Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 28:1     Alignment score: 0.52 → 0.507
Ahaz was twenty years old when he began to reign , and he reigned sixteen years in Jerusalem . He did not do what was right in the eyes of Yahweh , as David his ancestor
had done .
Roapolo taona i Ahaza no nanomboka nanjaka , ary nanjaka enina ambin ' ny folo taona tao Jerosalema izy . Tsy nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy , tahaka ny nataon'i Davida razambeny .


2CH 28:2     Alignment score: 0.263 → 0.258
Instead , he walked in the ways of the kings of Israel ; he also made cast metal figures for the Baals .
Fa kosa , nandeha tamin ' ny lalan'ireo mpanjakan'Israely izy ; nanamboatra sarin - javatra araraka ho an'ireo Bala ihany koa izy .
2CH 28:3     Alignment score: 0.342 → 0.427
In addition , he burned incense in the Valley of Ben Hinnom and he caused his children to pass
through the fire , according to the idolatrous practices of the people that Yahweh forced out of their land before the people of Israel .
Fanampin'izany , nandoro emboka manitra tao amin ' ny Lohasahan'i Bena - hinoma izy ary nandefa ireo zanany tao anaty afo , araka ireo asa fanompoan - tsampin ' ny olona izay noteren'i Yaveh hiala tamin ' ny taniny talohan ' ny vahoakan'Israely .
2CH 28:4     Alignment score: 0.51 → 0.515
He sacrificed and burned incense at the high places and on the hills and under every green tree .
Nanao sorona sy nandoro ditin - kazo manitra tao amin ' ny fitoerana avo sy teny amin'ireo havoana ary tany
ambanin ' ny hazo maitso rehetra izy .
2CH 28:5     Alignment score: 0.418 → 0.43
Therefore Yahweh the God of Ahaz gave him into the hand of the king of Aram . The Arameans defeated him and carried away from him a great crowd of captives , bringing them to Damascus . Ahaz was also given into the hand of the king of Israel who defeated him in a great slaughter .
Noho izany Yaveh Andriamanitr'i
Ahaza , dia nanolotra azy teo an - tanan ' ny mpanjakan'i Syria . Nandresy azy ny Syriana ary nitondra vahoaka gadra marobe niala teo aminy , nitondra azy ireo nankany Damaskosy . Natolotra teo an - tanan ' ny mpanjakan'Israely izay nandresy azy tamin ' ny famonoana lehibe ihany koa Ahaza .
2CH 28:6     Alignment score: 0.49 → 0.49
For Pekah son of Remaliah in one day killed 120,000 soldiers in Judah and all of them were powerful men , because they had abandoned Yahweh the God of their ancestors .
Fa Peka zanaka lahin'i Remalia , dia namono miaramila 120 000 tao Joda tao anatin
' ny iray andro , lehilahy be herim - po avokoa izy rehetra , satria izy ireo dia nahafoy an'i Yaveh , ilay Andriamanitry ny razamben'izy ireo .
2CH 28:7     Alignment score: 0.546
Zikri , a powerful man from Ephraim , killed Maaseiah the king 's son , Azrikam , the official
over the palace , and Elkanah , who was next to the king .
Zikry , lehilahy mahery iray avy any Efraima , namono an'i Mahaseia zanaka lahin ' ny mpanjaka , Azrikama , manam - pahefana eo amin ' ny lapa , ary i Elkana , izay akaiky ny mpanjaka .
2CH 28:8     Alignment score: 0.434
The army of Israel took captive from their relatives 200,000 wives , sons , and daughters
. They also took much plunder , which they carried back to Samaria .
Ny tafik'Israely dia naka babo 200 000 vady , zanaka lahy , ary zanaka vavy avy tamin'ireo havan'izy ireo . Naka babo maro be ihany koa izy ireo , izay nentiny niverina tany Samaria .
2CH 28:9     Alignment score: 0.416 → 0.418
But a prophet of Yahweh was there , his name was Oded . He went out to meet the army coming into Samaria . He said to them , " Because Yahweh , the God of your ancestors , was angry with Judah , he gave them into your hand . But you have slaughtered them in a rage that reached up to heaven .
Fa nisy mpaminanin'i Yaveh iray tany
, Obeda no anarany . Nivoaka mba hitsena ny tafika izay tonga avy any Samaria izy . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Satria Yaveh , ilay Andriamanitry ny razambenareo , tezitra tamin'i Joda , dia nanolotra azy ireo teo an - tananareo Izy . Fa namono azy ireo tamin - katezerana izay mahatakatra ny lanitra ianareo .
2CH 28:10     Alignment score: 0.355 → 0.363
And now you , people of Judah and Jerusalem , intend to make them your male slaves and female slaves . But are you not guilty of sins of your own against Yahweh your God ?
Ary mihevitra ny hihazona ireo lehilahy sy vehivavin'i Joda sy Jerosalema ho andevonareo ianareo . Fa moa ve ianareo tsy meloka tamin'ireo fahotanareo tamin'i Yaveh Andriamanitrareo ?
2CH 28:11     Alignment score: 0.357
Now then , listen to me : Send the captives back , those whom you have captured of your own brothers , for Yahweh 's burning anger is on you . "
Koa ankehitriny , mihainoa ahy : Alefaso ireo gadra , izay nalainareo tamin'ireo rahalahinareo , fa mirehitra aminareo ny hatezeran'i
Yaveh . "
2CH 28:12     Alignment score: 0.559 → 0.614
Then certain leaders of the people of Ephraim Azariah son of Jehohanan , Berekiah son of Meshillemoth , Jehizkiah son of Shallum , and Amasa son of Hadlai , stood up against those
who came back from the war .
Ary ireo mpitarika ny vahoakan'i Efraima sasany Azaria zanaka lahin'i Johanana , Berekia zanaka lahin'i Mesilemota , Jehizkia zanaka lahin'i Saloma , ary i Amasa zanaka lahin'i Hadlay , nitsangana hanohitra ireo izay niverina avy tany amin ' ny ady .
2CH 28:13     Alignment score: 0.293 → 0.299
They said to them , " You must not bring the captives here , for you intend something that will bring on us sin against Yahweh , to add to our sins and trespasses , for our trespass is great , and there is burning anger against Israel . "
Hoy izy ireo tamin'izy ireo hoe : " Aoka tsy hitondra ireo gadra aty ianareo , satria mitady hitondra zavatra izay hampanota anay hanohitra an'i Yaveh ianareo , mba hanampy ireo otanay sy ireo fahadisoanay
, fa lehibe ny fahadisoanay , ary misy firehetan - katezerana amin'Israely . "
2CH 28:14     Alignment score: 0.327 → 0.326
So the armed men left the captives and the plunder before the leaders and all the assembly .
Koa namela ireo gadra sy ireo babo teo anatrehan'ireo mpitarika sy fivondronana rehetra ireo lehilahy mitam - piadiana
.
2CH 28:15     Alignment score: 0.353 → 0.36
The men who were assigned by name got up and took the captives , and clothed all who were naked among them with the plunder . They clothed them and gave them sandals . They gave them food to eat and drink . They anointed them and put the weak ones on donkeys . They took them back to their families in Jericho , ( called the City of Palms ) . Then they returned to Samaria .
Niarina ireo lehilahy izay voatendry tamin ' ny anarana
ary naka ireo gadra , sy nampiakanjo ireo rehetra tsy nitafy teo amin'izy ireo niaraka tamin'ireo babo . Nampiakanjoan'izy ireo ireny ary nomeny kapa . Nomen'izy ireo sakafo hohanina sy zava - pisotro izy ireo . Nitsabo ny ratran'izy ireo ary nametraka ireo malemy teo ambony boriky izy ireo . Nentin'izy ireo niverina tany amin ' ny fianakaviany tany Jeriko izy ireo , ( antsoina hoe Tanànan ' ny Palma ) . Avy eo dia niverina tany Samaria izy ireo .
2CH 28:16     Alignment score: 0.543
At that time King Ahaz sent messengers to the kings of Assyria to ask them to help him .
Tamin'izany fotoana izany Ahaza Mpanjaka dia nandefa mpitondra hafatra tany
amin'ireo mpanjakan'i Asyria mba hangataka azy ireo hanampy azy .
2CH 28:17     Alignment score: 0.446
For once again the Edomites had come
and attacked Judah , carrying captives away .
Satria mbola tonga indray ireo Edomita ary nanafika an'i Joda , nitondra an'ireo gadra .
2CH 28:18     Alignment score: 0.529 → 0.572
The Philistines also invaded the cities of the lowlands and of the Negev of Judah . They took Beth Shemesh , Aijalon , Gederoth , Soko
with its villages , Timnah with its villages , and also Gimzo with its villages . They went to live in those places .
Ireo Filistina ihany koa dia nanafika ireo tanànan'ireo tany lemaka sy ny an'i Negeva ao Joda . Nalain'izy ireo i Beti - semesy , Aialona , Gederota , ary Soko sy ireo zana - bohiny , Timna sy ireo zana - bohiny , ary Gimzo sy ireo zana - bohiny ihany koa . Nandeha nipetraka tany amin'ireo toerana ireo izy ireo .
2CH 28:19     Alignment score: 0.48 → 0.48
For Yahweh humbled Judah because of Ahaz , king of Israel ; for he had acted wickedly in Judah and had been very faithless against Yahweh .
Fa i Yaveh nampietry an'i Joda noho i Ahaza , mpanjakan'Israely , satria izy nanao ratsy tao Joda sy nanota mafy dia mafy tamin'i Yaveh tokoa .
2CH 28:20     Alignment score: 0.479 → 0.467
Tiglath - Pileser , king of Assyria , came to him and troubled him instead of strengthening him .
Tiglato - pilesera , mpanjakan'i Asyria , dia tonga teo aminy ary nanakorontana azy raha tokony nankahery azy .
2CH 28:21     Alignment score: 0.366
For Ahaz plundered the house of Yahweh and the houses of the king and the leaders , to give the valuable things to the kings of Assyria . But doing this did not benefit him .
Fa i Ahaza dia nambabo ny tranon'i Yaveh sy ireo ankohonan
' ny mpanjaka ary ireo mpitarika , mba hanome zava - tsarobidy ho an'ireo mpanjakan'i Asyria . Saingy tsy nahazoany tombony ny fanaovana izany .
2CH 28:22     Alignment score: 0.344 → 0.344
This same King Ahaz became
even more faithless against Yahweh in his time of suffering .
Io Ahaza Mpanjaka io ihany no nanohitra bebe kokoa an'i Yaveh tamin ' ny fotoan ' ny fahoriany .
2CH 28:23     Alignment score: 0.394 → 0.417
For he sacrificed to the gods of Damascus , gods that had defeated him . He said , " Because the gods of the kings of Aram helped them , I will sacrifice
to them , so that they might help me . " But they were the ruin of him and of all Israel .
Satria nanao sorona tamin'ireo andriamanitr'i Damaskosy izy , andriamanitra izay efa nandresy azy . Hoy izy hoe : " Satria nanampy azy ireo ny andriamanitr'ireo mpanjakan'i Syria , dia hisorona ho azy ireo aho , mba hanampy ahy izy ireo . " Kanefa faharavana ho azy sy Israely rehetra izy ireo .
2CH 28:24     Alignment score: 0.38 → 0.386
Ahaz gathered together the furnishings of the house of God and cut them to pieces . He shut the doors of the house of Yahweh and he made for himself altars in every corner of Jerusalem .
Nangonin'i
Ahaza ireo fanaka tao amin ' ny tranon'Andriamanitra ary nokapakapainy . Nakatony ireo varavaran ' ny tranon'i Yaveh ary nanao alitara ho azy teo amin ' ny zoron'i Jerosalema rehetra izy .
2CH 28:25     Alignment score: 0.34 → 0.342
In every city of Judah he made high places to burn sacrifices
to other gods . He provoked Yahweh , the God of his ancestors , to anger .
Tany amin ' ny tanànan'i Joda rehetra no nanaovany fitoerana avo mba handorana sorona ho an'ireo andriamani - kafa . Niantsy an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'ireo razambeny izy .
2CH 28:26     Alignment score: 0.497
Now the rest of his deeds , and all his ways , first and last , see , they are written in the book of the kings of Judah and Israel .
Ary ny sisa tamin'ireo asany , sy ireo lalany
rehetra , voalohany ary farany , dia indro , efa voasoratra ao amin ' ny bokin'ireo mpanjakan'i Joda sy Israely .
2CH 28:27     Alignment score: 0.503 → 0.504
Ahaz lay down with his ancestors , and they buried him in the city , in Jerusalem , but they did not bring him into the tombs of the kings of Israel . Hezekiah , his son , became
king in his place .
Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Ahaza , ary nalevin'izy ireo tao amin ' ny tanàna , tao Jerosalema izy , fa tsy nentin'izy ireo tany amin ' ny fasan'ireo mpanjakan'Israely . Hezekia , ilay zanany lahy , no lasa mpanjaka teo amin ' ny toerany .
2CH 28     Average alignment score: 0.435 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36