Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 22:1     Alignment score: 0.517 → 0.517
The inhabitants of Jerusalem made Ahaziah , Jehoram 's youngest son , king in his place , for the marauding band
that came with the Arabians into the camp had killed all his older sons . So Ahaziah son of Jehoram , king of Judah , became king .
Ireo mponin'i Jerosalema dia nanao an ' i Ahazia , faralahin'i Jehorama , ho mpanjaka handimby azy , fa ny tarik'ireo lehilahy izay niaraka tamin'ireo Arabo niditra tao amin ' ny toby dia namono ireo zanany lahy lehibe rehetra . Ka dia Ahazia zanaka lahin'i Jehorama , mpanjakan'i Joda , no tonga mpanjaka .


2CH 22:2     Alignment score: 0.559 → 0.559
Ahaziah was twenty - two years old when he began to reign ; he reigned for one year in Jerusalem . His mother 's name was Athaliah ; she was the daughter of Omri .
Roa amby efa - polo taona i Ahazia raha nanomboka nanjaka ; nanjaka herintaona tao Jerosalema izy . Atalia no anaran
- dreniny ; zanaka vavin'i Omry izy .
2CH 22:3     Alignment score: 0.295 → 0.295
He also walked in the ways of the house of Ahab for his mother was his advisor in doing wicked things .
Nandeha tamin ' ny lalan
' ny taranak'i Ahaba ihany koa izy satria ny reniny no mpanolotsaina azy tamin ' ny fanaovan - dratsy .
2CH 22:4     Alignment score: 0.39 → 0.463
Ahaziah did what was evil in the sight of Yahweh , as the house of Ahab was doing , for they were his advisors after the death of his father , to his destruction .
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Ahazia , tahaka izay nataon
' ny taranak'i Ahaba , satria izy ireo no mpanolotsainy taorian ' ny nahafatesan - drainy , ho amin ' ny faharavany .
2CH 22:5     Alignment score: 0.601 → 0.606
He also followed their advice ; he went with Joram son of Ahab , king of Israel , to fight against Hazael , king of Aram , at Ramoth Gilead . The Arameans wounded Joram .
Nanaraka ny torohevitr'izy ireo ihany koa izy ; nandeha niaraka tamin'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba , mpanjakan'Israely izy , mba hiady amin'i Hazaela , mpanjakan'i Syria , tany Ramota - gileada . Nandratra an'i Jorama ireo Syriana .
2CH 22:6     Alignment score: 0.599 → 0.614
Joram returned to be healed in Jezreel of the wounds that they had given him at Ramah , when he fought against Hazael , king of Aram . So Ahaziah son of Jehoram , king of Judah , went down to Jezreel to see Joram son of Ahab , because Joram had been wounded .
Niverina tany Jezirela i Jorama mba hanasitranana ny ratra izay nataon'izy ireo taminy tany
Rama , tamin'izy niady tamin'i Hazaela , mpanjakan'i Syria . Ka dia nidina tany Jezirela i Ahazia zanaka lahin'i Jehorama , mpanjakan'i Joda , mba hijery an'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba , satria naratra i Jorama .
2CH 22:7     Alignment score: 0.507 → 0.511
Now the destruction of Ahaziah was brought about by God through Ahaziah 's visit to Joram . When he had arrived , he went with Jehoram to attack Jehu son of Nimshi , whom Yahweh had anointed to destroy the house of Ahab .
Ary ny faharavan'i
Ahazia dia nentin'Andriamanitra tamin ' ny famangian'i Ahazia an'i Jorama . Rehefa tonga izy , dia niaraka tamin'i Jehorama mba hanafika an'i Jeho zanaka lahin'i Nimsy , izay efa nofidian'i Yaveh handrava ny taranak'i Ahaba .
2CH 22:8     Alignment score: 0.554
It came
about , when Jehu was carrying out God 's judgment on the house of Ahab , that he found the leaders of Judah and the sons of Ahaziah 's brothers serving Ahaziah . Jehu killed them .
Ary rehefa nanatanteraka ny fitsaran'Andriamanitra teo amin ' ny taranak'i Ahaba i Jeho , dia nahita ireo mpitarika an'i Joda sy ireo zanaka lahin ' ny rahalahin'i Ahazia nanompo an'i Ahazia izy . Novonoin'i Jeho izy ireo .
2CH 22:9     Alignment score: 0.494
Jehu looked for Ahaziah ; they caught him hiding in Samaria , brought him to Jehu , and killed him . Then they buried him , for they said , " He is a son of Jehoshaphat , who sought Yahweh with all his heart . " So the house of Ahaziah had no more power to rule the kingdom .
Nitady an'i Ahazia i Jeho ; nosamborin'izy ireo tao am - pierena tao Samaria izy , nentina tany
amin'i Jeho , ka novonoina izy . Avy eo nalevin'izy ireo izy , fa hoy izy ireo hoe : " Izy dia zanaka lahin'i Josafata , izay nitady an'i Yaveh tamin ' ny fony rehetra . " Ary dia tsy nanana fahefana hanapaka ny fanjakana intsony ny taranak'i Ahazia .
2CH 22:10     Alignment score: 0.499 → 0.514
Now when Athaliah , the mother of Ahaziah , saw that her son was dead , she arose
and killed all the royal children in the house of Judah .
Ary rehefa hitan'i Atalia , renin'i Ahazia fa maty ny zanany lahy , dia nitsangana izy ary namono ireo zanak'andriana rehetra tao amin ' ny taranak'i Joda .
2CH 22:11     Alignment score: 0.543 → 0.594
But Jehosheba , a daughter of the king , secretly took Joash son of Ahaziah away from the king 's sons who were about to be killed . She put him and his nurse into a bedroom . So Jehosheba , a daughter of King Jehoram , the wife of Jehoiada the priest ( for she was the sister of Ahaziah ) , hid him from Athaliah , so that Athaliah did not kill him .
Kanefa i Joseba , zanaka vavin
' ny mpanjaka , naka an'i Joasy , zanaka lahin'i Ahazia , ary nanala azy teo amin'ireo zanaka lahin ' ny mpanjaka izay novonoina . Napetrany tao amin ' ny efitrano fatoriana izy sy ny mpitaiza azy . Ary Joseba , zanaka vavin'i Jehorama Mpanjaka , vadin'i Jehoiada mpisorona ( fa anabavin'i Ahazia izy ) , nanafina azy tamin'i Atalia , mba tsy hamonoan'i Atalia azy .
2CH 22:12     Alignment score: 0.376
He was with them , hidden in the house of God for six years , while Athaliah reigned over the land .
Niara - niery tamin'izy ireo tao an - tranon'Andriamanitra nandritry
ny enin - taona izy , raha mbola i Atalia no nanjaka teo amin ' ny tany .
2CH 22     Average alignment score: 0.53 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36