Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 35:1     Alignment score: 0.609
Josiah kept a Passover to Yahweh in Jerusalem , and they killed the Passover lambs on the fourteenth day of the first month .
Nitandrina ny Paska ho an'i Yaveh tao Jerosalema i Josia , ary novonoin'izy ireo tamin ' ny andro fahefatra ambin ' ny folon ' ny volana voalohany ireo ondrin ' ny Paska .


2CH 35:2     Alignment score: 0.345 → 0.345
He placed the priests in their positions and encouraged them in the service of the house of Yahweh .
Napetrany teny
amin ' ny fitoerany ireo mpisorona ka nampahereziny tamin ' ny asa fanompoana ny tranon'i Yaveh izy ireo .
2CH 35:3     Alignment score: 0.441 → 0.444
He said to the Levites who taught all Israel and who were set apart to Yahweh , " Put the holy ark in the house that Solomon son of David , king of Israel built . It will be a burden on your shoulders no longer . Now worship Yahweh your God , and serve his people Israel .
Hoy izy tamin'ireo Levita izay nampianatra ny Israely rehetra sy izay voatokana ho an'i Yaveh hoe : " Apetraho ao amin ' ny trano izay namboarin'i
Solomona zanak'i Davida , mpanjakan'Israely ilay fiara masina . Aza lanjaina eny amin ' ny sorokareo intsony izany . Ary derao Yaveh Andriamanitrareo , ary tompoy Israely vahoakany .
2CH 35:4     Alignment score: 0.35
Organize yourselves by your clans and your divisions , following the written instructions of David , king of Israel , and those
of Solomon , his son .
Mifandamìna ianareo araka ny anaran ' ny firazananareo sy ny fizaranareo , araka ireo toromarika nosoratan'i Davida , mpanjakan'Israely , sy ireo an'i Solomona , zanany lahy .
2CH 35:5     Alignment score: 0.289 → 0.309
Stand in the holy place , taking your position with your divisions within the clans of your brothers , the descendants of the people , and taking your places with your divisions within the clans of the Levites .
Mijoroa
eny amin ' ny fitoerana masina , raiso ny toeranareo sy ny fizaranareo ao amin ' ny taranak'ireo rahalahinareo , ireo taranaky ny vahoaka , ary alaivo ny toeranareo sy ny fizaranareo ao amin ' ny taranakin ' ny razamben'ireo Levita .
2CH 35:6     Alignment score: 0.391 → 0.418
Kill the Passover lambs , consecrate yourselves , prepare the lambs for your brothers , to do according to the word of Yahweh that was given by the hand of Moses . "
Vonoy ny ondrin ' ny Paska , hamasino ny tenanareo , omano ho an'ireo rahalahinareo ny ondry , mba hatao araky
ny tenin'i Yaveh izay nomena tamin ' ny alalan ' ny tanan'i Mosesy . "
2CH 35:7     Alignment score: 0.401 → 0.406
Josiah gave thirty thousand lambs and kids from flocks for the Passover offerings
to all the people who were present , and he also gave three thousand head of cattle all of these were from the king 's own possessions .
Nanome ondry telo alina ho an ' ny vahoaka rehetra Josia ary zanak'osy tamin'ireo ondry aman'osy ho amin ' ny fanatitry ny Paska ho an'ireo rehetra izay nanatrika . Nanome omby telo arivo ihany koa izy ; ireo dia avy tamin ' ny fananan ' ny mpanjaka .
2CH 35:8     Alignment score: 0.496 → 0.505
His leaders gave a freewill offering
to the people , priests , and Levites . Hilkiah , Zechariah , and Jehiel , the officials in charge of the house of God , gave to the priests 2,600 Passover offerings and three hundred head of cattle .
Ireo mpitariny dia nanome fanati - tsitrapo ho an ' ny vahoaka , ireo mpisorona , ary ireo Levita . Hilkia , Zakaria , ary Jehiela , manam - boninahitra niandraikitra ny tranon'Andriamanitra , dia nanome zanaka biby fiompy 2 . 600 sy omby telonjato ho fanatitry ny Paska ho an'ireo mpisorona .
2CH 35:9     Alignment score: 0.468 → 0.498
Also Konaniah , and Shemaiah and Nethanel , his brothers , and Hashabiah , Jeiel
, and Jozabad , the chiefs of the Levites , gave five thousand Passover offerings to the Levites and five hundred head of cattle .
Konania , sy Semahia ary Natanaela , rahalahiny , sy Hasabia , Jehiela , ary Jozabada , ireo lehiben'ireo Levita ihany koa , dia nanome biby fiompy kely dimy arivo sy omby diman - jato ho fanatitry ny Paska ho an'ireo Levita .
2CH 35:10     Alignment score: 0.345
So the service was prepared , and the priests stood in their places , with the Levites by their divisions , in response to the king 's command .
Koa dia vonona ny fanompoana , ary nipetraka teny
amin ' ny fitoerany ireo mpisorona , niaraka tamin'ireo Levita araka ny fizaran'izy ireo , ho valin ' ny didin ' ny mpanjaka .
2CH 35:11     Alignment score: 0.439 → 0.453
They killed the Passover lambs , and the priests sprinkled the blood that they received from the Levites ' hand , and the Levites skinned the lambs .
Novonoin'izy ireo ny ondrin ' ny Paska , ary nafafin'ireo mpisorona ny izay noraisin'izy ireo avy tamin ' ny tanan'ireo Levita , ary ireo Levita nanala ny hoditr'ireo zanak'ondry .
2CH 35:12     Alignment score: 0.359
They removed the burnt offerings
, in order to distribute them to the divisions of the clans of the people , to offer them to Yahweh , as it is written in the Book of Moses . They did the same with the cattle .
Nesorin'izy ireo ny fanatitra dorana , mba hizaràna ireo ho an'ireo fizaran ' ny taranaky vahoaka , mba hanolorana ireo ho an'i Yaveh , araka ny voasoratra tao amin ' ny Bokin'i Mosesy . Nataon'izy ireo toy izany koa ireo omby .
2CH 35:13     Alignment score: 0.273 → 0.333
They roasted the Passover lambs with fire following the instructions . As for the consecrated offerings
, they boiled them in pots , cauldrons , and pans , and they quickly carried them to all the people .
Natonon'izy ireo tamin ' ny afo araka ny toromarika ireo zanak'ondrin ' ny Paska . Raha ny amin'ireo fanatitra nohamasinina , dia nampangotrahan'izy ireo tao anaty vilany , vilanibe , sy fanendasana ireo , ary nolanjain'izy ireo faingana tany amin ' ny vahoaka rehetra izany .
2CH 35:14     Alignment score: 0.513
They later prepared offerings
for themselves and for the priests , because the priests , the descendants of Aaron , were occupied in offering the burnt offerings and the fat until nightfall , so the Levites prepared the offerings for themselves and for the priests , the descendants of Aaron .
Taorian'izany dia nanomana fanatitra ho an ' ny tenan'izy ireo sy ho an'ireo mpisorona izy ireo , satria ireo mpisorona , taranak'i Arona , dia sahirana tamin ' ny fanolorana ny fanatitra dorana sy ny sabora mandra - paha alin ' ny andro , koa dia nanomana ireo fanatitra ho azy ireo sy ny mpisorona , taranak'i Arona , ireo Levita .
2CH 35:15     Alignment score: 0.519 → 0.521
The singers , the descendants of Asaph , were in their place , according to the command of David , Asaph , Heman , and Jeduthun the king 's seer , and the guards were at every gate . They did not have to leave their labors because their brothers the Levites made preparations for them .
Ireo mpihira , taranak'i Asafa , dia tao amin ' ny toeran'izy ireo , araka ny torolalan'i Davida , Asafa , Hemana , ary Jedotona mpaminanin ' ny mpanjaka , ary ireo mpiambina dia teny
amin ' ny vavahady rehetra . Tsy nahazo nandao ny toerany izy ireo , satria ireo Levita rahalahin'izy ireo dia nanao fanomanana ho azy ireo .
2CH 35:16     Alignment score: 0.541
So , at that time the entire service of Yahweh was carried out for the celebration of the Passover and to offer burnt offerings
on the altar of Yahweh , as King Josiah commanded .
Noho izany , tamin'izany fotoana izany ny asa fanompoana an'i Yaveh rehetra dia notanterahina ho amin ' ny fankalazana ny Paska sy hanolorana fanatitra dorana eo amin ' ny alitaran'i Yaveh , araka ny nandidian'i Josia mpanjaka .
2CH 35:17     Alignment score: 0.401 → 0.465
The people of Israel who were present kept the Passover at that time , and then the Festival of Unleavened Bread for seven days .
Ny vahoakan'Israely izay nanatrika dia nitandrina ny Paska tamin'izany fotoana izany , ary avy eo ny Firavoravoana amin ' ny Mofo tsy misy Masirasira nandritry
ny fito andro .
2CH 35:18     Alignment score: 0.468
Such a Passover celebration had never been held
in Israel from the days of the prophet Samuel , nor had any of the other kings of Israel ever celebrated such a Passover as Josiah did , along with the priests , Levites , and all the people of Judah and Israel who were present , and the inhabitants of Jerusalem .
Tsy mbola nisy fankalazana ny Paska toy izany tao Israely nanomboka tamin ' ny andron'i Samoela mpaminany , ary tsy nisy mihitsy tamin'ireo mpanjakan'Israely hafa nankalaza ny Paska toy ny nataon'i Josia , niaraka tamin'ireo mpisorona , Levita , sy ny vahoakan'i Joda sy Israely rehetra izay nanatrika , ary ireo mponina tao Jerosalema .
2CH 35:19     Alignment score: 0.455 → 0.424
This Passover was kept in the eighteenth year of the reign of Josiah .
Notandrovana izany Paska izany tamin ' ny fahavalo ambin ' ny folo taona nanjakan'i
Josia .
2CH 35:20     Alignment score: 0.534 → 0.537
After all this , after Josiah had set the temple in order , Necho , king of Egypt , went up to fight against Carchemish at the Euphrates River , and Josiah went to fight
against him .
Taorian'izany rehetra izany , taorian ' ny nametrahan'i Josia ny tempoly tamin ' ny laoniny , dia niakatra mba hiady amin'ireo Karkemisy tao amin ' ny ony Eofrata i Neko , mpanjakan'i Egypta , ary Josia nandeha niady taminy .
2CH 35:21     Alignment score: 0.286 → 0.294
But Necho sent ambassadors to him , saying , " What have I to do with you , king of Judah ? I am not coming against you today , but against the house with which I am making war . God has commanded me to hurry , so refrain from interfering with God , who is with me , or he might destroy you . "
Saingy nandefa masoivoho tany aminy i Neko , nilaza hoe : " Inona no tokony hataoko anao , ry mpanjakan'i Joda ? Tsy tonga hanohitra anao aho anio , fa hanohitra ny trano izay hiadiako . Nasain'Andriamanitra nandeha faingana aho , koa manindria fo amin ' ny fanoherana an'Andriamanitra , izay momba ahy , raha tsy izany handringana anao Izy . "
2CH 35:22     Alignment score: 0.378
However , Josiah refused to turn away from him . He disguised himself in order to fight with him . He did not listen to the words of Necho that had come
from the mouth of God ; so he went to fight in the Valley of Megiddo .
Na izany aza , dia nandà ny handao azy Josia . Nody nanova tava izy mba hahafahany miady aminy . Tsy nihaino ireo tenin'i Neko izay avy amin ' ny vavan'Andriamanitra izy ; ka dia nandeha niady tany amin ' ny Lohasahan'i Megido izy .
2CH 35:23     Alignment score: 0.34 → 0.347
Archers shot King Josiah , and the king said to his servants , " Take me away , for I am badly wounded . "
Notifirin ' ny mpandefa zana - tsipìka i Josia mpanjaka , ary hoy ny mpanjaka tamin'ireo mpanompony
hoe : " Ento aho , fa tena maratra mafy . "
2CH 35:24     Alignment score: 0.455
So his servants took him out of the chariot , and put him in his extra chariot . They took him to Jerusalem , where he died . He was buried in the tombs of his ancestors . All Judah and Jerusalem mourned for Josiah .
Ka dia navoakan'ireo mpanompony avy tao amin ' ny kalesy izy , ary napetrany tao amin ' ny fanampi - kalesiny . Nentin'izy ireo tany
Jerosalema , izay nahafatesany izy . Nalevina tao amin ' ny fasan'ireo razambeny izy . Nisaona an'i Josia ny Joda sy Jerosalema rehetra .
2CH 35:25     Alignment score: 0.451
Jeremiah lamented for Josiah ; all the male and female singers lament about Josiah to this day . These
songs became customary in Israel ; behold , they are written in the songs of lament .
Nanao hira fisaonana ho an'i Josia i Jeremia ; ny mpihira lahy sy vavy rehetra dia misaona an'i Josia mandrak'ankehitriny . Ireo hira ireo dia tonga fomba tao Israely ; indro , voasoratra ao amin ' ny hira fisaonana ireo .
2CH 35:26     Alignment score: 0.515 → 0.515
As for the other matters concerning Josiah , and his good deeds done in obedience to what is written in the law of Yahweh
Raha ny amin'ireo zavatra hafa mahakasika an'i Josia , sy ireo asa tsara nataony tamin ' ny fankatoavana izay voasoratra tao amin ' ny lalàn'i Yaveh
2CH 35:27     Alignment score: 0.467
his deeds , from beginning to end , are written in the book of the kings of Judah and Israel .
ary ireo asany , nanomboka tany
am - piandohana hatramin ' ny fiafarana , dia voasoratra ao amin ' ny bokin'ireo mpanjakan'i Joda sy Israely .
2CH 35     Average alignment score: 0.439 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36