Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 18:1     Alignment score: 0.285 → 0.33
Now Jehoshaphat had great riches and honor ; he allied himself with Ahab by having one of his family marry his daughter
.
Ary Josafata nanana harena sy voninahitra be ; izy dia nihavana tamin'i Ahaba tamin ' ny nanambadian ' ny iray tao amin ' ny fianakaviany ny zanany vavy .


2CH 18:2     Alignment score: 0.456 → 0.479
After some years , he went down to Ahab in Samaria . Ahab killed many sheep and cattle for him and the people who were with him . Ahab also persuaded him to attack Ramoth Gilead with him .
Taona maromaro taty aoriana
, dia nidina tany amin'i Ahaba tany Samaria izy . Namono ondry aman'osy maro ho azy sy ireo olona niaraka taminy i Ahaba . Nandresy lahatra azy mba hanafika an'i Ramota Gileada hiaraka aminy koa Ahaba .
2CH 18:3     Alignment score: 0.524 → 0.524
Ahab , king of Israel , said to Jehoshaphat , king of Judah , " Will you go with me to Ramoth Gilead ? " Jehoshaphat answered him , " I am like you , and my people are like your people . We will be with you in the war . "
Hoy Ahaba , mpanjakan'Israely , tamin'i Josafata , mpanjakan'i Joda hoe : " Handeha hiaraka amiko ho any Ramota Gileada ve ianao ? " Namaly azy Josafata hoe : " Toa anao ihany aho , ary ny vahoakako dia toy ny vahoakanao
; hiaraka aminareo any amin ' ny ady izahay . "
2CH 18:4     Alignment score: 0.443
Jehoshaphat said to the king of Israel , " Please first seek the word of Yahweh for your answer . "
Hoy Josafata tamin ' ny mpanjakan'Israely hoe : " Mba tadiavo aloha ny tenin'i Yaveh ho amin ' ny valin - teninao
. "
2CH 18:5     Alignment score: 0.414 → 0.414
Then the king of Israel gathered the prophets together , four hundred men , and said to them , " Should we go to Ramoth Gilead to battle , or should I not ? " They said , " Attack , for God will give it into the hand of the king . "
Avy eo ny mpanjakan'Israely nampivory ireo mpaminany , lehilahy efa - jato , ka niteny tamin'izy ireo hoe : " Tokony handeha hiady any Ramota Gileada ve isika , sa tsia ? Hoy izy ireo hoe : " Tafiho , fa Andriamanitra hanome izany eo an - tanan
' ny mpanjaka . "
2CH 18:6     Alignment score: 0.311 → 0.335
But Jehoshaphat said , " Is there not here still another prophet of Yahweh with whom we might seek advice ? "
Saingy hoy Josafata hoe : " Tsy mbola misy mpaminan'i Yaveh hafa izay afaka hangalantsika hevitra ve eto ? "
2CH 18:7     Alignment score: 0.478 → 0.497
The king of Israel said to Jehoshaphat , " There is still one man by whom we may seek the advice of Yahweh , Micaiah son of Imlah , but I hate him because he never prophesies good concerning me , but always evil . " But Jehoshaphat said , " The king should not say that . "
Hoy ny mpanjakan'Israely tamin'i Josafata hoe : " Mbola misy lehilahy iray izay afaka hangalantsika ny hevitr'i
Yaveh , dia Mikaia zanaka lahin'i Jimla , saingy halako izy satria tsy naminany tsara nahakasika ahy mihintsy izy , fa ratsy foana . " Fa hoy Josafata hoe : " Tsy tokony hiteny izany ny mpanjaka . "
2CH 18:8     Alignment score: 0.364 → 0.381
Then the king of Israel called an officer and said , " Quickly bring Micaiah son of Imlah . "
Avy eo niantso manam - pahefana ny mpanjakan'Israely ary niteny hoe : " Ento faingana i Mikaia zanaka lahin'i Jimla
. "
2CH 18:9     Alignment score: 0.445 → 0.451
Now Ahab the king of Israel and Jehoshaphat the king of Judah were sitting each on a throne , clothed in their robes , on a threshing floor at the entrance of the gate of Samaria , and all the prophets were prophesying before them .
Ary samy nipetraka tamin ' ny seza fiandrianana avy i Ahaba mpanjakan'Israely sy Josafata mpanjakan'i Joda , nitafy ny akanjo lavan'izy ireo , teo amin ' ny toerana malalaka anoloan ' ny fidirana ny vavahadin'i
Samaria , ary ny mpaminany rehetra dia naminany teo anatrehan'izy ireo .
2CH 18:10     Alignment score: 0.544 → 0.544
Zedekiah son of Kenaanah
made himself horns of iron and said , " Yahweh says this : With these you will push the Arameans until they are consumed . "
Zedekia zanaka lahin'i Kenana dia nanamboatra tandroka vy ho an ' ny tenany ary niteny hoe : " Izao no lazain'i Yaveh : Amin'ireo no hanotoanao ireo Syriana mandra - pahalevon'izy ireo . "
2CH 18:11     Alignment score: 0.456 → 0.47
All the prophets prophesied the same , saying , " Attack Ramoth Gilead and win , for Yahweh has given it into the hand of the king . "
Nitovy faminaniana ireo mpaminany rehetra , nanao hoe : " Tafiho Ramota Gileada ary reseo , fa efa nomen'i
Yaveh teo an - tanan ' ny mpanjaka izany . "
2CH 18:12     Alignment score: 0.301 → 0.309
The messenger
who went to summon Micaiah said to him , " Look , the words of the prophets with one mouth are favorable to the king . Let your words agree with theirs , and speak favorably . "
Ilay iraka izay nandeha niantso an'i Mikaia niteny taminy , nanao hoe : " Indro izao , ny tenin'ireo mpaminany dia manambara zavatra tsara amin ' ny mpanjaka amin ' ny feo tokana . Aoka ny teninao ho toy ny tenin ' ny iray amin'izy ireo ary hiteny zavatra tsara . "
2CH 18:13     Alignment score: 0.565
Micaiah replied , " As Yahweh lives , it is what God says that I will say . "
Namaly Mikaia hoe : " Raha mbola velona koa Yaveh , dia izay zavatra lazain'Andriamanitra no hambarako . "
2CH 18:14     Alignment score: 0.577
When he came to the king , the king said to him , " Micaiah , should we go to Ramoth Gilead for battle , or not ? " Micaiah answered him , " Attack and be victorious ! For it will be a great victory . "
Rehefa tonga tany amin ' ny mpanjaka izy , dia hoy ilay mpanjaka taminy hoe : " Ry Mikaia , tokony andeha hiady any Ramota Gileada ve isika , sa tsia ? " Namaly azy Mikaia hoe : " Tafiho ary mandrese ! Fa ho fandresena lehibe izany . "
2CH 18:15     Alignment score: 0.295 → 0.323
Then the king said to him , " How many times must I require you to swear to tell me nothing but the truth in the name of Yahweh ? "
Avy eo ny mpanjaka niteny taminy hoe : " Impiry no hampianianako anao tsy hilaza afa - tsy ny marina amiko amin ' ny anaran'i
Yaveh ? "
2CH 18:16     Alignment score: 0.44
So Micaiah said , " I saw all Israel scattered on the mountains
, like sheep who have no shepherd , and Yahweh said , ' These have no shepherd . Let every man return to his house in peace . ' "
Ka dia hoy Mikaia hoe : " Nahita ny Israely rehetra niparitaka teny amin'ireo tendrombohitra aho , tahaka ny ondry tsy misy mpiandry , ary hoy Yaveh hoe : ' Tsy manana mpiandry ondry ireo . Aoka ny lehilahy rehetra hiverina am - pahatoniana any an - tranony . ' "
2CH 18:17     Alignment score: 0.432 → 0.432
So the king of Israel said to Jehoshaphat , " Did I not tell you that he would not prophesy good concerning me , but only disaster ? "
Noho izany dia hoy ny mpanjakan'Israely tamin'i Josafata hoe : " Tsy efa niteny anao ve aho fa izy dia tsy haminany soa mahakasika ahy , fa loza ihany ? "
2CH 18:18     Alignment score: 0.515
Then Micaiah said , " Therefore all of you should hear the word of Yahweh : I saw Yahweh sitting on his throne , and all the host of heaven were standing on his right hand and on his left .
Avy eo dia hoy Mikaia hoe : " Noho izany ianareo rehetra dia tokony hihaino ny tenin'i Yaveh : Nahita an'i Yaveh nipetraka teo amin ' ny seza fiandrianany
aho , ary ny miaramilan ' ny lanitra rehetra nijoro teo an - kavanany sy teo an - kaviany .
2CH 18:19     Alignment score: 0.527
Yahweh said , ' Who will entice Ahab , king of Israel , so that he may go up and fall at Ramoth Gilead ? ' One said this and another that .
Hoy Yaveh hoe : ' Iza no hitaona an'i Ahaba , mpanjakan'Israely , mba hahafahany hiakatra any Ramota Gileada ary ho lavo any ? ' Ny iray niteny izao ary ny hafa niteny izany .
2CH 18:20     Alignment score: 0.459 → 0.46
Then a spirit came forward and it stood before Yahweh and said , ' I will entice him . ' Yahweh said to him , ' How ? '
Taorian'izay dia nisy fanahy nandroso ary nijoro teo anoloan'i
Yaveh sy niteny hoe : ' Hitaona azy aho ' Hoy Yaveh taminy hoe : ' Amin ' ny fomba ahoana ? '
2CH 18:21     Alignment score: 0.462 → 0.462
The spirit replied , ' I will go out and I will become a lying spirit in the mouth of all his prophets . ' Yahweh replied , ' You will entice him , and you will also be successful . Go now and do so . '
Dia namaly ilay fanahy hoe : ' Hivoaka aho ary ho tonga fanahy mpandainga ao am - bavan'ireo mpaminaniny
rehetra . ' Namaly Yaveh hoe : ' Hitaona Azy ianao , ary hahomby koa ianareo . Koa ankehitriny mandehana ary ataovy izany . '
2CH 18:22     Alignment score: 0.442 → 0.44
Now see , Yahweh has put a lying spirit in the mouth of these
prophets of yours , and Yahweh has decreed disaster for you . "
Indro ary ankehitriny , Yaveh nametraka fanahy mpandainga tao am - bavan'ireo mpaminaninao ireo , ary Yaveh nandidy loza ho anareo . "
2CH 18:23     Alignment score: 0.473 → 0.475
Then Zedekiah son of Kenaanah
, came up , slapped Micaiah on the cheek , and said , " Which way did the Spirit of Yahweh take to go from me to speak to you ? "
Dia tonga i Zekedia zanaka lahin'i Kenana , namelaka ny takolak'i Mikaia , ary niteny hoe : " Taiza ny lalana nialan ' ny Fanahin'i Yaveh tamiko mba hiresaka aminao ? "
2CH 18:24     Alignment score: 0.485
Micaiah said , " Look , you will know that on that day , when you run into some inner room to hide . "
Hoy Mikaia hoe : " Indro , ho fantatrao
izany amin'izany andro izany , rehefa mihazakazaka hiafina any amin ' ny efitrano anatiny sasany ianao . "
2CH 18:25     Alignment score: 0.438
The king of Israel said to some servants , " You people seize Micaiah and take him to Amon
, the governor of the city , and to Joash , my son .
Niteny tamin ' ny mpanompo sasany ny mpanjakan'Israely hoe : " Samborinareo vahoaka i Mikaia ary ento ho any Amona , ilay governoran ' ny tanàna izy , sy any amin'i Joasy , zanako lahy .
2CH 18:26     Alignment score: 0.339 → 0.35
You people will say to him , ' The king says : Put this man in prison and feed him with only a little bread and only a little water , until I return safely . ' "
Ianareo vahoaka hiteny aminy hoe : ' Hoy ny mpanjaka hoe : ampidiro any am - ponja io lehilahy io ary fahano mofo sy rano kely izy , mandra - piveriko soa aman - tsara . " '
2CH 18:27     Alignment score: 0.462
Then Micaiah said , " If you return safely , then Yahweh has not spoken by me . " Then he added , " Listen to this , all you people . "
Avy eo Mikaia niteny hoe : " Raha tafaverina soa aman - tsara ianao , dia tsy niteny tamin ' ny alalako Yaveh . " Dia mbola nampiany
hoe : " Henoy izany , ianareo ry vahoaka rehetra . "
2CH 18:28     Alignment score: 0.636
So Ahab , the king of Israel , and Jehoshaphat , the king of Judah , went up against Ramoth Gilead .
Koa dia niakatra hanohitra an'i Ramota Gileada i Ahaba , mpanjakan'Israely , sy Josafata , mpanjakan'i
Joda .
2CH 18:29     Alignment score: 0.29 → 0.291
The king of Israel said to Jehoshaphat , " I will disguise myself and go into the battle , but you put on your royal robes . " So the king of Israel disguised himself , and they went into the battle .
Hoy ny mpanjakan'Israely tamin'i Josafata hoe : " Hiova tava aho ary handeha ho amin ' ny ady , fa hanaovy ny akanjo lavan ' ny mpanjaka . " Koa dia niova nanao olon
- kafa ny mpanjakan'Israely , ary nandeha tany amin ' ny ady izy ireo .
2CH 18:30     Alignment score: 0.22 → 0.222
Now the king of Aram had commanded the captains of his chariots , saying , " Fight
with neither small nor great , but only with the king of Israel . "
Ary ny mpanjakan'i Syria dia nandidy ireo kapitenin'ireo kalesiny , nanao hoe : " Aza manafika ireo miaramila manan - kaja na tsy manan - kaja . Fa kosa , ny mpanjakan'Israely ihany no tafiho . "
2CH 18:31     Alignment score: 0.455 → 0.457
It came
about that when the captains of the chariots saw Jehoshaphat they said , " That is the king of Israel . " They turned around to attack him , but Jehoshaphat cried out , and Yahweh helped him . God turned them away from him .
Ary rehefa nahita an'i Josafata ireo kapitenin ' ny kalesy dia hoy izy ireo hoe : " Iny ny mpanjakan'Israely . " Niverina mba hanafika azy izy ireo , saingy nihiaka mafy Josafata , ary namonjy azy Yaveh . Navadik'Andriamanitra niala taminy izy ireo .
2CH 18:32     Alignment score: 0.404 → 0.404
It came
about that when the commanders of the chariots saw that it was not the king of Israel , they turned back from pursuing him .
Ary rehefa hitan'ireo mpifehy ny kalesy fa tsy ny mpanjakan'Israely ilay izy , dia niverina tamin ' ny fanenjehana azy izy ireo .
2CH 18:33     Alignment score: 0.279
But a certain man drew his bow at random and shot the king of Israel between the joints of his armor . Then Ahab said to the driver of his chariot , " Turn around and carry me out of the battle , for I am badly wounded . "
Saingy nisy lehilahy iray nisintona ny zana - tsipìkany ary nitifitra ny mpanjakan'Israely teo anelanelan ' ny fifandraisan ' ny fiarovany
. Avy eo Ahaba niteny tamin ' ny mpitondra kalesiny hoe : " Mitodiha ary ento mivoakan ' ny ady aho , fa maratra mafy . "
2CH 18:34     Alignment score: 0.345 → 0.355
The battle grew worse that day , and the king of Israel was held
up in his chariot facing the Arameans until the evening . About the time that the sun was going down , he died .
Niharatsy ny ady tamin'io andro io , ary ny mpanjakan'Israely dia niandry tao amin ' ny kalesiny nifanandrify tamin'ireo Syriana mandra - paharivan ' ny andro . Mandra - pilentiky ny masoandro , dia maty izy .
2CH 18     Average alignment score: 0.432 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36