Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 30:1     Alignment score: 0.682 → 0.684
Hezekiah sent messengers to all Israel and Judah , and also wrote letters to Ephraim and Manasseh , that they should come
to the house of Yahweh in Jerusalem , to celebrate the Passover to Yahweh , the God of Israel .
Nandefa iraka tamin'Israely sy Joda rehetra i Hezekia , ary koa nanoratra taratasy ho an'i Efraima sy Manase , fa tokony ho tonga ao an - tranon'i Yaveh any Jerosalema izy ireo , mba hankalaza ny Paska ho an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely .


2CH 30:2     Alignment score: 0.521 → 0.537
For the king , his leaders , and all the assembly in Jerusalem had consulted together , deciding to celebrate the Passover in the second month .
Fa ny mpanjaka , ireo mpitariny , sy ny fiangonana rehetra tany
Jerosalema dia niara - nihevitra , nanapa - kevitra ny hankalaza ny Paska amin ' ny volana faharoa .
2CH 30:3     Alignment score: 0.362 → 0.381
They could not celebrate at the regular time , because not enough priests had consecrated themselves for the celebration and the people had not gathered together in Jerusalem .
Tsy afaka nankalaza izany teo no ho eo anefa izy ireo , satria tsy ampy ireo mpisorona izay nanamasina ny tenan'izy ireo , na ny olona izay niara nivory tany Jerosalema .
2CH 30:4     Alignment score: 0.257
This proposal seemed right in the eyes of the king and of all the assembly .
Toa marina teo imason
' ny mpanjaka sy ny fiangonana rehetra izany tolo - kevitra izany .
2CH 30:5     Alignment score: 0.444
So they agreed to make a proclamation throughout all Israel , from Beersheba to Dan , that the people should come
to celebrate the Passover to Yahweh , the God of Israel , in Jerusalem . For they had not observed it with large numbers of people according to what was written .
Ka nanaiky ny hanao fanambarana manerana an'Israely manontolo izy ireo , hatrany Beriseba ka hatrany Dana , fa ny vahoaka dia tokony ho tonga hankalaza ny Paska ho an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , tao Jerosalema . Fa izy ireo dia tsy nitandrina izany niaraka tamin ' ny vahoaka maro an'isa , araka izay voasoratra .
2CH 30:6     Alignment score: 0.45 → 0.463
So couriers went with the letters from the king and his leaders throughout all Israel and Judah , by the command of the king . They said , " You people of Israel , turn back to Yahweh , the God of Abraham , Isaac , and Israel , so that he may turn back to the remnant of you who have escaped from the hand of the kings of Assyria .
Noho izany ireo iraka dia nandeha nitondra ny taratasy avy amin ' ny mpanjaka sy ireo mpitariny nanerana an'Israely sy Joda rehetra , araka ny baikon ' ny mpanjaka . Hoy izy ireo hoe : " Ianareo vahoakan'Israely , miverena
amin'i Yaveh , ilay Andriamanitr'i Abrahama , Isaka , ary Israely , mba hiverenany amin ' ny sisa tavela aminareo izay tafatsoaka avy teo an - tanan'ireo mpanjakan'i Asyria .
2CH 30:7     Alignment score: 0.276 → 0.279
Do not be like your ancestors or your brothers , who were faithless against Yahweh , the God of their ancestors , so that he made them an object of horror , as you see .
Aoka ianareo tsy hitovy amin ' ny razambenareo na ny rahalahinareo , izay nanota tamin'i Yaveh , ilay Andriamanitry
ny razamben'izy ireo , ka nandringanany azy ireo , araka ny hitanareo .
2CH 30:8     Alignment score: 0.344 → 0.355
Now do not stiffen your necks , as your ancestors did ; instead , give
yourselves to Yahweh and come into his holy place , which he has consecrated forever , and worship Yahweh your God , so that his burning anger may turn away from you .
Ary aza mafy loha , tahaka ireo razambenareo ; fa kosa , manolora tena ho an'i Yaveh ianareo ary midira ao amin ' ny fitoerany masina , izay efa nohamasininy mandrakizay , ary manompoa an'i Yaveh Andriamanitrareo mba hiala aminareo ny firehetan ' ny hatezerany .
2CH 30:9     Alignment score: 0.325 → 0.327
For if you turn back to Yahweh , your brothers and children will find compassion before those who led them away as prisoners , and they will come
back into this land . For Yahweh your God , is gracious and merciful , and will not turn his face away from you , if you return to him . "
Fa raha miverina amin'i Yaveh ianareo , dia hahita fangoraham - po manoloana an'ireo izay nitondra azy ireo ho gadra ny rahalahinareo sy ny zanakareo , ka hiverina amin'ity tany ity izy ireo . Fa Yaveh Andriamanitrareo , dia mahari - po sy mpamindra fo , ary tsy hanafina ny tavany aminareo , raha miverina Aminy ianareo . "
2CH 30:10     Alignment score: 0.488 → 0.484
So the couriers passed from city to city throughout the regions of Ephraim and Manasseh , all the way to Zebulun , but the people laughed at them and mocked them .
Ka dia lasa ireo iraka nandeha isan - tanàna nanerana ny faritr'i
Efraima sy Manase , ny lalana rehetra nankany Zebolona , fa nihomehy sy naneso azy ireo ny olona .
2CH 30:11     Alignment score: 0.454 → 0.481
However , certain men of Asher and Manasseh and of Zebulun humbled themselves and came to Jerusalem .
Na izany aza , ny sasany tamin ' ny lehilahin'i Aseraha sy Manase ary Zebolona dia nanetry tena ka tonga tany
Jerosalema .
2CH 30:12     Alignment score: 0.472
The hand of God also came on Judah , to give them one heart , to carry out the command of the king and leaders by the word of Yahweh .
Tonga tamin'i Joda ihany koa ny tanan'Andriamanitra , mba hanome fo iray azy ireo , mba hanatanteraka ny didin
' ny mpanjaka sy ireo mpitarika tamin ' ny alalan ' ny tenin'i Yaveh .
2CH 30:13     Alignment score: 0.413 → 0.506
Many people , a very great assembly , gathered in Jerusalem to celebrate the Festival of Unleavened Bread in the second month .
Vahoaka maro , fiangonana lehibe tokoa , no tafangona tany
Jerosalema mba hankalaza ny firavoravoana amin ' ny Mofo tsy misy Masirasira tamin ' ny volana faharoa .
2CH 30:14     Alignment score: 0.457 → 0.515
They rose and took away the altars that were in Jerusalem , and all the altars for incense ; they threw them into the Kidron Brook .
Dia nitsangana izy ireo ary naka ireo alitara izay tany
Jerosalema , sy ireo alitara rehetra ho an ' ny ditin - kazo manitra ; natsipin'izy ireo tany amin ' ny lohasahan - driaka Kidrona izany .
2CH 30:15     Alignment score: 0.537 → 0.58
Then they killed the Passover lambs on the fourteenth day of the second month . The priests and Levites were ashamed , so they consecrated themselves and brought burnt offerings
into the house of Yahweh .
Avy eo dia namono ny zanak'ondrin ' ny Paska izy ireo tamin ' ny andro fahefatra ambin ' ny folon ' ny volana faharoa . Menatra ireo mpisorona sy ireo Levita , ka nanamasina ny tenany sy nitondra fanatitra dorana tao an - tranon'i Yaveh izy ireo .
2CH 30:16     Alignment score: 0.354 → 0.365
They stood in their place by their divisions , following the directions given in the law of Moses , the man of God . The priests sprinkled the blood that they received from the hand of the Levites .
Nijoro teny
amin ' ny toerany avy araka ny fizaràny izy ireo , manaraka ireo torolalana nomena tao amin ' ny lalàn'i Mosesy , ilay lehilahin'Andriamanitra . Nafafin'ireo mpisorona ny izay noraisiny avy tamin ' ny tanan'ireo Levita .
2CH 30:17     Alignment score: 0.328 → 0.382
For there were many in the assembly who had not consecrated themselves . Therefore the Levites slaughtered the Passover lambs for everyone who was not purified and could not consecrate their sacrifice
to Yahweh .
Satria nisy maro tamin ' ny fiangonana no tsy nanamasina ny tenany . Noho izany dia namono ny zanak'ondrin ' ny Paska ho an ' ny olona rehetra tsy voadio sy tsy afaka nanamasina ny soron'izy ireo ho an'i Yaveh ireo Levita .
2CH 30:18     Alignment score: 0.49 → 0.496
For a great many of the people , many of them from Ephraim and Manasseh , Issachar and Zebulun , had not purified themselves , yet they ate the Passover meal , against the written instructions . For Hezekiah had prayed for them , saying , " May the good Yahweh pardon everyone
Fa vahoaka marobe , maro tamin'izy ireo avy any Efraima sy Manase , Isakara sy Zebolona , no tsy nanadio ny tenan'izy , nefa nihinana ny sakafon ' ny Paska ihany izy ireo , tsy araka izay fampianarana
voasoratra . Dia nivavaka ho azy ireo i Hezekia , nanao hoe : " Enga anie Yaveh tsara hamindra fo ny olona rehetra
2CH 30:19     Alignment score: 0.319 → 0.347
who sets his heart to seek God , Yahweh , the God of his ancestors , even though he is not purified by the purification standards
of the holy place . "
izay manefy ny fony hitady an'Andriamanitra , Yaveh , ilay Andriamanitr'ireo razambeny , na dia tsy voadio tamin ' ny fahadiovana araka ny fenitry ny fitoerana masina aza izy . "
2CH 30:20     Alignment score: 0.386
So Yahweh listened to Hezekiah and healed the people .
Ka dia nihaino an'i Hezekiah
i Yaveh ary nanasitrana ny vahoaka .
2CH 30:21     Alignment score: 0.384 → 0.416
The people of Israel who were present in Jerusalem kept the Festival of Unleavened Bread for seven days with great joy . The Levites and the priests praised Yahweh day after day , singing with loud instruments to Yahweh .
Ny vahoakan'Israely izay tany
Jerosalema dia nitandrina tamin - kafaliam - be ny firavoravoana amin ' ny Mofo tsy misy Masirasira nandritry ny hafitoana . Ireo Levita sy ireo mpisorona dia nidera an'i Yaveh isan'andro isan'andro , nihira niaraka tamin ' ny zava - maneno mafy ho an'i Yaveh .
2CH 30:22     Alignment score: 0.392 → 0.424
Hezekiah spoke encouragingly to all the Levites who understood the service of Yahweh . So they ate throughout the festival
for the seven days , offering sacrifices of fellowship offerings , and making confession to Yahweh , the God of their ancestors .
Ary Hezekiah nampahery ireo Levita rehetra izay nahatakatra ny fanompoana an'i Yaveh . Koa dia nihinana tamim - piravoravoana nandritry ny hafitoana izy ireo , nanolotra ireo sorona ho fanati - pihombonana , ary nibebaka tamin'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny razam - ben'izy ireo .
2CH 30:23     Alignment score: 0.467
The whole assembly then decided to celebrate for another seven days , and they did so with joy .
Ary ny fiangonana manontolo nanapa - kevitra ny hankalaza hafitoana hafa , ka nanao izany tamin - kafaliana izy ireo .
2CH 30:24     Alignment score: 0.455 → 0.481
For Hezekiah king of Judah gave the assembly one thousand bulls and seven thousand sheep as an offering ; and the leaders gave to the assembly one thousand bulls and ten thousand sheep and goats . A large number of priests consecrated themselves .
Ary Hezekia mpanjakan'i Joda nanome ombilahy arivo sy ondry fito arivo ho an ' ny fiangonana ho fanatitra ; ary ireo mpitarika nanome ombilahy arivo sy ondry aman'osy iray alina ho an ' ny fiangonana . Mpisorona maro an'isa no nanamasina ny tenany .
2CH 30:25     Alignment score: 0.454 → 0.454
All the assembly of Judah , with the priests and the Levites , and all the people who came together from Israel , as well as the foreigners
who came from the land of Israel and those who lived in Judah they all rejoiced .
Ny fiangonan'i Joda rehetra , miaraka amin'ireo mpisorona sy ireo Levita , ary ny vahoaka rehetra izay niara - tonga avy tany Israely , ary ireo vahiny izay tonga avy tany amin ' ny tanin'Israely sy ireo izay nipetraka tany Joda dia nifaly avokoa .
2CH 30:26     Alignment score: 0.443 → 0.475
So there was great joy in Jerusalem , for since the time of Solomon son of David , king of Israel , there had not been anything like it in Jerusalem .
Ka dia nisy fifaliam - be tao Jerosalema , fa hatramin ' ny fotoan'i Solomona zanak'i Davida , mpanjakan'Israely , dia tsy mbola nahitana tahaka izany tao Jerosalema .
2CH 30:27     Alignment score: 0.37 → 0.372
Then the priests , the Levites , rose and blessed the people . Their voice was heard , and their prayer went up to heaven , the holy place where God lives .
Ary nitsangana sy nitso - drano ny vahoaka ireo mpisorona , sy ireo Levita . Re ny feon'izy ireo , ary ny vavak'izy ireo niakatra tany an - danitra , ilay fitoerana masina izay onenan'Andriamanitra .
2CH 30     Average alignment score: 0.442 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36