Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 11:1     Alignment score: 0.563
When Rehoboam arrived in Jerusalem , he assembled the house of Judah and Benjamin , 180,000 chosen men who were soldiers , to fight against Israel , to restore the kingdom to Rehoboam .
Rehefa tonga tany
Jerosalema i Rehoboama , dia nangoniny ny taranak'i Joda sy Benjamina , lehilahy miaramila voafidy 180 000 , mba hiady amin'Israely , mba hamerina amin ' ny laoniny ny fanjakana ho an'i Rehoboama .


2CH 11:2     Alignment score: 0.357 → 0.365
But the word of Yahweh came to Shemaiah the man of God , saying ,
Kanefa tonga tamin'i Semaia ilay lehilahin'Andriamanitra ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
2CH 11:3     Alignment score: 0.73
" Say to Rehoboam son of Solomon , king of Judah , and to all Israel in Judah and Benjamin ,
" Lazao i Rehoboama zanaka lahin'i Solomona , mpanjakan'i Joda , sy ny Israely rehetra any Joda sy Benjamina hoe :
2CH 11:4     Alignment score: 0.35
' Yahweh says this , " You must not attack or make war against your brothers . Everyone must return to his own house , for I have caused this to happen . " ' " So they obeyed the words of Yahweh and turned back from attacking Jeroboam .
' Izao no lazain'i Yaveh : " Aza manafika na manangana ady amin'ireo rahalahinareo ianareo . Ny olona rehetra dia tsy maintsy miverina
any amin ' ny fonenany avy , fa Izaho no efa nampitranga izany . ' " Koa dia nankatò ny tenin'i Yaveh izy ireo ka niverina tsy ho amin ' ny fanafihana an'i Jeroboama .
2CH 11:5     Alignment score: 0.575
Rehoboam lived in Jerusalem and built cities in Judah for defense .
Nonina tao Jerosalema i Rehoboama ka nanangana tanàna tao Joda ho fiarovana
.
2CH 11:6     Alignment score: 0.732
He built Bethlehem , Etam
, Tekoa ,
Nanangana an'i Betlehema , Etama , Tekoa ,
2CH 11:7     Alignment score: 0.729 → 0.732
Beth Zur , Soko
, Adullam ,
Beti - zoro , Soko , Adolama ,
2CH 11:8     Alignment score: 0.863
Gath , Mareshah , Ziph ,
Gata , Maresaha , Zifa ,
2CH 11:9     Alignment score: 0.988
Adoraim , Lachish , Azekah ,
Adoraima , Lakisy , Azeka ,
2CH 11:10     Alignment score: 0.724
Zorah , Aijalon , and Hebron . These
are fortified cities in Judah and Benjamin .
Zora , Aialona , ary Hebrona izy . Ireo no tanàna mimanda tany Joda sy Benjamina .
2CH 11:11     Alignment score: 0.357 → 0.36
He fortified the fortresses
and put commanders in them , with stores of food , oil , and wine .
Nanamafy ireo manda izy ka nametraka mpifehy tao amin'ireo , niaraka tamin ' ny fitoeran - tsakafo , diloilo , ary divay .
2CH 11:12     Alignment score: 0.417 → 0.42
He put shields and spears in all the cities and made them very strong . So Judah and Benjamin belonged to him .
Nametraka apinga sy lefona tany amin ' ny tanàna rehetra izy ka nanamafy ireo tokoa . Ka dia lasany i Joda sy Benjamina .
2CH 11:13     Alignment score: 0.371
The priests and the Levites who were in all Israel went over to him from within their borders .
Ireo mpisorona sy ireo Levita izay tao amin'Israely rehetra dia nanatona azy avy tao amin'ireo fari - taniny .
2CH 11:14     Alignment score: 0.401
For the Levites left their pasturelands and property in order to come
to Judah and Jerusalem , for Jeroboam and his sons had driven them away , so that they could no longer act as the priests of Yahweh .
Fa ireo Levita niala tamin'ireo tany fihinanam - bilony sy ny trano sy tanin'izy ireo mba hankanesana any Joda sy Jerosalema , satria efa noroahin'i Jeroboama sy ireo zanaka lahiny izy ireo , mba tsy hahafahan'izy ireo manao ireo adidy amin ' ny maha - mpisorona ho an'i Yaveh intsony .
2CH 11:15     Alignment score: 0.38
Jeroboam appointed for himself priests for the high places and the goat and calf idols he had made .
Jeroboama dia nanendry mpisorona ho azy ho amin'ireo fitoerana avo sy osy ary sarin
- janak'omby izay efa namboariny .
2CH 11:16     Alignment score: 0.433
People from all the tribes of Israel came after them , those who set their hearts to seek Yahweh , the God of Israel ; they came to Jerusalem to sacrifice to Yahweh , the God of their fathers .
Ny vahoaka avy tamin'ireo fokon'Israely rehetra dia tonga taorian'izy ireo , ireo izay nanefy ny fony hitady an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny Israely ; tonga tao Jerosalema izy ireo mba hanao sorona ho an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo .
2CH 11:17     Alignment score: 0.526 → 0.529
So they strengthened the kingdom of Judah and made Rehoboam son of Solomon strong during three years , and they walked for three years in the way of David and Solomon .
Koa dia nohamafisin'izy ireo ny fanjakan'i
Joda ary nanamafy an'i Rehoboama zanaka lahin'i Solomona nandritry ny telo taona , ka nandeha tamin ' ny lalan'i Davida sy Solomona nandritry ny telo taona izy ire .
2CH 11:18     Alignment score: 0.702
Rehoboam took a wife for himself : Mahalath , the daughter of Jerimoth , David 's son , and of Abihail , the daughter of Eliab , Jesse 's son .
Naka vady ho azy Rehoboama : dia i Mahalota , ilay zanaka vavin'i Jerimota , zanaka lahin'i Davida , sy Abihaila , ilay zanaka vavin'i Eliaba , zanaka lahin'i Jese .
2CH 11:19     Alignment score: 0.722
She bore him sons : Jeush , Shemariah , and Zaham .
Niteraka zanaka lahy taminy izy : dia i Jeosy , Semaria , ary Zahama .
2CH 11:20     Alignment score: 0.71 → 0.713
After Mahalath , Rehoboam took Maakah , Absalom 's daughter ; she bore him Abijah , Attai , Ziza , and Shelomith .
Taorian'i
Mahalota , dia naka an'i Maka , zanaka vavin'i Absaloma , i Rehoboama ; niteraka an'i Abia , Atahy , Ziza , ary Selomita taminy izy .
2CH 11:21     Alignment score: 0.468 → 0.47
Rehoboam loved Maakah , Absalom 's daughter , more than all his other wives and his concubines
( he took eighteen wives and sixty concubines , and became the father of twenty - eight sons and sixty daughters ) .
Rehoboama nitia an'i Maka , zanaka vavin'i Absaloma , nihoatra ireo vadiny hafa sy ireo vaditsindranony rehetra ( naka vady vehivavy valo ambin ' ny folo sy vaditsindrano enim - polo izy , ka lasa rain ' ny zanaka lahy valo amby roapolo sy zanaka vavy enim - polo ) .
2CH 11:22     Alignment score: 0.423 → 0.435
Rehoboam appointed Abijah son of Maakah to be chief , a leader among his brothers ; he had the thought of making him king .
Rehoboama nanendry an'i Abia zanaka lahin'i Maka ho lehibe , mpitarika eo amin'ireo rahalahiny ; efa nanan - kevitra ny hanao azy ho mpanjaka izy .
2CH 11:23     Alignment score: 0.453 → 0.452
Rehoboam ruled wisely ; he scattered all his sons throughout all the land of Judah and Benjamin to every fortified city . He also gave them food in abundance and looked for many wives for them .
Nanapaka tamim
- pahendrena i Rehoboama ; nampiely ireo zanany lahy rehetra nanerana ny tanin'i Joda sy Benjamina rehetra ho any amin ' ny tanàna mimanda rehetra izy . Nanome sakafo be ho azy ireo ihany koa izy ary nitady vady maro be ho azy ireo .
2CH 11     Average alignment score: 0.514 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36