Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 26:1     Alignment score: 0.526 → 0.51
All the people of Judah took Uzziah , who was sixteen years old , and made him king in place of his father Amaziah .
Ny vahoakan'i
Joda rehetra naka an'i Ozia , izay enina ambin ' ny folo taona , ary nanao azy ho mpanjaka eo amin ' ny toeran'i Amazia rainy .


2CH 26:2     Alignment score: 0.411
It was he who rebuilt
Elath and restored it to Judah . After that the king lay down with his ancestors .
Izy no nanorina indray an'i Elota ary namerina nanorina izany ho an'i Joda . Taorian'izay dia nodimandry tany amin'ireo razambeny ny mpanjaka .
2CH 26:3     Alignment score: 0.542 → 0.501
Uzziah was sixteen years old when he began to reign . He reigned for fifty - two years in Jerusalem . His mother 's name was Jekoliah ; she was from Jerusalem .
Enina ambin
' ny folo taona i Ozia no nanomboka nanjaka . Nanjaka nandritry ny roa amby dimam - polo taona tao Jerosalema izy . Jekolia no anaran - dreniny ; avy any Jerosalema izy .
2CH 26:4     Alignment score: 0.286 → 0.323
He did what was right in the eyes of Yahweh , just as his father Amaziah had done .
Nanao izay marina teo imason'i
Yaveh izy , nanaraka ny ohatra nomen'i Amazia , rainy , tamin ' ny zava - drehetra .
2CH 26:5     Alignment score: 0.338 → 0.346
He set himself to seek God in the days of Zechariah , who taught him to honor God . As long as he sought Yahweh , God made him prosper .
Nanolotra ny tenany mba hitady an'Andriamanitra tamin ' ny andron'i Zakaria , izay nanome azy ireo torolalana
tamin ' ny fankatoavana an'Andriamanitra izy . Raha mbola nitady an'i Yaveh izy , dia nanambina azy Andriamanitra .
2CH 26:6     Alignment score: 0.579 → 0.578
Uzziah went out and fought against the Philistines . He broke down the city walls of Gath , Jabneh , and Ashdod ; he built cities in the country of Ashdod and among the Philistines .
Nivoaka i Ozia ary niady tamin ' ny Filistina . Noravainy ny mandan
' ny tanàna tao Gata , Jabne ary Asdoda ; nanorina tanàn - dehibe tao amin ' ny tanànan'i Asdoda sy teo amin'ireo Filistina izy .
2CH 26:7     Alignment score: 0.468
God helped him against the Philistines , against the Arabians who lived in Gurbaal , and against the Meunites .
Nampin ' Andriamanitra nanohitra an'ireo Filistina izy , nanohitra ny Arabo izay nonina tao Gorabala , ary nanohitra ireo Meonita .
2CH 26:8     Alignment score: 0.38
The Ammonites paid tribute to Uzziah , and his fame spread , even to the entrance of Egypt , because he was becoming more powerful .
Nandoa fanomezam - boninahitra ho an'i Ozia ny Amonita , ary niely ny lazany , na dia hatrany amin ' ny fidiran'i Egypta aza , satria nihanatanjaka izy .
2CH 26:9     Alignment score: 0.355 → 0.373
In addition , Uzziah built towers in Jerusalem at the Corner Gate , at the Valley Gate , and at the turning of the wall , and fortified them .
Fanampin'izany , nanorina tilikambo tao Jerosalema i Ozia izay teo amin ' ny Vavahady an - jorony , teo amin ' ny Vavahadin - Dohasaha , sy teo amin ' ny fiodinan
' ny manda , ary nanamafy orina ireo .
2CH 26:10     Alignment score: 0.305 → 0.312
He built watchtowers
in the wilderness and dug many cisterns , for he had many herds in the lowlands and in the plains . He had farmers and vine growers in the hill country and in the fruitful fields , for he loved the soil .
Nanorina tilikambo fiambenana tany an'efitra izy ary nangady fitoeran - drano maro , satria nanana biby fiompy maro izy , tany amin ' ny tany lemaka sy tany amin ' ny iva . Nanana mpiompy sy mpamboly voaloboka tany amin ' ny firenena sy tany amin ' ny tany havoana sy tany amin ' ny saha mamokatra izy , satria tiany ny fiompiana sy fambolena .
2CH 26:11     Alignment score: 0.414 → 0.421
In addition , Uzziah had an army of fighting men who went out to war in groups which were organized by their number that were counted by Jeiel , the scribe , and Maaseiah , the officer , under the authority of Hananiah , one of the king 's commanders .
Fanampin'izany , nanana tafika lehilahy mpiady i Ozia izay nivoaka isam - bondrona mba hiady izay voalamina araka ny isany
izay nisain'i Jeiela , mpanora - dalàna , sy Mahaseia , manam - pahefana , teo ambany fahefan'i Hanania , iray tamin'ireo mpifehin ' ny mpanjaka .
2CH 26:12     Alignment score: 0.188 → 0.198
The whole number of the leaders of the families who led the mighty warriors was 2,600 .
Ny fitambaran ' ny isan'ireo lohan
' ny fianakavian - drazana , lehilahy mpiady , dia 2 600 .
2CH 26:13     Alignment score: 0.298
Under their hand was an army of 307,500 men that made war with mighty power to help the king against the enemy .
Teo ambany fahefan'izy ireo dia nisy tafika 307 500 lehilahy izay niady tamin - kery lehibe mba hanampy ny mpanjaka hanohitra ny fahavalo .
2CH 26:14     Alignment score: 0.341 → 0.344
Uzziah prepared for them for all the army shields , spears , helmets , body armor , bows , and stones for slinging .
Nomanin'i
Ozia ho an'izy ireo ho an ' ny tafika rehetra ireo apinga , lefona , fiarovan - doha , fiarovan - tratra vy , tsipìka , sy vato ampiasaina amin ' ny antsamotady .
2CH 26:15     Alignment score: 0.202 → 0.23
In Jerusalem he built machines that were designed by skillful men to be on the towers and on the battlements to shoot arrows and large stones . His fame spread to distant lands , for he was greatly helped and so he became
very powerful .
Nanamboarany milina maro tao Jerosalema , izay noforonin'ireo lehilahy manam - pahaizana , natao teny amin ' ny tilikambo sy teny an - dohan ' ny manda , izay andefasana zana - tsipìka sy vato lehibe . Niely hatrany amin ' ny tany lavitra ny lazany , satria nahazo fanampiana goavana izy mandra - pahatongany ho tena mahery .
2CH 26:16     Alignment score: 0.376 → 0.394
But when Uzziah had become
powerful , his heart was lifted up so that he acted corruptly ; he acted faithlessly against Yahweh , his God , for he went into the temple of Yahweh to burn incense on the altar of incense .
Fa rehefa niha - natanjaka i Ozia , dia nieboebo ny fony ka nanao ny tsy marina izy ; nivadika tamin'i Yaveh , Andriamaniny izy , satria nankao an - tranon'i Yaveh mba handoro ditin - kazo manitra teo amin ' ny alitaran ' ny ditin - kazo manitra .
2CH 26:17     Alignment score: 0.369
Azariah , the priest , went in after him , and with him eighty
priests of Yahweh , who were brave men .
Azaria , mpisorona , dia niditra nanaraka azy , mbamin ' ny mpisoron'i Yaveh valo - polo , izay lehilahy be herim - po .
2CH 26:18     Alignment score: 0.464 → 0.465
They confronted Uzziah the king , and said to him , " It is not for you , Uzziah , to burn incense to Yahweh , but for the priests , the descendants of Aaron , who are consecrated to burn incense . Go out of the holy place , for you have been unfaithful and you will not be honored by Yahweh God . "
Nanohitra an'i Ozia , mpanjaka izy ireo , ary niteny taminy hoe : " Tsy anjaranao
, ry Ozia , no mandoro ny ditin - kazo manitra ho an'i Yaveh , fa an'ireo mpisorona , ireo zanaka lahin ' i Arona , izay voamasina no mandoro ny ditin - kazo manitra . Mivoaha tao amin ' ny fitoerana masina , fa tsy nahatoky ianao ary tsy homen'i Yaveh Andriamanitra voninahitra .
2CH 26:19     Alignment score: 0.448 → 0.448
Then Uzziah became angry . He was holding a censer in his hand to burn incense . While he was enraged against the priests , leprosy broke out on his forehead before the priests in the house of Yahweh , beside the altar of incense .
Dia tezitra i Ozia . Nihazona lovia teny
an - tanany izy mba handorana ny ditin - kazo manitra . Ary raha mbola tezitra tamin ' ny mpisorona izy , dia nisy habokana nipoitra teo amin ' ny handriny nanoloana ireo mpisorona tao an - tranon ' i Yaveh , teo anilan'ilay alitara ho an ' ny ditin - kazo manitra .
2CH 26:20     Alignment score: 0.449
Azariah the chief priest and all the priests looked at him , and , behold , he had become leprous
on his forehead . They quickly drove him out of there . Indeed , he hurried to go out , because Yahweh had struck him .
Azaria mpisoronabe sy ireo mpisorona rehetra dia nijery azy , ary , indro , tonga boka teo amin ' ny handriny izy . Noroahin'izy ireo faingana teo izy . Ka dia nivoaka faingana tokoa izy , satria namely azy Yaveh .
2CH 26:21     Alignment score: 0.355 → 0.364
Uzziah , the king , was a leper to the day of his death and lived in a separate house since he was a leper , for he was cut off from the house of Yahweh . Jotham , his son , was over the king 's house and ruled the people of the land .
Ozia , mpanjaka , dia boka mandra - pahafatiny ka nipetraka tao amin ' ny fonenana mitokana hatramin ' ny nahaboka azy , satria nesorina tao amin ' ny tranon'i Yaveh izy . Jotama , zanany lahy , no tao an - dapan
' ny mpanjaka ary nanapaka ny vahoakan ' ny tany .
2CH 26:22     Alignment score: 0.462 → 0.47
The other matters concerning Uzziah , from first to last , were recorded by the prophet Isaiah son of Amoz
.
Ary raha ny amin ' ny raharaha hafa mahakasika an'i Ozia , voalohany ary farany , dia ao amin'izay nosoratan'Isaia zanak'i Amosa , mpaminany .
2CH 26:23     Alignment score: 0.421 → 0.45
So Uzziah lay down with his ancestors ; they buried him with his ancestors in a burial ground that belonged to the kings , for they said , " He is a leper . " Jotham , his son , became king in his place .
Ary nodimandry tany
amin ' ny razambeny i Ozia ; nalevin'izy ireo niaraka tamin'ireo razambeny tao amin ' ny tany fandevenana izay an'ireo mpanjaka izy , fa hoy izy ireo hoe : " Boka izy . " Jotama , zanany lahy , no lasa mpanjaka nandimby ny toerany .
2CH 26     Average alignment score: 0.398 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36