Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36 


2CH 9:1     Alignment score: 0.402 → 0.4
When the queen of Sheba heard the report about Solomon , she came
to Jerusalem to test him with hard questions . She came with a very long caravan , with camels loaded with spices , much gold , and many precious gemstones . When she had come to Solomon , she told him all that was in her heart .
Rehefa nandre ny lazan'i Solomona ny mpanjaka vavin'i Sheba , dia nakany Jerosalema izy mba hitsapa azy amin ' ny fanontaniana sarotra . Nandeha niaraka tamin ' ny mpanao rodobe lava dia lava , sy rameva nampilanjaina zava - manitra , volamena maro be , ary vatosoa sarobidy maro izy . Rehefa tonga tany amin'i Solomona izy , dia nambarany taminy avokoa izay rehetra tao am - pony .


2CH 9:2     Alignment score: 0.426 → 0.412
Solomon answered her all her questions ; nothing was too difficult for Solomon ; there was no question
that he did not answer .
Novalian'i Solomona avokoa ireo fanontaniany rehetra ; tsy dia nisy sarotra loatra ho an'i Solomona ; tsy nisy fanontaniana izay tsy voavaliny .
2CH 9:3     Alignment score: 0.424
When the queen of Sheba saw Solomon 's wisdom and the palace that he had built ,
Rehefa hitan
' ny mpanjaka vavin'i Sheba ny fahendren'i Solomona sy ny lapa izay efa naoriny ,
2CH 9:4     Alignment score: 0.339
the food on his table , the seating of his servants , the work of his servants and their clothing , also his cupbearers and their clothing , and the burnt offerings
he made at the house of Yahweh , there was no more breath in her .
ny sakafo teo ambony latabany , ny fipetran'ireo mpanompony , ny asan'ireo mpanompony ary ny fitafian'izy ireo , ireo mpitondra kapoakany sy fitafiany ihany koa , ary ny fomba izay nanolorany ny fanatitra dorana tao an - tranon'i Yaveh , dia tsy nisy fanahy intsony tao aminy .
2CH 9:5     Alignment score: 0.37
She said to the king , " It is true , the report that I heard in my own land of your words and your wisdom .
Dia hoy izy tamin ' ny mpanjaka hoe : " Marina tokoa , ny tatitra izay reko tany
amin ' ny taniko momba ireo teninao sy ny fahendrenao .
2CH 9:6     Alignment score: 0.303 → 0.305
I did not believe what I heard until I came
here , and now my eyes have seen it . Not half was told me about the greatness of your wisdom and wealth ! You have exceeded the report that I heard .
Tsy nino izay reko aho ambara - pahatongavako teto , ary ankehitriny dia hitan ' ny masoko izany . Tsy antsasany akory no nolazaina tamiko momban ' ny fahendrenao sy ny harenao ! Nihoaranao ny laza izay reko .
2CH 9:7     Alignment score: 0.363
How blessed are your men , and how blessed are your servants who constantly stand before you , because they hear your wisdom .
Endrey sambatra ny vahoakanao
, ary sambatra ireo mpanomponao izay efa teo anatrehanao foana , satria mandre ny fahendrenao izy ireo .
2CH 9:8     Alignment score: 0.411 → 0.417
Blessed be Yahweh your God , who has taken pleasure in you , who placed you on his throne , to be king for Yahweh your God . Because your God loved Israel , in order to establish them forever , he had made you king over them , for you to do justice and righteousness ! "
Isaorana anie Yaveh Andriamanitrao , izay faly nandray anao , izay nametraka anao teo amin ' ny seza fiandrianany
, mba ho mpanjaka ho an'i Yaveh Andriamanitrao . Satria ny Andriamanitrao efa nitia an'Israely , mba hametrahana azy ireo mandrakizay , dia nataony ho mpanjaka teo amin'izy ireo ianao , mba hanaovanao ny rariny sy fahamarinana ! "
2CH 9:9     Alignment score: 0.423 → 0.424
She gave the king 120 talents of gold and a large amount of spices and precious stones . There had never been such spices as these
that the queen of Sheba gave to King Solomon .
Nomeny talenta volamena 120 ny mpanjaka ary zava - manitra sy vato sarobidy maro . Tsy nisy fatran - java - manitra maro noho ireo izay nomen ' ny mpanjaka vavin'i Seba ho an'i Solomona Mpanjaka mbola nomena ho azy indray .
2CH 9:10     Alignment score: 0.625
The servants of Hiram and the servants of Solomon , who brought gold from Ophir , also brought algum wood and precious stones .
Ireo mpanompon'i
Hirama sy ireo mpanompon'i Solomona , izay nitondra volamena avy tany Ofira , dia nitondra hazo almoga sy vato sarobidy ihany koa .
2CH 9:11     Alignment score: 0.392
With the algum wood , the king made steps for the house of Yahweh and for his house , as well as harps and lutes for the musicians . No wood like this had been seen before in the land of Judah .
Tamin ' ny hazo almoga , dia nanao dingana ho an ' ny tranon'Andriamanitra sy ny tranony
ny mpanjaka , ary koa harpa sy lokanga ho an'ireo mpitendry . Tsy mbola nisy hazo toy izany ka hita tany amin ' ny tanin ' ny Joda tany aloha .
2CH 9:12     Alignment score: 0.336
King Solomon gave to the queen of Sheba everything she desired and whatever she asked for ; he gave her more than what she had brought to the king . So she left and went back to her own land , she and her servants .
Dia nomen'i Solomona Mpanjaka ireo zavatra izay niriany ny mpanjaka vavin'i Sheba
, na inona na inona nangatahany , ho fanampin'izay efa nentiny tamin ' ny mpanjaka . Koa dia lasa izy ary niverina tany amin ' ny taniny , izy sy ireo mpanompony .
2CH 9:13     Alignment score: 0.524
Now the weight of gold that came to Solomon in one year was 666 talents of gold ,
Ary ny lanjam
- bolamena tonga tany amin'i Solomona tao anatin ' ny herintaona dia talenta volamena 666 ,
2CH 9:14     Alignment score: 0.424 → 0.43
besides the gold that the traders and merchants brought . All the kings of Arabia and the governors
in the country also brought gold and silver to Solomon .
ankoatra ny volamena izay nentin'ireo mpiserasera sy ireo mpandranto . Ireo mpanjakan'i Arabia rehetra sy ireo governora tao amin ' ny firenena ihany koa dia nitondra volamena sy volafotsy ho an'i Solomana .
2CH 9:15     Alignment score: 0.373 → 0.415
King Solomon made two hundred large shields of beaten gold . Six hundred shekels of gold went into each one .
Nanamboatra apinga volamena voafantina lehibe roanjato i Solomona Mpanjaka . Sekely volamena eninjato nomena ho an ' ny tsirairay .
2CH 9:16     Alignment score: 0.372 → 0.434
He also made three hundred shields of beaten gold . Three minas of gold went into each shield ; the king put them into the House of the Forest of Lebanon .
Nanamboatra apinga volamena voafantina telonjato ihany koa izy . Mina volamena telo no nanaronana ny apinga tsirairay ; napetraky ny mpanjaka tao amin ' ny Lapan
' ny Alan'i Libanona ireo .
2CH 9:17     Alignment score: 0.353 → 0.377
Then the king made a great throne of ivory and overlaid it with pure gold .
Avy eo ny mpanjaka nanamboatra seza fiandrianana ivoara
lehibe ary nopetahiny takela - bolamena tena manify indrindra izany .
2CH 9:18     Alignment score: 0.252 → 0.322
There were six steps to the throne , and a footstool of gold was attached to the throne . On each side of the throne there were armrests with two lions standing beside each of them .
Dingana enina no nankeo amin ' ny seza fiandrianana , ary boribory ny tao aorian ' ny tampon ' ny seza fiandrianana . Nisy fitehenan - tanana
teo amin ' ny andanin ' ny fipetrahana tsirairay , ary nisy liona roa nijoro teo amin'ireo andanin ' ny fitehenan - tanana .
2CH 9:19     Alignment score: 0.355 → 0.369
Twelve lions stood on the steps , one on each side of each of the six steps . There was no throne like it in any other kingdom .
Liona roa ambin ' ny folo no nijoro teo amin'ireo dingana , iray isaky ny andanin
' ny isaky ny dingana enina . Tsy mbola nisy seza fiandrinana toy ity tany amin ' ny fanjakàna hafa .
2CH 9:20     Alignment score: 0.469 → 0.471
All King Solomon 's drinking cups were gold , and all the drinking cups in the House of the Forest of Lebanon were of pure gold . None were silver because silver was not considered valuable in Solomon 's days .
Volamena avokoa ireo kapoaka fisotroan'i
Solomona Mpanjaka , ary ny kapoka fisotroana rehetra tao amin ' ny Tranon ' ny Alan'i Libanona dia volamena tsy mifangaro avokoa . Tsy nisy volafotsy satria tsy noheverina ho sarobidy ny volafotsy tamin ' ny andron'i Solomona .
2CH 9:21     Alignment score: 0.467 → 0.493
The king had at sea a fleet of ships of Tarshish , along with the servants of Hiram . Once every three years the ships of Tarshish brought gold , silver , and ivory , as well as apes and baboons .
Ny mpanjaka dia nanana sambo mpandeha an - dranomasina , niaraka tamin'ireo sambon'i Hirama . Indray mandeha isan - telo taona no nitondran ' ny sambo volamena , volafotsy , ary ivoara
, mbamin'ireo rajako sy gidro .
2CH 9:22     Alignment score: 0.563
So King Solomon exceeded all the kings of the world in riches and in wisdom .
Noho izany dia nihoatra ireo mpanjaka rehetra eran'izao tontolo izao tamin ' ny harena sy fahendrena i Solomona Mpanjaka .
2CH 9:23     Alignment score: 0.346
All the kings of the earth sought the presence of Solomon in order to hear his wisdom , which God had put in his heart .
Izao tontolo izao dia nitady ny fanatrehan'i
Solomona mba handre ny fahendreny , izay efa napetrak'Andriamanitra tao am - pony .
2CH 9:24     Alignment score: 0.339 → 0.351
Those
who visited brought tribute , vessels of silver and of gold , clothes , weapons , and spices , as well as horses and mules , year after year .
Ireo izay nitsidika dia nitondra rakitra , fanaka volafotsy sy volamena , fitafiana , fiarovana , ary zava - manitra , ary soavaly sy apondra , isan - taona .
2CH 9:25     Alignment score: 0.444
Solomon had four thousand stalls for horses and chariots , and twelve thousand horsemen , which he stationed in the chariot cities and with himself in Jerusalem .
Nanana fihinanam - bilona efatra arivo ho an'ireo soavaly sy ireo kalesy i Solomona , ary mpitaingin - tsoavaly roa arivo sy iray alina , izay natobiny tao amin ' ny tanànan
' ny kalesy sy niaraka taminy tany Jerosalema .
2CH 9:26     Alignment score: 0.453
He ruled over all the kings from the Euphrates River to the land of the Philistines , and to the border of Egypt .
Nanapaka teo amin'ireo mpanjaka rehetra hatrany amin ' ny Ony Eofrata ka hatrany amin ' ny tanin ' ny Filistina izy , ary hatrany amin ' ny sisin - tanin'i Egypta .
2CH 9:27     Alignment score: 0.375 → 0.403
The king had silver in Jerusalem , as much as the stones on the ground . He made cedar wood to be as abundant as the sycamore fig trees that are in the lowlands .
Nanana volafotsy tany
Jerosalema ny mpanjaka , betsaka noho ireo vatosoa teny amin ' ny tany . Nanamboatra hazo sedera betsaka noho ireo hazo amontana aviavy izay tao amin ' ny tany lemaka izy .
2CH 9:28     Alignment score: 0.624 → 0.624
They brought horses for Solomon from Egypt and from all the lands .
Nitondra soavaly ho an'i Solomona avy any Egypta sy avy any amin ' ny tany rehetra izy ireo .
2CH 9:29     Alignment score: 0.384 → 0.494
As for the other matters concerning Solomon , first and last , are they not written in The History of Nathan the Prophet , in The Prophecy of Ahijah the Shilonite , and in The Visions of Iddo the Seer ( which also had information about Jeroboam son of Nebat ) ?
Ny amin'ireo raharaha hafa mahakasika an'i Solomona , voalohany sady farany , tsy efa voasoratra tao amin ' ny Tantaran'i Natana mpaminany , tao amin ' ny Faminanian'i Ahija ilay Silonita , sy tao amin ' ny Fahitan'Ido mpahita mahakasika an'i Jeroboama zanaka lahin'i Nebata ve izany ?
2CH 9:30     Alignment score: 0.39 → 0.403
Solomon reigned in Jerusalem over all Israel for forty years .
Nanjaka teo amin'Israely rehetra nandritry
ny efapolo taona i Solomona .
2CH 9:31     Alignment score: 0.425 → 0.425
He lay down with his ancestors and the people buried him in the city of David his father . Rehoboam , his son , became king in his place .
Nody mandry niaraka tamin'ireo razambeny izy ary ny vahoaka nandevina azy tany
amin ' ny tanànan'i Davida rainy . Rehoboama , zanaka lahiny , no tonga mpanjaka nandimby ny toerany .
2CH 9     Average alignment score: 0.417 for 31 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29  30  31  32  33  34  35  36