Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 2:1     Alignment score: 0.788
These were the sons of Israel : Reuben , Simeon , Levi , Judah , Issachar , Zebulun ,
Ireto avy ireo zanaka lahin'Israely : Robena , Simeona , Levy , Joda , Isakara , Zebolona ,


1CH 2:2     Alignment score: 0.964
Dan , Joseph , Benjamin , Naphtali , Gad , and Asher .
Dana , Josefa , Benjamina , Naftaly , Gada , ary Asera .
1CH 2:3     Alignment score: 0.619
Judah 's sons were Er , Onan , and Shelah
, who were born to him by Shua 's daughter , a Canaanite woman . Er , Judah 's firstborn , was wicked in the sight of Yahweh , and Yahweh killed him .
Ireo zanaka lahin'i Joda dia i Era , Onana , ary Sela , izay naterany tamin ' ny zanaka vavin'i Batsoa , ilay Kananita . Era , lahimatoan'i Joda , dia ratsy fanahy teo imason'i Yaveh , ary novonoin'i Yaveh izy .
1CH 2:4     Alignment score: 0.579 → 0.579
Tamar , his daughter-in-law
, bore him Perez and Zerah . Judah had five sons .
Tamara , vinantony vavy , niteraka an'i Fareza sy Zera taminy . Nanan - janaka lahy dimy i Joda .
1CH 2:5     Alignment score: 0.29 → 0.687
Perez 's sons were Hezron and Hamul .
Hezrona sy Hamola no zanaka lahin'i Fareza .
1CH 2:6     Alignment score: 0.688
Zerah 's sons were Zimri , Ethan , Heman , Kalkol , and Darda , five in all .
Ireo zanaka lahin'i Zera kosa dia Zimry , Etana , Hemana , Kalkola , ary Dara , dimy ny fitambarany
.
1CH 2:7     Alignment score: 0.349 → 0.393
Karmi 's son was Achar , who brought trouble on Israel when he acted faithlessly in regard to what was devoted to God .
Ny zanaka lahin'i Karmy dia i Akara , izay nitondra fikorontanana teo amin'Israely rehefa nangalatra izay voatokana ho an'Andriamanitra izy .
1CH 2:8     Alignment score: 0.261 → 0.775
Ethan 's son was Azariah .
Azaria no zanaka lahin'i Etana .
1CH 2:9     Alignment score: 0.199 → 0.521
Hezron 's sons were Jerahmeel , Ram , and Caleb .
Jeramela , Rama , ary Kelobay no zanaka
lahin'i Hezrona .
1CH 2:10     Alignment score: 0.621
Ram became the father of Amminadab , and Amminadab became the father of Nahshon , a leader among Judah 's descendants .
Rama niteraka an'i Aminadaba , ary Aminadaba niteraka an'i Nasona , mpitarika iray eo amin'ireo taranak'i Joda .
1CH 2:11     Alignment score: 0.532
Nahshon became the father of Salmon , and Salmon became the father of Boaz .
Nasona niteraka an'i Salma , ary Salma niteraka an'i Boaza .
1CH 2:12     Alignment score: 0.666
Boaz became the father of Obed , and Obed became the father of Jesse .
Boaza niteraka an'i Obeda
, ary Obeda niteraka an'i Jese .
1CH 2:13     Alignment score: 0.717
Jesse became the father of his firstborn Eliab , Abinadab the second , Shimea
the third ,
Jese niteraka an'i Eliaba lahimatoany , i Abinadaba faharoa , Simea fahatelo ,
1CH 2:14     Alignment score: 0.808
Nethanel the fourth , Raddai the fifth ,
Netanela fahefatra , Raday fahadimy ,
1CH 2:15     Alignment score: 0.863
Ozem the sixth , and David the seventh .
Ozema fahenina , ary Davida fahafito .
1CH 2:16     Alignment score: 0.537 → 0.544
Their sisters were Zeruiah and Abigail . The sons of Zeruiah were Abishai , Joab , and Asahel , three of them .
Abigaila sy Zeroba no anabavin'izy ireo . Abisay , Joaba , ary Asahela , telo mirahalahy no zanaka
lahin'i Zeroba .
1CH 2:17     Alignment score: 0.596
Abigail bore Amasa , whose father was Jether the Ishmaelite
.
Abigaila niteraka an'i Amasa , izay Jitra ilay Ismaelita no rainy .
1CH 2:18     Alignment score: 0.592 → 0.714
Caleb son of Hezron became the father of children by Azubah , his wife , and by Jerioth . His sons were Jesher , Shobab , and Ardon .
Kaleba zanaka lahin'i Hezrona niteraka zanaka
avy tamin'i Azoba , vadiny , sy tamin'i Jeriota . Jasera , Sobaba , ary Ardona no zanany lahy .
1CH 2:19     Alignment score: 0.526
Azubah died
, and then Caleb married Ephrath , who bore him Hur .
Maty Azoba , ary dia nalain'i Kaleba ho vady i Efrata , izay niteraka an'i Hora taminy .
1CH 2:20     Alignment score: 0.529
Hur became the father of Uri , and Uri became the father of Bezalel .
Hora niteraka an'i Ory , ary Ory niteraka an'i Bezalila .
1CH 2:21     Alignment score: 0.561 → 0.572
Later Hezron ( when he was sixty years old ) married the daughter of Makir , the father of Gilead . She bore him Segub .
Taty aoriana kely Hezrona ( rehefa enim - polo taona izy ) dia nampakatra ny zanaka vavin'i Makira , rain'i
Gileada . Niteraka an'i Segoba taminy izy .
1CH 2:22     Alignment score: 0.517 → 0.479
Segub became the father of Jair , who controlled twenty - three cities in the land of Gilead .
Segoba niteraka an'i Jaira , izay nifehy tanàna telo amby roa - polo tao amin ' ny tanin'i Gileada .
1CH 2:23     Alignment score: 0.505 → 0.506
Geshur and Aram took Havvoth Jair and Kenath , as well as sixty surrounding towns . All these
inhabitants were descendants of Makir , the father of Gilead .
Nalain'i Gesora sy Arama ny renivohitr'i Jaira sy Kenata , mbamin'ireo renivohitra enim - polo manodidina . Samy taranak'i Makira , rain'i Gileada avokoa ireo mponina rehetra ireo .
1CH 2:24     Alignment score: 0.477 → 0.558
After the death of Hezron , Caleb went to Ephrathah
, the wife of his father Hezron . She bore him Ashhur , the father of Tekoa .
Taorian ' ny nahafatesan'i Hezrona , dia nandry niaraka tamin'i Efrata , vadin'i Hezrona rainy i Kaleba . Niteraka an'i Asora , rain'i Tekoa taminy izy .
1CH 2:25     Alignment score: 0.722
The sons of Jerahmeel , the firstborn of Hezron , were Ram the firstborn , Bunah , Oren , Ozem , and Ahijah .
Ary ireo zanaka lahin'i Jeramela , ilay lahimatoan'i
Hezrona , dia i Rama ilay lahimatoa , Bona , Orena , Ozema , ary Ahia .
1CH 2:26     Alignment score: 0.564 → 0.576
Jerahmeel had another wife , whose name was Atarah . She was the mother of Onam .
Mbola nanana vady hafa koa i Jeramela , izay Atara no anarany . Izy no renin'i
Onama .
1CH 2:27     Alignment score: 0.694
The sons of Ram , the firstborn of Jerahmeel , were Maaz , Jamin , and Eker .
Ireo zanaka lahin'i Rama , ilay lahimatoan'i
Jeramela , dia i Maza , Jamina , ary Ekera .
1CH 2:28     Alignment score: 0.769
The sons of Onam were Shammai and Jada . The sons of Shammai were Nadab and Abishur .
Samay sy Jada no zanaka
lahin'i Onama . Nadaba sy Abisora no zanaka lahin'i Samay .
1CH 2:29     Alignment score: 0.647
The name of the wife of Abishur was Abihail , and she bore him Ahban
and Molid .
Ny anaran ' ny vadin'i Abisora dia Abihaila , ary niteraka an'i Abana sy Molida taminy izy .
1CH 2:30     Alignment score: 0.319 → 0.609
The sons of Nadab were Seled and Appaim , but Seled died
without children .
Saleda sy Apaima no zanaka lahin'i Nadaba , fa i Saleda kosa dia maty tsy nanan - janaka . Jisy no zanaka lahin'i Apaima .
1CH 2:31     Alignment score: 0.612 → 0.612
The son of Appaim was Ishi . The son of Ishi was Sheshan . The son of Sheshan was Ahlai .
Sesana no zanaka lahin'i Jisy . Ahelay no zanaka lahin'i Sesana .
1CH 2:32     Alignment score: 0.594 → 0.595
The sons of Jada , the brother of Shammai , were Jether and Jonathan . Jether died
without children .
Ireo zanaka lahin'i Jada , rahalahin'i Samay , dia Jatera sy Jonatana . Maty tsy nanan - janaka i Jatera .
1CH 2:33     Alignment score: 0.39 → 0.509
The sons of Jonathan were Peleth and Zaza . These
were the descendants of Jerahmeel .
Paleta sy Zaza no zanaka lahin'i Jonatana . Ireo no taranak'i Jeramela .
1CH 2:34     Alignment score: 0.446 → 0.448
Now Sheshan had no sons , only daughters
. Sheshan had a servant , an Egyptian , whose name was Jarha .
Ary Sesana tsy nanan - janaka lahy , fa zanaka vavy ihany . Nanana mpanompo i Sesana , izay Egyptiana , Jara no anarany .
1CH 2:35     Alignment score: 0.463
Sheshan gave his daughter
to Jarha his servant as his wife . She bore him Attai .
Nomen'i Sesana ho an'i Jara mpanompony ny zanany vavy mba ho vadiny . Niteraka an'i Atahy taminy izy .
1CH 2:36     Alignment score: 0.746
Attai became the father of Nathan , and Nathan became the father of Zabad .
Atahy niteraka an'i Natana , ary Natana niteraka an'i Zabada .
1CH 2:37     Alignment score: 0.702
Zabad became the father of Ephlal , and Ephlal became the father of Obed .
Zabada niteraka an'i Efiala , ary Efiala niteraka an'i Obeda
.
1CH 2:38     Alignment score: 0.696
Obed became the father of Jehu , and Jehu became the father of Azariah .
Obeda
niteraka an'i Jeho , ary Jeho niteraka an'i Azaria .
1CH 2:39     Alignment score: 0.678
Azariah became the father of Helez , and Helez became the father of Eleasah
.
Azaria niteraka an'i Haleza , ary Haleza niteraka an'i Elasa .
1CH 2:40     Alignment score: 0.721
Eleasah
became the father of Sismai , and Sismai became the father of Shallum .
Elasa niteraka an'i Sismay , ary Sismay niteraka an'i Saloma .
1CH 2:41     Alignment score: 0.724
Shallum became the father of Jekamiah , and Jekamiah became the father of Elishama .
Saloma niteraka an'i Jekamia , ary Jekamia niteraka an'i Elisama .
1CH 2:42     Alignment score: 0.636
The sons of Caleb , the brother of Jerahmeel , were Mesha his firstborn , who was the father of Ziph . His second son , Mareshah , was the father of Hebron .
Ireo zanaka lahin'i Kaleba , rahalahin'i
Jeramela , dia Mesa lahimatoany , izay razamben ' ny any Zifa . Ny zanany lahy faharoa , Maresa , no razamben ' ny any Hebrona .
1CH 2:43     Alignment score: 0.684 → 0.689
The sons of Hebron were Korah , Tappuah , Rekem
, and Shema .
Kora , Tapoa , Rakema , ary Sema no zanaka lahin'i Hebrona .
1CH 2:44     Alignment score: 0.656
Shema
became the father of Raham , the father of Jorkeam . Rekem became the father of Shammai .
Sema niteraka an'i Rahama , rain'i Jorkeama . Rakema niteraka an'i Samay .
1CH 2:45     Alignment score: 0.673 → 0.673
The son of Shammai was Maon , and Maon was the father of Beth Zur .
Maona no zanaka lahin'i Samay , ary Maona no razamben'i Beti - zora .
1CH 2:46     Alignment score: 0.808
Ephah , Caleb 's concubine , bore Haran , Moza , and Gazez . Haran became the father of Gazez .
Efaha , vaditsindranon'i
Kaleba , niteraka an'i Harana , Moza , ary Gazeza . Ary Harana niteraka an'i Gazeza .
1CH 2:47     Alignment score: 0.354 → 1.004
The sons of Jahdai were Regem , Jotham , Geshan , Pelet , Ephah , and Shaaph .
Ragema , Jotama , Gesana , Paleta
, Efaha , ary Safa no zanaka lahin'i Jeday .
1CH 2:50     Alignment score: 0.546 → 0.55
These were the descendants of Caleb . The sons of Hur the firstborn of Ephrathah
: Shobal the father of Kiriath Jearim ,
Ireto avy ny zanaka lahin'i Hora , lahimatoany avy tamin'i Efrata : Sobala razamben ' ny any Kiriata - Jearima ,
1CH 2:51     Alignment score: 0.621
Salma the father of Bethlehem , and Hareph the father of Beth Gader
.
Salma razamben'i Betlehema , ary Harefa razamben ' ny any Beti - gadera .
1CH 2:52     Alignment score: 0.462
Shobal the father of Kiriath Jearim had descendants : Haroeh , half of the Manahathites ,
Sobala razamben
' ny any Kiriata Zarima dia nanana taranaka : Haroe , ny antsasaky ny vahoaka Hamenakota ,
1CH 2:53     Alignment score: 0.26
and the clans of Kiriath Jearim : the Ithrites , Puthites , Shumathites , and Mishraites . The Zorathites and Eshtaolites descended from these
.
ary ireo fokon'i Kiriata Zarima : dia ireo Jitrita , Potita , Somatita , ary Misraita . Ireo Zoraita sy Estaolita dia taranaka avy amin'izy ireo .
1CH 2:54     Alignment score: 0.509 → 0.51
The descendants of Salma were Bethlehem , the Netophathites
, Atroth Beth Joab , and half of the Manahathites the Zorites ,
Ireto manaraka ireto ny fokon'i Salma : Betlehema , ireo Netofatita , Atrota Beti - Joaba , ary ny antsasak'ireo Hamanatita ireo Zoraita ,
1CH 2:55     Alignment score: 0.351
and the clans of the scribes who lived at Jabez : the Tirathites , Shimeathites , and Sucathites . These
were the Kenites who came from Hammath , father of the house of Rekab .
ireo fokon'ireo mpanora - dalàna izay nonina tany Jabeza dia : ireo Tiratita , Simeatita , ary ny Sokatita . Ireo no Kenita izay taranaka avy tamin'i Hamata , razamben'ireo Rekabita .
1CH 2     Average alignment score: 0.607 for 53 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29