Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 14:2     Alignment score: 0.253 → 0.256
for he took away the foreign altars and the high places . He broke down the stone pillars and cut down the Asherah poles .
satria nesoriny
ireo alitara vahiny sy ireo fitoerana avo . Noravainy ireo andrim - bato ary notapahany ireo baon'Aseraha .


2CH 14:3     Alignment score: 0.387 → 0.392
He commanded Judah to seek Yahweh , the God of their ancestors , and to carry out the law and the commandments
.
Nandidy an'i Joda izy mba hitady an'i Yaveh , Ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo , sy hanatanteraka ireo didy aman - dalàna .
2CH 14:4     Alignment score: 0.426 → 0.429
Also he took away the high places and the incense altars from all the cities of Judah . The kingdom had rest under him .
Nesoriny
ihany koa ireo fitoerana avo sy ireo alitaran ' ny ditin - kazo manitra avy tamin'ireo tanànan'i Joda rehetra . Nitsahatra teo ambaniny ny fanjakana .
2CH 14:5     Alignment score: 0.447
He built fortified cities in Judah , for the land was quiet , and he had no war in those
years , because Yahweh had given him peace .
Nanangana tanàna mimanda tany Joda izy , satria nangina ny tany , ary tsy nanan'ady izy tamin'ireo taona ireo , satria nanome fiadanana azy i Yaveh .
2CH 14:6     Alignment score: 0.413
For Asa said to Judah , " Let us build these
cities and make walls around them , and towers , gates , and bars ; the land is still ours because we have sought Yahweh our God . We have sought him , and he has given us peace on every side . " So they built and succeeded .
Fa Asa nilaza tamin'i Joda hoe : " Aoka isika hanorina ireo tanàna ireo ary hanisy manda manodidina azy ireo , sy tilikambo , vavahady , ary hidiny lavalava ; mbola antsika ny tany satria efa nitady an'i Yaveh Andriamanintsika isika . Efa nitady Azy isika , ary nanome fiadanana antsika tamin ' ny lafiny rehetra Izy . " Ka dia nanorina izy ireo ary nahomby .
2CH 14:7     Alignment score: 0.413 → 0.415
Asa had an army that carried shields and spears ; from Judah he had 300,000 men , and from Benjamin , 280,000 men who carried shields and drew bows . All of these
were mighty warriors .
Nanana tafika iray izay nihazona apinga sy lefona i Asa ; avy tamin'i Joda dia nanana lehilahy 300 000 izy , ary avy tamin ' ny Benjamina , lehilahy 280 000 izay nitàna apinga sy tsipìka . Natanjaka ireo rehetra ireo , lehilahy be herim - po .
2CH 14:8     Alignment score: 0.569 → 0.572
Zerah the Cushite came against them with an army of one million soldiers and three hundred chariots ; he came to Mareshah .
Ary Zera ilay Etiopiana tonga nanohitra azy ireo niaraka tamin ' ny tafika miaramila iray tapitrisa sy kalesy telon - jato ; tonga tany Maresa izy .
2CH 14:9     Alignment score: 0.431 → 0.388
Then Asa went out to meet him , and they set the battle lines in order in the Valley of Zephathah
at Mareshah .
Dia nivoaka hitsena azy i Asa , ary nandamina ny laharan'ady tany an - dohasahan'i Zefata tany Maresa izy ireo .
2CH 14:10     Alignment score: 0.341 → 0.352
Asa cried to Yahweh , his God , and said , " Yahweh , there is no one but you to help one who has no strength when he is facing many . Help us , Yahweh our God , for we rely on you , and in your name we have come
against this vast number . Yahweh , you are our God ; do not let man defeat you . "
Nitalao tamin'i Yaveh , Andriamaniny i Asa , ary nanao hoe : " Ry Yaveh , tsy misy afa - tsy Ianao no hanampy izay tsy manan - kery rehefa miatrika zavatra maro izy . Ampio izahay , ry Yaveh Andriamanitray , satria miantehitra Aminao izahay , ary amin ' ny Anaranao no hahatongavanay hanohitra ireo maro be ireo . Ry Yaveh , Ianao no Andriamanitray ; aza avela ho resin ' ny olona Ianao . "
2CH 14:11     Alignment score: 0.634
So Yahweh struck the Cushites before Asa and Judah ; the Cushites fled .
Ka dia namely ireo Etiopiana teo anatrehan'i Asa sy Joda i Yaveh ; ka nandositra ireo Etiopiana .
2CH 14:12     Alignment score: 0.393 → 0.394
Asa and the soldiers with him pursued them to Gerar . So many Cushites fell
that they could not recover , for they were completely destroyed before Yahweh and his army . The army carried away very much plunder .
Nanenjika azy ireo hatrany Jerara i Asa sy ireo miaramila niaraka taminy . Noho izany dia Etiopiana maro no lavo ka tsy afaka narovan'izy ireo , satria ringana tanteraka teo anatrehan'i Yaveh sy ny tafiny izy ireo . Nitondra babo maro be ny tafika .
2CH 14:13     Alignment score: 0.39
The army destroyed all the villages around Gerar , for terror of Yahweh had come
on the inhabitants . The army plundered all the villages , and there was much booty in them .
Naringan ' ny tafika ireo tanàna rehetra nanodidina an'i Jerara , satria tonga tamin'ireo mponina ny horohoron'i Yaveh . Nobaboin ' ny tafika ireo tanàna rehetra , ka nisy babo maro tao amin'izy ireo .
2CH 14:14     Alignment score: 0.296 → 0.312
The army also destroyed the tents of those
who owned livestock ; they carried away sheep in abundance , as well as camels , and then they returned to Jerusalem .
Naringan'ireo tafika ihany koa ireo fonenan - dain'ireo mpiandry mpifindra monina ; nitondra ondry maro , sy rameva izy ireo , ary avy eo niverina tany Jerosalema .
2CH 14     Average alignment score: 0.404 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36