Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 7:1     Alignment score: 0.545
Now when Solomon had finished praying , fire came down from heaven and consumed the burnt offerings
and sacrifices , and the glory of Yahweh filled the house .
Ary rehefa avy nivavaka Solomona , dia nisy afo nidina avy any an - danitra ary nandevona ireo fanatitra dorana sy ireo sorona , ary nameno ny trano ny voninahitr'i Yaveh .


2CH 7:2     Alignment score: 0.411 → 0.411
The priests could not enter the house of Yahweh , because his glory filled his house .
Tsy afaka niditra tao an - tranon'i Yaveh ireo mpisorona , satria heniky ny voninahiny ny tranony
.
2CH 7:3     Alignment score: 0.415 → 0.414
When all the people of Israel saw the fire come
down and the glory of Yahweh over the house , they bowed down with their faces to the ground on the stone pavement and worshiped and gave thanks to Yahweh . They said , " For he is good , for his covenant loyalty endures forever . "
Nijery avokoa ny vahoakan'Israely rehefa nilatsaka ny afo ary teo amin'ilay trano ny voninahitr'i Yaveh . Nampiankohoka ny tavany tamin ' ny tany teo amin ' ny rarivato izy ireo , nivavaka , ary nanome fisaorana an'i Yaveh . Hoy izy ireo hoe : " Fa tsara Izy , fa maharitra mandrakizay ny famindram - pony . "
2CH 7:4     Alignment score: 0.606
So the king and all the people offered sacrifices
to Yahweh .
Koa nanolotra sorona ho an'i Yaveh ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra .
2CH 7:5     Alignment score: 0.439 → 0.454
King Solomon offered a sacrifice of twenty - two thousand head of cattle and 120,000 sheep and goats . So the king and all the people dedicated the house of God .
Nanolotra sorona omby roa arivo sy roa alina sy ondry aman'osy 120 . 000 i Solomona Mpanjaka . Koa notokanan ' ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon'i Yaveh .
2CH 7:6     Alignment score: 0.418 → 0.439
The priests stood , each standing where they serve ; the Levites also with instruments of music of Yahweh , which David the king had made to give
thanks to Yahweh in the song , " For his covenant faithfulness endures for ever . " All the priests sounded trumpets before them , and all Israel stood .
Nitsangana ireo mpisorona , nijoro teny amin'izay nanompoany avy ny tsirairay ; ireo Levita ihany koa niaraka tamin'ireo zava - manenon'i Yaveh , izay nataon'i Davida mpanjaka mba hanomezana fisaorana an'i Yaveh tao amin ' ny hira manao hoe : " Fa maharitra mandrakizay ny fanekeny mahatoky . " Nampaneno ny trompetrany teo anatrehan'izy ireo avy ireo mpisorona rehetra , ary nitsangana avokoa ny Israely rehetra .
2CH 7:7     Alignment score: 0.506
Solomon set apart the middle of the courtyard in front of the house of Yahweh . There he offered the burnt offerings
and the fat of the fellowship offerings , because the bronze altar that he had made was not able to hold the burnt offerings , the grain offerings , and the fat .
Nanokana ny afovoan ' ny kianja teo anoloan ' ny tranon'i Yaveh i Solomona . Teo no nanolorany ilay fanatitra dorana sy ilay tavin ' ny fanati - pihavanana , satria ny alitara varahina izay nataony dia tsy hay hitazomana ny fanatitra dorana , ny fanatitra hohanina , ary ny sabora .
2CH 7:8     Alignment score: 0.486 → 0.48
So Solomon held
the festival at that time for seven days , and all Israel with him , a very great assembly , from Lebo Hamath to the brook of Egypt .
Nataon'i Solomona nandritry ny hafitoana ny firavoravoana tamin'izany fotoana izany , ary ny Israely rehetra niaraka taminy , dia fiangonana lehibe tokoa , hatrany Lebo Hamata ka hatrany amin ' ny lohasahan - driakan'i Egypta .
2CH 7:9     Alignment score: 0.393
On the eighth day they held
a solemn assembly , for they kept the dedication of the altar for seven days , and the feast for seven days .
Tamin ' ny andro fahavalo dia nanao fivavahana manetriketrika izy ireo , satria nihazona ny fanokanana ny alitara , sy ny firavoravoana nandritry ny hafitoana izy ireo .
2CH 7:10     Alignment score: 0.493 → 0.493
On the twenty - third day of the seventh month , Solomon sent the people away to their tents with glad and joyful hearts because of the goodness that Yahweh had shown to David , Solomon , and Israel , his people .
Tamin ' ny andro fahatelo amby roapolon ' ny volana fahafito , dia nampody ny vahoaka tany
amin ' ny tranony tamim - pifaliana sy tamin ' ny fo ravoravo i Solomona nohon ' ny fahatsarana izay nasehon'i Yaveh tamin'i Davida , Solomona , ary ny Israely olony .
2CH 7:11     Alignment score: 0.373
Thus
Solomon finished the house of Yahweh and the king 's house . Everything that came into Solomon 's heart to make in the house of Yahweh and in his own house , he successfully carried out .
Toy izany no nahavitan'i Solomona ny tranon'i Yaveh sy ny tranony manokana . Ny zavatra rehetra izay avy tamin ' ny fon'i Solomona mba hatao ao an - tranon'i Yaveh sy ao an - tranony , dia notanterahiny soa aman - tsara .
2CH 7:12     Alignment score: 0.501 → 0.501
Yahweh appeared to Solomon by night and said to him , " I have heard your prayer , and I have chosen this place for myself as a house of sacrifice .
Niseho tamin'i Solomona i Yaveh ny alina ary nilaza taminy hoe : " Efa reko ny vavakao
, ary efa nifidy ity toerana ity ho an ' ny tenako ho tranon ' ny sorona Aho .
2CH 7:13     Alignment score: 0.349
Suppose that I shut up the heavens so that there is no rain , or if I command the locust to devour the land , or if I send plague among my people ,
Raha atao hoe manidy ireo lanitra mba tsy hisian ' ny orana Aho , na raha mandidy ireo valala handevona ny tany , na raha mandefa aretina eo amin ' ny oloko Aho ,
2CH 7:14     Alignment score: 0.363 → 0.372
then if my people , who are called by my name , will humble themselves , pray , seek my face , and turn from their wicked ways , I will hear from heaven , forgive their sin , and heal their land .
ary raha ny oloko , izay antsoina amin ' ny anarako , no hanetry ny tenany , sy hivavaka , sy hitady ny tavako , ary hiala amin ' ny fomba ratsin'izy ireo , dia handre any an - danitra aho , hamela ny fahotan'izy ireo , ary hanasitrana ny taniny
.
2CH 7:15     Alignment score: 0.243 → 0.233
Now my eyes will be open and my ears attentive to the prayers that are made in this place .
Ankehitriny dia hisokatra ny masoko ary ny sofiko hiaino tsara ireo vavaka izay atao eto amin'ity toerana ity .
2CH 7:16     Alignment score: 0.397
For I have now chosen and set apart this house that my name may be there forever . My eyes and my heart will be there every day .
Fa ankehitriny dia nifidy sy nanokana ity trano ity aho mba ho eo mandrakizay ny anarako . Ny masoko sy ny foko dia ho eo isan'andro .
2CH 7:17     Alignment score: 0.267 → 0.287
As for you , if you walk before me as David your father walked , obeying all that I have commanded you and keeping my statutes and my decrees ,
Raha ny aminao , raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan'i Davida rainao
ianao , mankatò izay rehetra nandidiako anao ary mitandrina ireo didy aman - dalàko ,
2CH 7:18     Alignment score: 0.367 → 0.367
then I will establish the throne of your kingdom , as I said in a covenant with David your father , when I said , ' A descendant
of yours will never fail to be ruler in Israel . '
dia hametraka ny seza fiandrianan ' ny fanjakanao aho , araka ny nolazaiko tao amin ' ny fanekena iray tamin ' ny Davida rainao , rehefa nilaza Aho hoe : ' Tsy ho foana amin ' ny taranakao ny ho mpanapaka eo amin'Israely . '
2CH 7:19     Alignment score: 0.272 → 0.283
But if you turn away , and abandon my statutes and my commandments that I have placed before you , and if you go worship other gods and bow down to them ,
Fa raha mivadika ianao , ka mahafoy ireo lalàko sy ireo didiko izay napetrako
teo anoloanao , ary raha manompo andriamani - kafa sy miankohoka eo amin'izy ireny ianao ,
2CH 7:20     Alignment score: 0.22 → 0.222
then I will uproot them from out of my ground that I have given them . This house that I have set apart for my name , I will cast away from before me , and I will make it a proverb and a joke among all the peoples .
dia ho fongoriko hiala amin ' ny taniko izay nomeko azy ireo ireny . Ity trano izay natokako ho amin ' ny anarako ity , dia hariako tsy ho eto anatrehako , ary hataoko ho ohabolana sy vazivazy eo amin'ireo olona rehetra izany .
2CH 7:21     Alignment score: 0.31 → 0.31
Even though this temple is so lofty now , everyone who passes
by it will be appalled and will hiss . They will ask , ' Why has Yahweh done this to this land and to this house ? '
Na dia efa tsara tarehy tokoa aza ity tempoly ity izao , dia ho tohina sy hisioka izay rehetra manavatsava izany . Hanontany izy ireo hoe : ' Nahoana Yaveh no nanao izao tamin'ity tany ity sy tamin'ity trano ity ? '
2CH 7:22     Alignment score: 0.439
Others will answer , ' Because they abandoned Yahweh , their God , who had brought their ancestors out of the land of Egypt , and they laid hold of other gods and bowed down to them and worshiped them . That is why Yahweh has brought all this disaster on them . ' "
Ny hafa hamaly hoe : ' Satria izy ireo nahafoy an'i Yaveh , Andriamanitr'izy ireo , izay nitondra ny razamben'izy ireo hiala avy tamin ' ny tany Egypta , ary nihazona ireo andriamani - kafa sy niankohoka tamin'izy ireo sy nanompo azy ireo . Izany no antony nitondran'i
Yaveh izao loza rehetra izao eo amin'izy ireo . ' "
2CH 7     Average alignment score: 0.408 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36