Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 32:1     Alignment score: 0.436 → 0.462
After these
things and these acts of faithfulness , Sennacherib , king of Assyria , came and entered Judah . He camped to attack the fortified cities , which he intended to capture for himself .
Taorian'ireo zavatra sy asam - pahatokiana ireo , dia tonga ary niditra tao Joda i Sankeriba , mpanjakan'i Asyria . Nitoby hanafika ireo tanàna mimanda izy , izay nokasainy ho baboina .


2CH 32:2     Alignment score: 0.673
When Hezekiah saw that Sennacherib had come
and that he intended to fight against Jerusalem ,
Rehefa hitan'i Hezekia fa efa tonga i Sankeriba ary izy nikasa hiady amin'i Jerosalema ,
2CH 32:3     Alignment score: 0.312 → 0.334
he consulted with his leaders and his powerful men to stop up the waters of the springs that were outside the city ; they helped him do so .
dia nifampidinika tamin'ireo mpitariny sy ireo lehilahiny manam - pahefana izy ny hampiatoana ny ranon'ireo loharano izay teo ivelan
' ny tanàna ; dia nanampy azy hanao izany izy ireo .
2CH 32:4     Alignment score: 0.379 → 0.379
So many people gathered together and stopped up all the springs and the stream that was flowing through the middle of the land . They said , " Why should the kings of Assyria come
and find a lot of water ? "
Olona maro no niangona sy nampiato ireo loharano rehetra sy ny rano mikoriana izay namakivaky ny afovoan ' ny tany . Hoy izy ireo hoe : " Nahoana ny mpanjakan'i Asyria no tonga hitady rano be ? "
2CH 32:5     Alignment score: 0.393 → 0.385
Hezekiah took courage and built up all the wall that was broken down . He built the towers higher , and also the other wall outside . He also strengthened the Millo in the city of David , and he made large amounts of weapons and shields .
Be herim - po i Hezekia ka nanangana ny manda rehetra izay rava . Nanangana ireo tilikambo ho avo kokoa , sy ny manda hafa any ivelany
ihany koa izy . Nanamafy ny Milo tao amin ' ny tanànan'i Davida ihany koa izy , ary nanamboatra fitaovam - piadiana sy apinga marobe .
2CH 32:6     Alignment score: 0.303 → 0.302
He placed military commanders
over the people . He gathered them together to him in the broad place at the city gate and spoke to their hearts . He said ,
Nametraka mpifehy miaramila teo amin ' ny vahoaka izy . Nanangona azy ireo ho eo aminy teo amin ' ny tany malalaka teo amin ' ny vavahadin ' ny tanàna izy ka niteny tamim - pampaherezana tamin'izy ireo . Hoy izy hoe :
2CH 32:7     Alignment score: 0.358 → 0.356
" Be strong and of good courage . Do not be afraid or dismayed because of the king of Assyria and all the army that is with him , for someone is with us who is greater than those with him .
" Mahereza sy matanjaha . Aza matahotra na kivy nohon ' ny mpanjakan'i Asyria sy ireo tafika rehetra miaraka aminy ianareo , fa misy olona momba antsika izay lehibe mihoatra noho ireo izay momba azy .
2CH 32:8     Alignment score: 0.416 → 0.417
With him is only an arm of flesh , but with us is Yahweh , our God , to help us , and to fight our battles . " Then the people comforted themselves with the words of Hezekiah , king of Judah .
Sandrin
' ny nofo fotsiny no momba azy , fa i Yaveh , Andriamanitsika , kosa no momba antsika , mba hanampy antsika , sy hiady ny adintsika . " Koa dia nampahery ny tenan'izy ireo tamin'ireo tenin'i Hezekia , mpanjakan'i Joda ireo vahoaka .
2CH 32:9     Alignment score: 0.577 → 0.578
After this , Sennacherib , king of Assyria , sent his servants to Jerusalem ( now he was in front of Lachish , and all his army was with him ) , to Hezekiah , king of Judah , and to all of Judah who were in Jerusalem . He said ,
Taorian'izany , dia naniraka ireo mpanompony ho any Jerosalema i Sankeriba , mpanjakan'i Asyria ( teo anoloan'i
Lakisa izy , ary ny tafiny rehetra nomba azy ) , ho any amin'i Hezekia , mpanjakan'i Joda , sy ny vahoaka rehetra izay tany Jerosalema . Hoy izy hoe :
2CH 32:10     Alignment score: 0.516 → 0.515
" This is what Sennacherib , king of Assyria , says : What are you trusting in so you can endure a siege in Jerusalem ?
" Izao no lazain'i Sankeriba , mpanjakan'i Asyria : Inona no hianteheranareo mba hiaretana
ilay fahirano any Jerosalema ?
2CH 32:11     Alignment score: 0.467 → 0.467
Is not Hezekiah misleading you , that he may give
you over to die by famine and by thirst , when he tells you , ' Yahweh our God will rescue us from the hand of the king of Assyria ' ?
Moa tsy mamitaka anareo ve Hezekia , mba hahatonga anareo ho fatin ' ny mosary sy ny hetaheta , rehefa milaza aminareo izy hoe : ' Yaveh Andriamanitsika no hanavotra antsika eo an - tanan ' ny mpanjakan'i Asyria . ' ?
2CH 32:12     Alignment score: 0.412 → 0.433
Has not this same Hezekiah taken away his high places and his altars and commanded Judah and Jerusalem , ' On one altar you must worship , and on it you must burn your sacrifices ' ?
Moa ve tsy io Hezekia io ihany no nanaisotra ireo fitoerana avony
sy ireo alitarany ary nandidy ny Joda sy Jerosalema hoe : ' Eo amin ' ny alitara iray no tsy maintsy hanompoanareo , ary eo amin'izany no tsy maintsy handoranareo ny soronareo ' ?
2CH 32:13     Alignment score: 0.201 → 0.199
Do you not know what I and my ancestors have done to all the peoples of the other lands ? Were the gods of the peoples of the surrounding lands able in any way to rescue their land from my power ?
Fantatrareo ve izay efa nataoko sy ireo razambeko tamin'ireo vondron'olona rehetra avy amin'ireo tany hafa ? Moa afaka namonjy ny tanin'izy ireo teo ambany fahefako tamin ' ny fomba rehetra ve ireo andriamanitr'ireo vondron'olon ' ny tany ?
2CH 32:14     Alignment score: 0.291 → 0.296
Among all the gods of those nations that my ancestors completely destroyed , was there any god who could rescue his people out of my hand ? Why should your God be able to rescue you from my power ?
Teo amin'ireo andriamanitr'ireo firenena rehetra izay naringan
' ny razambeko ireo , moa nisy andriamanitra afaka ny namonjy ny vahoakany hiala teo an - tanako ve ? Nahoana ny Andriamanitrareo no tokony hahavonjy anareo eo amin ' ny fahefako ?
2CH 32:15     Alignment score: 0.264 → 0.264
Now do not let Hezekiah deceive you or persuade you in this way . Do not believe him , for no god of any nation or kingdom has been able to rescue his people out of my hand , or out of the hand of my ancestors . How much less will your God rescue you from my hand ? "
Koa aza avela handiso fanantenana sy hitaona anareo amin ' ny alalan'izany i Hezekia . Aza mino azy , fa tsy nisy andriamanitry ny firenena na fanjakana afaka namonjy ny olony
tsy ho eo an - tanako , na nanaisotra tsy ho eo an - tanan'ireo razambeko . Koa mainka fa ny Andriamanitrareo no hahavonjy anareo amin ' ny tanako ? "
2CH 32:16     Alignment score: 0.435 → 0.438
Sennacherib 's servants spoke even more against Yahweh God and against his servant Hezekiah .
Mbola niteny ratsy manohitra an'i Yaveh Andriamanitra sy manohitra an'i Hezekia mpanompony aza ireo mpanompon'i
Sankeriba .
2CH 32:17     Alignment score: 0.337 → 0.363
Sennacherib also wrote letters in order to mock Yahweh , the God of Israel , and to speak against him . He said , " As the gods of the nations of the lands have not rescued their people out of my hand , so the God of Hezekiah will not rescue his people out of my hand . "
Nanoratra taratasy ihany koa i Sankeriba mba hanesoana an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely , ary niteny ratsy taminy . Hoy izy hoe : " Tahaka ireo andriamanitr'ireny firenen
' ny tany ireny izay tsy nahavonjy ny olon'izy ireo teo an - tanako , ny Andriamanitr'i Hezekia ihany koa dia tsy hahavonjy ny olony hiala tsy ho eo an - tanako . "
2CH 32:18     Alignment score: 0.371 → 0.378
They cried out in the language of the Jews to the people of Jerusalem who were on the wall , to frighten them and trouble them , in order that they might capture the city .
Niantso mafy ny vahoakan'i
Jerosalema izay tao amin ' ny rindrina tamin ' ny fitenin ' ny jiosy izy ireo , hampitahorana sy hampihorohoroana azy ireo , mba hahafahan'izy ireo mambabo ilay tanàna .
2CH 32:19     Alignment score: 0.243 → 0.254
They spoke of the God of Jerusalem as they had spoken of the gods of the other peoples of the earth , which are merely the work of men 's hands .
Niresaka momban'ilay Andriamanitr'i
Jerosalema tahaka ny firesahan'izy ireo momba ireo andriamanitry ny olon ' ny tany hafa firenena , izay asa - tanan ' ny olona fotsiny ihany , izy ireo .
2CH 32:20     Alignment score: 0.53
Hezekiah , the king , and Isaiah son of Amoz
, the prophet , prayed because of this matter and he cried out to heaven .
Hezekia , mpanjaka , sy Isaia , mpaminany , dia nivavaka noho izany zavatra izany ka niantso mafy tany an - danitra izy .
2CH 32:21     Alignment score: 0.405 → 0.425
Yahweh sent an angel , who killed the mighty warriors , the commanders
, and the officers of the king of Assyria in the camp . So Sennacherib returned to his own land with shame on his face . When he had gone into the house of his god , some of his own children killed him there with the sword .
Naniraka anjely i Yaveh , mba hamono ireo lehilahy mpiady , ireo mpifehy , ary ireo manam - pahefan ' ny mpanjaka tao an - toby . Ka dia niverina tamin - kenatra tany an - taniny i Sankeriba . Rehefa nankany amin ' ny tranon ' ny andriamaniny izy , dia novonoin ' ny sasany tamin'ireo zanany tamin ' ny sabatra tany izy .
2CH 32:22     Alignment score: 0.463 → 0.478
In this way , Yahweh saved Hezekiah and the inhabitants of Jerusalem from the hand of Sennacherib , the king of Assyria , and from the hand of all others , and gave them rest on every side .
Tahaka izany no nanavotan'i
Yaveh an'i Hezekia sy ireo mponin'i Jerosalema tamin ' ny tanan'i Sankeriba , mpanjakan'i Asyria , ary tamin ' ny tanan'ireo hafa rehetra , ka nanome azy ireo fiadanana tamin ' ny fomba rehetra .
2CH 32:23     Alignment score: 0.522 → 0.523
Many were bringing offerings
to Yahweh in Jerusalem , and precious gifts to Hezekiah king of Judah , so that he was lifted up in the eyes of all nations from that time forward .
Maro ny nitondra fanatitra ho an'i Yaveh tany Jerosalema , sy fanomezana sarobidy ho an'i Hezekia mpanjakan'i Joda , mba hahatonga azy hisandratra teo imason'ireo firenena rehetra nanomboka tamin'izany fotoana izany .
2CH 32:24     Alignment score: 0.439
In those days Hezekiah was sick to the point of dying . He prayed to Yahweh , who spoke to him and gave him a sign that he would be healed .
Ary tamin'izany fotoana izany Hezekia dia narary efa ho faty . Nivavaka tamin'i Yaveh izy , izay niteny taminy ary nanome famantarana azy fa ho sitrana izy .
2CH 32:25     Alignment score: 0.404 → 0.415
But Hezekiah did not pay back Yahweh for the help given to him , for his heart was lifted up . So anger came on him , and on Judah and Jerusalem .
Nefa Hezekia tsy mba namaly an'i Yaveh tamin'izay soa nomena azy , fa niavonavona ny fony . Ka dia tonga taminy , sy tamin'i Joda mbamin'i Jerosalema ny fahatezerana .
2CH 32:26     Alignment score: 0.458
Nevertheless , Hezekiah later humbled himself for the pride of his heart , both he and the inhabitants of Jerusalem , so that Yahweh 's anger did not come
on them during Hezekiah 's days .
Na izany aza , dia nanetry tena tamin ' ny avonavom - pony ihany Hezekia , izy sy ireo mponin'i Jerosalema , ka tsy tonga tamin'izy ireo ny hatezeran'i Yaveh nandritry ny andron'i Hezekia .
2CH 32:27     Alignment score: 0.345 → 0.349
Hezekiah had very many riches and much honor . He provided himself with storerooms for silver , gold , precious stones , and for spices , as well as for shields and for all kinds of valuable objects .
Nanana harena marobe sy voninahitra tokoa i Hezekia . Nanao efi - trano fitehirizana ho an ' ny volafotsy , volamena , vato sarobidy , sy ho an'ireo hanitra , ary koa ho an'ireo apinga sy ireo zava - manan - danja samy hafa karazana
izy .
2CH 32:28     Alignment score: 0.345 → 0.354
He also had storehouses for the harvest of grain , new wine , and oil , and stalls for various kinds of livestock . He also had flocks in their pens .
Nanana trano fitehirizam - bokatra
ho an ' ny vary , divay vaovao , diloilo , ary trano fihinanam - bilona ho an'ireo biby fiompy karazany rehetra ihany koa izy . Nanana ondry aman'osy tao am - balany ihany koa izy .
2CH 32:29     Alignment score: 0.215 → 0.224
In addition , he provided himself with cities and possessions
of flocks and herds in abundance , for God had given him very much wealth .
Fanampin'izany , nanao tanàna ho azy ihany koa izy ary nanana ondry aman'osy sy omby marobe , fa Andrimanitra nanome azy harena be indrindra .
2CH 32:30     Alignment score: 0.365 → 0.391
It was this same Hezekiah who also stopped up the upper spring of the waters of Gihon , and who brought them straight down on the west side of the city of David . Hezekiah succeeded in all his works .
Io Hezekia io ihany no nanampina ny loharano avy any ambony tany Gihona , sy nampikoriana izany ho any amin ' ny ilany andrefan
' ny tanànan'i Davida . Nahomby tamin'ireo tetikasany rehetra i Hezekia .
2CH 32:31     Alignment score: 0.26 → 0.29
However , in the matter of the ambassadors of the princes of Babylon , who sent to him to ask questions of those
who knew , about the miraculous sign that had been done in the land , God left him to himself , in order to test him , and to know all that was in his heart .
Na izany aza , ny amin ' ny zavatra mahakasika ireo masoivohon'ireo andriandahin'i Babylona , izay nirahana hankany aminy mba hametra - panontaniana momba ireo izay nahafantatra , ny momban'ilay famantarana mahagaga izay efa natao teo amin ' ny tany , dia nandao azy ho irery Andriamanitra , mba hitsapàna azy , ary hahafantarana izay rehetra tao am - pony .
2CH 32:32     Alignment score: 0.393 → 0.419
As for the other matters concerning Hezekiah , including his actions of covenant loyalty , you can see that they are written in the vision of the prophet Isaiah son of Amoz
, and in the book of the kings of Judah and Israel .
Raha ny amin'ireo zavatra hafa mahakasika an'i Hezekia , ao anatin'izany ireo asa tsy fivadiam - panekeny , indro efa voasoratra ao amin ' ny Fahitan'Isaia Mpaminany Zanaka Lahin'i Amosa ireo , sy ao amin ' ny bokin'ireo mpanjakan'i Joda sy Israely .
2CH 32:33     Alignment score: 0.574 → 0.573
Hezekiah lay down with his ancestors , and they buried him on the hill of the tombs of the descendants of David . All Judah and the inhabitants of Jerusalem honored him at his death . Manasseh his son became king in his place .
Nodimandry tany
amin'ireo razambeny i Hezekia , ka nalevin'izy ireo tany amin ' ny havoana misy ireo fasan ' ny taranak'i Davida izy . Nanome voninahitra azy tamin ' ny fahafatesany ny Joda rehetra sy ny mponin'i Jerosalema . Ary Manase zanany lahy no tonga mpanjaka nandimby azy .
2CH 32     Average alignment score: 0.398 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36