loholon'Israely rehetra , ka dia nampiakatra ny fiara ireo Levita .
2CH 5:5     Alignment score: 0.52 → 0.52
They brought up the ark , the tent of meeting , and all the holy furnishings that were in the tent . The priests who were of the tribe of Levi brought these
things up .
Nampiakarin'izy ireo ny fiara , ny tranolay fihaonana , ary ny fanaka masina rehetra izay tao an - day . Ireo mpisorona izay avy tamin ' ny fokon'i Levy no nampiakatra ireo zavatra ireo .
2CH 5:6     Alignment score: 0.468
King Solomon and all the assembly of Israel came together before the ark , sacrificing sheep and cattle that could not be counted .
Niara - tonga teo anoloan'ilay fiara i Solomona Mpanjaka sy ny fiangonan'Israely rehetra , nanao sorona ondry sy omby izay tsy tambo isaina .
2CH 5:7     Alignment score: 0.426
The priests brought in the ark of the covenant of Yahweh to its place , into the inner room of the house , to the most holy place , under the wings of the cherubim .
Ireo mpisorona dia nampiakatra ny fiaran ' ny faneken'i
Yaveh ho ao amin ' ny fitoerany , tao amin ' ny efitra anatin ' ny trano , tao amin ' ny toerana masina indrindra , ambanin'ireo elatry ny kerobima .
2CH 5:8     Alignment score: 0.433
For the cherubim spread out their wings over the place of the ark , and they covered the ark and the poles by which it was carried .
Satria ny kerobima dia namelatra ny elatr'izy ireo eo amin ' ny fitoeran ' ny fiara , ka nanarona ilay fiara sy ireo bao izay hilanjana izany ireo .
2CH 5:9     Alignment score: 0.29
The poles that extended from the ark were so long that their ends were seen from the holy place in front of the inner room , but they could not be seen from outside . They are there to this day .
Ireo bao dia lava tokoa ka dia hita avy ao amin ' ny fitoerana masina anoloan ' ny efitra anatiny ireo fiafarany , saingy tsy hita avy any ivelany
izany . Ao mandrak'androany ireo .
2CH 5:10     Alignment score: 0.582
There was nothing in the ark except the two tablets that Moses had put there at Horeb , when Yahweh made a covenant with the people of Israel , when they came out of Egypt .
Tsy nisy na inona na inona tao amin ' ny fiara afa - tsy ireo vato fisaka roa izay napetrak'i Mosesy tao tany
Horeba , tamin'i Yaveh nanao fanekena tamin ' ny vahoakan'Israely , rehefa nivoaka an'i Egypta izy ireo .
2CH 5:11     Alignment score: 0.303 → 0.317
It came about that the priests came out of the holy place . All the priests who were present had consecrated themselves to Yahweh , regardless of their divisions .
Ary nivoaka tao amin ' ny fitoerana masina ireo mpisorona . Ireo mpisorona tonga rehetra dia nanoka - tena ho an'i Yaveh , tsy nandaha - tena araka ny fizaran'izy ireo .
2CH 5:12     Alignment score: 0.555 → 0.569
Also the Levites who were the singers , all of them , including Asaph , Heman , Jeduthun , and their sons and brothers , clothed in fine linen and playing cymbals , lutes and harps , stood at the east end of the altar . With them were 120 priests blowing trumpets .
Ireo Levita izay mpihira ihany koa , izy rehetra , anisan'izany i Asafa , Hemana , Jedotona , ary ireo zanaka lahy sy rahalahin'izy ireo , niakanjo rongony fotsy madinika ary nitendry kipantsona , harpa , sy lokanga , dia nijoro teo amin ' ny farany atsinanan
' ny alitara . Nisy mpisorona 120 nitsoka trompetra niaraka tamin'izy ireo .
2CH 5:13     Alignment score: 0.405 → 0.42
It came
about that the trumpeters and singers made music together , making one sound to be heard for praising and thanking Yahweh . They raised their voices with the trumpets and cymbals and other instruments , and they praised Yahweh . They sang , " For he is good , for his covenant loyalty endures forever . " Then the house , the house of Yahweh , was filled with a cloud .
Ary nampiara - peo ireo mpitsoka trompetra sy ireo mpihira , nanao feo tokana mba ho re ho fiderana sy fisaorana an'i Yaveh . Nanandratra ny feony tamin ' ny trompetra sy kipantsona ary zava - maneno hafa izy ireo , ka nidera an'i Yaveh . Nihira izy ireo hoe : " Fa tsara Izy , satria maharitra mandrakizay ny tsy fivadiham - panekeny . " Ary ny trano , ilay tranon'i Yaveh , dia feno rahona .
2CH 5:14     Alignment score: 0.446
The priests could not stand in order to serve because of the cloud , for the glory of Yahweh filled his house .
Tsy afaka nijoro mba hanompo ireo mpisorona nohon ' ny rahona , satria nameno ny tranony
ny voninahitr'i Yaveh .
2CH 5     Average alignment score: 0.458 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36