Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 12:1     Alignment score: 0.495
It came
about , when Rehoboam 's reign was established and he was strong , that he abandoned the law of Yahweh and all Israel with him .
Ary tamin'izany , rehefa tafapetraka ny fanjakan'i Rehoboama ary natanjaka izy , dia nahafoy ny lalàn'i Yaveh sy ny Israely rehetra niaraka taminy izy .


2CH 12:2     Alignment score: 0.568 → 0.6
It happened in the fifth year of King Rehoboam , that Shishak , king of Egypt , came up against Jerusalem , because the people had been unfaithful
to Yahweh .
Nitranga izany tamin ' ny taona fahadimy nanjakan'i Rehoboama mpanjaka , fa i Sisaka , mpanjakan'i Egypta , niakatra hanohitra an'i Jerosalema , satria namadika an'i Yaveh ny vahoaka .
2CH 12:3     Alignment score: 0.434 → 0.439
He came with twelve hundred chariots and sixty thousand horsemen . Soldiers without number came with him from Egypt : Libyans , Sukkites , and Cushites .
Tonga niaraka tamin ' ny kalesy roan - jato sy arivo sy mpitaingin - tsoavaly enina alina izy . Miaramila tsy hita isa no tonga niaraka taminy avy tany
Egypta : ireo Lobita , Sokita , ary ireo Etiopiana .
2CH 12:4     Alignment score: 0.368 → 0.408
He captured the fortified cities that belonged to Judah and came to Jerusalem .
Nalainy
ireo tanàna voaaro mafy izay an'i Joda ary nankany Jerosalema .
2CH 12:5     Alignment score: 0.556 → 0.555
Now Shemaiah the prophet came to Rehoboam and to the leaders of Judah who had gathered together to Jerusalem because of Shishak . Shemaiah said to them , " This is what Yahweh says : You have abandoned me , so I have also given you over into Shishak 's hand . "
Ary Semaia mpaminany tonga tany amin'i Rehoboama sy ireo mpitarika an'i Joda izay niara - nivondrona tao Jerosalema noho i Sisaka . Hoy Semaia tamin'izy ireo hoe : " Izao no lazain'i Yaveh : Ianareo efa nahafoy ahy , ka dia efa natolotro
ho eo an - tanan'i Sisaka ihany koa ianareo . "
2CH 12:6     Alignment score: 0.554
Then the princes of Israel and the king humbled themselves and said , " Yahweh is righteous . "
Dia nanetry tena ireo andriandahin'Israely sy ny mpanjaka ary nanao hoe : " Marina i Yaveh . "
2CH 12:7     Alignment score: 0.432
When Yahweh saw that they had humbled themselves , the word of Yahweh came to Shemaiah , saying , " They have humbled themselves . I will not ruin them ; I will deliver them to some extent , and my anger will not pour out on Jerusalem by means of Shishak 's hand .
Ary rehefa hitan'i Yaveh fa nanetry tena izy ireo , dia tonga tamin'i Semaia ny tenin'i Yaveh , nanao hoe : " Efa nanetry tena izy ireo . Tsy handringana azy ireo Aho ; fa hamonjy azy ireo amin ' ny fandringanana , ary tsy hilatsaka eo amin'i Jerosalema amin ' ny alalan ' ny tanan'i
Sisaka ny hatezerako .
2CH 12:8     Alignment score: 0.21 → 0.216
Nevertheless , they will be his servants , so that they may understand what it is to serve me and to serve the rulers of the other countries . "
Na izany aza , dia ho mpanompony izy ireo , mba hahatakaran'izy ireo hoe ahoana izany manompo Ahy sy manompo ireo mpitondra ireo firenen
- kafa izany . "
2CH 12:9     Alignment score: 0.514 → 0.513
So Shishak , king of Egypt came up against Jerusalem and took away the treasures
in the house of Yahweh , and the treasures in the king 's house . He took everything away ; he also took the shields of gold that Solomon had made .
Ary Sisaka , mpanjakan'i Egypta niakatra hanohitra an'i Jerosalema ka naka ireo harena tao an - tranon'i Yaveh , sy ireo harena tao an - tranon ' ny mpanjaka . Nalainy avokoa ny zavatra rehetra ; nentiny ihany koa ireo apinga volamena izay nataon'i Solomona .
2CH 12:10     Alignment score: 0.503
King Rehoboam made shields of bronze in their place and entrusted them into the hands of the commanders
of the guard , who guarded the doors to the king 's house .
Nanao apinga varahina teo an - toeran'ireo i Rehoboama Mpanjaka ary nanankina ireo teo an - tanan'ireo mpifehy ny mpiambina , izay niambina ireo varavaran ' ny tranon ' ny mpanjaka .
2CH 12:11     Alignment score: 0.314 → 0.338
It happened that whenever the king entered the house of Yahweh , the guards would carry them ; then they would bring them back into the guards ' room .
Nitranga izany isaky ny niditra tao an - tranon'i Yaveh ny mpanjaka , ka nitondra izany ireo mpiambina ; avy eo izy ireo nitondra izany niverina tany
amin ' ny trano fiambenana .
2CH 12:12     Alignment score: 0.425 → 0.449
When Rehoboam humbled himself , Yahweh 's anger turned away from him , so as not to destroy him completely ; besides , there was still some good to be found in Judah .
Rehefa nanetry tena i Rehoboama , dia niala taminy ny hatezeran'i
Yaveh , mba tsy handringanana azy tanteraka ; ankoatran'izany , mbola nisy fahatsarana hita ihany tao amin'i Joda .
2CH 12:13     Alignment score: 0.466 → 0.464
So King Rehoboam made his kingship strong in Jerusalem , and thus
he reigned . Rehoboam was forty - one years old when he began to reign , and he reigned for seventeen years in Jerusalem , the city that Yahweh had chosen from all the tribes of Israel so that he might put his name there . His mother 's name was Naamah the Ammonite woman .
Ary Rehoboama Mpanjaka nitondra hery ho an ' ny fanjakany tao jerosalema , dia toy izany no nanjakany . Iraika amby efa - polo taona Rehoboama raha nanomboka nanjaka , ary nanjaka nandritry ny fito ambin ' ny folo taona tao Jerosalema , ilay tanàna izay nofidian'i Yaveh tamin ' ny fokon'Israely rehetra izy mba hahafahany mametraka ny anarany ao . Ny anaran - dreniny dia Nama , ilay Amonita .
2CH 12:14     Alignment score: 0.446
He did what was evil , because he did not fix his heart to seek Yahweh .
Nanao izay ratsy izy , satria tsy nanefy ny fony mba hitady an'i Yaveh .
2CH 12:15     Alignment score: 0.448 → 0.449
As for the other matters concerning Rehoboam , first and last , are they not written in the writings of Shemaiah the prophet and of Iddo the seer , which also have records of genealogies and the constant wars between Rehoboam and Jeroboam ?
Ary ny amin'ireo zavatra hafa mahakasika an'i Rehoboama , voalohany sady farany , moa ve ireny tsy efa voasoratra ao amin ' ny asa soratr'i Semaia mpaminany sy Ido ilay mpahita , izay manana ny firaketana an - tsoratra ireo tetiharana ihany koa ary ireo ady lava teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama ?
2CH 12:16     Alignment score: 0.486
Rehoboam lay down with his ancestors and was buried in the city of David ; Abijah his son became
king in his place .
Nodi - mandry tany amin'ireo razambeny i Rehoboama ary nalevina tao an - tanànan'i Davida ; Abia zanany lahy no tonga mpanjaka teo amin ' ny toerany .
2CH 12     Average alignment score: 0.465 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36