Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 4:1     Alignment score: 0.604
Moreover he made an altar of bronze ; its length was twenty cubits , and its width was twenty cubits . Its height was ten cubits .
Ankoatra an'izay
dia nanamboatra alitara varahina izy , roapolo hakiho ny halavany , ary roapolo hakiho ny sakany . Folo hakiho ny haavony .


2CH 4:2     Alignment score: 0.431 → 0.43
He also made the round
sea of cast metal , ten cubits from brim to brim . Its height was five cubits , and the sea was thirty cubits in circumference .
Nataony vy ihany koa ny manodidina ny tavin - drano , folo hakiho ny molony . Dimy hakiho ny haavony , ary telopolo hakiho ny manodidina an'ilay tavin - drano .
2CH 4:3     Alignment score: 0.237 → 0.239
Under the brim encircling the sea were bulls , ten to each cubit , cast in one piece with the sea when the sea itself was cast .
Ny ambanin ' ny molotr'ilay tavin - drano manodidina dia nisy ombilahy , folo isaky ny hakiho , natambatra ho iray miaraka amin ' ny tavin - drano rehefa vita ilay tavin - drano .
2CH 4:4     Alignment score: 0.247 → 0.26
The large basin known as " The Sea " was set upon twelve oxen , three looking toward the north , three looking toward the west , three looking toward the south , and three looking toward the east . " The Sea " was set on top of them , and all their hindquarters were toward the inside .
Napetraka
teo ambonin ' ny omby roa ambin ' ny folo ny tavin - drano , ny telo mitodika mianavaratra , ny telo mitodika miankandrefana , ny telo mitodika mianatsimo , ary ny telo mitodika miatsinanana . Napetraka teo an - tendron'ireo ny tavin - drano , ary nifanila ny zorony efatr'izy ireo .
2CH 4:5     Alignment score: 0.173 → 0.202
" The Sea " was as thick as the width of a hand , and its brim was forged like the brim of a cup , like a lily blossom . " The Sea " held
three thousand baths of water .
Matevina tahaka ny vodivoam - pelatanana ilay tavin - drano , ary ny molony dia voatefy tahaka ny molotra kapoaka , tahaka ny vonin ' ny lilia .
2CH 4:6     Alignment score: 0.264 → 0.267
He made also ten basins for washing things ; he put five on the south side , and five on the north ; items used in performing the burnt offering were to be washed in them . The large basin known as " The Sea " was used by the priests for them to wash .
Mahalany rano telo arivo bata ny tavin - drano . Nanamboatra koveta folo lehibe ho fanasana zavatra ihany koa izy ; nasiany dimy teo an - kavanana , ary dimy teo an - kavia ; fitaovana ampiasaina amin ' ny fanatanterahana ny fanatitra dorana no nosasana teo amin'ireo . Ny tavin - drano kosa , mba hisasan'ireo mpisorona .
2CH 4:7     Alignment score: 0.454 → 0.457
He made the ten lampstands
of gold that were made from the instructions for their design ; he placed them in the temple , five on the right hand , and five on the left .
Nanamboatra ireo fitoeran - jiro volamena folo izay natao araka ireo toromarika ho an ' ny sary izy ; napetrany tao an - tempoly ireo , dimy teo amin ' ny ankavanana , ary dimy teo amin ' ny ankavia .
2CH 4:8     Alignment score: 0.527
He made ten tables and placed them in the temple , five on the right side , and five on the left . He made one hundred basins of gold .
Nanamboatra latabatra folo izy ka napetrany tao an - tempoly ireo , dimy teo amin ' ny ankavanana , ary dimy teo amin ' ny ankavia . Nanamboatra koveta volamena zato izy .
2CH 4:9     Alignment score: 0.407 → 0.406
Furthermore he made the courtyard of the priests , and the great court and the doors for the court and overlaid their doors with bronze .
Fanampin'izany dia nanamboatra kianjan ' ny mpisorona sy kianja lehibe , ary varavaran
' ny kianja izy ; nopetahany varahina ireo varavaran'ireo .
2CH 4:10     Alignment score: 0.16 → 0.163
He placed the basin known as " The Sea " on the east side of the temple , facing toward the south .
Napetrany teo amin ' ny ilany ankavanan
' ny trano , tany atsinanana , mitodika mianatsimo ilay tavin - drano .
2CH 4:11     Alignment score: 0.498
Huram
made the pots , the shovels , and the sprinkling bowls . So Huram finished the work that he did for King Solomon in the house of God :
Nanamboatra vilany , lapelina fandraofana , ary lovia famafazana i Hirama . Ka dia vitan'i Hirama ny asa izay nataony ho an'i Solomona Mpanjaka tao an - tranon'Andriamanitra :
2CH 4:12     Alignment score: 0.379 → 0.394
the two pillars , the bowl - like capitals that were on top of the two pillars , and the two sets of decorative latticework to cover the two bowl - like capitals that were on top of the pillars .
dia ireo andry roa , kapitaly boribory izay teo an - tapon ' ny andry roa , ary fitoeran ' ny haingo makarakara roa mba hanaronana ireo kapitaly boribory roa izay teo an - tampon'ireo andry .
2CH 4:13     Alignment score: 0.338 → 0.349
He had made the four hundred pomegranates for the two sets of decorative latticework : two rows of pomegranates for each set of latticework to cover the two bowl - like capitals that were on the pillars .
Efa nanamboatra ampongabendanitra efa - jato ho an'ireo haingo makarakara izy : ampongabendanitra roa andalana isaky ny fitoeran ' ny makarakara avy mba hanaronana ny kapitaly boribory roa izay teo amin'ireo andry .
2CH 4:14     Alignment score: 0.317
He also made the stands and the basins to go on the stands ;
Nanamboatra tsangànana sy koveta natao teo ambonin'ilay tsangànana ihany koa izy ;
2CH 4:15     Alignment score: 0.315
one sea and the twelve bulls under it ,
tavin - drano iray sy omby roa ambin ' ny folo eo ambaniny
,
2CH 4:16     Alignment score: 0.426 → 0.424
also the pots , shovels , meat forks , and all the other implements that Huram
- Abi made of polished bronze for King Solomon , for the house of Yahweh .
ireo vilany , lapelina fandraofana , fitrebika , ary fitaovana hafa rehetra ihany koa . Nataon'i Hirama ilay matihanina tamin ' ny varahina voadio , ho an'i Solomona Mpanjaka , ho an ' ny tranon'i Yaveh ireo .
2CH 4:17     Alignment score: 0.606
The king had cast them in the plain of the Jordan , in the clay ground between Sukkoth and Zarethan .
Narendriky ny mpanjaka teo amin ' ny lemaky
ny Jordana ireo , teo amin ' ny tanimanga anelanelan'i Sokota sy Zaretana .
2CH 4:18     Alignment score: 0.416
Thus
Solomon made all these vessels in great abundance ; indeed , the weight of the bronze could not be known .
Dia toy izany , no nanamboaran'i Solomona ireo fanaka rehetra maro be ireo ; tsy afaka nofantarina tokoa ny lanjan ' ny varahina .
2CH 4:19     Alignment score: 0.479 → 0.503
Solomon made all the furnishings that were in the house of God , the golden altar also , and the tables on which the bread of the presence was to be placed ;
Nanamboatra ny fanaka rehetra izay tao an - tranon'Andriamanitra i Solomona , ny alitara volamena ihany koa , ary ireo latabatra izay nametrahana ny mofon ' ny fanatrehana
;
2CH 4:20     Alignment score: 0.29 → 0.286
the lampstands
with their lamps , that were designed to burn before the inner room these were made of pure gold ;
ny fitoeran - jiro mbamin ' ny jiron'ireo , izay voatokana ho dorana eo anoloan ' ny efitra anatiny ireo dia vita tamin ' ny volamena madio ;
2CH 4:21     Alignment score: 0.511 → 0.515
and the flowers , the lamps , and the tongs , of gold , pure gold .
ary ireo voninkazo , ireo jiro , ary ny lelan
- jiro , dia volamena , volamena madio .
2CH 4:22     Alignment score: 0.458 → 0.47
Also the lamp trimmers , basins , spoons , and incense burners were all made of pure gold . As for the entrance into the house , its inner doors into the most holy place and the doors of the house , that is , of the temple , were made of gold .
Ny fanapahan - jiro , ny koveta , ny sotro , ary ditin - kazo manitra fandoro ihany koa dia vita tamin ' ny volamena madio avokoa . Ny amin ' ny fidirana mankao an - trano , ireo varavarana anatiny mankao amin ' ny toerana masina indrindra ary ny varavaran
' ny trano , izay , an ' ny tempoly , dia vita tamin ' ny volamena .
2CH 4     Average alignment score: 0.381 for 22 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36