Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:18
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29 


1CH 8:1     Alignment score: 0.759
Benjamin 's five sons were Bela his firstborn , Ashbel , Aharah ,
Ireo zanaka dimy lahin'i Benjamina dia Bela lahimatoany
, Asbela , Ahara ,


1CH 8:2     Alignment score: 0.636
Nohah , and Rapha
.
Noha , ary Rafa .
1CH 8:3     Alignment score: 0.721 → 0.737
Bela 's sons were Addar
, Gera , Abihud ,
Ireo zanaka lahin'i Bela dia Adara , Gera , Abihoda ,
1CH 8:4     Alignment score: 0.761
Abishua , Naaman , Ahoah ,
Abisoa , Namana , Ahoa ,
1CH 8:5     Alignment score: 0.762 → 0.764
Gera , Shephuphan , and Huram
.
Gera , Sefofana , ary Horama
1CH 8:6     Alignment score: 0.439 → 0.439
These were the descendants of Ehud who were heads of fathers ' houses for the inhabitants of Geba , who were compelled to move to Manahath :
Ireto ny taranak'i Ehoda izay lohan
' ny fianakavian ' ny mponin'i Geba , izay voatery nifindra tany Manahata :
1CH 8:7     Alignment score: 0.521
Naaman , Ahijah , and Gera . The last , Gera , led them in their move . He was the father of Uzza and Ahihud .
Namana , Ahia , ary Gera , izay nitarika azy ireo tamin ' ny fifindran'izy ireo . Izy no rain'i
Oza sy Ahihoda .
1CH 8:8     Alignment score: 0.458 → 0.479
Shaharaim became the father of children in the land of Moab , after he had divorced his wives Hushim and Baara
.
Saharaima dia niteraka tany an - tanin'i Moaba , taorian ' ny nisarahany am - panambadiana tamin'i Hosima sy Bara vadiny .
1CH 8:9     Alignment score: 0.706
By his wife Hodesh , Shaharaim became
the father of Jobab , Zibia , Mesha , Malkam ,
Tamin'i Hodesy vadiny , no niterahan'i Saharaima an'i Jobaba , Ziba , Mesa , Malkama ,
1CH 8:10     Alignment score: 0.49 → 0.495
Jeuz , Sakia , and Mirmah . These
were his sons , heads of fathers ' houses .
Jeoza , Sakia , ary Mirma . Ireo ny zanany lahy , mpitarika tao amin ' ny fianakaviany .
1CH 8:11     Alignment score: 0.37 → 0.559
He had already become
the father of Abitub and Elpaal by Hushim .
Efa niteraka an'i Abitoba sy Elpala tamin'i Hosima ihany koa izy .
1CH 8:12     Alignment score: 0.626
Elpaal 's sons were Eber , Misham , and Shemed ( who built Ono and Lod with its surrounding villages ) .
Ny zanaka lahin'i Elpala dia Ebera
, Misama , sy Samera ( izay nanorina an'i Ono sy Loda ary ny zana - bohiny manodidina ) .
1CH 8:13     Alignment score: 0.434 → 0.447
There were also Beriah and Shema
. They were heads of the fathers ' houses of those living in Aijalon , who drove out the inhabitants of Gath .
Teo ihany koa i Beria sy Sema . Lohan'ireo fianakaviana nipetraka tany Aialona , izay nandroaka ny mponin'i Gata izy ireo .
1CH 8:14     Alignment score: 0.305 → 0.358
Ahio , Shashak , Jeremoth ,
Ireto avy ny zanaka
lahin'i Beria : Ahio , Sasaka , Jeremota ,
1CH 8:15     Alignment score: 0.912
Zebadiah , Arad , Eder ,
Zebadia , Arada , Adera
,
1CH 8:16     Alignment score: 0.453 → 0.574
Michael , Ishpah , and Joha were the sons of Beriah
.
Mikaela , Jispa , ary Joha .
1CH 8:17     Alignment score: 0.674
Zebadiah , Meshullam , Hizki , Heber
,
Ireto avy ny zanaka lahin'i Elplala : Zebadia , Mesolama , Hizky , Hebera ,
1CH 8:18     Alignment score: 0.442 → 0.513
Ishmerai , Izliah , and Jobab were the sons of Elpaal .
Jismeray , Jizlia , ary Jobaba .
1CH 8:19     Alignment score: 0.31 → 0.56
Jakim , Zikri , Zabdi ,
Ireto avy ny zanaka
lahin'i Simey : Jakima , Zikry , Zabdy ,
1CH 8:20     Alignment score: 0.993
Elienai , Zillethai , Eliel ,
Elienay , Ziletahy , Eliala ,
1CH 8:21     Alignment score: 0.317 → 0.652
Adaiah , Beraiah , and Shimrath were the sons of Shimei .
Adaia , Beraia , ary Simrata .
1CH 8:22     Alignment score: 0.281 → 0.289
Ishpan , Eber
, Eliel ,
Ireto avy ny zanaka lahin'i Sasaka : Jispana , Hebera , Eliala ,
1CH 8:23     Alignment score: 0.786
Abdon , Zikri , Hanan ,
Abdona , Zikry , Hanana ,
1CH 8:24     Alignment score: 0.66
Hananiah , Elam , Anthothijah ,
Hanania , Elama , Antotia ,
1CH 8:25     Alignment score: 0.569 → 0.658
Iphdeiah , and Penuel
were the sons of Shashak .
Jifdia , ary Penoela .
1CH 8:26     Alignment score: 0.198 → 0.395
Shamsherai , Shehariah , Athaliah ,
Ireto ny zanaka
lahin'i Jerohama : Samseray , Seharia , Atalia ,
1CH 8:27     Alignment score: 0.504 → 0.568
Jaareshiah , Elijah , and Zikri were the sons of Jeroham .
Jaresia , Elia , ary Zitry .
1CH 8:29     Alignment score: 0.448
The father of Gibeon , Jeiel
, whose wife 's name was Maakah , lived in Gibeon .
Ny razamben'i Gibeona , dia i Jehiela , izay antsoina hoe Imaka ny vadiny , dia nipetraka tao Gibeona .
1CH 8:30     Alignment score: 0.668
His firstborn son was Abdon , followed by Zur , Kish , Baal , Nadab ,
Ny lahimatoany
dia i Abdona , narahan'i Zora , Kisy , Bala , Nadaba ,
1CH 8:31     Alignment score: 0.986
Gedor , Ahio , and Zeker .
Gedora , Ahio , ary Zakera .
1CH 8:32     Alignment score: 0.479 → 0.485
Another of Jeiel
's sons was Mikloth , who became the father of Shimeah . They also lived near their relatives in Jerusalem .
Zanaka lahin'i Jehiela hafa i Miklota , izay niteraka an'i Simea . Nipetraka teny akaikin ' ny havany teny Jerosalema ihany koa izy ireo .
1CH 8:33     Alignment score: 0.775
Ner was the father of Kish . Kish was the father of Saul . Saul was the father of Jonathan , Malki - Shua , Abinadab , and Esh - Baal .
Nera dia rain'i
Kisy . Kisy dia rain'i Saoly . Saoly dia rain'i Jonatana , Malkisoa , Abinadaba , ary Esbala .
1CH 8:34     Alignment score: 0.68 → 0.64
The son of Jonathan was Merib - Baal . Merib - Baal was the father of Micah .
Meribala dia zanaka lahin'i Jonatana . Meribala dia rain'i
Mika .
1CH 8:35     Alignment score: 0.794
The sons of Micah were Pithon , Melek , Tarea
, and Ahaz .
Ny zanaka lahin'i Mika dia i Pitona , Maleka , Tarea , ary Ahaza .
1CH 8:36     Alignment score: 0.761
Ahaz became
the father of Jehoaddah . Jehoaddah was the father of Alemeth , Azmaveth , and Zimri . Zimri was the father of Moza .
Ahaza dia rain'i Joada . Joada dia rain'i Alemeta , Azmaveta , ary Zimry . Zimry dia rain'i Moza .
1CH 8:37     Alignment score: 0.745
Moza was the father of Binea . Binea was the father of Raphah
. Raphah was the father of Eleasah . Eleasah was the father of Azel .
Moza dia rain'i Binea . Binea dia rain'i Rafa . Rafa dia rain'i Elasa . Elasa dia rain'i Azela .
1CH 8:38     Alignment score: 0.548 → 0.561
Azel had six sons , and these
were their names : Azrikam , Bokeru , Ishmael , Sheariah , Obadiah , and Hanan . All these were sons of Azel .
Nanan - janaka enina mirahalahy i Azela : Azrikama , Bokero , Isimaela , Searia , Obadia , ary Hanana .
1CH 8:39     Alignment score: 0.478 → 0.568
The sons of Eshek , his brother , were Ulam his firstborn , Jeush the second , and Eliphelet the third .
Zanak'i
Azela avokoa izy ireo . Ny zanaka lahin'i Eseka , rahalahiny , dia i Olama lahimatoany , Jeosy lahiaivo , ary Elifeleta fahatelo .
1CH 8:40     Alignment score: 0.403 → 0.408
Ulam 's sons were mighty warriors and archers . They had many sons and grandsons , a total of 150 . All these
belonged to the descendants of Benjamin .
Lehilahy mpiady sy mpanipy tsipikà ireo zanaka lahin'i Olama . Nanana zanaka sy zafy maro izy ireo , 150 ny fitambarany . Ireo rehetra ireo dia anisan ' ny taranak'i Benjamina .
1CH 8     Average alignment score: 0.599 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 1CH:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28  29