Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 23:1     Alignment score: 0.516 → 0.571
In the seventh year , Jehoiada showed his strength and entered into a covenant with the commanders
of hundreds , Azariah son of Jeroham , Ishmael son of Jehohanan , Azariah son of Obed , Maaseiah son of Adaiah , and Elishaphat son of Zikri .
Tamin ' ny taona faha - fito , dia nampiseho ny heriny i Joiada ary nanao fifanekena tamin'ireo mpifehy ny an - jatony , dia Azaria zanaka lahin'i Jerohama , Isimaela zanaka lahin'i Johanana , Azaria zanaka lahin'i Obeda , Mahaseia zanaka lahin'i Adaia , ary Elisafata zanaka lahin'i Zikri .


2CH 23:2     Alignment score: 0.544 → 0.545
They went about in Judah and gathered the Levites from all the cities of Judah , as well as the heads of the families of Israel , and they came to Jerusalem .
Nankany Joda izy ireo ary nanangona ireo Levita avy amin'ireo tanànan'i Joda rehetra , sy ireo loham - pianakavian'Israely , ary tonga tao Jerosalema izy ireo .
2CH 23:3     Alignment score: 0.544
All the assembly made a covenant with the king in the house of God . Jehoiada said to them , " See , the king 's son will reign , as Yahweh has said concerning the descendants of David .
Nanao fifanekena tamin ' ny mpanjaka tao an - tranon'Andriamanitra ny fiangonana rehetra . Hoy Joiada tamin'izy ireo hoe : " Indro , hanjaka ny zanaka lahin
' ny mpanjaka , araka ny nolazain'i Yaveh mahakasika ireo taranak'i Davida .
2CH 23:4     Alignment score: 0.504
This is what you must do : A third of you priests and Levites who come
to serve on the Sabbath will be guards at the doors .
Izao no tsy maintsy ataonareo : ny iray ampahatelonareo mpisorona sy Levita izay tonga hanompo amin ' ny Sabata , dia ho mpiambina eo amin'ireo varavarana .
2CH 23:5     Alignment score: 0.436
Another third will be at the king 's house , and the other third will be at the Foundation Gate . All the people will be in the courtyard of the house of Yahweh .
Ny ampahatelony
hafa any amin ' ny tranon ' ny mpanjaka , ary ampahatelony hafa any amin ' ny Vavahadin ' ny Fototra . Ny olona rehetra dia ho any an - kianjan ' ny tranon'i Yaveh .
2CH 23:6     Alignment score: 0.395
Allow no one to come
into the house of Yahweh , except for the priests and the Levites who are serving . They may enter because they are consecrated . But all the other people must obey the commands of Yahweh .
Aza misy olona avela mankao an - tranon'i Yaveh , afa - tsy ireo mpisorona sy Levita izay manompo . Mahazo miditra izy ireo satria voatokana . Fa ny olona hafa rehetra dia tsy maintsy mankatoa ireo didin'i Yaveh .
2CH 23:7     Alignment score: 0.378 → 0.388
The Levites must surround the king on all sides , every man with his weapons in his hand . Whoever comes into the house , let him be killed . Stay with the king when he comes in and when he goes out . "
Tsy maintsy mihodidina ny mpanjaka amin ' ny lafiny rehetra ireo Levita , ny olona rehetra miaraka amin ' ny fitaovam - piadiany
eny an - tanany . Na iza na iza miditra ao amin'ilay trano , dia aoka izy ho vonoina . Miaraha amin ' ny mpanjaka rehefa miditra sy mivoaka izy . "
2CH 23:8     Alignment score: 0.463 → 0.47
So the Levites and all Judah served in every way in the manner in which Jehoiada the priest commanded . Each one took his men , those
who were to come in to serve on the Sabbath , and those who were to leave off serving on the Sabbath , for Jehoiada the priest had not dismissed any of their divisions .
Noho izany ireo Levita sy Joda rehetra dia nanompo tamin ' ny fomba rehetra izay nandidian'i Joiada mpisorona . Samy naka ireo lehilahiny ny tsirairay , ireo izay ho avy hanompo amin ' ny Sabata , sy ireo izay handao ny fanompoana amin ' ny Sabata , satria Joiada , mpisorona , dia tsy mba nandroaka na iza na iza tamin ' ny fizaran'izy ireo .
2CH 23:9     Alignment score: 0.474
Then Jehoiada the priest brought to the commanders
spears and small and large shields that had been King David 's that were in the house of God .
Avy eo Joiada , mpisorona , nitondra lefona ho an'ireo mpifehy sy zanak'apinga kely sy lehibe izay an'i Davida Mpanjaka izay tao an - tranon'Andriamanitra .
2CH 23:10     Alignment score: 0.44 → 0.459
Jehoiada placed all the soldiers , each man with his weapon in his hand , from the right side of the temple to the left side of the temple , along by the altar and the temple , surrounding the king .
Nalahatr'i Joiada ireo miaramila rehetra , ny lehilahy tsirairay samy niaraka tamin ' ny fitaovam - piadiany
teny an - tanany , avy eo amin ' ny ilany havanan ' ny tempoly hatrany amin ' ny ilany havian ' ny tempoly , nanaraka ny alitara sy ny tempoly , nanodidina ny mpanjaka .
2CH 23:11     Alignment score: 0.419 → 0.419
Then they brought out the king 's son , put the crown on him , and gave him the covenant decrees . Then they made him king , and Jehoiada and his sons anointed him . Then they said , " Long live the king . "
Dia nentin'izy ireo nivoaka ny zanaka lahin
' ny mpanjaka , napetaka teo aminy ny satro - boninahitra , ary nomena azy ny lalàn ' ny fanekena . Dia nataon'izy ireo ho mpanjaka izy , ary nanosotra azy i Joiada sy ireo zanany lahy . Dia hoy izy ireo hoe : " Ho ela velona anie ny mpanjaka . "
2CH 23:12     Alignment score: 0.493
When Athaliah heard the noise of the people running and praising the king , she came to the people in the house of Yahweh ,
Rehefa ren'i Atalia ny tabataban ' ny vahoaka nihazakazaka sy nidera ny mpanjaka , dia nanatona ny vahoaka tao an - tranon'i Yaveh izy .
2CH 23:13     Alignment score: 0.433
and she looked , and , behold , the king was standing by his pillar at the entrance , and the commanders
and the trumpeters were by the king . All the people of the land were rejoicing and blowing trumpets , and the singers were playing musical instruments and leading the singing of praise . Then Athaliah tore her clothes and shouted , " Treason ! Treason ! "
Ary nijery izy , ka indro , nijoro teo akaikin ' ny andry teo amin ' ny fidirana ny mpanjaka , ary teo anilan ' ny mpanjaka ireo mpifehy sy ireo mpitsoka trompetra . Nifaly sy nitsoka trompetra ny olon ' ny tany rehetra , ary nitendry zava - maneno sy nitarika ny hira fiderana ireo mpihira . Avy eo Atalia nandrovitra ny akanjony ary nihiaka hoe : " Mpamadika ! Mpamadika ! "
2CH 23:14     Alignment score: 0.44 → 0.44
Then Jehoiada the priest brought out the commanders
of hundreds who were over the army and said to them , " Bring her out between the ranks ; anyone who follows her , let him be killed with the sword . " For the priest had said , " Do not kill her in the house of Yahweh . "
Avy eo Joiada , mpisorona , nitondra nivoaka ireo mpifehy ny an - jatony izay teo amin ' ny tafika ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Avoahy eo anelanelan ' ny filaharana izy ; izay olona manaraka azy , aoka izy ho vonoina amin ' ny sabatra . " Fa hoy ny mpisorona hoe : " Aza vonoina ao an - tranon'i Yaveh izy . "
2CH 23:15     Alignment score: 0.209 → 0.222
So they seized her as she went into the entrance of the Horse Gate of the king 's house , and there they killed her .
Noho izany dia nanao lalana
ho azy izy ireo , ary nandeha tamin ' ny lalan ' ny Vavahadin - tsoavaly nankany amin ' ny tranon ' ny mpanjaka izy , ary tany no namonoan'izy ireo azy .
2CH 23:16     Alignment score: 0.6
Then Jehoiada made a covenant between himself , all the people , and the king , that they should be Yahweh 's people .
Avy eo Joiada nanao fanekena tamin ' ny tenany , sy ny olona rehetra , sy ny mpanjaka , fa tokony ho olon'i
Yaveh izy ireo .
2CH 23:17     Alignment score: 0.343 → 0.369
So all the people went to the house of Baal and tore it down . They smashed Baal 's altars and his images to pieces , and they killed Mattan
, the priest of Baal , in front of those altars .
Noho izany dia niditra tao an - tranon'i Bala ny olona rehetra ary nandrava izany . Nopotipotehin'izy ireo ny alitaran'i Bala sy ireo sariny , ary novonoin'izy ireo teo anoloan'ireo alitara ireo i Matana , mpisoron'i Bala .
2CH 23:18     Alignment score: 0.507 → 0.51
Jehoiada appointed officers for the house of Yahweh under the hand of the priests , who were Levites , whom David had assigned to the house of Yahweh , to offer the burnt offerings
to Yahweh , as it was written in the law of Moses , together with rejoicing and singing , as David had given direction .
Ary Joiada nanendry manam - boninahitra ho an ' ny tranon'i Yaveh teo ambany fehin'ireo mpisorona , izay Levita , izay notendren'i Davida ho an ' ny tranon'i Yaveh , mba hanolotra fanatitra dorana ho an'i Yaveh , araka ny voasoratra ao amin ' ny lalàn'i Mosesy , niara - nifaly sy nihira , araka ny torolalana nomen'i Davida .
2CH 23:19     Alignment score: 0.396 → 0.426
Jehoiada set guards at the gates of the house of Yahweh , so that no one that was unclean in any way should enter .
Nametraka mpiambina teo am - bavahadin
' ny tranon'i Yaveh i Joiada , mba tsy hisy na iray izay naloto tamin ' ny fomba maro tokony hiditra .
2CH 23:20     Alignment score: 0.359 → 0.385
Jehoiada took with him the commanders
of hundreds , the noblemen , the rulers of the people , and all the people of the land . He brought down the king from the house of Yahweh ; the people came through the Upper Gate to the king 's house and sat the king on the throne of the kingdom .
Nentin'i Joiada niaraka taminy ireo mpifehy ny an - jatony , ireo lehilahy manan - kaja , ireo governoran ' ny vahoaka , sy ireo olon ' ny tany rehetra . Nentiny nidina avy tao amin ' ny tranon'i Yaveh ny mpanjaka ; nanatona avy eny amin ' ny Vavahady Ambony nakany amin ' ny tranon ' ny mpanjaka ny olona ary nametraka ny mpanjaka ho eo amin ' ny seza fiandrianam - panjakana .
2CH 23:21     Alignment score: 0.514
So all the people of the land rejoiced , and the city was quiet . As for Athaliah , they had killed her with the sword .
Koa dia niravoravo ny olona rehetra tao amin'ilay tany , ary nilamina ny tanàna . Raha ny amin'i Atalia , dia novonoin'izy ireo tamin ' ny sabatra izy .
2CH 23     Average alignment score: 0.455 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36