Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 16:1     Alignment score: 0.488 → 0.485
In the thirty - sixth year of Asa 's reign , Baasha , king of Israel , acted aggressively against Judah and built up Ramah , so that he might not allow anyone to leave or enter into the land of Asa , king of Judah .
Tamin ' ny fahenina amby telopolo taona nanjakan'i Asa , i Basa , mpanjakan'Israely , dia naneho herisetra nanohitra an'i Joda ary nanangana an'i Rama , mba tsy hamelany an'iza
na iza hiala na hiditra ao amin ' ny tanin'i Asa , mpanjakan'i Joda .


2CH 16:2     Alignment score: 0.579 → 0.571
Then Asa brought the silver and gold out of the storerooms in the house of Yahweh and of the king 's house , and sent it to Ben - Hadad king of Aram , who lived in Damascus . He said ,
Dia nitondra ny volafotsy sy volamena nivoaka ny efitrano fitehirizana tao amin ' ny tranon'i Yaveh sy ny tranon
' ny mpanjaka i Asa , ary nandefa izany tany amin'i Beni - hadada mpanjakan'i Syria , izay nipetraka tany Damaskosy . Hoy izy hoe :
2CH 16:3     Alignment score: 0.4 → 0.432
" Let there be a covenant between me and you , as there was between my father and your father . Look , I have sent to you silver and gold . Break your covenant with Baasha , king of Israel , so that he may leave me alone . "
" Aoka hisy fifanekena eo amiko sy aminao , toy ny nisian'izany teo amin ' ny raiko sy ny rainao
. Indro , nandefa volafotsy sy volamena taminao aho . Ravao ny fifanekenao amin'i Basa , mpanjakan'Israely , mba hahafahany mamela ahy irery . "
2CH 16:4     Alignment score: 0.573 → 0.566
Ben - Hadad listened to King Asa and sent the commanders
of his armies against the cities of Israel . They attacked Ijon , Dan , Abel Maim , and all the storage cities of Naphtali .
Nihaino an'i Asa Mpanjaka i Beni - adada ka nandefa ireo mpifehy ny tafiny hanohitra ireo tanànan'Israely . Nanafika an'i Iona , Dana , Abela - maima , ary ireo tanàna fitehirizan'i Naftaly rehetra izy ireo .
2CH 16:5     Alignment score: 0.448
It came
about that when Baasha heard this , he stopped building up Ramah and let his work cease .
Ary rehefa nandre izany i Basa , dia najanony ny fananganana an'i Rama , ary nampitsahatra ny asany .
2CH 16:6     Alignment score: 0.47 → 0.476
Then Asa the king took all Judah with him . They carried away the stones and timbers of Ramah with which Baasha had been building up the city . Then King Asa used that building material to build
up Geba and Mizpah .
Ary nalain'i Asa Mpanjaka niaraka taminy ny Joda rehetra . Nentin'izy ireo ny vato sy ireo hazon'i Rama izay nananganan'i Basa ny tanàna . Dia nampiasain'i Asa nanorenana an'i Geba sy Mizpa izany fitaovana fananganana izany .
2CH 16:7     Alignment score: 0.481 → 0.502
At that time Hanani the seer went to Asa , king of Judah , and said to him , " Because you have relied on the king of Aram , and have not relied on Yahweh your God , the army of the king of Aram has escaped out of your hand .
Tamin'izany fotoana izany i Hanany mpahita nankany amin'i Asa , mpanjakan'i Joda , ka nanao taminy hoe : " Satria ianao niantehitra tamin ' ny mpanjakan'i Syria , fa tsy niantehitra tamin'i Yaveh Andriamanitrao , dia nitsoaka avy eo an - tananao
ny tafiky ny mpanjakan'i Syria .
2CH 16:8     Alignment score: 0.494 → 0.494
Were not the Cushites and the Libyans a huge army , with very many chariots and horsemen ? Yet , because you relied on Yahweh , he gave you victory over them .
Moa ve ireo Etiopiana sy ireo Lobita tsy tafika lehibe , miaraka amin ' ny kalesy sy mpitaingin - tsoavaly tena maro ? Kanefa , satria ianao niantehitra tamin'i Yaveh , dia nanome anao ny fandresena teo amin'izy ireo Izy .
2CH 16:9     Alignment score: 0.279
For the eyes of Yahweh run everywhere throughout the whole earth , so that he might show himself strong on behalf of those whose hearts are perfect toward him . But you have acted foolishly in this matter . From now on , you will have war . "
Fa ny mason'i
Yaveh dia mandeha eny rehetra eny manerana ny tany manontolo , mba hahafahany maneho ny tenany ho mahery ho an'ireo izay manana fo tonga lafatra manoloana Azy . Fa nanao adalana tamin'izany zavatra izany ianao . Koa manomboka eto , dia hanana ady ianao . "
2CH 16:10     Alignment score: 0.379 → 0.379
Then Asa was angry with the seer ; he put him into prison , for he was enraged with him over this matter . At the same time , Asa oppressed some of the people .
Ary dia tezitra tamin'ilay mpahita i Asa ; nogadrainy izy , satria tezitra taminy noho izany zavatra izany izy . Tamin'izany fotoana izany ihany , dia nampahory ny sasany tamin'ireo vahoaka i Asa .
2CH 16:11     Alignment score: 0.495
Behold , the deeds of Asa , from first to last , behold , they are written in the book of the kings of Judah and Israel .
Indro , ireo asan'i
Asa , hatramin ' ny voalohany hatramin ' ny farany , dia indro , efa voasoratra ao amin ' ny bokin'ireo mpanjakan'i Joda sy Israely ireo .
2CH 16:12     Alignment score: 0.381
In the thirty - ninth year of his reign , Asa was afflicted with a disease in his feet . Though his disease was very severe , he did not seek help from Yahweh , but only from the healers .
Tamin ' ny fahasivy amby telopolo taona nanjakany
, dia narary ny tongotr'i Asa ; nahery vaika tokoa ny aretiny . Na izany aza anefa , dia tsy nitady fanampiana avy tamin'i Yaveh izy , fa tamin'ireo mpitsabo ihany .
2CH 16:13     Alignment score: 0.403 → 0.427
So Asa lay down with his ancestors , dying in the forty - first year of his reign .
Nodimandry tany
amin'ireo razambeny i Asa ; maty tamin ' ny fahiraika amby efapolo taona nanjakany izy .
2CH 16:14     Alignment score: 0.27 → 0.269
They buried him in his own tomb , which he had dug out for himself in the city of David . They laid him on a bier that was filled with sweet odors and various kinds of spices prepared by skilled perfumers . Then they made a very great fire in his honor .
Nalevin'izy ireo tao amin ' ny fasany
ihany izy , izay nohadiany ho azy tao amin ' ny tanànan'i Davida . Nampandrian'izy ireo teo ambony fandriana feno fofona manitra sy karazana zava - manitra nomanin'ireo mpahay zava - manitra izy . Ary nanao afo lehibe izy ireo mba ho voninahitra ho azy .
2CH 16     Average alignment score: 0.438 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36